Inona marina no atao hoe finoana e?

101. tywa68 ( 21/10/2008 05:40)
Ika sy Rakaroka : tsy hoe ignorance ny fanekena ny fisianjavatra : satria matoa isika mahay sy mahita zava-mahasoa ety an-tany, dia noho ny Aminy ! zany hoe ny ratsy tsy mety eo @fiainan-tsika d isika ihany no nanao azy, fa tsy ho Atra nanome ny tsara "h@izay k@ farany" no ho tondroina hoe nanome zany : raha manimba zavatra na mamono olona enao d tsy hoe i Atra no nanao izay , f'ianao ra-olombelona no nanao an'izany.

Dia tsy vitan'ny éducation zany fa tena finoana hoe Atra d ambonin'ny rehetra ary tsy handroso mora ny fiainanao raha tsy eo Akaikiny. Matoa ny olona mino an'izay d satria nahatsapa teo @ fiainany, fa tsy misy dikany izy raha tsy misy Atra mitantana, satria nahita fahasoavana ary faly mibanjina an'ilay fiainana aorianan'ilay fahafatesana tsy azo ialàna.

Miambena mandrakariva ary aza variana manangona ny harena mora lò.
Tompo ô ! mamindra fò aminay ary tantano zahay tsy ho diso fanantenàna. Amen
102. xxx ( 21/10/2008 06:00)
Rakaroka a! Betsaka ny kristianina, samy mino dhl, tsy manozongozona izany aho sanatria fa nametraka an\'ilay fanontaniana aho mba hahatsapan\'ny tsirairay hoe hatraza tokoa ny halalin\'ny finoana, ahoana no hahatongavana @ izany dingana izany?
Raisiko ohatra i Pierre, nandeha teo ambony rano izy hanantona an\'i Jesoa nefa nandroso de nilatsaka nony avy teo nefa izy ary niara niaina an\'Azy Tompo mihintsy, toy izany koa i Thomas, tsy nino raha tsy nitsapa sy nahita maso! Naka ohatra voatsinapy aho, satria izy no voa farany ze kely indrindra nefa nahafindra tendrombohitra izy satria tsy ny hakeliny no jerena fa raha manana finoana toa io ary de mety hahavita zavatra tsy takatry ny saina akory!
Mazava tsara ny namalin\'i prime azy ireo!
Raha toa ka za na ianao no manao toy ny nataon\'i Pierre de mila manana ilay finoana ianao na de toy io voatsinapy io aza, mety ho sahy aho ve sa tsy ho sahy? hilatsaka aho sa tsia? a@ izay fotoana izay anefa de tsy ny saina sy ny eritreritra no mitondra anao eo, fa tena asan\'ny Fanahy Masina tanteraka nefa mila matoky ianao ary tsy mihanahana, tsy misalasala fa mandroso ary tena mametraka ny fiainanao @ izy Tompo!
Sarotra extérisorisena le izy fa io fanazavana momba an\'i Pierre io no haingana! de cf81!
103. rakaroka ( 21/10/2008 06:37)
Ka ny tsy azonareo dia misy étape sy processus maniteraka état iray.
Heu....Misy "magie" hitanareo tsotra ireny fa misy "connaissance" sy fahalalana ao ambadiny. Ary tsy hary ny rehetra avy hatrany no tonga dia hanana "accès" @ ireny. Mandehana ary hoe ery ambny ranomasina hojerena raha toa hifikirana ny ohatra Pierre.
Ny lazaiko mazava anao ry xxx dia efa nisy olona izay nilaza ho mpino toa anareo dia efa nataony tokoa izy io, ary nino tanteraka izy fa tsy maninn: fa => maty wa.
Heu....Jesoa raha nanao fahagagana maro...satria efa en etat d'accomplissement à un certain nineau Izy, efa miara-miasa amina cercle de haut niveau maaro tahaka ny "anjely" sy nahadetermine loi maaro. Donk tsy mitovy.
Misy "maitre" maaaro hafa koa anie "manao "voyage astrale" ohatra mahavita izay "fahagagana amintsika fa efa nisy processus maaaro voadeterminé.
Io tahaka n olona manao magie "afaka baikony ianao dia toa mety ny "impossible" fa raha ny marina efa nisy travail be tao ambadik'izany!
104. xxx ( 21/10/2008 09:55)
Ny lazaiko mazava anao ry xxx dia efa nisy olona izay nilaza ho mpino toa anareo dia efa nataony tokoa izy io, ary nino tanteraka izy fa tsy maninn: fa => maty wa.
:roll:
Fanoharana io fa à partir an'io no manakatra an'le hevitra fa tsy toy izany. Tena tsy azonao mihintsy le izy! Sady tsy magie izany no tsy mila travail be, tsy mila calcul be izany Rakaroka a! Ohatran'io rivotra miditra eo @ io vavaorona/vava io, tsy hitanao maso, tsy azonao tsapaintanana nefa miaina tsara ianao!
Raha mbola tsy azonao @ io de izay izany le hoe "Mijery nefa tsy mahita, ary mihaino nefa tsy mandre". Tena je passe! nefa Misaotra dhl e!!!
105. rakaroka ( 21/10/2008 12:11)
[quote=xxx]

