Passion-fivavahana

41. rakaroka ( 12/09/2008 21:53)
fahamarinana:

:arrow:rijad : marina tanteraka ny voalazanao hoe :Misy teny toa marina izay entina ampihembotra ny efa miorina tsara mba hivaha,fa amiko raha tena miorina tsara dia tokony mahery...mbola pire hoy aho raha ny marefo no hihemotra amin'ny fahamafisan-dohan-tsika mpino...ny ataontsika no hitan'ny olona dia voasoketa hatramin'ny Tompo ...izay aloha no mba fahitako azy fa mety diso.Ary marina hoe test ho antsika tokoa izany
Dia mahereza daholo.. :) (l)



=D> =D> :lol: Dia "Fahamarinana tokoa" ny PS, mifanaraka amin'ny fomba famaly :wink:
Marina fa misy resaka ataoko sahala @ mangozongozona "finoana " no handraisana azy :roll: Tsia mba "hiorenany tsara no tanjoko aza !" satria ny mino 'zany 'gné zalahy arahina "asa ", sns sy ny mason'ny mpitazana, sy ny vavan"ny olona sy tsarain'ny zava-bitany? Fa tsy sanatria hitsindroka teny hi-blabla fotsiny. 'za tsy manao hoe tsy izy aza izany fa mbô ampio zavatra hafa!
Ka miaina ao anaty sehatra misy mise à jour Be dia be 'za dia lasa manao mise à jour mbamin'ny fomba fivavaka? Misy asa sosialt betsaka efa "ataonareo :"tsara ! tohizo, dia mis'iteressé-va zavatra hafa maro mbola mifanaraka ny sitrapon'ny olombelona sy Atra koa voasoratra na tsia ao anaty Baiboly! :wink:
42. ikaretsaka ( 12/09/2008 22:03)
miombonkevitra @ faha
rakaroka> iraisako hevitra tanteraka ilay ny remise en question eny antsefantsefany eny , na resaka ara-pinoana aza dia tsy hoe hanozongozona ny finoana akory fa mainka aza hanampy handalinana azy sy haha latsa paka azy bebe kokoa.
43. rakaroka ( 12/09/2008 22:16)
rijadolly:

Misaotra betsaka Fahamarinana a!

ary dia tena fisaorana ho an'Rakaroka fa tena misy isainana tokoa ilay loha-hevitra.


