Inona marina no atao hoe finoana e?
161. rakaroka
(
30/10/2008 21:49)
prime:
rakaroka> handeha harahana ary ny laha-kevitrao... dia inona no "nouveaux stratèges" ary raha ny hevitrao... ianao rahateo efa mpilaza fa mahalala sy mahafehy ny fomba fihevitra tandrefana? :lol:
Tsoriko fa "mahafinaritra ahy aloha ny "esprit d'ouverture" tahaka ny asehon'i "Prime" eto. Ary raha ny marina "tsy zoviana" amiko mihitsy ny
sehatry ny fiangonana malagasy @ ankapobeny. Tsy "ambo" sanatria no ilazako izany fa "fahatsapana" ftsn ihany hoe "aiza ho aiza" ny toeran'ny fiangonana eo anivon'ny tontolo? Ary marina loatra fa manana "rôle" à jouer izy. Ny aty an-dafy dia mahatsapa koa ilay hoe "tokony hisokatra @ hafa ny fiangonana araka ny teny faneva 2008 "aoka hazava eo imason'ny olona ianareo"
Jereo eto : http://www.fpma-paris.org/journal/14022008.pdf
162. rakaroka
(
30/10/2008 22:00)
Ka raha hanarato olona izany, tsy amin'ny alalan'ny famerenana dridrangilo
tahaka ny hoe "Raiso Jesosy" na "Minoa fotsiny ihany", na amin'ny vava no anekena ahazoana famonjena => En faite tsy pli-vava izany "finoana" izany ho an'ny olona aty . Donk raha ny karazan'ireny teny ireny no mbola ho "averinareo" in-tapitrisa tapitrisa aza, dia ho lany foana ny fofon'ainareo fa çà marche pas aty. Dia aza atao fa ilay olona aty no mafy loha na mafy fo fa
"ianareo no tsy mazava eo imason'ny olona raha ny marina" satria na samy ianareo aza tsy mitovy valin-teny raha samy hanontaniana hoe "inn tsara aza izany hoe mandray an'i Jesoa na minoa ftsn ihany. Dia satria noho ny teny ftsn,
Dia nefa ny fandraisana ilay "teny" tsy mitovy.

163. rakaroka
(
30/10/2008 22:20)
Inn ny stratège ?=D> =D> =D> =D> =D> Hoy i Prime
Tenin'ny soratra masina koa ny hoe "raha azo atao mihavana @ olona rehetra!".
Tokony fitaizana sady mihevitra ny tena no misokatra @ hafa no abahana fa tsy ilay sady manao tsinontsinona ny tena no manakipily ny hafa koa. Matoa anie noharian'Atra sy ho mpanjakan'ny zava-boahary isika, dia nataony "HIHEVITRA izany indrindra koa fa tsy hoe "Atra irery ihany no tokony hoheverina!na baiboly na i Jesoa!
Ny didy voalohany sy faharoa izay tahaka azy ihany dia fikatsaka tokoa ! Fa tsy niainana matetika. Raisiko ohatra ny "tiava ny namanao tahaka ny tenanao"
Hoe hain'ny olona ve ny mitia ny tenany, dia ny namany?...
Heu...Par contre ny "sasa soa sy asa sôsialy ataon'ny fiangonana dia =D> =D> =D> =D> =D Ary amporisihiko aza ny hiroboroboan'izany fatratra fa tsy pepon'ny sasany indray @ hoe "tsy ny asa soa no hamonjena anao". 4taoko ny tsy mpino koa aza manao asa soa âry simple "conscience" ftsn!
En faite misy restructuration maro tokony "ajusté-na" @ fomba fitory, fampianatra, fitaizana sekoly alahady.rafi-piangonana,sns. Dia izay aha-olom-banona manana "bagage" afak'hiatrika ny "tontolo" hijoroana tsy ho "osaosa" fa tena hoe "olona vontom-pinoana dia "afaka hisedra ny fiainan-ko ho avy satria
tsara ofana t@ izay vatsy tsara sy "mahavelona tokoa"
164. rakaroka
(
30/10/2008 22:58)
[quote=rahery08]
Raha toa ao ambany "fahasoavana" moa isika izay dia tsy misy ny tahotra,
anefa na ireo olona heverinareo fa tsy mpino tahaka ireny bouddhiste aza dia tsy misy tahotra rizareo satria efa mivonona hatrany koa ny hanefa ny "meilleur"-ny à chaque seconde de sa vie. Ary na rizareo silamo koa aza tsy matahotra na ny ho faty aza satria koa mieritreritra fa ho eo ankavanan'i Allah rahatrizay!
Dia tena ilay olona tsotra Bbbe any Dago mihitsy ianao. Tsy mahafantatra fa maro anie ny olona tsy afa-miangona satria repotra @ asa fiahiana ny fiainana. Ary maro t@ ireo repotra ireo koa anefa no xtiana toa anao izao taloha....
Tena marina mihitsy izany, 'ndriiiiy, 'zay tokoa lé gasy e, izay no sarobidy aminy dia mbô fitiavany dé zarainy. Dé koungefa maaro t@ vahiny aty no nahazo cadeau toa izany t@ gasy fa tsy nisy nilany ilay zavatra nahafatifaty anao iny akory dia narian-drizareo tany anaty poubelle". Dia iza moa no disoina?....
t@ voalohany aho nanomé tsiny ireny vahiny maro fa taty aoriana nony feno ny trano, dia izay "zavatra tsapako ny "utilité"-ny no ampirimiko".