Fanoharana io fa à partir an'io no manakatra an'le hevitra
fa tsy toy izany.

Ka izay ny hevitro mikasika ilay fanoharanao, raha tsy azoko: hazavao. ary tsy ho marina mihitsy tahaka ny fiheverana hoe ny sasany nofidiana ihany no natao ahatakatra, satria Andriamanitra tsy miangatra ary raha nomeny saina amam-panahy aby dia samby natao hampiasa izany aby!
Tena tsy azonao mihintsy le izy! Sady tsy magie izany no tsy mila travail be, tsy mila calcul be izany Rakaroka a!

Ka ianao mahazo hazavao e!

Ohatran'io rivotra miditra eo @ io vavaorona/vava io, tsy hitanao maso, tsy azonao tsapaintanana nefa miaina tsara ianao!
:
Azafady e, 'za tsy mbola niteny hoe rehefa tsy hitan'ny "maso" (oeil nu) dia tsy misy ny zavatra iray an . Ny rivotra resahinao aza mbola voalalina ny "composante-ny" , ny tanako koa rehefa avoakako rehefa mandeha iny ny fiara dia "mahatsapa ilay rivotra, fa tsy araka ny filazanao eto azafady !

Raha mbola tsy azonao @ io de izay izany le hoe "Mijery nefa tsy mahita,
ary mihaino nefa tsy mandre".

'za aza mbô nahatsapa ilay rivotra t@ tanana ahay, mbola plus anie ny fandrenesako zavatra izany noho ianao e .
Tsy hoe vozonana hino ny "marina heverinao" no hampahiratra ny maso.
Ary tahaka izany koa misy ny "fahaizana mihaino ny "univers" fa tsy an-tsesika toa ny heverinao izao ka!

Tena je passe!

Passes !

nefa Misaotra dhl e!!!

Ts'isy fisaorana e
:lol: :lol: :lol:



106. xxx ( 21/10/2008 14:15)
Ka izay ny hevitro mikasika ilay fanoharanao, raha tsy azoko: hazavao. ary tsy ho marina mihitsy tahaka ny fiheverana hoe ny sasany nofidiana ihany no natao ahatakatra, satria Andriamanitra tsy miangatra ary raha nomeny saina amam-panahy aby dia samby natao hampiasa izany aby!

Ao anaty baiboly dhl ireto na ny "Mijery nefa tsy mahita, ary mihaino nefa tsy mandre" na ny "Maro no antsoina nefa vitsy no fidiana". Ny zavatra inoantsika samihafa satria za mino an' Andriamanitra Ray, Zanaka ary Fanahy Masina, ianao tsy mpino izay tsapa araka ny fomba famalinao noho izany ny tena fahendrena de aleo mangina fa tsy hazava aminao mihintsy izany!


107. rakaroka ( 21/10/2008 15:46)
Driiiiy 'taoko Jesoa niteny hoe vakianareo ny soratra anefa ianareo tsy nikatsaka fiainana ahazoana izany ?....Voasoratra hoe...fa ...Donk tsy hoe "voasoratra dia ampy izay fa mila SAININA .Du moins 'za mbô nikatsaka de sept couleurs différentes aza ary raha misy fomba hafa tahaka ny nataon'i Jesoa tsy voafetran'ny soratra aza...
Ary "aleo kokoa aza mangiana toa izay mi-transmette fampianarana diso tahaka ny nataon'ireo mpitory maro hoe mionona @ izao sy izao fotsiny...CE N'EST JAMAIS UNE BONNE ENSEIGNEMENT NI EDUCATION . Io 'zay tsara vatsy foana no lasa lavitra . Ary tsy hoe saina ihany no resahiko fa amiko mifamatotra ny
vatana fo sy saina sy fanahy mampanjary ilay maha-olona ny olona! Tsy samahana mihitsy ilay izy ka!
108. ikaretsaka ( 21/10/2008 15:59)
Driiiiy 'taoko Jesoa niteny hoe vakianareo ny soratra anefa ianareo tsy nikatsaka fiainana ahazoana izany ?

