Passion-fivavahana
101. rakaroka
(
19/09/2008 22:20)
[quote=Mandefitra]
Fa voalaza hoe "Tena ol indrindra koa Izy izay ka, 'zany hoe misakafo, sns, izay maha-ol ny ol e!
Tsy nianatra sekoly alahady 'ngaha 'nareo ? 'Taoko nisy fotoan'andro nianatra voalaza fa nianatra ny tenin'Atra tany an'Eglizy I Jesoa. Fa angaha misy zavatra hay hay fahatany izany raha tsy iainana sy ianarana?...Ary mitovy daholo rehefa ol:"tsy nisy nahay hatrany an-kibon-dreniny" fa 'zany hoe misy kinga saina sy mora mahazo zavatra malaky 'ngamba ny sasany
Mety ihany 'ndrindray ka. Jereo anie raha mbola kely ny ankizy, ny rainy no mampianatra azy, avy eo anefa misy fitenenana hoe "ze adala no toa an-drainy dia tafahoatra ny dadany tokoa ny fahalalan'ny zanaka maro nandalina ary afaka manoro ny zavatra tsy fantatry ny rainy kosa izy avy eo.
Ny "mety aminao" 'ngamba no mila "amboarina kely!"
dia hoy aho hoe :
raha ekenao fa Andriamanitra koa Jesoa :
Fa voalaza hoe "Tena ol indrindra koa Izy izay ka, 'zany hoe misakafo, sns, izay maha-ol ny ol e!
Dia eritrereto nge hoe Andriamanitra ndray zany zao no maka lesona @ zavaboahariny.:roll: 8O
Tsy nianatra sekoly alahady 'ngaha 'nareo ? 'Taoko nisy fotoan'andro nianatra voalaza fa nianatra ny tenin'Atra tany an'Eglizy I Jesoa. Fa angaha misy zavatra hay hay fahatany izany raha tsy iainana sy ianarana?...Ary mitovy daholo rehefa ol:"tsy nisy nahay hatrany an-kibon-dreniny" fa 'zany hoe misy kinga saina sy mora mahazo zavatra malaky 'ngamba ny sasany
Ny mpanefy ndray no mila saina @ tanimanga.
Mety aminao zany zay?
Mety ihany 'ndrindray ka. Jereo anie raha mbola kely ny ankizy, ny rainy no mampianatra azy, avy eo anefa misy fitenenana hoe "ze adala no toa an-drainy dia tafahoatra ny dadany tokoa ny fahalalan'ny zanaka maro nandalina ary afaka manoro ny zavatra tsy fantatry ny rainy kosa izy avy eo.
Ny "mety aminao" 'ngamba no mila "amboarina kely!"
102. rakaroka
(
19/09/2008 23:37)
Mandefitra:
tywa68 > miombon kevitra @ rakaroka koa zany enao ve sanatria : naka lesona tetsy teroa Jesoa?
8O 8O 8O :roll: :roll: :-w :-w :-w :-$ Izy 'ty 'gné tsy resaka "cliantelisme":
'Nnntsss. ! :-w :-w :-$ Ny tsy azoko mihitsy dia ny fanarahana an-jambany ny
soratra mitsitapatapaka! Dia tsy mety miaiky hoe :"Be tokoa anie" no tsy mitohy izany "film" izany :roll: :roll: :roll:
Ny olona aty manaraka koa 'gné fa tsy hoe 'nareo ihany! fantatr(ireo ny mandringa sns. Mbo samby liana anie jereo eto!
http://pages.intnet.mu/ramsurat/Jesus/sannyasi.html :
Ary ny fahabangan'ny "séquence" maro tsy voasoratra ao anaty baiboly no "mahafanina" ny mpanaraka maro, araka ny fihevitro, dia samby mandrirotra amin'izay itiavany azy ny sombitsombiny tavela sisa: tahaka ny sendra ny élement de puzle iray dia samy mi-devine hoe inn aza ity?...
103. ikaretsaka
(
20/09/2008 23:02)
mandefitra> lazaivo dfa tao anaty baiboly sy torah koa i jesoa no naka ny ledon'ny Divay vaovao sy ny siny hoditra tonta na ny mpamafy na ny zaza mpandany sns...
104. rakaroka
(
21/09/2008 16:04)
Ary na t@ nifanerasera t@ ny ol izy tsy nipololotra " verset biblika tahaka ireo Xtiana mafana fo ankehitriny an! Nisy fotoan'andro 'zao nahatsapany hoe
"noana ny olona, dia "mofo sy hazandrano no nozarainy" du moins mba takany koa ny hoe "raha noana ny kibo mivezivezy ny fanahy!:roll: :roll: Fa tsy tahaka ireo mpitarika maaaaro lava kabary sy teny tsara lahatra anefa tsy mahatsapa akory ny dispersion'ny sain'ny mpanotrona noho ny hanohanana
(fahita @ fotoana mitarazoka am-panambadiana sns....)