Ilay izy Rijadolly sy Prime :"''nareo aza no isaorana manan-tsofina hoenti-mihaino..." satria @ maha-zoky sy tsy fiheverana ho zanak'ikala hafa isika izao dia te hiteny tsy misorona aho sady mahatsiaro ho "tompon'andraikitra indrindra koa amin'izay na dia hoe toro-hevitra ho fampandrosoana ny fiainana aza. Heu.... Nanana ny fijery tsotra tahaka anareo koa aho ara-pitaizana fa nony tonga aty am-pita aho: mahatsikaritra ny "Fahendren'ny hafa mikaja ny fandavorariana ny fiainana dia misintona lesona ho azy ;
44. rakaroka ( 12/09/2008 22:28)
Dia 'zao koa tiako ho marihina. 'za aloha tsy "contre" ilay hoe mivavaka au contraire aza aho mampirisika fa 'zao misy "qualité" zalahy ny vavaka. Voasoratra fa tsy ny halavany no inn raha bangoina fa ny 'sincerité" manao azy!
Tsy mety koa ilay "manenjika ny "antsoina hoe "fahalalan'ny olombelona" na fisainan'ny olombelona sahala ny voalaza etsy ambony satria maro amin'izany no avy amin'Atra indrindra koa!(rehefa zohina). Rahateo voaverimberina matetika wà ny hoe mahazoa fahalalana sy fahendrena: "tsy misaraka ireo!".
Donk Tsy bantiana ny olona manana fahalalana fa ny tsy manana izany no tokony manao "ezaka" ary azo atao tsara izany raha misokatra amin'ny hafa sy mba liana amin'ny hafa fa tsy "mihevi-tenaho efa manana ny "ampy sy feno foana!
Tahatahaka izany no tsy hiononana sy hiziriziriana amin'ny fijery ety manoloana ny tsy hita noanoan'ny fiainana satria tsy fantatra aby ny ampitson'ny ety an-tany aza vao miampita any an-danitra? Izay tsara vatsy hono no maharaka ny namany! :wink:
45. rijadolly ( 13/09/2008 03:09)
Ny hevitra dia an\'Andriamanitra,amiko diia ny Fnahy Masina izay tonga ato amiko no manome hevitra ahy izay tsimaintsy teste-ko aloha hoe avy any aminy marina ve,torakizay koa ny hevitry ny namana izay manoro hevitra ny tena.
Sanatria manaiky ny torohevitrao aho hoe tsy tokony hiopana be loatra ny fivavahana fa kosa mananja ny hevitrao aho mba handiniako tena hoe avy any amin\'Andriamanitra ve zany hevitry raianona izany sa tsy
coopsal:
Maro no tonga eto @izao site/forum izao, ary samy mba milaza ny heviny, fa tsy mahasoa ny hevitr\'olombelona, fa aoka ny hevitr\' Andriamanitra irery no hohenoina.
rijadolly:
Tiako ny manambara anareo fa faninndroany zay no nilazako ity teto amin\'serasera fa Misy teny toa marina izay entina ampihembotra ny efa miorina tsara mba hivaha,izany akory tsy midika hoe ratsy ny fisian\'ilay hevitra na ilay namoaka ilay hevitra,fa kosa test ho antsika daholo izany na iza na iza.
ary tandremako tsara ny dokadoka atao ahy sao maha tonga ahy hivaona ny sitrapon\'Andriamanitra noho ny akelin\'saiko sy ty nofoko malemy dia malemy sy maheno fanaintainana mila tambitamby.
fijo:
rijadoly an,ka na mino anie na tsy mino samy mahalala fa tsy ny rehetra azo atao dia tsara sy mety ahasoa e.io tsy voafetran\'ny finona ny fahalalana azy fa miankina amin\'ny tsirairay.
rijadolly:
esoriko manokana aloha Fijo eto,Ny sitrapon\'Andriamanitra kosa angamba dia samy mahafantatra isika fa tsara sy tokony arahina e!KORINTIANA VOALOHANY 10 23: 23 Ny zavatra rehetra azo atao, nefa tsy ny zavatra rehetra no mahasoa, ny zavatra rehetra azo atao, nefa tsy ny zavatra rehetra no mampandroso.Tsy hoe akory menatra aho ny ambaranareo oh hoe voangeja dia tsy asiako balise ny fiainako,Fa isika tsirairay dia samy manao balise ny fiainanany avy,Tsy hoe akory olon\'afaka aho dia ataoko daholo izay tonga ao an-tsaiko na inona na inona satria na eo amin\'fiainana tsy manana na mino an\'Andriamanitra aza dia mahafantatra fa hoe ty tsy azoko atao na dia tiako atao aza.
azafady zoky fijo fa nolazaiko io tao aloa tao kay moa misy anjaranao ihany tao,fa rehefa ny mpino no manisy balise ny fiainany avy any amin\'Andriamanitra dia lazaina sasany oh ny soavaly mitampina maso,Fa rehefa izy no manisy balise ny fiainany @hevitry ny olona izay mbola azo disoan\'olona ihany aza dia...