izay anie ho'a e
109. rakaroka ( 21/10/2008 21:10)
[quote=xxx]
Fanoharana io fa à partir an'io no manakatra an'le hevitra fa tsy toy izany. Tena tsy azonao mihintsy le izy! Sady tsy magie izany no tsy mila travail be, tsy mila calcul be izany Rakaroka a!
:?: :?: :?: :roll: :roll: 8O :roll: :roll: 8O 8O 8O
Ary tsy azoko mihitsy ilay fomba firesaka an!
Raisiny ny exemple Piera nandeha teny ambony ranomasina : ataoko hoe "fahagagana" aza e, dia tsy "magie" hono no tokony ho fihevitra izany?....
'za aza anie no tena tokony nanao hoe dia tsy hitako 'tsony !
110. fijo ( 21/10/2008 21:54)
tywa sy cutie,ndeha atao hoe izay no marina tsy diso tiako e
111. rakaroka ( 21/10/2008 22:55)
Hoy aho hoe "finoana sujective". Misy anefa ny "objectif" dia tsy "objet" zavatry ny tany araka ny fiheverana fa toa ny hoe: "Aoka ho tanteraka ianareo tahaka ny fahatanterahan'ny Rainareo izay any an-danitra!" :idea:
112. xxx ( 22/10/2008 05:28)
"Aoka ho tanteraka ianareo tahaka ny fahatanterahan'ny Rainareo izay any an-danitra!"

Izay no antony ity sujet ity ho an'izay mino!
"aleo kokoa aza mangiana toa izay mi-transmette fampianarana diso tahaka ny nataon'ireo mpitory maro hoe mionona @ izao sy izao fotsiny...CE N'EST JAMAIS UNE BONNE ENSEIGNEMENT NI EDUCATION
.
Tsia, tsy ny fampianarana no diso araka ny teninao f'izay no finoana hanananay, ny antony hanginana de tsy izay fa lasa maniratsira ianao nefa tsy hamafy ady no halehako eto fa hanamafy ny finoana ho an'ireo izay mila azy!
Raisiny ny exemple Piera nandeha teny ambony ranomasina : ataoko hoe "fahagagana" aza e, dia tsy "magie" hono no tokony ho fihevitra izany?....

Herin'ny finoana no fiantsoana izany toy ireto tsimpona manaraka ireto: http://baiboly.katolika.org/boky/Hebrio/11

113. tywa68 ( 22/10/2008 06:36)
xxx : mankasitraka e :wink:
114. rakaroka ( 22/10/2008 06:38)
[quote=xxx]
"Aoka ho tanteraka ianareo tahaka ny fahatanterahan'ny Rainareo izay any an-danitra!"
Izay no antony ity sujet ity ho an'izay mino!
:
Aza tailanina wa ny tenin'ny soratra masina: tsy hoe ho an'izay mino no voasoratra eto fa hoe ...tahaka ny "Rainareo" izay any an-danitra ary 'zaho sy marobe hafa dia zanany koa fa tsy 'nareo ihany !



115. prime ( 22/10/2008 11:32)
rakaroka:
Fa rehefa zohiko ity resaka dia tahaka ny kôkalanina izany ihany
I Prime milaza fa tsy niresaka finoana mahafindra tendrombohitra na natsidiny!
cf valin-teny 74.
I xxx milaza fa voarain'i Prime ny tiany hanontaniana.
Ny hypothèse hanokafan'i xxx ny resaka anefa dia miverina in-droa mihitsy ny resaka tendrombohitra.
Dia rehefa tena tomoerina ny "sioze" dia kay azo lazaina hono hoe tsy niresaka zany loatra izy
Dia tahaka izany no mahatonga ahy tsy "afaka" ahatakatra ilay finoan-drizareo
satria "entren-drizareo lé izy!" :Tsy "extériorisé!"
... Vakio tsara ny nitondran'i xxx azy dia hazava tsara aminao...

