Inona marina no atao hoe finoana e?

141. ikaretsaka ( 27/10/2008 22:25)
Koa raha afa-misaina marina maninn raha mbo mampiasa ny saina ahatakatra misimisy izay tena marina na ivelan'ny Baiboly aza tsy voafetra sy tsy fehezin'ny boky tokana ny "fahamarinana".
..

saika ho lazaiko fa rakaroka indray no lasa aloha! tssssss

142. rabilabila ( 28/10/2008 00:44)
rahery08:

Misy milaza hoe minoa fotsiny ihany!
Ny tena finona dia ny firaisana @ Jesosy Kristy!
Hoy Paoly \"Tsy izaho intsony no velona fa Kristy no velona ao anatiko!\'
Hoy Jesosy hoe: raha miray amiko ianareo ka mitoetra ao anatinareo ny teniko! dia angatao...
Ireo vahoaka maro nanontany an Jesosy hoe: Inona no ataonay hiasanay ny asan\'Andriamanitra? Jesosy namaly hoe Izao no asan\'Andriamanitra dia ny hinoanareo izay nirahiny! Ny hiraisanao tanteraka @ Jesosy! Izany no takina amintsika Kristiana!
Na mino ianao na tsy mino tsy mahafoana ny fisianAndriamanitra izany!
Miadry anao Jesosy mba andraisanao azy ho Tomponao sy Mpamonjy anao!
Mampalahelo ireo fanahy very any @ helo!
Jereo ao @ Google ny REVELETION SUR L\'ENFER 7 JEUNES COLOMMBIENS\"




Tsy mila mi-google dia efa mahita fa:
- enfer no iainan\'ireo mpiara-belona tsy mana-kanin-kohanina
- enfer no mahazo ireo tanora irahina handatsaka baomba nefa tsy fnidiny ny hanao miaramila
- enfer no iainan\'ireo raiamandreny mahita ny zanany mipoaka eny ambony mines
- enfer no iainan\'ireo mba te-hampivoatra ny fiainany ka nandeha sambo nanao taingimbe dia maty an-drano daholo
- enfer no iainan\'ireo olona atao tondromolotra satria tsy mifanaraka amin\'ny firehan\'ny be sy ny bobaka ( homos, lesbiennes, )
- enfer no iainan\'ny kristianina any amin\'ny tany silamo
- enfer no iainan\'ny silamo any amin\'ny tany be kristianina
etsetra etsetra.................................................................................

Mba tena misy fiangarana kle!!

Ny zavatra tsy azoko aminareo mpino sasantsasany eto dia:

Mitanisa dia mitanisa kanefa toa tsy hay akory ny manao interprétation des textes .
Izaho tsy mino ary afaka milaza aminao fa rehefa niteny i Paoly \"Tsy izaho intsony no velona fa Kristy no velona ao anatiko!\'
inona no dikan\'izany ?
Tsy ilaina intsony ny finoana fa efa ao anatiny i Kristy
Tsy ilaina intsony ny fanantenana satria efa miaraka aminy
Inona sisa no andrasany aminareo mba hitovianareo aminy ? NY FITIAVANA
chose que vous cherchez desespérement dans votre livre alors qu\'il suffit de vivre , de comprendre , d\'être attentif à l\'autre ......pour aimer .

Ireto misy fahendrena anankiroa efa talohaben\'i Paoly :

Je traite avec bonté ceux qui ont la bonté ; je traite avec bonté ceux qui sont sans bonté. Et ainsi gagne la bonté. Lao-Tseu VIème siècle avant JC

On doit aimer son prochain comme soi-même ; ne pas lui faire ce que nous ne voudrions pas qu\'il nous fît. Conficius V siècle avant JC oops!! ary toa tahakan\'ilay hoe \"tiava ny namanao tahaka ny tenanao\"?

Ka mety ireo sa tsy mety ?



143. rakaroka ( 28/10/2008 06:53)
Ka mety ireo sa tsy mety ?

