Inona marina no atao hoe finoana e?

61. rakaroka ( 18/10/2008 18:13)
[quote=tywa68]
F'angaha moa raha tsy mahay mamindra tendrombohitra na mahay ohatran'ingahy Eiffel d lazaina hoe tsy manana an'ilay "finoana" na tsy ampy finoana ??
Ohatra iray tanatin'ny maro hafa eny ho eny sy any ho any i ngahy "Eiffeil" noraisiko

:roll: :-w :-w :-w :-$ fa 'zao sarotra ho an'ny spectateur ny handrefy ny finoanao raha tsy "mesureable" ilay izy , sintona avy am baiboly mihitsy ny fisian'ny fandrefesam-pinoana ka, ary sintona eo am atrika andavan'andro koa. Misy ny "Challengen'ny finoana hatry ny fahagolan-tany!
62. tywa68 ( 18/10/2008 18:33)
Rakaroka : tsy ho an'ny hafa anie no hinoako, ary tsy miandry ho mesurer-na na hifaninana @iza fa finoana ao anaty zany perso, fa kosa anisan'ilay finoana ilay hoe zaraina zay mahasoa : nefa tsy mora ny manao izay na mampita ny hafatra :wink: satria na mazava ato amiko aza d tsy ho voatery ho hazava ho an'ny hafa ! d eo indrindra no mahatonga ny resabe :°)
63. ikaretsaka ( 18/10/2008 23:13)
ka tsy mbola nisy namaly nge le hoe raha mino aho hoe ambodivoara tapaky ny bota dia mahaatry an'i tywa.... kaonty ao anatin'ity resa-pinoana ity ve izany?
64. rabilabila ( 19/10/2008 06:54)
ikaretsaka:

ka tsy mbola nisy namaly nge le hoe raha mino aho hoe ambodivoara tapaky ny bota dia mahaatry an'i tywa.... kaonty ao anatin'ity resa-pinoana ity ve izany?


tss!!

Tsy maitsy fantatra aloha ny taux d'alcool-n'ilay ambodivoara
Tsy maitsy fantatra ko any corpulence -'i Tywa
ary mbola misy paramètres hafa tsy maitsy jerena ao amin'ny rà

Izay vao afaka miteny hoe mahakatry azy ve ilay ambodivoara tapaky ny bota .

Fa mino aho fa raha mamon'ilay ambodivoara tapaky ny bota i Ika ( izay lavabe sy goavana) dia mazava ho azy fa ho mamony koa i Tywa sy Rabilabila ary Rakaroka .

Par contre , raha tsy mamony i Ika ,tsy voatery hoe tsy mamony koa izahay .

Fehiny izay mahamamo ny olna iray tsy voatery hahamamo ny hafa ,n'inon'inona ilay mahamamo fa miankina amin'ny résistance-n'ny tsirairay io.( na psychique , na psychologique , na physiologique)




65. ikaretsaka ( 19/10/2008 14:29)
ary raha tsy mahafantatra akory ny dikan'izany taux d'alcool izany aho ary tsy mahalala hoe gladsa be sa skil kely nareo telo mirahavavy fa intution no hitenenako azy ary sur et certain aho (eo ilay hoe finoana hazoniko mafy ;))
hoe mahakatry azy rangahy izany taoka izany an!
dia ahoana?
66. rakaroka ( 19/10/2008 15:37)
Ilaina ny "fahaizana mifehy ny loi de l'univers, ary izay 'ngamba no tena hevitry ny "fanjakan'ny oulmbelona @ zava-boahary.
Io anie raha ny marina ara-tsoratra masina mihitsy ny hoe "fantaro ny zavatra rehetra. Mahazoa "fahalalana sy fahendrena":tsy misaraka wa 'zany :-$
nisy mpitory vilam-bava dia nosamahiny ilay izy hoe 'ty ihany....NOOOOOOONNNNNNNNNnnnn.
Plus manana fahalalana , sy experiansy maaaaro ianao
=> plus mitombo ny "fahatsapana" ny zava-misy
=> plus matotra kokoa ny fomba fijery.
Ary tsy voatery hoe hiampita firenena fa ilay "esprit d'ouverture" @ misy manodidina dia efa manampy.
Ny "blem" matetika dia miolonolona @ finoana amboloiny ny oul iray, dia mandrindrim-baravaran'ny "fahalalana ny tokony to fantany sy tokony ho "tsapany " hafa. Dia lasa feno "ignorance" izany!
Eo ny sizen-tsika eto: mino aho 'nefa toa tsy mahavita n'inn n'inn satria no-negligé-na ny materiel de base fa savoan-danitra sy resa-be ftsn no nametrahana ny finoana.
67. ikaretsaka ( 19/10/2008 15:40)
misaotra an-drakaroka...io analyse sy fehin-teninao farany io io mihitsy no tiako ahatongavana