Nisy tenin'Andriamanitra maro nentiko nanampiana fanazavana ny hevitra tiany nentina dia efa naitsiny ny tiany ahatongavana ka mba araho aloha ny resaka hatrany amboalohany vao ho azonao raha izany...
Ny saina, samy nomena izany ny tsi1/1 fa tsy ny manam-pahaizana ihany, ary natao ho ampiasaina izany Tsia dia tsia ny valin-teniko hoe tsy misy ilana ny saina ny "finoana" satria tsy afaka hinohino fahatany izao atsanga tsy aman'orana izao fa mba mila sainina ny fahamarinam-pototry ny zavatra tokony "inoana" satria maro ireo filaza mifandipatra!
... Tsy misy mbola nisy niteny mihitsy hoe tsy misy ilàna ny saina ny finoana... hafakely izany fandraisanao hevitra izany...

Ny finoana tsy herin-tsaina no fototra voateny fa tsy hoe tsy ilaina ny saina... ny olona manam-pinoana dia tsy ny olona manan-tsaina na manam-pahalalàna na manam-pahendrena araka an'olombelona fa izay tsara fihavanana amin'Andriamanitra... ao anatin'izany avokoa na ny manan-tsaina, na ny manam-pahalalàna na ny manam-pahendrena ka tsara fihavanana amin'Andriamanitra, nefa ao anatin'izany ihany koa ireo olona heverina ho tsy ampy fahalalàna, tsy manana diplaoma, tsy nandia fianarana ambony, tsy manam-pahendrena loatra araka ny olona nefa tsara fihavanana amin'Andriamanitra satria mino sy manaiky Azy... :wink:
rakaroka:
Bien que mampiposaka ny masoandrony ho an'ny tsy an-kanavaka Izy!

Ny fahafantarana sy ny fahalalàna an'Andriamanitra dia miankina amin'ny fifandraisana tsara sy fihavanana matotra Aminy fa tsy voatery ho amin'ny fahalalàna (instruction, éducation, sagesse... etc) avy amin'ny sain'ny olona...
Fa rehefa ny ouln'ny "eglizy no misaina dia hevitr'Atra? fa rehefa sagesse tahaka ilay "samaritana tsara fanahy" dia avy @ sain'ny oul an?.....
Dia lazaiko marina fa iny Jesoa inoanareo iny , nandrato fahalalana tetsy sy teroa koa ka hino 'nareo na tsia. Ary ny "ensemble"n'izany "instruction, éducation, sagesse....sns izany no nahamatotra Azy koa!
AZA TSINONTSINIAVINA WA ny instruction, éducation, sagesse IZANY FA FANOMEZAM-PAHASOAVANA avy @ Atra indrindra koa!
Ary ny tsy fananana instruction, éducation, sagesse, sy ny fitoerana ao anaty "IGNORANCE" dia karazana "OTA MAHAFATY": mbô marina e:
Mba inoy ihany Rakaroka @ ity 'ndray mitoraka ity fa "SOA TOKOA anie no hilazako 'zany
... Raha izay no finoanao dia hazony tsara fa aza avadika ny fampianaran'i Kristy...

Jesosy tsy niteny na dia indray mandeha aza hoe tsy ilaina ny "enseignement, éducation, sagesse"... ary Izy koa tsy nampianatra na dia indray mandeha aza hoe tsy maintsy manana "enseignement, éducation, sagesse" ianareo vao hanana finoana... :wink:

Aza manampy izay nampianarin'i Kristy ary aza mamorona hevitra tsy nampitainy... tsy misy manao tsinontsinona ny fahalalana sy fahaizana sy fahendrena saingy tsy izany no lohahevitra eto fa araka ny tian'i xxx nambara tsara dia ny hoe, inona ny finoana marina fa sao ho diso fanantenana any am-parany? :)
116. ikaretsaka ( 22/10/2008 14:14)
vao maina kokalanina
117. rakaroka ( 22/10/2008 16:21)
prime:

Vakio tsara ny nitondran'i xxx azy dia hazava tsara aminao...