=D> =D> =D> ^:^ ^:^ ^:^ Mazava dia mazava Rabila fa misôtra anao.
Izay mihitsy lé izy e tsy karohina ao anaty baiboly na "google" fa
"iainana"!
Encore ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
144. rahery08 ( 28/10/2008 06:54)
Miarahaba anao Rabilabila
Hoy ianao hoe tsy mila mijery google...
Manasa anao hatrany aho hijery an ilay izy!
fa ireo tanisainao ireo lazainao hoe enfer, dia tsinotsinona ihany mihoatra ny fahoriana any @ helo!
aza manao hoe zah tsy hijery, fa jereo fa mahasoa anao ihany zany!
mampiasa ny fomba rehetra Andriamanitra mba hahatonga ny olona ho voavonjy!
Ny fahamarinana izay heverin'ny olona, "ireo filozofi maro karazana, isan' izany ireo tanisainao ireo dia tsy maha-marina antsika eo anatrehan Atra. Tsy misy afa-tsy Jesosy ihany no manamarina antsika! Ny fandraisana Azy, Izay ihany!
Tsy misy marina na dia iray akory aza, koa aleo tsy manamari-tena!
Andriamanitra tsy azo vazivazina fa izay afafin' ny olona no ho jinjainy!
Taratra teo @ hazo fijalin Kristy ny maha-masina an'Andriamanitra:
Tsy notsitsiny ny Zanany na dia voalaza aza fa malalany, mba hamonjy antsika!
Izy nolalana sy fahamarinana ary fiainana!
Andriamanitra ange tsy manery anao hino azy na hankato Azy, Tompon'ny safidiny ny tsirairay,
Fa izay tsy mino dia helohina,
Fa ireo izay mino sy mandray Azy dia tonga zanaka, ary handova lanitra!
ANDRIAMANITRA HOMBA ANAO SY HITAHY ANAO!
145. rahery08 ( 28/10/2008 06:55)
Miarahaba anao Rabilabila
Hoy ianao hoe tsy mila mijery google...
Manasa anao hatrany aho hijery an ilay izy!
fa ireo tanisainao ireo lazainao hoe enfer, dia tsinotsinona ihany mihoatra ny fahoriana any @ helo!
aza manao hoe zah tsy hijery, fa jereo fa mahasoa anao ihany zany!
mampiasa ny fomba rehetra Andriamanitra mba hahatonga ny olona ho voavonjy!
Ny fahamarinana izay heverin'ny olona, "ireo filozofi maro karazana, isan' izany ireo tanisainao ireo dia tsy maha-marina antsika eo anatrehan Atra. Tsy misy afa-tsy Jesosy ihany no manamarina antsika! Ny fandraisana Azy, Izay ihany!
Tsy misy marina na dia iray akory aza, koa aleo tsy manamari-tena!
Andriamanitra tsy azo vazivazina fa izay afafin' ny olona no ho jinjainy!
Taratra teo @ hazo fijalin Kristy ny maha-masina an'Andriamanitra:
Tsy notsitsiny ny Zanany na dia voalaza aza fa malalany, mba hamonjy antsika!
Izy nolalana sy fahamarinana ary fiainana!
Andriamanitra ange tsy manery anao hino azy na hankato Azy, Tompon'ny safidiny ny tsirairay,
Fa izay tsy mino dia helohina,
Fa ireo izay mino sy mandray Azy dia tonga zanaka, ary handova lanitra!
ANDRIAMANITRA HOMBA ANAO SY HITAHY ANAO!
146. rakaroka ( 28/10/2008 07:14)
[quote=rahery08]

Tsy
notsitsiny ny Zanany na dia voalaza aza fa malalany
:roll: :roll: 8O 8O 8O
Fa angaha "mpamono olona ilay Andriamanitra "inoanareo" ?:{ :{ :{

147. rahery08 ( 28/10/2008 07:51)
Aza atao ho very maina na raraka an-tany ny Rany soa latsaka eh!
IZY! HAMINDRA FO AMINAO HAHATSAPANAO MARINA TOKOA NY FITIAVANY ANAO.
FA TIANY IANAO

148. prime ( 28/10/2008 10:54)
rakaroka> Mamakia tsara aloha fa manjary mifangaro avokoa ny ambaranao...

Jereo ny nambarako valinteny n°1 sy n°8 fa efa voalaza ireo nambaranao ireo... ny mahagaga dia toa sahy mitompo teny fantatra toy ny mahalala ahy sy ny ataoko sy ny fiainako ianao... :roll:
149. ikaretsaka ( 28/10/2008 16:03)
le finoana hoa tsy famerenan-desona heo amin'ny anaran'i zao sy zao de zao no voasoratra ao amin'izao"
fa ny fiainana sy ny fahatsapana sry ny fampiharana azy eto @ izao tontolo izao ho fanasoavana ity farany sy ny tsy fahaverezam-panantenana hikatsaka izany lalandava
150. rakaroka ( 28/10/2008 17:06)
prime:

rakaroka> Mamakia tsara aloha fa manjary mifangaro avokoa ny ambaranao...

