Voaloboka: Ny sampany izay tsy mamoa dia esorina

81. bor2lais ( 25/06/2008 13:01)
Ahoana indray izany resaka \"voaloboka\" sy \"garana\" izany ry \"Ikaretsaka\" ?

Tsy mitovy izany ny fototra ? Izany hoe tsy mitovy izany Ilay Kristy toriana ?

\"Voaloboka mena\" sy \"Voaloboka fotsy\" kosa angamba no metimety kokoa o !!
82. ikaretsaka ( 25/06/2008 16:51)
bor> tsy heo tsy mitovy fotsiny ny toriana fa ilay "garana" mihambo ho "voaloboka" satria niara naniry sy naka toetram-boaloboka dia milaza tena ho sampam-boaloboka no olana

tsy goavy no nataon'i Jesoa fanoharana fa mety tsy nisy goavy angamba tany israely, fa ny goavy sy ny goavy tsy nahy no tena mifandraika kokoa aza
83. niryna ( 25/06/2008 19:54)
prime:

Misaotra niryna a... efa noezahina nazavaina tokoa ary azonao tsara ny tian-kambara fa rehefa iniana tampenana tokoa moa ny mason-tsaina satria dia tantara sy fotoana no entin'i Ika hanazavàna ny tian'i Kristy ambara mikasika ny hoe sampam-boaloboka dia izay izany no fandraisany azy...
marina izany.Raha mangetaheta ny tenin'Atra ny olona iray dia mandray ,dia ,mamaky ny baiboly, mivavaka,mangataka amin'Atra ny hanazavany azy.FantaNy foana ny olona mangetaheta sy manohitra.Anjarantsika anefa no mivavaka ireny olona ireny mba ny fanahy masina no hitarika azy amin'izay fa tsy misy azontsika atao,afafy fotsiny ny voa ary tsy maintsy misy maniry satria mino isika,ny heriny no nahatonga antsika hizara ary ny hafany koa nanambara fa afaka mandeha isika ka mitory ny teniny amin'izao tontolo izao.Izay mino dia voavonjy izy,izay tsy mino moa Atra no efa mahalala sahady ireny olona ireny.Ny mifampivavaka no ataontsika
:-* :-*
84. niryna ( 25/06/2008 20:13)
fahamarinana:

Fehiny :tsy ika irery na iza no tokony handini-tena izany fa isika manontolo mihintsy.Tsara dia tsara ilay mi-approuver ny tenin'ny i prime ,ary za koa dia misy iraisako hevitra fa tsy ho eto koa aho hiteniteny fontsiny any ika fa misy betsaka koa ato mitovy amizay...Mbola ezaka be no miandry antsika rehetra izany no tiako ambara e...misaotra antsika manana faharetana fa ao antin'izany koa no ahazoana fahazavana.
marina tokoa izany fa matoa izy manohitra foana ,jereo daholo ny hafany ary ao koa ny mpanaraka azy satria mihevitra azy fa izy no afaka hisolontena angamba .
Fahamarinana a,rehefa diso izy dia aza tonga daholo hinareo hiomba azy.Eo no mipetraka ny olana
teny tsy dia mba fiteny io ary io teny foana no ambetin-teniny diska goka ,pli-vava/.
Izay tsara foana hoy aho raisina fa ny az.y mifanohitra ny tenin'Atra daholo no teneniny.Dia mbola tsy mahatsampa an'izany foana ve hianao e.

Tsy hifamaly aho fa reraka amin'izany fa aleo ampahafantariko anao tsara fa mila mamaky ny baiboly isika(dia aza averina indray hoe fa iza no mety fa tsy mamaky baiboly isika ,azafady).Lasa tsy tfena mirona any amin'ny fivavahana intsony ilay izy fa lasa misy clan-be.
Aleo dieny mbola velona isika mifanitsy izay mino tsara ,izay mandray tsara.Fa aza manaiky atoron'olona vohana kosa.
Tsy mila mamaky baiboly isika,tsy manao pli-vava,tsy mijoro vavolombelona,tsy misy satana.Impiry averina ireo teny ireo vao hino hianao fa manoro voana ika.
Ambava homana am-po miieritreritra.Any amin'i kristy no misy ny famonjena ary izy irery ihany no mpanelanelana antsika amin'ATra
prime:
mba tena tian'i Ika mihitsy ny mamerina an'io na dia efa ambara aza hoe diso ny tanjona tianao ahatongavana...