105. rakaroka
(
21/09/2008 21:52)
Ny "MANAHIRANA SY MANDRERAN-TSAINA" @ passion tafahoatra dia ny "derive".
Lasa "entin'ny "passion" dia manao sacrifice zavatra hafa, maroooo ny tsy mahahevitra intsony ny adidy aman'andraikiny. "Artistes" maaaaaro ohatra misaraka satria lasa ankilabao tanteraka ny vady aman-janaka , dia ny "revy" no abahana an-tsaina, d'accord 'ngamba raha mbo naha-ahy ny ankohonany ilay izy fa raha tsy izany dia tsapa ho fitiavan-tena mihohom-pampana! Marina fa afa-po 'ngamba lé ol vita ny reviny saingy indrisy loatra teo amin'ny "adidy aman'andraikitra raha niteraka! "Tsara kokoa 'ngamba ny tsy manana anaka raha trop passionné satria tsy hanana fotoana hi-consacré-na amin'izany intsony!

106. rabilabila
(
21/09/2008 22:39)
Rakaroka:
Nanao vakiteny nisopirana fotsiny aho fa miala tsiny mialoha .
Tokony avahana angamba hoy aho ny PASSION sy ny FONDAMENTALISME.
Amiko tsy misy maharatsy ny fananana passion rehefa tsy exclusive ilay izy fa mahatonga any amin\'ny fondamentalisme .
Ny passion non-exlusive mantsy afaka misokatra foana rehefa misy zava-baovao , fa ny fondamentalisme dia mikatona tanteraka : izay no voalaza ,na izay no tiako ka dia tsy misy alaharo alaharo ,fa hifikirako iny .

107. rakaroka
(
22/09/2008 05:39)
rabilabila:

Marina izany. Ilaina ny "Passion" enti-miatrika ny zavatra atao fa rehefa trop ilay izy no mandreraka!
108. tywa68
(
22/09/2008 09:22)
Ny passion d hita taratra eo @ilay "fomba" fizaràna an'ilay izy, n'inona² io zaraina io fa rehefa ny olona no maka 19, d farany tsy mahate-hihaino :D
110. xxx
(
22/09/2008 16:35)
rijadolly:
Hazavao ahy ika fa tsy azoko a! :oops: :oops: :oops:Menatra be za
Amiko dia tokony hahavita ny adidiny rehetra amin'ny manodidina ny olona mivavaka iray mba hahatonga ny hafa tsy hiteny hoe "aleo tsy mivavaka raha izao no atao hoe mivavaka" sy hahatonga ny hafatra tiany hampitaina ho tafita. Tsy tokony ho borné ny olona mivavaka iray ary tsy tokony hievi-tena ho mivavaka kokoa sy ambony noho ny hafa. Jesoa aza anie niteny hoe "raha mivavaka ianao dia ataovy ao amin'ny mangingina mba ho ren'ny rainao izay any an-danitra" e! Ka tokony hiezaka tsy hanao fisehosehoana ny mpivavaka satria vao mainka mahatezitra ny hafa. Azafady raha hoatra ny mafy be le teniko. Misaotra
111. ikaretsaka
(
22/09/2008 17:59)
rakaroka:
Ny "MANAHIRANA SY MANDRERAN-TSAINA" @ passion tafahoatra dia ny "derive".
Lasa "entin'ny "passion" dia manao sacrifice zavatra hafa, maroooo ny tsy mahahevitra intsony ny adidy aman'andraikiny. "Artistes" maaaaaro ohatra misaraka satria lasa ankilabao tanteraka ny vady aman-janaka , dia ny "revy" no abahana an-tsaina, d'accord 'ngamba raha mbo naha-ahy ny ankohonany ilay izy fa raha tsy izany dia tsapa ho fitiavan-tena mihohom-pampana! Marina fa afa-po 'ngamba lé ol vita ny reviny saingy indrisy loatra teo amin'ny "adidy aman'andraikitra raha niteraka! "Tsara kokoa 'ngamba ny tsy manana anaka raha trop passionné satria tsy hanana fotoana hi-consacré-na amin'izany intsony!
ieeeee
112. rabilabila
(
22/09/2008 20:16)
tsetsatsetsa tsy haritra kely fotsiny :
I Jesoa tsy afaka nihanina tamin\'ny teny tao anaty baiboly satria taoriana ben\'ny nahafatesany no nosoratana ny baiboly ( raha ny testamenta vaovao no resahina ).
Manaraka izany tiako hiverenana kely ilay resaka \"passion\" satria rehefa namaky ny resakareo aho dia plutôt exclusive daholo no resahinareo ,izay nofaritako hoe :fondamentalisme ( io ilay \"dérive\" ).
Omeko ohatra iray ianareo ( ary ity ohatra ity dia misy hifandraisany @ ilay siozé iray io ambony io ).
Nisy zazalahy amerikana iray izay passioné de géologie Kurt Wise no anarany ( azonareo vérifier-na ) manana diplaoma maromaro toa ny licence de géologie sy doctorats anankiroa (géologie sy paléontologie ) tao Harvard ary teo ambanin\'ny fitantanan\'i Jay Gould .
Io zazalahy io dia notinaiza tao anatin\'ny milieu mpivavaka be ary mpanara-bakiteny ny voalaza ao anaty baiboly .
Sahirana be ny sainy isaky ny manao fikarohana izy ,satria toa tsy misy hifandraisany amin\'ny Ecriture ny valiny hitany .
Nitady fomba izy hanasitranany io fahasahiranan-tsainy io ,io fisafotofotoany eo anatrahan\'ny finoany sy ny siansa , ary nanapak\'hevitra izy hamerina hamaky baiboly (manomboka amin\'ny genesisy ka hatramin\'ny apokalipsa) .
Nohetezany tamin\'ny hety ( littéralement) daholo ireo versets voatsipakin\'ny valim-pikarohana ;ary nony vitany ny famakiana ilay boky dia tsapany fa kely sisa no tafajanona .
Izao anefa no fanapahan-keviny :
\"Malgré tous mes efforts , et même en préservant les marges à toutes les pages de l\'Ecriture ,j\'ai vu qu\'il etait impossible de prendre la bible sans qu\'elle se déchire en deux. Il fallait que je me décide entre l\'évolution et l\'Ecriture .Ou bien l\'Ecriture etait vraie et l\'évolution eteit fausse, ou bien l\'évolution etait vraie et je devais jeter la bible (...............)C\'est là ,cette nuit là que j\'ai accepté la parole de Dieu et que j\'ai rejeté tout ce qui la contredirait jamais ,y compris l\'évolution .Là dessus , à ma grande douleur ,j\'ai jeté au feu toute ma passion , tous mes rêves et les espoirs que je mettais dans la science .\"
Mampalahelo tokoa ny fandehan-javatra toa izao satria mbola nampiany hoe :\"...j\'ai confié à mes professeurs que si toutes les preuves de l\'univers réfutaient le créationnisme , je serais le premier à les admettre ,mais je resterais quamd même créationniste ca c\'est ce qui semble indiquer la Parole de Dieu .Et je me dois d\'en rester là. \" (Notsimponina tao anatin\'ny boky nosoratany)
Betsaka ny lesona azo tsoahina amin\'io ohatra iray io .Jereo amin\'izao ny vokatry ny fondamentalisme amin\'ny olona iray avara-pi ary anisan\'ny sangany tamin\'ny domaine-ny ( vitsy ny olona niara-niasa t@ Stephen Jay Gould) ,ka alaivo sary an-tsaina ny fiantraikany amin\'ny sarababem-bahoaka !!!!
NB: Ingahy Kurt Wise amin\'izao fotoana izao dia lehiben\'ny \"Center for origin reasearch \" à Bryan College Dayton izay manana devise hoe \" Pense de façon critique et biblique \" izay antinommiques tanteraka .
Marihiko fa i William Jennings Bryan ilay procureur nanenjika ilay mpampiantra nanome lesona momba an\'i Darwin sy ny évolution (Monkey trial).