Jereo ny nambarako valinteny n°1 sy n°8 fa efa voalaza ireo nambaranao ireo... ny mahagaga dia toa sahy mitompo teny fantatra toy ny mahalala ahy sy ny ataoko sy ny fiainako ianao... :roll:



Prime < novakiako tokoa ireo nambaranao, miainga @ tenin'ny soratra masina, ary manamafy ihany koa ny I kor 13. Ka ilay pratika araka ny voalazan'i Rabila sy andrandrain'ny soratra ihany koa anie no "andrandraiko" eto e. Hoy ianao hoe tsy mahafantatra anao aho. Marina izany fa ny tena ahafantaranay aty anareo "mpino any", dia saiky ny sehatry ny fitoriana ihany! anefa ilay "teny torianareo "tsy mety tafa" atu, koa raha izao fitorin-Drahery08 izao dia sahala @ fampitahorana ny helo indray knou! Adray rey olona ...Io anie no mahatonga ahy mieritreritra hoe "tsy ilay inoan-drizareo mihitsy no inoako ka!
151. ikaretsaka ( 28/10/2008 19:38)
miombon-kevitra
152. prime ( 29/10/2008 11:39)
rakaroka> Mety misy ny fahalemen'ny mpitory... fa ny tena fanontaniana dia sao ilay itoriana mihitsy no manidy fo dia lasa variana hitsara mpitory teny fotsiny?

Ny tenin'Andriamanitra iorenana dia hahita fifaliana sy fiadanana ianao fa aza variana mijery an'i anona sy anona, fa rehefa tonga ny andro hiantsoana anao hanoloana Azy Mpanjaka dia tsy i anona sy anona ilay omenao tsiny ho tsy mahomby no mety atao fialan-tsiny fa izay ninoanao, sy nataonao sy nolazain'ny vavanao ihany...

Ny hoe tsy mety tafita any ny filazantsara dia an'ny tsirairay ny mandray na tsia rehefa misy mizara izany, satria zo malalaka koa ny tsy hino sy tsy handray... maro ny mpitory filazantsara maneran-tany, samy manana ny fombany sy ny fanaony sy ny fanambarany fa tsotra ny fototra : "raiso Jesosy ho Tompo sy Mpamonjy anao dia hahita ny tena fiainana ianao"...
153. fahamarinana ( 29/10/2008 12:12)
prime:
satria zo malalaka koa ny tsy hino sy tsy handray...

:arrow: raha izao fanambaran'ny prime azy zao dia tiako sy lalaiko fa marina koa anie,ary tsy azo lavina mihintsy fa isika Xna rehefa tsy hifanaraka amin'ny tiantsika hotoriana zay ilay eo anoloantsika dia miala any ny :-D sy ny =)) ataontsika sy ny fitsarana madinika sns...dia matetika koa mbola faranantsika hoe miteny ny Fanahy Masina ao amintsika.Fa mino kosa aho fa raha tena ilay izy dia tsy hanao izay hampihemotra ny hafa fa ny hanintona ny hafa,na fontsiny hampanontany tena azy !
Mazana anefa ny tazana dia rahavao manao fontsiny tsikera dia hoe tsy izy iny e,mpanoro vilana e,ireo no lazaintsika Xna matetika ka aiza moa no ahatafita ilay raha araka an'Andriamanitra tokoa.Fehiny,tsy mora fa mila mitandrina mafy tokoa amin'ny rehetra fa ny lazaintsika sy ataontsika koa tokony ho taratry ny tena Finoantsika.Lasa hs ihany aho amin'ny farany fa ialako tsiny an(l)
154. naughtyboy ( 29/10/2008 13:32)
ny finoana dia azo lazaina ko fa SAFIDY ankoatry reo voalaza teo izay manavaka ny ratsy sy ny tsara,ny safidy hanao zv tsara de miainga @ fitiavana ahazo vokatra tsara ,ny safidy hanao zv ratsy de ahazahoana vokatra ratsy ary misy loharanony daholo izy ireny arakaraky ny safidiny ts1/1..
io fototra antsoina oe safidy io no mamaritra na mpino na tsia satria fitaovana mikendry ny vokatry ny atao sy ny ho avy rehetra.
155. ikaretsaka ( 29/10/2008 13:34)
persuasion sy fanerena an-kolaka aby iznay ry faha an....indrisy :/
izya no ilazako foana hoe ampahafantaro fotsiny ny olona ary aza entina misavoana be fa manodidina ny tranga miseho sy ny zava misy andavanandro foana io ezaka fampafantarana io... fa aza terena ho toa anao ry zareo satria samihafa tantreraka ianao sy izy! hajao ny safidiny!