Izao re ny hevitro farany a!Tsy misy hevitra tsara raha tsy avy any amin\'Andriamanitra izay hentin\' ZanaNy sy ny Mpanompony(Iraka,Fanahy Masina)
Tohizo ny Passion-nao fa tsy ho anao aty ny valiny na dia efa misy olona miaky sahady aza aty an-tany hoe zany ka miaraka an\'Andriamanitra
Aza sarahina aminao ilay Balise tsara indrindra fa:SALAMO 119 1 - 35 1 Sambatra ny mahitsy lalana,Izay mandeha araka ny lalàn\'i Jehovah.2 Sambatra izay mitandrina ny teni-vavolombelony Ka mitady Azy amin\'ny fo rehetra;3 Eny, Izay tsy manao ratsy.Fa mandeha araka ny lalany.4 Hianao namoaka ny didinao
Mba hotandremana tsara.5 Enga anie ka ho tafatoetra ny lalako Hitandremako ny didinao!6 Dia tsy ho menatra aho, Raha mandinika ny didinao rehetra.7 Hidera Anao amin\'ny hitsim-po aho Amin\'ny ianarako ny fitsipikao marina.8 Ny didinao no hotandremako;Aza dia mahafoy ahy Hianao.9 Inona no hiarovan\'ny zatovo ny lalan-kalehany tsy ho voaloto? Ny fitandremana araka ny teninao.10 Tamin\'ny foko rehetra no nitadiavako Anao;Aza avela hivily hiala amin\'ny didinao aho.11 Ato am-poko no iraketako ny teninao,Mba tsy hanotako aminao.12 Isaorana anie Hianao, Jehovah ô;
Ampianaro ahy ny didinao.13 Ny molotro no nentiko nilaza Ny fitsipika rehetra naloaky ny vavanao.14 Ny lalan\'ny teni-vavolombelonao no ifaliako,Tahaka ny ifaliako amin\'ny harena rehetra.15 Ny didinao no hosaintsainiko,Ary hodinihiko ny lalanao.16 Ny didinao no hiravoravoako:Tsy hohadinoiko ny teninao.17 Asio soa aho mpanomponao, mba ho velona Ka hitandrina ny teninao.18 Ampahirato ny masoko, mba hahitako Zava-mahagaga ao amin\'ny lalànao.19 Vahiny ety an-tany aho;Aza afeninao ahy ny didinao.20Torotoro ny fanahiko noho ny faniriany Ny fitsipikao mandrakariva.21 Voateninao mafy ny mpirehareha, dia ny olom-boaozona,Izay mania miala amin\'ny didinao.22 Esory amiko ny fahafaham-baraka sy ny fanamavoana:Fa efa nitandrina ny teni-vavolombelonao aho.23 Na dia ny mpanapaka aza dia mipetraka, ka iokoany aho;Izaho mpanomponao misaintsaina ny didinao.24 Ny teni-vavolombelonao koa no firavoravoako,Eny, mpanolo-tsaina ahy izany.25 Miraikitra amin\'ny vovoka ny fanahiko; Velomy aho araka ny teninao.26 Ny lalako no nolazaiko, ary namaly ahy Hianao: Ampianaro ahy ny didinao.27 Ampahalalao ahy ny lalan\'ny didinao;Dia hoheveriko ny fahagagana nataonao.28 Mipotrapotra-dranomaso aho noho ny alaheloko;Ampaherezo aho araka ny teninao.29 Ny lalan\'ny lainga no esory amiko:Ary ny lalànao no anasoavy ahy.30 Ny lalàn\'ny fahamarinanao no fidiko;Apetrako eo anatrehako ny fitsipikao.31 Mifikitra amin\'ny teni-vavolombelonao aho; Jehovah ô, aza avela ho azon-kenatra aho;32 Ny lalan\'ny didinao no ihazakazahako,Fa* ampahalalahinao ny foko.[Na: Raha]33 Jehovah ô, toroy ny lalan\'ny didinao aho;Dia hotandremako hatramin\'ny farany izany.34 Omeo fahalalana aho mba hitandrina ny lalànao;Eny, hitandrina azy amin\'ny foko rehetra aho.35 Ampandehano amin\'ny lalan\'ny didinao aho;Fa izany no sitrako.SAMOELA FAHAROA 7 28 -28 Ary noho izany, Jehovah Tompo ô, satria Hianao no Andriamanitra, ary marina ny teninao, ary Hianao efa nilaza izany zava-tsoa izany ny amin\'ny mpanomponao,



