Passion-fivavahana

121. rabilabila ( 23/09/2008 00:28)
Impossible izany Ika a!! Par définition ,ny science tsy misy intrusion spiritualiste akory ,donky précieux ny bokin-tsiansa fa tsy mety ho masina mihitsy araky ny définition-n'ny fahamasinana .D'autant plus fa ny "verités" scientifiques dia sady critiquables no provisoires .

122. fijo ( 23/09/2008 20:51)
tsy hafaka homasina mihintsy ny siansy ka.raha mbola mifototra amin'ny porofo dia tsy "masina" fa" marina"ka iza no tsara masina tsy misy porofo sa marina voaporofo????
123. rakaroka ( 23/09/2008 20:56)
Raha ny marina samy manana ny "optique" na ny fijeriny ny faritra isan'isany dia araka ny "sensation"-ny sy ny "famaritana" omen'ireo mpitarika isan-karazany ny "teny" tsi1/1. Nisy karazana hetsika "spirituel vitsivitsy efa natrehako ary "hamafisiko" fa manana ny "hasiny" amin-drizareo ny Siansa".
Ka ireo lazaina fa loi temporaire tsy mateza sns, manaraka justement ny lalanan'ny tsimbalivalin'ny fiainana, sy ny évolution? Ary raha namaly ny "Lois de la Vie éternelle izay aho, dia NANAMAFY mihitsy ireo hoe "Sianfifika mihitsy izany !
124. rabilabila ( 24/09/2008 06:53)
Rakaroka:

-Possible mihitsy ny fisian'ny olona na antokon'olona manome "hasina" ny siansa .
-Possible mihitsy ny fisian'ny olona mampiasa ny siansa hanamafisana ny finoany (na ny tsy finoany )
-Maro koa ireo siantifika mpino
Fa izany rehetra izany tsy milaza mihitsy hoe " masina" ny siansa.
Izay no nilazàko hoe "précieuse" ny siansa satria manampy amin'ny fahalalàna.

Azonao velabelarina kely ve ilay hoe " lois de la vie eternelle " ?
125. ikaretsaka ( 24/09/2008 18:06)
mba eritrerina ny ahy hoa

maninona no hoe impossible?
126. rabilabila ( 24/09/2008 20:40)
Ka omeo aloha ny famaritana ny hoe "masina" e!! dia valio ny fanontaniana araky ny famaritana ny atao hoe "siansa"
127. rakaroka ( 24/09/2008 20:56)
[quote=rabilabila]
Rakaroka:

-Possible mihitsy ny fisian'ny olona na antokon'olona manome "hasina" ny siansa .
-Possible mihitsy ny fisian'ny olona mampiasa ny siansa hanamafisana ny finoany (na ny tsy finoany )
-Maro koa ireo siantifika mpino
Fa izany rehetra izany tsy milaza mihitsy hoe " masina" ny siansa.

Ny "hasin'ny zavatra iray dia azo heverina hoe relatif" arakaraky ny "optique" mametraka izany, indrindra moa mifandraika "TANTERAKA amin'ity antsoinao hoe "précieuse". Ny siansa dia mirakitra isanisany une partie de loi fondamental de notre vie, loi izay raha ny marina efa vitan'Izy "concepteur fa dévoilén'ny saina nikaroka izany. Donk ce qui cache derrière ny loi siantifika anie dia avy amin'Izy Atra . Et la preuve mianoka derrièren'ny fikarohana siantifika aza ny fivoarana maro manampy ny ol!
Any am-piangonana na "diakona tsotra" olona be toa ny maro aza efa asandratra ho masina.
Ny Pape koa antsoina ho "Papa Ray masina" na tsy eken'ny sasany aza,
fa manoloana io "concept io sy ny "utilitén'ny siansa eo amin'ny fiainana dia
nahita "cercle spirituel vitsivitsy aho izay mametraka fa "ESPRIT DIVIN ny esprit Siantifika!


