Passion-fivavahana
22. ikaretsaka
(
10/09/2008 22:06)
dia
angamba no mahafehy azy e
rakaroka :
Danze ihany ny "passion" toa "balise" mametra ny olona iray @ fijeriny.
angamba no mahafehy azy e
23. rakaroka
(
11/09/2008 01:02)
Mitombina ny fanamarihan'i Ika etsy ambony hoe: "misy fifanoherana anie" ny hoe misokatra amin'ny rehetra sy "araka an(Atra" ihany, raha tsy "ao anaty definition de basen'i Ika ihany hoe manerana ny tontolo tsy voafehy ao anaty izao...sy izao monja Atra.
24. rakaroka
(
11/09/2008 01:10)
Niniako noresahina koa ity "size" hisokafan'ny saina afaka hisokatra, satria
nana-namana maaaaro manam-pahaizana sady mpivavaka tsy misy ohatr'izany aho, saingy asa na "passionné" tamin'izany loatra rizareo dia mahatsiaro "solitude" izao. Ka ilay mivavaka izay mantsy rehefa tena lasa, marina raha mahita ny eto an-tany sy ny manodidina 'tsony
:wink: Tonga dé azy sy Atra sy Jesoa: "zay ihany + baiboly dia ampy!

25. rijadolly
(
11/09/2008 02:50)
esoriko manokana aloha Fijo eto,Ny sitrapon'Andriamanitra kosa angamba dia samy mahafantatra isika fa tsara sy tokony arahina e!KORINTIANA VOALOHANY 10 23: 23 Ny zavatra rehetra azo atao, nefa tsy ny zavatra rehetra no mahasoa, ny zavatra rehetra azo atao, nefa tsy ny zavatra rehetra no mampandroso.Tsy hoe akory menatra aho ny ambaranareo oh hoe voangeja dia tsy asiako balise ny fiainako,Fa isika tsirairay dia samy manao balise ny fiainanany avy,Tsy hoe akory olon'afaka aho dia ataoko daholo izay tonga ao an-tsaiko na inona na inona satria na eo amin'fiainana tsy manana na mino an'Andriamanitra aza dia mahafantatra fa hoe ty tsy azoko atao na dia tiako atao aza.
27. ikaretsaka
(
11/09/2008 13:37)
de eto ange iznay no ahitana le passionnes addict sy passione laid back raha izany ko :-D
ka eo @ le fahalalana ny mampandroso sy tsy mampandroso indrindra no relatif...
misy olona mihevitra fa rehefa balise-na @ iny passion iny ihany izy no hoe "mandroso"
nefa mbola questionnable io (@ le olona de eny hono..nefa amin'ny rehetra dia io lazain-drakaroka hoe

Ny olona roboka @ lé "passion-ny" mihitsy anie no mihevi-tena fa tsy voafatotry ny hafa . Dia tahaka ny misy zaridaina ngononiny izany, ary "MANAHIRANA" tanteraka ny miresaka @ lé oul "sujet" hafa afa-tsy mikasika ny "passion-ny": Oh mon Dieu
28. ikaretsaka
(
11/09/2008 13:58)
misy tenin-drakapy moa sa i Tywa na i soanja, na i Rakaroka ihany aza , taloha izay (azafady fa tsy tadidiko intsony) hoe ny "balises" ange ho an'y olona "libre " de ny fahafantarany hoe avy eto izy ka handeha ery e
fa tsy sanatria ohatran'ilay hoditra kely tapi-maso @ sovalim-boatiry ireny akory de tsy te hahalala afa tsy ny eo aloha ihany!
fa tsy sanatria ohatran'ilay hoditra kely tapi-maso @ sovalim-boatiry ireny akory de tsy te hahalala afa tsy ny eo aloha ihany!
29. rakaroka
(
11/09/2008 21:24)
Ka io "élan" na vahana omena mbo hahafahana "MIATRIKA NY FIAINANA"
kokoa no tsimbiniko amin'ito resaka.Manoloana indrindra ny "mondialisation" izay tsy tokony hiolonolonana loatra, sy ny fivoarana isan-karazany , ara-tsosialy , koltoraly , hi-tech sns ....
