Passion-fivavahana
81. rakaroka
(
18/09/2008 06:17)
Ny sitrapon'Atra aloha dia tsy fehezin'io phrase iray io ry Mandefitra,
"araka i Jaona sy ny fijeriny izay i Jesoa en perso ao @ Matio dia milaza mazava fa tsy izay manao hoe "Tompoko Tompoko" tsy efa nanao zavatra sns r@ anaranao izahay? "Tsy fantatro akory ianareo" hoy izy. Ary ny torinteniny Lavalava tamin'izay dia mikasika ny fitondra-tena tokoa. Nilaza izy hoe "vosiratra hoe.... fa izaho milaza anareo fa.... Dia tsy ny hanarahana "FAHATANY ny soratra no antony fa ny hikatsahana mihoatra lavitra izany ny sitrapon'Atra.
Ary rehea nahitsiny ny fitindra-tena sy fiheverana maro dia nofaranany tahaka izao ilay fampianarana hoe. Ka ny lehilahy izay manorina ny tranony eo ambonin'izany vato izany dia lehilahy hendry, dia notsorin'ny taty aoriana ftsn hie i Jesoa no vatofehizoro tsy am-piheverana akory ireo "hafatra" osanisany mitahiry ny sitrapon'Atra fa tahaka ny olona kamo fetsy mananteana ftsn ny "famonjena".
Heu... marina ny tenin'i Fahamarinana fa ny fitiava-namana, ny fisokafana @ hafa: tena mbola sitrapon'Atra indrindra koa ary tsy latsa-danja @ sitrapony hafa. Ary i Jesoa koa niaina sy nanao izany: Niatrano na tany @ mpamory hetra sns fa tsy olona feno fanahiana sy mahana ambony ihany tahaka izao :roll: 8O 8O 8O

82. rakaroka
(
18/09/2008 06:38)
Ary raha nampianatra i Jesoa tsy ny tao anaty baiboly na ny Xtiana ihany no
nakana lesona fa nisy "hafa" izay eritreretina ho tsy tao anaty ny fivavahana akory tahaka ny fanoharana ilay samaritana tsara fanahy hoe nandalo ny mpitondra fivavahana sns...fa ny fitondra-tenan'ity noheverina ho "etrange" no nisintonany lesona!

83. Mandefitra
(
18/09/2008 06:40)
Ka ny fitiava-namana moa tsy didin i 'Jesoa koa ve?
ary ataoko fa ny fitondran tena tsara sy ny fahendrena rehetra dia voafehin'ireo didy 2 lehibe nandravona ny didy 10 zay efa nolazainao ihany :
- fitiavana an'Andriamanitra
- fitiavana ny namana tahaka ny tena
Fa ny famonjena dia ao @ Kristy Irery ihany.
Koa ny filazan-tsaran i Kristy, dia tsy manohitra velively ny fahendrena sy ny fahalalana voizinao, fa maika aza hahazoana ny fiainana mandrakizay.
Ohatry ny tsikaritro fotsiny mantsy @ ady hevitra mandeha eto asiana sira betsaka ny kristianina @ lay "mino fotsiny ihany" ... nefa fijery ivelany monja izany fa ny tena izy dia zay nambaran 'i Kristy koa hoe :
"izay mino Ahy, ny asa ataoko no hataony koa ..."