Zaho mino an'i Jesoa Kristy fa izy tokoa no zanak'Andriamanitra, maty ary nitsangan-ko velona ho famonjena ary ho fanalàna ny ota, Izy no lalàna, fahamarinana sy fiainana izay mitondra any @ fanjakan'Andriamanitra!
1 -
N'inona² angatahanareo @ anarako de ho azonareo izany
:roll: :roll: 8O
'nefa mangataka @ anaran'i Jesoa foana ny gasy maaaaro fa tsy to akory ny faniriany
2- Ny fihevitro tsy fihevitritrareo
, accessible @ ny olona ve ny heviny sa ny olona fidiana satria izy koa no lazainareo mampino?........
3- Ny finoana na dia toa voatsinapy aza de mahafindra tendrombohitra :roll: :roll:
Dia lazaina fa tsy antion-dresaka loatra anefa nolazaina mazava eto
4- Ny tenin'Andriamanitra de iainana
Koa maninn no andevon'ny ota lava sy toa fadiranovana ny miantso tompoko maaaro?...
ary tsy misy miafina aminy ny rehetra
F'iza moa no manao fangalam-piery Aminy?...

Mangataka @ JK aho mba hanampiany ahy ary mangataka ny Fanahy Masina ihany koa @ fo madio tanteraka mba hanazava ny lalàko ary mba hitoerako ho @ finoana marina tokoa.Koa ahoana tokoa no ahazoana ny tena finoana na dia toy ny voatsinapy aza izay mahafindra tendrombohitra tokoa?
Moa ve tsy ampy ny fampianarana azoko matoa aho tsy mahavita toy izany?

Nisy tenin'Andriamanitra maro nentiko nanampiana fanazavana ny hevitra tiany nentina dia efa naitsiny ny tiany ahatongavana ka mba araho aloha ny resaka hatrany amboalohany vao ho azonao raha izany...
Ny saina, samy nomena izany ny tsi1/1 fa tsy ny manam-pahaizana ihany, ary natao ho ampiasaina izany Tsia dia tsia ny valin-teniko hoe tsy misy ilana ny saina ny "finoana" satria tsy afaka hinohino fahatany izao atsanga tsy aman'orana izao fa mba mila sainina ny fahamarinam-pototry ny zavatra tokony "inoana" satria maro ireo filaza mifandipatra!
... Tsy misy mbola nisy niteny mihitsy hoe tsy misy ilàna ny saina ny finoana... hafakely izany fandraisanao hevitra izany...

Ny finoana tsy herin-tsaina no fototra voateny fa tsy hoe tsy ilaina ny saina... ny olona manam-pinoana dia tsy ny olona manan-tsaina na manam-pahalalàna na manam-pahendrena araka an'olombelona fa izay tsara fihavanana amin'Andriamanitra... ao anatin'izany avokoa na ny manan-tsaina, na ny manam-pahalalàna na ny manam-pahendrena ka tsara fihavanana amin'Andriamanitra, nefa ao anatin'izany ihany koa ireo olona heverina ho tsy ampy fahalalàna, tsy manana diplaoma, tsy nandia fianarana ambony, tsy manam-pahendrena loatra araka ny olona nefa tsara fihavanana amin'Andriamanitra satria mino sy manaiky Azy... :wink:
rakaroka:
Bien que mampiposaka ny masoandrony ho an'ny tsy an-kanavaka Izy!

Ny fahafantarana sy ny fahalalàna an'Andriamanitra dia miankina amin'ny fifandraisana tsara sy fihavanana matotra Aminy fa tsy voatery ho amin'ny fahalalàna (instruction, éducation, sagesse... etc) avy amin'ny sain'ny olona...
Fa rehefa ny ouln'ny "eglizy no misaina dia hevitr'Atra? fa rehefa sagesse tahaka ilay "samaritana tsara fanahy" dia avy @ sain'ny oul an?.....
Dia lazaiko marina fa iny Jesoa inoanareo iny , nandrato fahalalana tetsy sy teroa koa ka hino 'nareo na tsia. Ary ny "ensemble"n'izany "instruction, éducation, sagesse....sns izany no nahamatotra Azy koa!
AZA TSINONTSINIAVINA WA ny instruction, éducation, sagesse IZANY FA FANOMEZAM-PAHASOAVANA avy @ Atra indrindra koa!
Ary ny tsy fananana instruction, éducation, sagesse, sy ny fitoerana ao anaty "IGNORANCE" dia karazana "OTA MAHAFATY": mbô marina e:
Mba inoy ihany Rakaroka @ ity 'ndray mitoraka ity fa "SOA TOKOA anie no hilazako 'zany
... Raha izay no finoanao dia hazony tsara fa aza avadika ny fampianaran'i Kristy...

