Passion-fivavahana

141. tywa68 ( 25/09/2008 15:33)
Tsy ny olona be vola rehetra, SOA IHANY, no tia tena sy mpamono olona, sns... fa misy @ireo koa no mizara manao soa manodidina azy koa (fa tsy mitabataba an'izany zava-bitany zany). :D
142. rakaroka ( 25/09/2008 20:34)
Tsy ny vola , hoy aho no ratsy, fa ny tsy fahaizana mampiasa azy, sy ny fangoronana tafahoatra tsy am-piheverana ny hafa loatra intsony!
Matoa anie manao rakitra dia ilaina ny vola e; ary tsy tsinontsiniavina ny "filana azy izany satria mety hanome lesona ratsy ho an'ireo zaza beazina dia lasa mety ataony tsirambina ny fitadiavana anefa tsy azo négligé-na ny "base" ara-ekonomika.
I Pierre Pedro, manao ny asa sosialy ( Tena reviko koa ilay Raiaman-dreny iny
:-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* Fa misy organisation socio-ekono eto manampy azy.
Ny tiako ampitaina dia misy "fifatoran-javatra tsy tokony négligé-na loatra koa
mi-conditionne ny "fahamasahan'ny fenitra na faniriana na vavaka.
Tahaka ny hoe "toko telo mahamasa-nahandro", ka raha négligé-na ny toko hafa dia mety somary hitsingila na ho manta mohaka ilay nahandro!
Ianao anie izany afaka mitady vola amim-pomba tsitra fa maro no mitaraina fa tsy mahavita faran(ny volana raha tsy.... Dia ahoana?.... :roll: :oops: :oops: :oops:
143. ikaretsaka ( 25/09/2008 21:13)
izya mihitsy rakaroka an.. tsy ny zavatra rehetra no ratsy fa ny tsy fahaizana mampiasa azy

kepoka aho indray andro raha nilazan'ilay niece keliko 7 taona heo tsy ny basy ange no ratsy fa ny olona tsy mahay mampiasa azy dia mitifitra olona aminy e..
144. fijo ( 25/09/2008 22:20)
hoy ika:"tsy izany letsy fa rehefa mbola tsy takatry ny saina araka ny fahaizanambola ananan'io saina io ny tranga 1 de izay no masina aminy"

raha izay dia ekeko le famaritana.satria tany mahajanga ohatra ,ny dokotera mahay dia lazain'ny olona fa "masina"koa.
145. ikaretsaka ( 25/09/2008 23:16)
izay io hoa
146. rakaroka ( 26/09/2008 05:53)
'zao
:roll: :-w :-w :-w :-$
Azo antoka fa zava-tsarobidy ny fahalalàna . Ary ny "valeur-ny dia tsy
voavidy loatra aza matetika. Raha ny marina ara-baiboly aza dia namporisihina fatratra isika aza hikatsaka izany. Raha teo amin'ny fiainana tsotra dia nanana ny anjara-toerany ny zavatra rehetra/ Ny tsirairay dia samy manana ny "masina aminy io" rehefa omena "importance" ilay zavatra fa tsy négligé-na!
147. xxx ( 26/09/2008 07:15)
Za tsy miteny hoe ny vola no ratsy fa fototry ny ratsy rehetra ho'a! Isaorana anie izay rehetra mahafoy ho an'ireny madinika ireny fa Andriamanitra no hamaly fitia anareo! Eto Dago ange ka betsaka tokoa ny mahantra ary nefa betsaka koa ny manana fa mahihitra! Lazaiko marina aminao fa na ny olona ao @ raharaham-piangonana sasan-tsasany aza ange de manana sain-dratsy ary manararaotra mihaja @ ireo resa-bola io e! Zava-nisy ary tena nampalahelo, fa nisy olona, mpanasa lamba no asany, ze ohanina anio tadiavina anio, de nanao adidy izy 1 000 fmg no nataony, tsy noraisina le izy satria kely loatra hono! fa ireo zay nandoa adidy nisy² no deraina fatratra! Nefa za tsy natao hitsara saingy vitsy anie ny olona raha manana 1 000 000 000, tsy hahafoy ny 10% fotsiny amin'io izy homena ny mahantra na rakitra indray maka fotsiny aza! Tokony isaorana na izay nanome be na ny nanome kely rehefa t@ fony, ary tsy hoe tsy mahay mampiasa ny vola ny olona fa ny fitiavan-tena no tena mibahana @ ankamaroany, f'za raha mbola misy aty amiko de mizara aho saingy izaho koa tsy manana fa zay ny fahasoavana avy @ Andriamanitra hananako no omeko! Raha ny tsirairay no tena mitoetra amin'io baiboly io tokoa de tsy ohatr'izao no fiainan'ny zanak'olombelona, raha Ny Mpitondra fotsiny ohatra no mahafoy ny 10% @ recetteny isam-bolana hanampiana ary hampiasaina hanasoavana ny mahantra eto, d'efa maro no hihena ny isan'ny madinika tsy manampiahy! Ary raha tena miasa miaraka sy @ fahamarinana tokoa, ho tafita ihany ny gasy mahantra!
148. fijo ( 26/09/2008 20:34)
ekena ary tena efa itako mihintsy izany zavatra voalazan'i xx izany.akory atao,fa andriamanitra vola matanjak anoho ny andriamanitra hafa e
149. ikaretsaka ( 26/09/2008 21:32)
Mandefitra:

dia hoy aho hoe :
raha ekenao fa Andriamanitra koa Jesoa :
Dia eritrereto nge hoe Andriamanitra ndray zany zao no maka lesona @ zavaboahariny. Ny mpanefy ndray no mila saina @ tanimanga.
Mety aminao zany zay?