Io anie mampatsiahy ilay siportera-na baolina ireny hoe voatery manohana ny club M, ny karazana fanohanan-kevitra isan-karazany voatery manohana dia ampiana ^:^ =D> =D> :@ :@ :-$ :-$ :-$ Saingy tsy am-piheverana fa misy hetsika ,kolo, kaja sns ataon'ny hafa anie no misy vokatra .
Ny sinoa kely maaaaro ankehitriny taoko "maro ny "initiation omena azy hanomanany ny "avenir"-ny fa tsy dia hoe "ity ...monja ihany !"

30. xxx
(
12/09/2008 05:17)
rakaroka:
Maro mihitsy anefa ireo olona "passionné" @ zavatra ataony, dia tena ferany @ izay mihitsy ny "anjerimanontolony : sahala @ hoe "andevon'ilay zavatra 'ndray no fijeriko azy. Dia tena manadino ny hafa sy ny manodidina ary na ny "adidy @ andraikiny aza": "indrisy" :oops: :oops: :oops:
rijadolly:=D
Tsia tsy andevo ny olona manompo an'Andriamanitra fa olon'afaka fa isika ety ivelany ho mahita izany satria tsy mbola nanolotra ny tena rehetra eny fa na dia ny aina aza ho an'Andriamanitra.LIOKA 14:15 - 27 "15 Ary ny anankiray tamin'izay niara-nipetraka nihinana taminy dia nandre izany ka nanao taminy hoe: Sambatra izay hihinan-kanina ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra.16 Fa hoy Jesosy taminy: Nisy olona anankiray nanao fanasana lehibe ka nanasa olona maro.17 Ary naniraka ny mpanompony izy tamin'ny fotoana fisakafoana hilaza amin'izay efa nasaina hoe: Andeha, fa efa voavoatra izao ny fanasana.18 Fa izy rehetra dia nitovy saina, ka samy nanao fialana. Hoy ny voalohany taminy: Efa nividy tany aho ka tsy maintsy mandeha hizaha azy; masina hianao, ekeo ny fandavako.19 Ary hoy ny anankiray koa: Efa nividy omby folo aho ka handeha hamantatra azy; masina hianao, ekeo ny fandavako.20 Ary hoy ny anankiray koa: Efa nampaka-bady aho, koa amin'izany tsy afaka mankany .21 Ary nony tonga ilay mpanompo, dia nambarany tamin'ny tompony izany. Dia tezitra ny tompon-trano ka nanao tamin'ilay mpanompony hoe: Mandehana faingana ho eny amin'ny lalambe sy ny sakeli-dàlana eto an-tanàna, ka ampidiro ny malahelo sy ny kilemaina sy ny jamba ary ny mandringa.22 Ary hoy ilay mpanompo: Tompoko, efa natao izay nandidianao, ary mbola tsy feno ihany ny trano.23 Ary hoy ny tompo tamin'ilay mpanompony: Mandehana ho eny amin'ny lalambe sy ny sisim-boly, ka tereo ny olona hiditra, mba ho feno ny tranoko.
Mba tsy ivadian'resaka holava any amin'hoe asa sy fitoriana indray dia aleo aty am-boalohany dia efa lazaiko fa hanaradia an'Jesoa Kristy hanao na ahnoy ny asany.
31. rakaroka
(
12/09/2008 06:22)
Ny "blem" wa dia na ny "baiboly aza manao hoe" Tiava an'i Jehovah Andriamanitrao ary ny faharoa izay tahaka azy tsy tokony hohadinoina :roll: 8O dia "Tiava ny namanao tahaka ny tenanao koa"
Ny filazanareo matetika toa iry tapany voalohany ihany no fibanjina!
Ny filazanareo matetika toa iry tapany voalohany ihany no fibanjina!
32. coopsal
(
12/09/2008 10:55)
rakaroka:
Maro mihitsy anefa ireo olona "passionné" @ zavatra ataony, dia tena ferany @ izay mihitsy ny "anjerimanontolony : sahala @ hoe "andevon'ilay zavatra 'ndray no fijeriko azy. Dia tena manadino ny hafa sy ny manodidina ary na ny "adidy @ andraikiny aza": "indrisy"
==> "...fa handeha amin'izay rehetra hanirahako anao ianao, ary izay rehetra handidiako anao no hambaranao" [Jeremia 1:7b].