84. fahamarinana
(
18/09/2008 10:05)
mandefitra:
Ohatry ny tsikaritro fotsiny mantsy @ ady hevitra mandeha eto asiana sira betsaka ny kristianina @ lay "mino fotsiny ihany" ... nefa fijery ivelany monja izany fa ny tena izy dia zay nambaran 'i Kristy koa hoe :
"izay mino Ahy, ny asa ataoko no hataony koa ..."
:arrow: tsy dia hoe asiana sira betsaka angamba...ahoana tokoa moa ry mandefitra ny tsy hampiteny ny olona nefa ny fitondrantenan-tsika milaza Xna tsy lafatra,na tsy dia mifanaraka à 100% amin'ny voalaza :tsy mifankatia,mora romotra,mitompo tena fatratra,manakiana ,sns...sns...izay no hilazako hoe tsy mbola tanteraka aho...sy hanamafisako ity voalazan'ny mandefitra ny amiko ity hoe:
"Zay no nampatonga ahy hampatsiahy an'i Fahamarinana satria izy milaza ny tenany ho Kristianina => donky manara dia an'i Kristy."
Zà manokana aloha dia mbola andalana tokoa...fa sambatra izay efa tena Xna ka mahavita ireo nafaran'ny jesoa rehetra...ny ahy mbola kely no vitako ary izay vitako dia hatramin'ny farany.
ika:
raha miteny ianao hoe ny RN7 ihany no lalana mankany antsirabe... na averinao in 1000000000 eto aza izany..... ka tsy mandeha @ le lalana ianao ...
nga ho tonga any akory??? eritrereto tsara
:arrow: ika :raha ny ahy manokana aloha izay no hezaka ataoko ary ekeko tanteraka ilay voalazan'ny rakaroka sy mandefitra hoe :
rakaroka:
ny tena nandrandrain'i Jesoa dia tsy ny hanaraka azy @ teny fa ny asa sy ny sitrapon'Atra
mandefitra:(l)
izay mino Ahy, ny asa ataoko no hataony koa ...
85. ikaretsaka
(
18/09/2008 13:47)
faha> ka le asa atao raha niteny i jesoa hoe Izy no lalana (Tahaka ilay hoe iny RN7 iny ny lalana mankany antsirabe) dia tsy ny famerenana izay ombieny ombieny no hahatonga anao any sy hhoe satria izay no nampianarin'i jesoa sy hita ato anatin'ilay fitaovana fampiasa sy famaky ho guide (baiboly raha ara Jesoa moa na carte na gps raha fiainana andavanandro) fa ny fandehanana @ lalana
86. rakaroka
(
18/09/2008 14:58)
[quote=Mandefitra]
Raha ny marina dia "remise en question" tanteraka ny fampiasana ny teny tsi1/1 eto na ny nandikana , na ny contexte", satria mazava ho'azy fa tsy ny
être humain" nisy hatrizay ka ho mandrakizay dia nahajery an'i risty "avokoa".
Donk raha "condition valable izany dia miangatra izany ilay Atra "FAHAMARINANA".Heu.... 'za anefa mino fa tsy miangatra izy fa ny teny na dikan-teny no mety tailana!
Ny mino azy : Ny asa ataony no hataony koa. Ilay Jesoa ry havana malala ao @ tompo dia tsy nihanina ftsn t@ soratra tao anaty baiboly , 'taoko nifanerasera tetsy sy taroa izy izay, ary naka lesona tetsy sy teroa koa.
Ary raha ny marina voalaza fa nanovo tany Inde tany @ireo Boudista izy fa ny Xtiana moa mora tohina tokoa raha ilazana izany , anefa misy fiainany tsy voasoratra ao anaty baiboly anie!
Ka raha izany no fomba fiasany, tsy hitako mihitsy izay tokony aha-"borné"
ny Xtiana mpanaraka azy, fa mbô tokony ohatr'izany koa . Tokony manahaka "Azy fa tsy "image" hafa no omena anefa mi-"affiché" hoe Xtiana.
ka inona ary ny sitrapon'Andriamanitra?:roll: ;
Zao no tenin'i Kristy :
[b]Jaona 6:40 Fa izao no sitrapon'ny Raiko, dia ny hahazoan'izay rehetra mijery ny Zanaka ka mino Azy fiainana mandrakizay
Raha ny marina dia "remise en question" tanteraka ny fampiasana ny teny tsi1/1 eto na ny nandikana , na ny contexte", satria mazava ho'azy fa tsy ny
être humain" nisy hatrizay ka ho mandrakizay dia nahajery an'i risty "avokoa".
Donk raha "condition valable izany dia miangatra izany ilay Atra "FAHAMARINANA".Heu.... 'za anefa mino fa tsy miangatra izy fa ny teny na dikan-teny no mety tailana!
Ny mino azy : Ny asa ataony no hataony koa. Ilay Jesoa ry havana malala ao @ tompo dia tsy nihanina ftsn t@ soratra tao anaty baiboly , 'taoko nifanerasera tetsy sy taroa izy izay, ary naka lesona tetsy sy teroa koa.
Ary raha ny marina voalaza fa nanovo tany Inde tany @ireo Boudista izy fa ny Xtiana moa mora tohina tokoa raha ilazana izany , anefa misy fiainany tsy voasoratra ao anaty baiboly anie!
Ka raha izany no fomba fiasany, tsy hitako mihitsy izay tokony aha-"borné"
ny Xtiana mpanaraka azy, fa mbô tokony ohatr'izany koa . Tokony manahaka "Azy fa tsy "image" hafa no omena anefa mi-"affiché" hoe Xtiana.
88. fijo
(
18/09/2008 20:52)
izao koa anie e,ny sasany aminarei kristianina tsy manaraka an'i lery akory.
ohatra:"lery namadika ny rano ho lasa divay"izany hoe lery koa namely divay.
nefa maro ny kristianina vao resahan adovay dia manozona sy manilika fa asan-devoly.
ka aiza ihany.