Eo ny sizen-tsika eto: mino aho 'nefa toa tsy mahavita n'inn n'inn satria no-negligé-na ny materiel de base fa savoan-danitra sy resa-be ftsn no nametrahana ny finoana.
message

68. rakaroka ( 19/10/2008 20:21)
tywa68:

Rakaroka : tsy ho an'ny hafa anie no hinoako, ary tsy miandry ho mesurer-na na hifaninana @iza fa finoana ao anaty zany perso, fa kosa anisan'ilay finoana ilay hoe zaraina zay mahasoa : nefa tsy mora ny manao izay na mampita ny hafatra :wink: satria na mazava ato amiko aza d tsy ho voatery ho hazava ho an'ny hafa ! d eo indrindra no mahatonga ny resabe :°)


"ny concept ao anaty no-medité-na tsara dia no-exteriorisé-na no sarin'ny "finoana". Ny tahotra dia sao bobongolo ny finoana, tahaka ny hoe ny finoana tsy misy asa dia maty momoka. Rahateo ny fananana "finoana" dia manentana tsy hikobona izany fa haneho ny "existencen'ny zavatra "inoana". Voalaza aoka hazava eo imason'ny oul ianareo => mba inoany izay inoanareo koa raha tsorina ny resaka!

69. ikaretsaka ( 19/10/2008 22:04)
mahafinaritra le hoe mino=mikatsaka sy mitady hatrany an-draaroka sy i tywa
fa tsy le hoe mino=mionona!
70. tywa68 ( 20/10/2008 05:52)
Ika : ka hivandom-bera @izay v ? :°)

Rakaroka : ny finoana hoy aho "perso", zany hoe ao anaty ao : niteny aho fa tsy mora ny hizara ny finoana satria efa hiaraha-mahalala ny fomba sy ny environnement misy antsika. Ary soa ihany, satria ny tsy vitanao d mety ho vitako, zany hoe tsy ny anao ihany no marina, na ny ahy, fa mifameno ireo satria mitovy tanjona = miezaka manara-dia an'i Kristy.

Farany, tsy hireharehàna ny finoana, fa arahin'asa mba ho porofo, hitondràna ny mbola tsy mino, hanaraka anao, satria tia mandefitra, tia olona enao ary tsy mitàna alahelo, tsapa @ firesaka sy ny fanoratra fa tony sy tia olona, fa tsy miseho be loha @ napa, vonona hatrany ny hanampy ny ory sy miantso vonjy (mangoraka fa tsy hoe nahita an'ilay finoana d manabe orona sy miomehy ny sasany mitady ny lalany). Ary tsy fiononana ry Ika ny fihetsika ohatran'izany fa fanekena ny zava-misy, mba hampandroso fa tsy hiodikodina anao analyse lava eo d ny raha² tsy misy vita.

Zany hoe ireo toetra miseho ety ivelany d marik'ilay fiasan'ilay Fanahy Masina miasa ao aminao (izay mifanaraka @ 10 folo mazava ho azy). :wink:

Ny Tompo anie homba antsika hatrany mba ho mendrika ny fitiavany isika. Amen
71. fahamarinana ( 20/10/2008 06:08)
:arrow: ^:^ tywa,tena ekeko sy itovizako hvtr.... =D> rakaroka mankasitraka ny voalazanao ihany koa....
Ny ahy ny mahavariana ahy koa dia io toetra mahazo antsika Xna sasany mihidy amin'ny maro io sao angaha sanatria mampiova toetra sa hoe resin'ny fakam-panahy...hs angamba aho eto fa tsy mifandraika amin'ny sujet,sa ahoana! :oops: (l)
72. rakaroka ( 20/10/2008 06:48)
[quote=tywa68]
Ika : ka hivandom-bera @izay v ? :°)

Rakaroka : ny finoana hoy aho "perso"

'za 'ngaha moa milaza ny contrairen'izany? Voalazako mazva fa arakaraka ny
ny misy sy ny iainan'ny tsi1/1 tokoa ary mbola voalazako aza fa misy ohatra ny xtiana, misy koa etsy andaniny ny silamo sns....
Izay mahazendana aza dia ireo mampino oul ilay "finoana perso" hananany sans pulse avec l'univers akory. Tahaka ny filazana hoe minoa fotsiny ihany anefa tsy defini , tsy fantatra loatra , tsy tsapa izany ilay zavatr inoana satria
mbola any anatin'ilay olona any tsy miako ety ivelany kory ny salovany aza!

satria ny tsy vitanao d mety ho vitako, zany hoe tsy ny anao ihany no marina, na ny ahy, fa mifameno ireo satria mitovy tanjona = miezaka manara-dia an'i Kristy.