tsy maka lesona amin'ny zavaboahariny andriamanitra fa mampiasa ny zavaboahariny mba hampianarany ny za boahary hafa
efa miresaka mpanefy moa i mandefitra dia atao hoe toy maka rano sy le vilany avy notefeny izy hanazavany @ olona ny vokatry ny tefiny
150. rakaroka ( 26/09/2008 21:53)
Marina ny voalazan'i xxx fa misy sokajin'olona "manana" na manao ampihi-mamba na richesse nationaly na "internationaly". Nisy statistika izay nilaza fa mihoatra ny 50%n'ny richesse mondiale dia eo ampelantanan'ny 2% n'ny mponina. Ary justement misy hetsika mba miady ny "partage internationaly "ohatra , na ny ONG isan-karazany izay efa miezaka ny hanampy ny firenena sahirana saingy voasalovana noho ny politika matetika.
Eo koa no tiako iaviana 'zay niraisako hevitra amin'i xxx iray iry hoe:"rehefa entin'ilay "passion-ny" ny ol iray ka tsy tafapaka intsony amin'ny manodidina na fhm, sns mbô tokony heverina, dia karazan'ny manao lohan'angidina. Tsy ny mpivavaka ihany anie fa ao 'reo mivavaka amin'ny vola, amin'ny diploma, sns.... Samy tokony ahatsiaro ny "andraikiny" fa lasa toa zary mitsombadika
fiolonolonana na fitiavan-tena ilay "Paasion" tafahoatra tsy mba nahatsinjo akory na ireo nahatafita aza!
151. tywa68 ( 29/09/2008 09:01)
Samy tokony ahatsiaro ny "andraikiny" fa lasa toa zary mitsombadika
fiolonolonana na fitiavan-tena ilay "Paasion" tafahoatra tsy mba nahatsinjo akory na ireo nahatafita aza!


Resaka fitazaina daholo izany : rehefa tsy nozarina nisaotra rehefa nomena zavatra na nampiana d manohy ny fomba ratsy, raha tsy misy sahy miteny mihitsy ilay manodidina :lol:
152. ikaretsaka ( 29/09/2008 15:55)
izay koa 1
153. Mandefitra ( 30/09/2008 09:38)
Passion be loatra sa tsy fahalalana zao no nahatonga zao loza izao :
AFP
(30-09-2008) - Au moins 89 personnes ont été tuées lors d'une bousculade monstre dans un temple hindou de l'Etat touristique du Rajasthan dans l'ouest de l'Inde, ont annoncé mardi les autorités.
Le drame est survenu dans la ville de Jodhpur, au temple Chamunda dans l'enceinte du fort Mehrangarh vers 06h00 du matin (00h30 GMT) lorsqu'au moins 25.000 fidèles étaient rassemblés.
L'Inde, peuplée de 1,1 milliard d'habitants dont 80% d'hindous et 14% de musulmans, est en pleins préparatifs de la grande fête hindoue des lumières, Diwali le 28 octobre, qui marque la nouvelle année selon le calendrier religieux.

En période de festivités, les incidents dans les temples sont fréquents car les mesures de sécurité sont quasiment inexistantes.

En août dernier, 150 hindous étaient morts écrasés lors d'une bousculade dans un temple de l'Etat septentrional de l'Himachal Pradesh. En janvier 2005, ce sont 257 pèlerins qui avaient perdu la vie dans les mêmes circonstances dans l'Etat du Maharashtra (ouest).
154. rabilabila ( 30/09/2008 10:00)
Mandefitra:

Efa nomenao ny valiny :sady tsy passion no tsy fahalalàna fa défaillance @ sécurité

En période de festivités, les incidents dans les temples sont fréquents car les mesures de sécurité sont quasiment inexistantes.
155. Mandefitra ( 30/09/2008 10:44)
En janvier 2005, ce sont 257
En août dernier, 150 hindous
30-09-2008 - Au moins 89

Raha hamono toy izao ve de mbola handehanana ihany?
Tsy in-indray mandeha nitranga fefa fanintelony, ary amanjatony no maty, ny maratra tsy lazaina intsony anatin'ny 3 monja ... tsy izy aho.
156. tywa68 ( 30/09/2008 11:38)
Mandefitra : ka rehefa mino anie d tsy matahotra ny ho faty e ! indrindra hoe any @ toerana masina aminao :lol:
157. fijo ( 30/09/2008 22:06)
mandefitra,an,efa hadalana io e.atao akory baba
158. rakaroka ( 02/10/2008 14:59)
Ka 'zay ilay passion tsy mahatsinjo intsony wa, io anie misy n'aiza n(aiza fa dia mbo samy mihevitra ny tsy hisian'ny derive any @ tsy izy !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.058