Jesosy tsy niteny na dia indray mandeha aza hoe tsy ilaina ny "enseignement, éducation, sagesse"... ary Izy koa tsy nampianatra na dia indray mandeha aza hoe tsy maintsy manana "enseignement, éducation, sagesse" ianareo vao hanana finoana... :wink:

Aza manampy izay nampianarin'i Kristy ary aza mamorona hevitra tsy nampitainy... tsy misy manao tsinontsinona ny fahalalana sy fahaizana sy fahendrena saingy tsy izany no lohahevitra eto fa araka ny tian'i xxx nambara tsara dia ny hoe, inona ny finoana marina fa sao ho diso fanantenana any am-parany? :)



118. rakaroka ( 22/10/2008 16:35)
[quote=prime]
Tsy misy mbola nisy niteny mihitsy hoe tsy misy ilàna ny saina ny finoana... hafakely izany fandraisanao hevitra izany...

Ny fitorianareo no manilika izay momba ny saina fa tsy 'zaho azafady.
Ary milaz herin-tsaina tokoa ny finoana ka f'izaho 'ngaha nilaza hoe herin-tsaina ftsn koa moa? araho tsara ny resako
ny olona manam-pinoana dia tsy ny olona manan-tsaina na manam-pahalalàna na manam-pahendrena araka an'olombelona fa izay tsara fihavanana amin'Andriamanitra...

Ka ahoana moa no ahafantaranao hoe tsara fihavanana na tsia @ Atra ny tsy "ianao" anefa ny voaresaka teo ao am-po tsy miloaka koa ny "finoan'ny sasany?...Izany hoe "tsarainareo 'zany ny olona aty ivelany ho tsy izy mihitsy, dia ilaina toriana?...

119. rakaroka ( 22/10/2008 16:45)

[quote=prime]


Jesosy tsy niteny na dia indray mandeha aza hoe tsy ilaina ny "enseignement, éducation, sagesse"...

Fa i xxx miteny izany eto.

ary Izy koa tsy nampianatra na dia indray mandeha aza hoe tsy maintsy manana "enseignement, éducation, sagesse" ianareo vao hanana finoana...

Satria efa nomena hatry ny filazan-tsara taloha izay tsinontsiniavina sy dikain'ny Xtiana maro ny "enseignement maaaaaro" ary , nanamafy izy fa tsy tonga handrava ireny fa hanantateraka izany aza
Justement mbola nianatra sy nanohy nampianatra izy noho ny tsy fahatakaran'ny olona ireny "enseignement ireny". Nisy "Message" tian'Atra nampitaina h@ voalohany fa tsy azon'ny olona. Ary raha nampianatra lava koa izy ao @ Matio 5-7 iny Ny fahatanterhan'ny lalana dia tsy midika velively hoe
natao sorona monja i Jesoa dia "Forcé-na" izay no inoana satria mazava be fa
mikasika ny fitindra-tena sy fomba fihevitra, izay azo lazaina fa endrikaenseignement, éducation, sagesse" no nahitsiny t@ izay fa tsy hoe minoa fotsiny ihany.
Nareo no tena mpamily resaka "AZA FAHANAN-DALITRA re ny olona satria lasa toa ny "FARISEO tsy miditra ny fanjakan'ny lanitra anefa mibahana ny hafa koa
120. xxx ( 23/10/2008 08:41)
Fa i xxx miteny izany eto.

Vakio tsara izay rehetra voalaza fa aza avadibadika e!: cf 1, 13, 29, 77, 101, 103, 105 et 111.
Averiko aminao indray fa Ny tenin'Andriamanitra de iainana: izay tsy miova, omaly ary anio sy mandrakizay!
http://baiboly.katolika.org/boky/Galata/3
Nareo no tena mpamily resaka "AZA FAHANAN-DALITRA re ny olona satria lasa toa ny "FARISEO tsy miditra ny fanjakan'ny lanitra anefa mibahana ny hafa koa

Voninahitra sy ny rehareha ho an'Andriamanitra irery ihany! Tsarovy: " Fa velona sy mahery ny tenin'Andriamanitra, ka maranitra noho ny sabatra roa lela, maninteraka ny fiavahan'ny aina sy ny fanahy, ary ny famavàny sy ny tsoka aza; fantany mazava ny fieritreretana amam-pisainan'ny fo. Tsy misy zava-boary miafina eo anatrehan'Andriamanitra, fa mihanjahanja sy miharihary eo imason'izy hampamoaka antsika ny zavatra rehetra. "



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3677