Amiko ny hoe \"asa fitoriana\" dia tsy ny famerenana ilay tsianjery maimbo sy tsimpotsimpona miaro fandrahonana mihitsy fa imasoako dia ny fahafatarany izay tsy fantany sy/na izay nafenina azy kokoa hialany @ le ignorance sy hahatanteraka ilay hoe \"fantaro ny zavatra rehetra\"!

izya no mahatonga ahy manao mle hoe aleo kokoa aza mizara izay efa azoko sy mandray izay tsy mbola haiko ary mamaha ny tenako hanontany sy handanjalanja ireo fijery ny momba na sujet theologique 1 sy mijery ny fijery betsaka momba an\'iny, de mi examiner an\'iny aloha. alohan\'ny nohon\'ny mi imposer sy mi ignorer zavatra hafa ankoatran\'ilay nafahana ahy
156. rakaroka ( 29/10/2008 16:35)
[quote=prime]
rakaroka> Mety misy ny fahalemen'ny mpitory... fa ny tena fanontaniana dia sao ilay itoriana mihitsy no manidy fo dia lasa variana hitsara mpitory teny fotsiny?

Hoy ny "teny hoe "aoka hazava eo imason'ny olona ianareo".'za manokaba aloha dia tsy minia manidy fo izany mihitsy fa ity "fomba fitorianareo hoe
"raiso Jesoa..." mihitsy no "abstrait e!
Déjà ilay Jesoa tsy hita ho raisina, ilay fomba fandraisana koa samy manana ny azy.=> Donk tsy tafa wa lé izy. Anjaranareo anie ny mitarika olona fa tsy hoe ka tsy mety manaraka rizareo koa. Donk tokony ovaina 'zany ny satrège !
Ahoana ny hoe " ataoko mpanarato olona 'nareo. "

157. ikaretsaka ( 29/10/2008 18:15)
zay nge le lazain'i fijo hoe rehefa makarakara be ny harato dia mandehana maka morony aloha dia jereo akaiky!
158. prime ( 30/10/2008 11:11)
rakaroka> handeha harahana ary ny laha-kevitrao... dia inona no \"nouveaux stratèges\" ary raha ny hevitrao... ianao rahateo efa mpilaza fa mahalala sy mahafehy ny fomba fihevitra tandrefana? :lol:
159. rahery08 ( 30/10/2008 12:00)
Miarahaba anareo!
RAKAROKA, RABILA
Ilay teny ao @ Bible mihintsy anie no mampitahotra fa tsy izaho eh! ilay zavatra hitranga raha toa ka tsy mandray na mino ilay olona iray!
Tsapako ihany hoe te hino rakaroka! fa tsy haiko hoe inona no misakana anao tsy hino!
Izay nanompo Azy anie dia lazaiko fa tsy nisy nanenina!
Ary matoa miezaka mitory, madresy lahatra ny olona iray, dia tsy inona akory fa te hizara ilay fahasovana noraisiny, fitiavana izany, ary tonga dia ampiariny!
Tsy hoe koa hoe maka 19 araka ny fiheveran'ny sasany, fa tena fitiavana ny namana, raha mijery ilay émission tv 700 club ianao, dia hahita ireo témoignage maro: tao oh ny nahita fanasitranana t@ aretina, ary tsy ny aretina ihany no sitrana fa nahazo cadeau, nahazo fiadanana, nahazo fifaliana, ary izay indrindra ny tanjon'ny mpitory dia ny haazoan'ny rehetra izany fiadanana izany!
Tsotra ny mandray Azy:
manaiky Azy (Jesosy io), mankato Azy, Manatanteraka izay lazainy!
Andramo Rakaroka sy Rabila,
SADY Izy ange no niteny hoe Andramo ka izahao fa tsara
ANDRIAMANITRA HITAHY ANAREO


160. ikaretsaka ( 30/10/2008 18:28)
le verse mampitahotra no tsimponinao koa aiza no tsy hampitahotra?

ohatran'ny proces an'ny mihazakazaka ihany io dia raha ny ho tafitohina no lazainao ny olona dia ny mihazakaza=tafitohina no andraisany

nefa tafitohina dia anisan;ny zavatra ao anaty hazakazaka fa tsy hoe ze mihazakazaka=tafintohina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7292