128. fijo ( 24/09/2008 20:57)
ny masina wa ry ika tsy mila porofo,fa minoa fotsiny dia ampy.ny marina siantifika kosa mila porofo niadiankevitra be vao ekena amin'ny vaninandro mety hovoafetra.

ka inona wa no tsara,le "masina"tsy mila porofo sa le "marina"voaporofo.
129. cutie ( 24/09/2008 21:07)
Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 06-09-2008 17:53:04
Lohateny : Passion-fivavahana
Rehefa mirona @ vola loatra : dia antsoina hoe mivavaka @ vola!
Misy rangahy mizara dépliant maimaipoana na tsy mis'interesse izany aza ny mpandalo.....
Nisy silamo namelatra 'tapis dia nandohalika nivavaka teo ambonin'izany. Gaga ny iray fiasana.Fa tsy nisy nanaraka ilay fombany.
Nisy Xtiana iray izay koa niblablabla an'i Xty tany anaty métro fa dia tsy taitra sy nirona ny hafa.
Danze ihany ny "passion" toa "balise" mametra ny olona iray @ fijeriny.
Ratsy ve izany sa tsara?....tsy haiko 'ntsony!

refa tsy tompon'ny tenany tsony ihany vo ratsy :-D
130. rabilabila ( 24/09/2008 21:07)


loi izay raha ny marina efa vitan'Izy "concepteur fa dévoilén'ny saina nikaroka izany.

Donk ce qui cache derrière ny loi siantifika anie dia avy amin'Izy Atra


Tsy subjectif be ve izao Rakaroka kle !! efa tonga dia miala amin'ilay hoe :omniscient , omniprésent .....pluri-omni .....
131. fijo ( 24/09/2008 21:19)
tsory fotsiny hoe mil aporofo sy tsy mila de milamina fa aza hasarotina e
132. rakaroka ( 24/09/2008 21:23)
rabilabila:



loi izay raha ny marina efa vitan'Izy "concepteur fa dévoilén'ny saina nikaroka izany.

Donk ce qui cache derrière ny loi siantifika anie dia avy amin'Izy Atra


Tsy subjectif be ve izao Rakaroka kle !! efa tonga dia miala amin'ilay hoe :omniscient , omniprésent .....pluri-omni .....


Tsy azoko izay mampiala azy amin'izany ?... Hazavao misimisy aloha ny tianao anontaniana!



133. fijo ( 24/09/2008 21:38)
de ahoana hono?
134. rabilabila ( 24/09/2008 21:48)
Ny siansa dia mirakitra isanisany une partie de loi fondamental de notre vie, loi izay raha ny marina efa vitan'Izy "concepteur fa dévoilén'ny saina nikaroka izany. Donk ce qui cache derrière ny loi siantifika anie dia avy amin'Izy Atra .


Raha azoko tsara izany dia talohan'ny nanaovan'lery ny tany sy ny lanitra sy izay rehetra eo aminy dia efa vitan'lery daholo ny calculs rehetra fa ampifilafilainy ny mpikaroka vao hahita vaksiny miady amin'ny palu ,ohatra, izay mahafaty olona aman'etsiny any amin'ny tany mahantra ? 'zany ve de mbô rariny kle!!
135. fijo ( 24/09/2008 21:54)
le ady amin'ny sida no tena loza ko.sa mil atsolotra koa lery?????aiza bianco le
136. ikaretsaka ( 25/09/2008 04:02)
fijo:

ny masina wa ry ika tsy mila porofo,fa minoa fotsiny dia ampy.ny marina siantifika kosa mila porofo niadiankevitra be vao ekena amin'ny vaninandro mety hovoafetra.

ka inona wa no tsara,le "masina"tsy mila porofo sa le "marina"voaporofo.


tsy izany letsy fa rehefa mbola tsy takatry ny saina araka ny fahaizanambola ananan'io saina io ny tranga 1 de izay no masina aminy


fiteny taloha ny hoe masin'ody ny vazaha, satria tsy takatry ny sain'ny gasy ny fanafody ampiasainy sy ny teknolojia vaovao nentiny t@ izany, kanjo nony takany de masina taiza nanakory ny vazaha?

za tany antsimo milalao telephone sy bluethooth @ telephone sy ordi maka sary le malaso sns ireny dia nolazain-dreo hoe masin'ody koa hono fa manao mazi hoe alaiko @ telephone-ko hono ny "fanahiny" de apetako ary @ ordi de avy eo imprimeko @ taratasy, satsia tsy arany hoe ahoana ny fika mahatonga an'ilay izy ho mety an'izany...
nefa ahako tsary masina izany yyyy!

de raha mahavita manao zavatra vaovao mi interesser azy ka tsy takatry ny sain'ireo izay anaovan'ialahy azy ialahy ny fika nampiasain'ialahy nanaovana ilay zavatra dia "masina" foana aloha ialahy..mandra pa...!

de arakaraky ny capasiten'ny maha rakatra ny "mandra pa...." no maha ela ny "fahamasinan"ialahy!
137. rakaroka ( 25/09/2008 06:05)
rabilabila:

Ny siansa dia mirakitra isanisany une partie de loi fondamental de notre vie, loi izay raha ny marina efa vitan'Izy "concepteur fa dévoilén'ny saina nikaroka izany. Donk ce qui cache derrière ny loi siantifika anie dia avy amin'Izy Atra .