Ka ny tsi1/1 mihitsy anie no samy manana ny ekpérinsy de vie-ny => fahatsapana samihafa => conviction samihafa araka izay niainany!

Farany, tsy hireharehàna ny finoana,

Ny filazana hoe "aoka hazava eo imason'ny olona ianareo" . Exteriorisation
tsy noforoniko an. Asa fireharehana ve izany tsy haiko! fa nandrasana hatrany hatrany foana kosa ny hoe "aiza ny finoanareo?" . Ary ilay izy anie
tsy hoe manao ampamoaka aho satria samy en cours de réalisation de sa perso ny tsi1/1. Hoy i Jesoa izay izay mino ahy ny asa hataoko no hataony koa ary hanao asa lehibe mihoatra noho izany aza izy, ary ny nataony tsy fitoriana ihany, fanasitranana , fanampiana ny sahirana , fanomezana sakafo, sns... fa tsy fihanonana tahaka ny lazain'i Ika izay "marina" tokoa fa mihanina sy mialoka @ hoe efa vitan'ilay Jesoa ny asam-pamonjena dia tahakan'ny on croise les bras izany sisa manantena ny lanitra!

73. tywa68 ( 20/10/2008 08:28)
fahamarinana:

:arrow: ^:^ tywa,tena ekeko sy itovizako hvtr.... =D> rakaroka mankasitraka ny voalazanao ihany koa....
Ny ahy ny mahavariana ahy koa dia io toetra mahazo antsika Xna sasany mihidy amin'ny maro io sao angaha sanatria mampiova toetra sa hoe resin'ny fakam-panahy...hs angamba aho eto fa tsy mifandraika amin'ny sujet,sa ahoana! :oops: (l)

Ka ilay fatahorana zay d mampanaonao foana : fatahorana inn ary ? :wink:
74. tywa68 ( 20/10/2008 08:41)
Hoy i Rakaroka :
Exteriorisation tsy noforoniko an. Asa fireharehana ve izany tsy haiko! fa nandrasana hatrany hatrany foana kosa ny hoe "aiza ny finoanareo?"


Ny fireharehàna amiko d ilay miteny hoe zao no tokony izy satria ny ahy no marina, d mieboebo hoe mahay sy manana kokoa noho ny hafa (dans tous les domaines io).

Ary raha tena mino, na tsy kristiana aza d tsy hijanona tsy hanao n'inn zany fa au contraire, mitodika foana @ manodidina, mampihantra an'ilay finoana ao anaty eo @ fiaraha-monina, zany hoe tiavo ny namanao sns... d mandeha ho azy ny sisa ; ary io no tena misakana an-draolombelona ho lafatra, satria io fitiava-tena io no tena ratsy ary sarotra hialàna. Tsy midika akory hoe tsy mikaonty ny ezaka ataonao mba hialàna @izay toetra ratsy zay, fa ampiana vavaka foana mba ho mora kokoa (ary hahita fiononana fa tsy hiady saina lava @tsy misy dikany) :°)

Ny Tompo irery ihany hoy ny kristiana no afaka hitantana anao ka minoa ary sokafy ny fonao handre ny Antsony. :wink: tsy ny sofina ihany ry Ika :-D
75. prime ( 20/10/2008 11:42)
xxx> Iverenako kely ilay fanamarihan'i xxx izay hitako hoe tena goavana...
xxx:
Ny fahamarinana no antony hipetrahan'io fanontaniana io satria Maro no antsoina fa vitsy no fidiana.
... Raha tena dinihina ity lohahevitra ity dia ilay finoana ahazoana famonjena marina no tian'i xxx ahatongavana...

Raha ny tenin'Andriamanitra no raisina dia mazava fa ny "finoana an'i Jesosy Kristy" no lalana tokana ahazoana izany... :)

Tsy miresaka ilay finoana miasa izy, tsy miresaka ilay finoana mahafindra tendrombohitra na dia natsidiny ihany aza handrefesana ilay finoana...
76. rakaroka ( 20/10/2008 11:51)
[quote=tywa68]
Hoy i Rakaroka :
Exteriorisation tsy noforoniko an. Asa fireharehana ve izany tsy haiko! fa nandrasana hatrany hatrany foana kosa ny hoe "aiza ny finoanareo?"


Ny fireharehàna amiko d ilay miteny hoe zao no tokony izy satria ny ahy no marina


Tsy azo raisina ho fireharehana avokoa ny fahampafantarana ny "fahatsapana" ny hoe "marina", indrindra hikatsaham-piainana. Dia tahaka ny "zoky" na Ray na ny manam-pahaizana naha-determine loi iray hivoaran'ny mpiara-monina. Tombon-tsoa ny fisian'izany fa tsy raisin'ny saina "sens negatif" sanatria!
,
d mieboebo hoe mahay sy manana kokoa noho ny hafa (dans tous les domaines io).