89. rakaroka
(
19/09/2008 06:48)
fijo:
izao koa anie e,ny sasany aminarei kristianina tsy manaraka an'i lery akory.
ohatra:"lery namadika ny rano ho lasa divay"izany hoe lery koa namely divay.
nefa maro ny kristianina vao resahan adovay dia manozona sy manilika fa asan-devoly.
ka aiza ihany.
Tsy marina satria ny Xtiana rehetra no mampiakatra ny divaim-pandraisana
Tsy raràna kosa 'ngamba ny misotro divay fa ny "dose" tafahoatra" no voarara e! Hoe"aza mamon-divay!
Sady ny "blem" (gné dia ny tsy mahalala onony tahaka an'i Lé "Fijo.
:-D :-D :-D
90. Mandefitra
(
19/09/2008 07:02)
rakaroka:
Ilay Jesoa ry havana malala ao @ tompo dia tsy nihanina ftsn t@ soratra tao anaty baiboly , 'taoko nifanerasera tetsy sy taroa izy izay, ary naka lesona tetsy sy teroa koa.
Tena aleoko borné tokoa raha finoana no resahina.
Ilay Jesoa resahinao eto angamba tsy ilay Zanak'Andriamanitra nirahiNy, nanolotra ny tenaNy ho faty sy nitsangana t@ maty. Dia ilay Andriamanitra tokoa mahalala ny miafina rehetra, ka na ny isambolonao aza voaisany. Raha nde hianatra sy haka lesona etsy sy eroa.
Ny mahagaga ahy kely dia ikaretsaka miombon-kevitra 100% nefa milaza ho tompon'ny fiangonana Telo zay Iray. raha tsy hoe nga tsy Jesoa ilay persona fahatelo @ ilay Andriamanitra fa Maria.
Eritrereto nge hoe Andriamanitra ndray zany zao no maka lesona @ zavaboahariny. Ny mpanefy ndray no mila saina @ tanimanga.
Est ce que ce monde est serieux hozy ny vazaha :roll:
91. tywa68
(
19/09/2008 09:10)
Fijo : ny môpera aza manamboatra divay koa (ary misotro évidemment) fa io voalazan'i rakaroka io hoe tsy tafahoatra e :lol:
Mandefitra : matoa hoe manaiky ny Trinité, d @ alalan'ny RAY sy ny ZANAKA ary ny FANAHY MASINA fa tsy tovanana zay mahafaly anao :wink:

92. Mandefitra
(
19/09/2008 09:35)
tywa68 > miombon kevitra @ rakaroka koa zany enao ve sanatria : naka lesona tetsy teroa Jesoa?
93. tywa68
(
19/09/2008 09:47)
fa nahoana no "sanatria" ? :lol:
I Jesoa d niaina ny fiainan'olombelona mba hahitantsika ny maha-zanak'Atra azy, ary mba hahazoantsika ny lesona tokony raisintsika (hahazahoana ilay fiainana mandrakizay ao Aminy), manao ny mety rehetra arak'ilay hafatra navelany, na d sarotra aza zany !
Ny fantatro d miezaka foana aho ho mendrika izany fitiavany izany ary handray any aoriana ny fiainambaovao homeny ahy, sa tsy izany no andrasanao ?
Ary mbola mangataka azy hanampy ahy hahita zany toerana namboariny zany
:wink:

94. Mandefitra
(
19/09/2008 09:51)
dia hoy aho hoe :
raha ekenao fa Andriamanitra koa Jesoa :
Dia eritrereto nge hoe Andriamanitra ndray zany zao no maka lesona @ zavaboahariny. Ny mpanefy ndray no mila saina @ tanimanga.
Mety aminao zany zay?

95. tywa68
(
19/09/2008 10:02)
Mandefitra : mino an'Atra Ray - Zanaka ary Fanahy Masina aho ; ny fieritreretanao fa Atra no maka lesona, d bizarre amiko, satria io efa nosoratako io hoe : manome lesona antsika izy, nampiseho izany t@ fiarahana tety an-tany, ary nampiseho koa nony nitsangana t@ maty f'izy d Atra ary tia antsika sy hanangana antsika @ maty koa, raha tia sy tsy mandika ny didy navelany isika :lol:
D inona indray ny manaraka ? :-D :-D
D inona indray ny manaraka ? :-D :-D
96. Mandefitra
(
19/09/2008 10:18)
kay ianao mijapy train fotsiny fa tsy mamaky akory ko.
vakio tsara aloha ilay nimbonan i karetsaka hevitra ka nahatonga ahy nanao ny fanamarihana.
vakio tsara aloha ilay nimbonan i karetsaka hevitra ka nahatonga ahy nanao ny fanamarihana.
rakaroka:
Ilay Jesoa ry havana malala ao @ tompo dia tsy nihanina ftsn t@ soratra tao anaty baiboly , 'taoko nifanerasera tetsy sy taroa izy izay, ary naka lesona tetsy sy teroa koa.
Ary raha ny marina voalaza fa nanovo tany Inde tany @ireo Boudista izy fa ny Xtiana moa mora tohina tokoa raha ilazana izany , anefa misy fiainany tsy voasoratra ao anaty baiboly anie!
ikaretsaka:
iraisako hevitra tanteraka e...
misaotra nivoy rakaroka an
efa "nifoha" tokoa ianao ka
97. tywa68
(
19/09/2008 10:44)
Mandefitra : lazao fa izah indray no nijapy train sy tsy namaky !
Ianao no mpitsipona sy manapaka ny hevitra misoratra, ary manampy aza !
Vakio "tanteraka" ny nosoratan'i Rakaroka, d takatrao hoe inona no hiombonan'Ika hevitra aminy ! aleo r'izareo hamaly anao koa d ho hita eo iza no tsy namaky ;
Fa tsy zay famaliko no maha-romotra anao, satria nahatonga saina anao :lol:

100. fijo
(
19/09/2008 20:09)
rakaraoka sy tywa an,ny "sasany" aminareo wa,jereo tsara ny voasoratro.
mandefitra an,tena ita be hoe mamerindesona fotsiny ndry izany fa tsy mba mandinika ny zavatra misy an.aza adino fa le jesoa lazaindry io anie ka nande ra nony nofantsiana e.