113. rakaroka
(
22/09/2008 21:09)
xxx:
rijadolly:
Hazavao ahy ika fa tsy azoko a! :oops: :oops: :oops:Menatra be za
Amiko dia tokony hahavita ny adidiny rehetra amin'ny manodidina ny olona mivavaka iray mba hahatonga ny hafa tsy hiteny hoe "aleo tsy mivavaka raha izao no atao hoe mivavaka" sy hahatonga ny hafatra tiany hampitaina ho tafita. Tsy tokony ho borné ny olona mivavaka iray ary tsy tokony hievi-tena ho mivavaka kokoa sy ambony noho ny hafa. Jesoa aza anie niteny hoe "raha mivavaka ianao dia ataovy ao amin'ny mangingina mba ho ren'ny rainao izay any an-danitra" e! Ka tokony hiezaka tsy hanao fisehosehoana ny mpivavaka satria vao mainka mahatezitra ny hafa. Azafady raha hoatra ny mafy be le teniko. Misaotra
Marina dia marina ny voalazan'i xxx, ary izay mihitsy no tiako "ahatongavana fa raha mahatsinjo ny manodidina sy nt fhm ny "passion" dia "MILAY Bbbe mihitsy aza, fa ilay mifanoatra izany no tiana "arenina"
114. rakaroka
(
22/09/2008 21:20)
[quote=rabilabila]
tsetsatsetsa tsy haritra kely fotsiny :
I
Tsia, tsy hoe tsy nisy ny teny tao anaty baiboly nataony referansa ka
Ny tiako resahina dia "alaina referansy foana izay voasoratra ao amin(ny baiboly 'nefa na Jesoa aza nanao point mihitsy hoe "jerenareo ny soratra anefa ianareo tsy mikatsaka ny fiainana akory...sy ny hoe" voasoratra hoe....
Fa izao milaza anareo izao.....Niverina "MATETIKA" io, ary ary nasiany "considération koa ny "position'ny ol % teny.Tahaka ny confiramation ny lalan'i Mosesy, sns. Ka na tsy mbola teo aza izy t@ testavao2 'taoko ny testamenta vao2 no miraporte izany via "Matio, sns,
tsetsatsetsa tsy haritra kely fotsiny :
I
Jesoa tsy afaka nihanina tamin\'ny teny tao anaty baiboly satria taoriana ben\'ny nahafatesany no nosoratana ny baiboly ( raha ny testamenta vaovao no resahina ).
Tsia, tsy hoe tsy nisy ny teny tao anaty baiboly nataony referansa ka
Ny tiako resahina dia "alaina referansy foana izay voasoratra ao amin(ny baiboly 'nefa na Jesoa aza nanao point mihitsy hoe "jerenareo ny soratra anefa ianareo tsy mikatsaka ny fiainana akory...sy ny hoe" voasoratra hoe....
Fa izao milaza anareo izao.....Niverina "MATETIKA" io, ary ary nasiany "considération koa ny "position'ny ol % teny.Tahaka ny confiramation ny lalan'i Mosesy, sns. Ka na tsy mbola teo aza izy t@ testavao2 'taoko ny testamenta vao2 no miraporte izany via "Matio, sns,
115. rakaroka
(
22/09/2008 21:31)
Mikasika ny "passion", azonao velabelarina v ny tena tianao ambara amin'ity
"fondamenteliste" . Mety misy zavatra "fondamental" tsara fikirina anie. Ohatra Mila misakafo tsara raha te aharaka ny namana, sns...