Voaray ilay "fitiava-namana e" fa hoe fitia mifamaly mahatsara fihavanana dia mbo raiso koa aza ilay resako hoe "aza mijanona ao anaty "IGNORANCE", sady rahateo wa lé izy tenin'ny soratra masina koa!
Miarahaba anareo!
RAKAROKA, RABILA
Ilay teny ao @ Bible mihintsy anie no mampitahotra fa tsy izaho eh! ilay zavatra hitranga raha toa ka tsy mandray na mino ilay olona iray!
Tsapako ihany hoe te hino rakaroka! fa tsy haiko hoe inona no misakana anao tsy hino!
Raha toa ao ambany "fahasoavana" moa isika izay dia tsy misy ny tahotra,
anefa na ireo olona heverinareo fa tsy mpino tahaka ireny bouddhiste aza dia tsy misy tahotra rizareo satria efa mivonona hatrany koa ny hanefa ny "meilleur"-ny à chaque seconde de sa vie. Ary na rizareo silamo koa aza tsy matahotra na ny ho faty aza satria koa mieritreritra fa ho eo ankavanan'i Allah rahatrizay!
Izay nanompo Azy anie dia lazaiko fa tsy nisy nanenina!
Dia tena ilay olona tsotra Bbbe any Dago mihitsy ianao. Tsy mahafantatra fa maro anie ny olona tsy afa-miangona satria repotra @ asa fiahiana ny fiainana. Ary maro t@ ireo repotra ireo koa anefa no xtiana toa anao izao taloha....
Ary matoa miezaka mitory, madresy lahatra ny olona iray, dia tsy inona akory fa te hizara ilay fahasovana noraisiny, fitiavana izany, ary tonga dia ampiariny!
Tena marina mihitsy izany, 'ndriiiiy, 'zay tokoa lé gasy e, izay no sarobidy aminy dia mbô fitiavany dé zarainy. Dé koungefa maaro t@ vahiny aty no nahazo cadeau toa izany t@ gasy fa tsy nisy nilany ilay zavatra nahafatifaty anao iny akory dia narian-drizareo tany anaty poubelle". Dia iza moa no disoina?....
t@ voalohany aho nanomé tsiny ireny vahiny maro fa taty aoriana nony feno ny trano, dia izay "zavatra tsapako ny "utilité"-ny no ampirimiko".
Tsy hoe koa hoe maka 19 araka ny fiheveran'ny sasany, fa tena fitiavana ny namana
Voaray ilay "fitiava-namana e" fa hoe fitia mifamaly mahatsara fihavanana dia mbo raiso koa aza ilay resako hoe "aza mijanona ao anaty "IGNORANCE", sady rahateo wa lé izy tenin'ny soratra masina koa!
165. prime
(
06/11/2008 11:14)
rakaroka> Dia aiza ny toeran'Andriamanitra amin'ireo asa soa sy asa saina goavana heverinao hatao ireo? :lol:
168. ikaretsaka
(
06/11/2008 17:44)
ka tsy azon'ilay olona aza ko! hoe le fikatsahana an'andriamanitra ange tsy vitan'ny mitatatata sy mamerin-desona fotsiny e
fiainanao isan'Andro io fa tsy hoe rehefa mitory ihany na mamaky baiboly ihany na mivavaka ihany na makany am-piangonana ihany na mijoro vavolombelona ihany na manasoa kristianina ihany na manao IGNORANT ihany vo hoe Andriamanitra o!

169. prime
(
14/11/2008 13:08)
ikaretsaka:... Tsy azonao ilay fanontaniana ô... :lol:
izy ilay katsahina @ ireo .... izya no toerany..
rakaroka> Efa mifangaro aminao hatramin'ny voalohany ilay atao hoe finoana dia mazava ho azy fa tsy ho azonao na hazavaina in'1000 aza... Jesosy nanolotra ny ainy teo amin'ny hazofijaliana aza ambaranao ho toy ny fahadalan'Andriamanitra, tsarainao ho ny "mpamono olona"??? nefa dia Andriamanitra mihitsy no nanolotra ny Zanany hovonoina hahavoavonjy ny olo-meloka rehetra, fototry ny fitiavan'Andriamanitra hatramin'ny voalohany... ny baiboly, fototry ny asa fitoriana filazantsara efa lazainao (sy ny namana maro eto) tsy ampy, mba tsy itenenanao mihitsy aza hoe diso satria lazainao fa mifanohitra indray ny lazain'i Jesosy sy ny Apostoly Paoly... A. Hitler no sahy nanambara izany ampahibemaso voalohany nikasika ny baiboly, ho boky feno fifanoherana sy mifandiso ary mifanohitra ary iorenan'ny tena fahaverezana satria tantaran'ny tsy mendrika antsoina akory ho "olona"... ka dia mba mandiniha tena ihany fa ilay hafanam-ponao tonga fahamarinana ho anao nefa efa manohitra sy mifanohitra amin'ny Tenin'Andriamanitra...