:arrow: Dia
niryna:
io izany ilay diska goka eto k'ty

:arrow: izay ilay toetra mahagaga ndraindray,ohatran'ny miandry kendry tohana,sa? ..ianao anefa sahala aminzay koa rehefa mamerina ombieny ka tsy tian'ny namana izay

Fahamarinana a.misy olona mbola ronono no sotroiny dia omena ronono izy ary dia azavaina aminy ny tenin'Atra ,misy kosa efa ventikaninana no omena azy dia izay koa.Raha olona mangetaheta ny tenin'Atra tsy ho leon'ny atenin'Atra na oviana na oviana.Raha izaho na alina eto aza ny androko dia afaka mizara izany tenin'Atra izany aminareo aho.Saingy indrisy: misy ny mangetaheta,misy ny mpanatsatso,misy ny tsy vonona amin'izany ary moa tsy fantantsika fa satana koa anie mba manana ny miaramilany e.Sao dia modiana tsy ho fantatra aza izany ? Dia io satana io koa no nolazainy fa tsy misy...

merina aho fa tenenin'ATra no averiko,ka raha mandray hianao dia raiso raha marikoriko anao koa moa dia ario ary androany olon-kafa no miditra ato rahampitso hafa koa ,ka raha nataon'Atra ho azy ny teny nomeko androany dia azy izany iny fa tsy an'i fahamarinana.
Arakaraky ny ahenoantsika ny tenin'ATra ihany koa no ampiasaintsika izany ami'n'ny fiaianana :arrow: izay manambe dia mbola omena mihoatra lavitra fa izay kely ananany (ka tsy am-piasainy) dia ho endahin'Atra aminy izany.
ao anaty baiboly koa io
:-*
85. niryna ( 25/06/2008 20:18)
ikaretsaka:

nyh olona rehetra ange rehefa te hi attirer attention dia afaka mihambo daholo hoe "netsehin'y fanahy e" dia mody mamorona akanga tsy aman'orana dia body back-up evana andalandalantsoratra masina notsimponina dia :-D de miala any ry marivo salosana de heo tena mahay baiboly rangahy iny an.. dia voasarika
firifiry moa no manao izany na any amintsika aza?
dia firifiry ny voajono??
tsy misy miafina izay tsy ho hita.Mety miafina ao anaty maizina izy fa Atra mahita azy.
Na isika izao koa aza mety manao zavatra dia mihevitra isika hoe tsy misy mahita ?
Izay rehetra miditra ao anaty makarakara dia hivoaka ao anaty kiloadoka.
Soa ihany fa misy an'i kristy izay mampianatra antsika ny hibebaka aminy sy hifona aminy isan'andro isan'andro.

86. niryna ( 25/06/2008 20:30)
ikaretsaka:

avoahay hoe ny tantara manamarina fa tsy ny ekar no fiangonana kristianina voalohany?? mba tiana hojerena?

:roll: :roll: :roll: asa aloha izay resaka nifanoavanareo tany aloha tany e :roll: fa moa ve mampiova ny fitiavan'Atra antsika ve ny fahalalana an'izany ?

Fantatro fotsiny :roll:
-nampiseho ny fitiavany antsika Atra :nomeny ny zanany lahitokona mba tsy ho very izary rehetra mino azy fa mba hanana fiainana mandrakizay . Ary isika rehetra izany ,isika mpanota fa tsy ny marina no tadiaviny hibebaka (Jaona 3:16-17)
-tonga nofo tety an-tany koa izy ary dia namonjy antsika ihany koa.
-ny hazofijaliana no manambara amintsika ny fitiavany antsika,tsy voafetra,ary ny rany no nanadiovana antsika. Maty izy,nitsangana t@ maty izy,ary niakatra tany an-danitra .....nandefa ny Fanahy Masina izy izay mbola miaraka amin'ireo izay mino an'i kristy hatramin'izao ka mahatonga azy hizara ny teniNy
-mbola hiverina izy:ary hisy ny fitsarana ka andalo an'izany isika.Tsy ho voaheloka intsony anefa ny mpino azy satria manana mpisolo vava dia i kristy izany.
......... Ireo no anisany fampianarana nianarana ka moa ve midika ho zavatra goavana amintsika izany sa tsy maintsy mahalala na mahita porofo ka mahatonga an'ika anontany hoe avohay hoe ny tantara >