Izay irahin' Andriamanitra dia Andriamanira no manendry toerana andehanany, fa indrindra indrindra, izay andidian' Andriamanitra azy no ambarany, koa na ho lojika na tsy lojika amin'izao tontolo izao (= ny olombelona rehetra) izany dia tanterahiny ny iraka nampanaovina azy.
Ankehitriny, mihevi-tena ho mino an'i Kristy ny maro, mihevitra sy milaza ho mitory an'i Kristy ny maro, fa ny tena avy amin' Andriamanitra, dia izay manambara ihany ny nandidian' Andriamanitra ( = Didin' Andriamanitra). Ary izany Didy izany dia izao
"...Ny hinoantsika an'i Jesosy sy ny hifankatiavantsika araka ny nandidian'i Kristy antsika" [1Jaona 3:23].
Maro no tonga eto @izao site/forum izao, ary samy mba milaza ny heviny, fa tsy mahasoa ny hevitr'olombelona, fa aoka ny hevitr' Andriamanitra irery no hohenoina.
33. fahamarinana
(
12/09/2008 11:25)
copsal:
Maro no tonga eto @izao site/forum izao, ary samy mba milaza ny heviny, fa tsy mahasoa ny hevitr'olombelona, fa aoka ny hevitr' Andriamanitra irery no hohenoina
:arrow: tsy dia azoko tsara fa azavao ++ kokoa azafady anie ry copstal.Ny fandraisako ny teninao izany dia hoe :na ahoana fomba hitondran'ilay olona ny fitoriana,araka io voalzan'ny rakaroka eo ambony io (izay hitako sy tsapako tokoa fa misy fahamarinany ihany : misy manao fanadinoana ny hafa fa revo loatra,pour ne pas dire andevo amin'ilay izy),dia aza ilay olona no jerena fa ny tenin'Andriamanitra entiny..Misy iraisako hevitra ihany saingy ny mampiahiahy ahy dia hiditra sy hiheno ilay tenin'Andriamanitra tokoa ve ilay olona raha tojo olona toa io manana passion ratsy place io ? Raha diso aho dia mba hazavao kely hoe....
rakaroka:
Ny filazanareo matetika toa iry tapany voalohany ihany no fibanjina!
:arrow: tsy azo lavina mihintsy fa tena misy tanteraka ny karazan'olona tsy manao aftsy io tokoa,marina ny voalazanao. (l)
34. ikaretsaka
(
12/09/2008 12:59)
rakaroka:
Ny "blem" wa dia na ny "baiboly aza manao hoe" Tiava an'i Jehovah Andriamanitrao ary ny faharoa izay tahaka azy tsy tokony hohadinoina :roll: 8O dia "Tiava ny namanao tahaka ny tenanao koa"
Ny filazanareo matetika toa iry tapany voalohany ihany no fibanjina!
marina mihitsy izany
35. prime
(
12/09/2008 13:37)
rakaroka:... Tsara fipetraka ilay fanamarihana... =D> zavadehibe tokoa izany ampatsiahivin'i rakaroka izany raha ny amin'ny fanarahana dia an'Andriamanitra...
Ny "blem" wa dia na ny "baiboly aza manao hoe" Tiava an'i Jehovah Andriamanitrao ary ny faharoa izay tahaka azy tsy tokony hohadinoina dia "Tiava ny namanao tahaka ny tenanao koa"
Ny filazanareo matetika toa iry tapany voalohany ihany no fibanjina!
Misy kely fanazavana ihany nefa tsara entina... mitombina ny fanamarihan'i rakaroka raha ny lanjan'ny tenin'Andriamanitra ka samy zavadehibe tokoa ireo lalàna roa ireo, fa ny tsara tsy hadino kosa nefa dia misy laharany ny didy XX nomena an'i Mosesy ary misy antony izany... misy laharany ny didy roa nampianarin'i Kristy ary misy antony ihany koa izany...