116. rakaroka
(
22/09/2008 21:44)
Mitondra ohatra-na "conviction"-na Siantifika iray ianao.
Ny manahirana ahy hitarika olona hametraka ny fiainany amin'ny finoana dia vokatry ny maaaro toa zary miesona ankehitriny hisarangotra amin'ny baiboly?...
Ilay izy anie tsy maninn raha nahavita ny fiainany sy ny fianarany tahaka ity manampahaizany lé ol manaraka e,
Ho ahy mila atrehin'ny ol à part mihitsy ny fiainana iainany ka fa raha "afantoka amin'Atra daholo dia inn sisa aza no ho azy?...Nisy resaka koa tao anaty baiboly hoe "ny hatsembohan'ny tavanao no hihinananao. Ka raha
tsy misy act-up de sa part fa sanatria hinohino ftsn, asa.... fa raha miaina 'ngamba mba normaly ny hoe misy tanjona mba mametraka ny maha_izy ihany koa ilay ol ,

117. rabilabila
(
22/09/2008 22:19)
Ny fondamentalisme ( izay azo adika koa hoe intégrisme) dia ny fomba fijerin\'ireo olona milaza fa ny azy ny marina satria izay no voalazan\'ny \"livre\" ( Torah, Bible, Coran) , ka na inona na inona hevitra atolotra azy ireo dia tsy hanozongozona ny finoany akory ( matetika aza ianao mitsikera na mametra-panontaniana dia voatonona ho blasphémateur izay miafara amin\'ny famonoana aza indraindray ).
Io fahamarinan\'ny boky \"masina\" io dia \"axiome \" fa tsy avy amin\'ny fandinihina sy ny famakafakana akory .
Matetika izao no mitranga :
Masina ireo boky ireo , ary marina ny zavatra fonosiny , ka na misy aza tranga hita porofo ( ara-tsiansa ohatra ) ka mitsipaka ny ao antin\'ireo boky dia ireo \"porofo\" no lavina fa tsy ilay boky .
Io tantara eo ambony io mi-illustrer tsara ny zavatra lazaiko.Ny fondamentalisme religieux an\'ila tary ni-pervertir ny démarche scientifique-ny , izay amiko sady mampalahelo no giravy be satria io manampahaizana io no anisan\'ireo mampiasa ny titre-ny handresy lahatra ireo marivo salosana ka hampino azy ireo fa vao 6000 ans fotsiny ny tany (ohatra) ,ce qui est complètement faux ( cf datation des fossiles...)
Marihiko fa io fomba fijery io no mahatonga ireo fondamentalistes de tous bords hankahala ny siansa , na rehefa tsy afa-manoatra izy dia atao forceps ny siansa hifanojo amin\'ny boky ==> impostures.
Hafa indray ny ataontsika hoe \" fondamentaux \" ( na dia iray ihany aza ny fototeny ) , ao anatin\'izany ny sakafo , ny fombafomba rehetra iaraha -monina tsy misy raorao ............... ny maha-fondamentaux an\'ireo dia na aiza isika na aiza dia valables foana izy ireo ,karazana règles de bases izany izy eto .

118. rakaroka
(
22/09/2008 22:31)
[quote=rabilabila]
=D> =D>
Misaotra Rabila fa tena mazava fa ny manahirana "ahy" anie tsy "haiko na noho ilay "fondamentalisme" fa tahaka ireo "derives" maro ohatra we lasa
tsy mandihy intsony 'nefa ao anaty baiboly misy hoe" midera an'Atra amin'ny dihy, dia mihitatra amin'ny endriny isan-karazany : ohatra tsy azo asiana vonikazo "artificiel any am-piangonana" sns.... Dia lasa vitsy sisa azo atao...

119. rabilabila
(
22/09/2008 22:41)
Ny fijeriko azy Rakaroka dia resaka interprétations arbitraires ilay izy matetika .
120. ikaretsaka
(
22/09/2008 23:30)
misaotra an-drabila!
fa mba eritreritra...
raha tany ity hono indray andro ka kosiderena hoe "boky 'masina' "koa ilay "science"?
de ahoana @ izay:-D
iza no ho lavintsika eto?
raha tany ity hoa an!