Ny filazana hoe "mieboebo" dia fomba filaza ihany, normaly raha "fière @ dingana vitany ny nahavita izany ! Satria "ezaka Goavana izany justement ary raha atao hoe Atra no nahatanterahan'ny dingana nataony, pourquoi pas pour les "autres quelconque?....
Fa 'zao ihodin-ko ho vy hiodin-ko ho vato MANATOMBO foana kosa aloha
ny "potentieln'ny oul manana fahalalana raha oharina @ ireo tsy niraika loatra t@ izany anefa mbô nomen'Atra saina ihany koa fa dia tsy nampiasainy loatra e! Io Atra nanome fa i Balita no tsy nandrarà !
Ary raha tena mino, na tsy kristiana aza d tsy hijanona tsy hanao n'inn zany fa au contraire, mitodika foana @ manodidina, mampihantra an'ilay finoana ao anaty eo @ fiaraha-monina,

Tsara ianao mampatsiahy ity fa pasitera izay nitory teny dia hoy izy hoe raha tazanin'ny oul tokoa isika dia tahaka ny "tsy misy fifandraisana loatra sy fisokafana eo @ mpiara-belona fa "communication @ Atra ihany no tena
banjinintsika!"
satria io fitiava-tena io no tena ratsy ary sarotra hialàna.
^:^ ^:^ ^:^
Iombonako hevitra tanteraka!

fa tsy hiady saina lava @tsy misy dikany

Tsy tiako afangaro fotsiny ny hoe miatrika ny fiainana mampiasa ny saina, ary maro aza ireo nampiasa tsara ny sainy no tsy miady saina satria misy "résultat" ny nisainany ny fiainana.

Ny Tompo irery ihany hoy ny kristiana no afaka hitantana anao ka minoa ary sokafy ny fonao handre ny Antsony. :wink: tsy ny sofina ihany ry Ika :-D

Raha ny marina efa nohariana ho an'ny rehetra tsy an-kanavaka angamba ny fahafahana miatrika ny fiainana, dia anjaran'ny tsi1/1 kosa ny mbô mihetsika à son "tour" tahaka ny fanoharana ny @ talenta fa tsy sanatria hoe hiandry ilay "tompo" nanome ny talenta "hoy ihany koa iny fanambarana iny!"


77. rakaroka ( 20/10/2008 11:59)
[quote=prime]


Raha ny tenin'Andriamanitra no raisina dia mazava fa ny "finoana an'i Jesosy Kristy" no lalana tokana ahazoana izany... :)


Izay no nahatonga ahy niteny hoe "subjectif" ilay "finoana" resahina satria voalaza araka i Prime ihany:

Tsy miresaka ilay finoana miasa izy, tsy miresaka ilay finoana mahafindra tendrombohitra na dia natsidiny ihany aza handrefesana ilay finoana...

78. xxx ( 20/10/2008 12:12)
Misaotra antsika rehetra namaly e!
prime a! aza manahy f'efa namaly ahy ny Tompo. Azonao ary voarainao ny tena tiko hanontaniana, ary tena tsy araka ny eritreritra sy ny saina le izy, fa tena asan'ny Fanahy Masina tanteraka!
79. rakaroka ( 20/10/2008 12:31)
Fa :roll: :roll: :roll: :-w :-w :-w :-$ rehefa zohiko ity resaka dia tahaka ny kôkalanina izany ihany
I Prime milaza fa tsy niresaka finoana mahafindra tendrombohitra na natsidiny!
cf valin-teny 74.
I xxx milaza fa voarain'i Prime ny tiany hanontaniana.
Ny hypothèse hanokafan'i xxx ny resaka anefa dia miverina in-droa mihitsy ny resaka tendrombohitra.
Dia rehefa tena tomoerina ny "sioze" dia kay azo lazaina hono hoe tsy niresaka zany loatra izy :roll: :roll: :roll: 8O 8O 8O
Dia tahaka izany no mahatonga ahy tsy "afaka" ahatakatra ilay finoan-drizareo
:-w :-w :-w :-$ satria "entren-drizareo lé izy!" :Tsy "extériorisé!"
8O 8O 8O
80. prime ( 20/10/2008 12:39)
xxx> Isaorana ny Tompo noho ny asany taminao... ^:^

rakaroka> Arakaraky ny fandraisana azy tokoa (subjectif)... fa ny finoana koa nefa tsy fahalalàna, na fahaizana fa asan'Andriamanitra... eo no mahasarotra azy ary tsy azon'ny saina fehezina...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2112