46. rakaroka ( 13/09/2008 05:55)
Dia voaporofo indray ny fahamarinan'ny resako hoe misy tokoa ny antsoina hoe olona passionné. Ary raha arahina io resaka lava ity resaka farany dia tsapa fa atodika amin'Atra "TANTERAKA" ilay fisaina, aiza aza ny mbô placen'ilay mpiara-belona sy ny zava-misy fa dia izy sy Atra sy Jesoa ihany no voalaza an. :wink:
Ny hevitry ny hoe "tahaka" ery ambony anie wa tsy mi-écarté ny mpiara-belona araka ny voalazan'i Prime akory no heviny: "Tsia dia tsia. FAMPIANARANA hafa sy mivaona amin'ny an'i Jesoa akory no voizunareo izao satria na izy tenany izay aza ka tsy niolonolona tahaka zao fa nisokatra tamin'ny mpiara-belona sy ny zava-misy manodidina azy : "Niantrano tany amin'ny mpamory hetra, nanasitrana sns... Donk izay no mahalasa ny saiko sy hitandremako amin'ny karazana passion koa. Mbô fantariko hoe hitondra mankaiza marina moa izany?.... :?: :roll: :?: 8O 8O 8O
47. rijadolly ( 13/09/2008 07:33)
rijadolly:
Araka ny fahalalako azy ny Kristianina dia Misokatra amin'zavatra rehetra(izay mahasoa sy arakan'Andriamanitra),ary manampy ny tsy manana fahampiana,Tia ny namany eny fa na dia ny fahavalony aza.Ka eo amin'izay asa fanohizana ny asa Jesoa Kristy izay no mivoaka ilay Passion.Sa aona ny hevitrareo mirahalahy?ra eo amin'maha Kristianina izany dia tsy ratsy;ny fahalalako azy an!
48. fahamarinana ( 13/09/2008 10:27)
rakaroka:
Marina fa misy resaka ataoko sahala @ mangozongozona "finoana " no handraisana azy Tsia mba "hiorenany tsara no tanjoko aza !" satria ny mino 'zany 'gné zalahy arahina "asa ", sns sy ny mason'ny mpitazana, sy ny vavan"ny olona sy tsarain'ny zava-bitany? Fa tsy sanatria hitsindroka teny hi-blabla fotsiny. 'za tsy manao hoe tsy izy aza izany fa mbô ampio zavatra hafa!

ika:
iraisako hevitra tanteraka ilay ny remise en question eny antsefantsefany eny , na resaka ara-pinoana aza dia tsy hoe hanozongozona ny finoana akory fa mainka aza hanampy handalinana azy sy haha latsa paka azy bebe kokoa
.
rakaroka:
Tsy mety koa ilay "manenjika ny "antsoina hoe "fahalalan'ny olombelona" na fisainan'ny olombelona sahala ny voalaza etsy ambony satria maro amin'izany no avy amin'Atra indrindra koa!(rehefa zohina). Rahateo voaverimberina matetika wà ny hoe mahazoa fahalalana sy fahendrena: "tsy misaraka ireo!".

Donk Tsy bantiana ny olona manana fahalalana fa ny tsy manana izany no tokony manao "ezaka" ary azo atao tsara izany raha misokatra amin'ny hafa sy mba liana amin'ny hafa fa tsy "mihevi-tena ho efa manana ny "ampy sy feno foana!

:arrow: iombonako hevitra tanteraka...tsy fantatro na manaraka ny sitrapon'Andriamanitra,tsy haiko na hevitra avy amin'Andriamanitra no tonga ato an-tsaiko eo am-panoratana eto....zà manokana koa dia manisy balises amin'ny fiainako fa ny jery rehetra,ny fiainako ao amin'ny Tompo,ny tenin'Andriamanitra,ny fitandremana ny didy izay ampiariko miaraka amin'ny fiaraha-monina sy ny manodidina ahy dia ahafahako maka lesona avokoa... (l)
49. fahamarinana ( 13/09/2008 10:33)
rijad:
Sanatria manaiky ny torohevitrao aho hoe tsy tokony hiopana be loatra ny fivavahana fa kosa mananja ny hevitrao aho mba handiniako tena hoe avy any amin'Andriamanitra ve zany hevitry raianona izany sa tsy

:arrow: ka possible ihany zany ve hoe avy amin'Andriamanitra ilay hevitra atolotron'ny olona iray na tsy Mpino aza io olona io ? O hatra alaintsika ohatra i Fijo (Azafady aloha ranadahy fa tononina anrana ),izy tsy mpino nefa ny zvtr lazainy hitako sy tsapako fa misy fahamarinana sy fahendrena dia afaka mandray izay lazainy ve zao i rijad ohatra ?
Ny ahy manokana dia raisiko daholo ny hevitra rehetra tsara sy mahasoa ...raisiko daholo ny anatra sy fahendrena omen'ny rehetra.Lazaiko anreo fa efa nahita aho ary naika nampihemotra ahy tanteraka,olona milaza mpino sy miaina amin'ny tenin'Andriamanitra nefa dia mano toetra tsy mendrika... (l)
50. rijadolly ( 13/09/2008 14:58)
Hitan\'fahamarinana,efa nisaotra an\'fijo za ary tsy 1mandeha,betsaka ny hevitry zoky fijo izay mampiheritreritra antsika mpino.
51. rakaroka ( 13/09/2008 19:12)
[quote=fahamarinana]