Dia mahalala izany hianao ka dia avohay fa miandry anao izahay
misaotra tompoko
87. niryna ( 25/06/2008 20:39)
prime:

Ika> Mila mivavaka kokoa nefa ianao ra-Ika ka mangataka ny fanahy masina hanome anao fahazavan-tsaina mba ivelaran'ny fijerinao lavitra koka fa tsy mikatona fotsiny ao amin'ny fampianarana ekar... satria toa tsy izany loatra no tian'i Jesosy nambara tamin'io...
marina izany prime a ary isika rehetra mihitsy koa no mila mifampivavaka eto.

Dia raha tohizana kely ny zohin-kevitrao, dia iza no voalohany ary ny katolika romana sa ny katolika ortodoksa???
lasa H S ilay izy k'ty ?

Mikasika ny hoe iza ny "reformiste" nanambaran'i Kristy ny ho tompon'ny lakilen'ny lanitra sns... dia mila mandinika lavitra kokoa ihany koa ianao satria ny tenin'Andriamanitra nomena an'i Petera tsy nomena an'i Papa Benoit XVI velively... raha Petera no mihazona izany fahefàna izany araka ny fampianarana ekar, tsy midika izany fa ny Papa mifandimby dia nomena izany koa satria porofoy koa ary hoe fotoana ahoana Kristy no niteny ny Papa Joany Paoly II hoe ianao no mihazona ny fanalahidy???
an! fa angaha misy niteny an'izany tany ho any prime? ka izy aza maty tsy niteny hoe izaho dia andeha ho any amin'i Jesoa kou,hihaona an'i Maria hono izy. hmm. maty eto aho fa ho avy indray ny.....

Hitanao fa boraingina sy bontolo fotsiny ilay hoe ity no vato namelan-kafatra dia mirohy ho azy hoe ny ekar...

Mila avahanao kely mihitsy ny hoe iza no "logos" ary iza no "rhema"... ny nanambaran'i Kristy an'i Petera io teny io dia "rhema" satria noho ny fanambaran'i Petera ampahibemaso ny maha-Andriamanitra an'i Kristy dia nomeny tenim-pahefana manokana i Petera, fa tsy "logos" akory io ka raisina am-bolony hoe i Petera irery izany no nandray io fahefàna io...

Ny tenin'Andriamanitra ihany koa no nanamafy toa izao ho an'ny Apostoly 12 lahy :

"Lazaiko aminareo marina tokoa: Na inona na inona fehezinareo ety ambonin'ny tany dia hofehezina any an-danitra; ary na inona na inona vahanareo ety ambonin'ny tany dia hovahana any an-danitra." Matio 18:18... dia ahoana izany? kay tsy Petera irery indray tampoka?
ho an'ny olona izay mino an'i kristy io. sa ?

Hitanao amin'izany fa tsy azo raisina am-bolony ny tenin'Andriamanitra... ary izany no nahatonga ahy nanontany tsotra hoe iza ilay vato namelan-kafatra???

mazava e ,misaotra mizara
88. niryna ( 25/06/2008 20:40)
bor2lais:

Ahoana indray izany resaka \"voaloboka\" sy \"garana\" izany ry \"Ikaretsaka\" ?

Tsy mitovy izany ny fototra ? Izany hoe tsy mitovy izany Ilay Kristy toriana ?

\"Voaloboka mena\" sy \"Voaloboka fotsy\" kosa angamba no metimety kokoa o !!

:D
89. ikaretsaka ( 25/06/2008 22:09)
niryna:

avoahay hoe ny tantara manamarina fa tsy ny ekar no fiangonana kristianina voalohany?? mba tiana hojerena?

:roll: :roll: :roll: asa aloha izay resaka nifanoavanareo tany aloha tany e :roll: fa moa ve mampiova ny fitiavan'Atra antsika ve ny fahalalana an'izany ?