Izay ilay fanomezan-danja an'Andriamanitra mialoha ny tena sy ny olona izay dia Izy mihitsy no mampianatra izany ary tsy misy mahadiso izany velively... rariny loatra raha ilay tena tia ny mpanota ka nahafoy ny Zanany malalany no tiavina voalohany mialoha ny tena... raha tena tsapan'ny mpino izany dia "normal" satria ny ràny mihitsy no efa nalatsany vokatr'ilay tena atao hoe fitiavana marina ny mpanota, fahavalo mendrika ny ho faty no nosoloiny tena ho sorona, olona meloka no nosoloiny heloka ka nanolorany tena hisolo ho faty eo amin'ny toerany... fitiavana anie tsy misy mihoatra noho izany intsony e... ary na Izy aza dia nandefa lavitra kokoa ny fampianarany nanao hoe amin'ny anaran'i Kristy : "Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany." Matio 6:33...
36. rijadolly
(
12/09/2008 15:51)
prime:Misaotra r\'se nampahery a!
Miombon-kevitra amin\'i rijadolly ny tenako...
dia miaotra amin\' xxx koa
Ary dia ometsika an\'Andriamanitra ny dera sy ny laza,satria Azy ny hevitra fa isika dia fitaovana ihany
Tiako ny manambara anareo fa faninndroany zay no nilazako ity teto amin\'serasera fa Misy teny toa marina izay entina ampihembotra ny efa miorina tsara mba hivaha,izany akory tsy midika hoe ratsy ny fisian\'ilay hevitra na ilay namoaka ilay hevitra,fa kosa test ho antsika daholo izany na iza na iza.
37. fahamarinana
(
12/09/2008 16:16)
:arrow:rijad : marina tanteraka ny voalazanao hoe :Misy teny toa marina izay entina ampihembotra ny efa miorina tsara mba hivaha,fa amiko raha tena miorina tsara dia tokony mahery...mbola pire hoy aho raha ny marefo no hihemotra amin'ny fahamafisan-dohan-tsika mpino...ny ataontsika no hitan'ny olona dia voasoketa hatramin'ny Tompo ...izay aloha no mba fahitako azy fa mety diso.Ary marina hoe test ho antsika tokoa izany
Dia mahereza daholo.. :) (l)
Dia mahereza daholo.. :) (l)
38. ikaretsaka
(
12/09/2008 18:09)
Izy aza dia nandefa lavitra kokoa ny fampianarany nanao hoe amin'ny anaran'i Kristy : "Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany." Matio 6:33...
de le fikatsahana Azy .... no samy manana ny fombany izany raha azoko tsara
misy mikatsaka azy fotsiny @ le hoe "tiava Azy"
dia misy mikatsaka azy @ le hoe "Tiava azy dia asehoy amin'ny fitiavanao ny namanao izany"
de eo no dilemne sa??
==> "...fa handeha amin'izay rehetra hanirahako anao ianao, ary izay rehetra handidiako anao no hambaranao" [Jeremia 1:7b].
fa naninona no notapahina le izy ?sa io le hoe ze metimety ihany no tsimponina?
naninona no fanahy iniana nasorina ny "fiaiken'i jeremia"?
Nareo sy ity tsimpona ity hoa... nefa efa hoe "aza anampaina sy analana hono"
39. rijadolly
(
12/09/2008 19:18)
Misaotra betsaka Fahamarinana a!
ary dia tena fisaorana ho an'Rakaroka fa tena misy isainana tokoa ilay loha-hevitra.
ary dia tena fisaorana ho an'Rakaroka fa tena misy isainana tokoa ilay loha-hevitra.
40. fijo
(
12/09/2008 20:05)
rijadoly an,ka na mino anie na tsy mino samy mahalala fa tsy ny rehetra azo atao dia tsara sy mety ahasoa e.io tsy voafetran'ny finona ny fahalalana azy fa miankina amin'ny tsirairay.
ny olana dia i oefa apetrak'i rakaraoka i hoe "misy olona mino de tena manadino ny zavatra misy rehetra ,fa dia avy dia azy antra sy ny paradisa" izany hoe adinony fa mbola eto an tany no misy azy izao aloha.avy eo izy midina ao ambany tany indray.de io isika no tsy miray saina intsony.