Ny ahy manokana dia raisiko daholo ny hevitra rehetra tsara sy mahasoa ...raisiko daholo ny anatra sy fahendrena omen'ny rehetra.
=D> =D> =D>

Mahafinaritra Bbbbeee ny "ouverture d'esprit"n'i Fahamarinana ary raha malalan-tsaina tahaka an'i Fahamarinana ny Xtiana hafa, inoako fa betsaka ny RAR mba nandefa ny zanany hianatra sekoly alahady au lieu de handefa ireny zaza ireny @ "activité hafa"
Lazaiko anreo fa efa nahita aho ary naika nampihemotra ahy tanteraka,olona milaza mpino sy miaina amin'ny tenin'Andriamanitra nefa dia mano toetra tsy mendrika... (l)
^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
Tena marina e , ny tsy azon-drizareo dia tahaka ny rano atondraka ny volomborona anie ny fitoriana lava reny ary tsy mandaitra sy tsy henoina na arahan'ny olona intsony ilay izy. Mampitsoaka aza raha ny marina. Eny e misy "client" efa an-drizareo fa tsapako "MIHENA" ny isan'ny mpiditra am-piangonana noho ny fahamarinana'ity voalazan'i F ity.


52. ikaretsaka ( 13/09/2008 19:28)
marina tokoa izany
misaotra an'i faha @ fanamarihana e
53. fahamarinana ( 13/09/2008 19:35)
:arrow: rakaroka :enga anie sanatria tsy ny tsy fahatanterahako no mahatonga ahy toy izay...fa tena marina fa ny isan'ny fanontaniana napetrako tamin'ny tenako mihintsy sy nampihazohazo ahy hoe aza hitako aho kah tahaka ireny olona mapandositra ireny....nefa ny fo amam-panahiko te hanaraka ny Tompo....
Ilay izy koa ,angamba ny circonstance nahatonga ilay olona ho resy lahatra no mahatonga ny toetry ny tsi11 tsy mitovy.Nefa na izany aza tokony hiezaka ihany.:) (l)
54. rakaroka ( 13/09/2008 19:59)
'zaho "Fahamarinana tsy "fanatika" loatra ka tsy hoe rehefa i Fijo na i Ika na i Fahamarinana no miresaka dia 'ndeha ekeko na ho laviko, tsy haiko izay fiainanao sns tany fa ny hevitrao entina amiko no fotorako sy raisiko raha mitombina!
Ary ilay izy tsy hoe faly manasa vangy aho raha "somary Masiaka firesaka angaha". Justement tsy hoe ny "ezaka no tsy nisy": Niompampanana aza raha ny marina" Ka tonga @ "stade" iray hoe "STOP" ampy izay! Tsy ifadritaritana ny fiainana manoloana ny hasarobidin'ny fotoana. Ny RAR t@ fiangonana nisy ahy taty tsy manana fotoana no tsy handany fotoana tahaka izao ataoko izao 'ndeha ifanazava fa naleony dia nasintaka ny fiangonana ny zanany satria
tsy "nandresi-lahatra" ilay fitaizana ao.
Marina aloha fa nisy tokoa ny resy lahatra fa Bbbe ihany koa ny tsy izany, ary hajaina koa ny ijerin'izy ireny satria manana ny "raison-ny koa izy!"

55. ikaretsaka ( 13/09/2008 20:03)
Faha> mahafinaritra ahy ny observations anao fa indro kely
le resy lahatra koa ange ry faha mbola tantara be e... ary marina mihitsy io nolazainao io!
saingy mba haha convaincu anao kosa mba misy coco mihodina ihany aho fa tsy entin'ny emotions fotsiny ..

betsaka manko io mpilaza ny tenany ho "resy lahatra" io no rehefa challenge-na dia tsy mahafantatra akory ny tena naharesy lahatra azy fa sodokan'ilay emotions be sy le pozipozy misefosefo sy vazavaza sy ranomasom-boay sy filazana ny olana taloha de lasa an zao fotsiny hatram izay naha"zao" azy izay de...... fotsiny

fa rehefa hidirana lalina de vaka ihany... indrindra rehefa tena tonga eo @ le staden''ilay fanontaniana hoe "fa maninona tokoa moa ianareo no manao izao fanaonareo izao, azo hazavaina lalindalina ve?"