Raha azoko tsara izany dia talohan'ny nanaovan'lery ny tany sy ny lanitra sy izay rehetra eo aminy dia efa vitan'lery daholo ny calculs rehetra fa ampifilafilainy ny mpikaroka vao hahita vaksiny miady amin'ny palu ,ohatra, izay mahafaty olona aman'etsiny any amin'ny tany mahantra ? 'zany ve de mbô rariny kle!!



En faite "important "BBBBBBe ny liberté de choix" nomena ny olona: Izay heverintsika fa ratsy mety tsimbalivalim-piainana natao hivoarana sy hitaizana
fa tsy "ratsy " en soi" araka ny eritrerintsika! Tahaka ny hoe misy ny quatres saisons, misy mandray ny rirnina ho ratsy satria mangatsiaka izy , anefa tsy ho tsapany ny antsoina hoe "mafana sans présence de 'lay hatsiaka. Natao hi-maitrisé sy hi-surmonté ny sarotra sy ny ol raha nomena saina:"exploit "GOAVANA" Raha jeux napetraka ny "difficulté isan-karazany=> Fiainana kosa no setriny ho an'izay naharaka ny lalàna sy nahay nampiasa izany!
Heu....Be kosa anie ny "balise efa nomena ihany hoe "aza manao an'izao sy izao...Ka raha voan'ny nataony akory atao baba fa dia zakao ao! tahaka ny sida ohatra!
Ary nisy "Architect de l'Univers" no filazany azy!
138. rakaroka ( 25/09/2008 06:20)
:roll: :-w :-w :-w :-$
Tahaka ny hoe "Lalao 'ngeza ihany ny fiainana"
Ny fisian'ny "différentes "obstacles sy ny tsimbalivalim-piainana no mampiaina izany. Ka tsy hoe "ratsy ny conception avec obstacles, fa misy fantarina ny règles du jeux, mila developpé-na ny teknika iatrehana sns... Izany hoe misy ny "antsoina hoe "art de vivre"!
139. xxx ( 25/09/2008 09:36)
Miala-tsiny aloha fa zay aho vao mba afaka niditra an! efa lava be ny discussionareo tato! Hazavaiko ny tiko tenenina @ sipa= fijangajangana, ny vola/bizna: tsy hoe hajanona de tsy hiasa ohatra fa ny vola azo @ lalà-mahitsy no tiko resahina ary manaraka tsara an'le hoe "tiavo ny namanao tahaka ny teninao!"! Azo atao hoe passion-fivavahana satria tsy maintsy tiana no miaina le izy ary @ fo tokoa, iainana le mivavaka fa tsy tenenina fotsiny ihany!
Ianao Rakaroka manontany mikasika ny vola?: raha mandinika tsara ianao de hahita fa ao no tena fototry ny ratsy rehetra satria io no mahatonga fijejoana, fijangajanga, fitiavan-tena, fahefana, vono'olona sns............ ary efa voasoratra tsara ao anatin'ny boky fa tsy hisy olona hanompo Tompo roa: de Andriamanitra sy ny vola? Ny antony satria tsy maintsy hisy foana ny mahantra eo anilan'ilay mpanankerana nefa de hijery fotsiny izy satria mafy aminy ny hamoy izany harenany izany: tantaran'i Lazarosy! de eo no mipetraka le hoe tiavo ny namanao tahaka ny tenanao e! Ny ataon'i Père Pedro zao no hitako tsara ianarana: ny fanampiany ny mahantra, inona no tokony haharatsy izany ary e?
140. ikaretsaka ( 25/09/2008 15:15)
Ianao Rakaroka manontany mikasika ny vola?: raha mandinika tsara ianao de hahita fa ao no tena fototry ny ratsy rehetra satria io no mahatonga fijejoana, fijangajanga, fitiavan-tena, fahefana, vono'olona sns.

omwo ahako ny volanao aza eeee :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0141