--->lazainy fa "manenjika azy" foana io fanontaniana io isak'izay mipetraka ka tsy mahita valiny mendrika sy mitombona ilay olona!

tsapako teto io .. ary nahatonga le passion passion nolazain-drakaroka io

56. rakaroka ( 13/09/2008 21:04)
Ny mahalatsa-bava ahy, Ny ahiako dia sahala @ tailanina ny lazaina fa soratra masina raha izao no mitohy :roll: 8O 8O 8O :-w :-w :-$ Dia tsy lasa hoe "ataoko mpanarato olona ianareo...", araka ny voalaza fa mpampitsoaka =(( =(( olona. Na ny marina kokoa fialan'ny olona pas ! =(( =(( =(( =((
57. rijadolly ( 14/09/2008 03:10)
Haveriko ihany,tsy hoe tsy mila ny hevitrareo za,fa ny fanaratsinareo ny olona efa ao anatin'fanompoana tanteraka izay asainareo mivoaka amin'hevitrareo.Atsatsonareo hoe:Passionne,manao balise e!blabla,tsy manana pilopitra,de sotomina ny olona tsy ampiasa teny tsoratra masina fa lazaina manao copie,sy lazaina fa miseho hoe za mpamaky baiboly,...
Eto amin'serasera Fivavahana sy Finoana dia tsy kilalao oh ny any amin'dinika hafa ka atao zay ahalava ny resaka,tsy sangisangy ny Fivavahana fa tandremo! (l) (l) :-* tandremo!
58. rakaroka ( 14/09/2008 06:05)
Dia iza ary no misangy :roll: :?: :roll: . Ilay mivavaka avec "sincerité" sa ireo
milaza fa andevozin'ny ota dia mivavabavaka dia manota kely dia mibebaka kely
doa manota kely indray dia miblablabla ....Tsy hita mihitsy anie ny hiheverana ilay "sary toa izany eo anatrehan'Atra sy ny ol. Dia raha ampahatsiahivina ilay "image" dia :twisted: :twisted: :twisted: :roll: :roll: 8O 8O 8O
59. diamondra27 ( 14/09/2008 07:10)
ka izay ilay voalaza ao am baiboly hoe ato amiko ny fikasana fa ny fahatanterahana azy no sarotra

kanefa hoy Jesosy : Raha ny zanaka no hanafaka anareo dia ho afaka tokoa ianareo

Ireo olona mibebaka ka mbola lavo ireo , aza lazaina we mibebabebaka fahatany fa mety andevozinota ry zareo ka mila io fanafahana lazain'i Jesosy io

Toy ny olona te hiala amin'ny sigara ihany io fantany fa ratsy ilay izy nefa tsy mety afaka amin'izany
60. rakaroka ( 14/09/2008 15:09)
Misy fampianarana tsy mitaiza mihitsy ny olona mba hijoro hananany ny maha-izy azy. Ka raha ny faharefoana sy ny fahalemena no banjinina lava, tsy gaga raha hikolepaka hanaraka izany ny fijery sy fiaina koa aza. Misy fampianarana
fibanjina mbô izilay koa anie ao anaty baiboly dia ireny mbo "tandrovina toa anakandriamaso e: Tahaka ny hoe: "Ianareo no fanasin'ny tany: raha ny fanasina no tonga matsatso inn no ahasira azy?"
Aoka hazava eo imason'ny olona ianareo...hankalazany ny Rainareo 'zay any an-danitra.
Raha Atra no momba antsika:iza no hahatohatra antsika? (na ny ota sy ny devoly aza tsy tokony hi-resiste sy hibahana izany!)
sns...Mba "esprit fort" hitrakana no voizina sy iainana . Rahateo andrandraina amintsika na ara-baiboly na ara-piaraha-monina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0083