Misy difference tokoa:
-tsy Ianareo no nifidy Ahy fa Izaho no nifidy anareo ho'zy
-HO avy ianareo hiteny hoe moa ve tsy efa nandroaka demony t@ anaranao ve izahay sy nanasitrana olona t@ anaranao.. dia hovaliany hoe lazaiko marina aminareo fa tsy fantatro akory ianareo!

eo le izy no miseho
90. niryna ( 26/06/2008 04:16)

Voalaza teo :

Fehiny: arakaraka ny hamoron'ikaretsaka zavatra mifanohitra @ voalaza ao @ baiboliny mba hanamarinany tena no vao maika mampibaribary ny fahadisoan'ny zavatra lazainy

HS indray ika

91. bor2lais ( 26/06/2008 09:14)
Hoy Ikaretsaka :
\"bor> tsy heo tsy mitovy fotsiny ny toriana fa ilay \"garana\" mihambo ho \"voaloboka\" satria niara naniry sy naka toetram-boaloboka dia milaza tena ho sampam-boaloboka no olana\"

-> Tsy hiditra lalina @ hoe iza no antsoinao hoe \"voaloboka\" na \"garana\" eto (na dia mivandravandra aza ny tianao tenenina) fa ny tiako hisintonana ny sainao fotsiny, eto @ ity sary asehonao ity, dia navelan\'ny Tompon\'ny tanim-boaloboka niara-naniry izy roroa. Koa raha naka toetram-boaloboka araka ny voalazanao aza ity \"garana\" tsy vao maika tsara aza ve ?

Dia hoy indray ianao hoe :
\"tsy goavy no nataon\'i Jesoa fanoharana fa mety tsy nisy goavy angamba tany israely, fa ny goavy sy ny goavy tsy nahy no tena mifandraika kokoa aza\"

-> Efa niha-nivoatra ny fijerinao raha izany satria ny zava-dehibe dia ilay teny \"goavy\" iombonana.

Hoy ianao hoe :
\"-tsy Ianareo no nifidy Ahy fa Izaho no nifidy anareo ho\'zy
-HO avy ianareo hiteny hoe moa ve tsy efa nandroaka demony t@ anaranao ve izahay sy nanasitrana olona t@ anaranao.. dia hovaliany hoe lazaiko marina aminareo fa tsy fantatro akory ianareo!\"
eo le izy no miseho

-> HS kely sy vazivazy : ary ianao koa mba tia \"tsimpona\" an !
-> Fehiny, amin\'ny Anaran\'ny Tompo :
\"Raha tiako hitoetra izy mandra-pihaviko, ahoanao izany ? fa manaraha Ahy ianao\" (Jaona 21 : 22)
92. ikaretsaka ( 26/06/2008 16:08)
->navelany niara naniry..fa moa ve ny garana hamoa voaloboka? eo ange no resaka e..de hiteny ve ny garana heo eh...voaloboka ireny fa tsy garana nefa hita fa garana be izao?
za ange tsy manda ilay hoe mamoa sy tsy mamoa e...

->ny goavy tsy nahy ve goavy ihany?

ka izay indrindr aanie ry bord2lais e.. manarahy ahy ianao ho'zy fa tsy ianao no nandeha nanao heo za koa hanaraka anareo... ny voromanidina manana ny tranony ho'zy ho an'ireo izay niteny izany
93. Mandefitra ( 27/06/2008 05:14)
Mampihomehy ianao ra Ika ka ... tsy haiko na resaka tiana hateza koa ilay izy.
"Na oviana no iangonan'ny roa na telo @ anarako dia ho eo afovoany Aho" hoy Jesosy.
ka na hiteny aza ianao hoe zahay ihany no voaloboka fa ny sisa garana ... eritreritrao manokana zay ... fa ny Tompo mahalala ny Azy.
94. prime ( 27/06/2008 08:01)
ikaretsaka:
avoahay hoe ny tantara manamarina fa tsy ny ekar no fiangonana kristianina voalohany?? mba tiana hojerena?
...

Dia hoy ny tenin'Andriamanitra amin'ny anaran'i Kristy :

"Ary raha niara-niangona* teo aminy Jesosy, dia namepetra azy tsy hiala an'i Jerosalema, fa hiandry ny teny fikasan'ny Ray, izay efa renareo tamiko, hoy Izy; [*Na: niara-nihinana]" Asan'ny Apostoly 1:4

Kristy mihitsy no nandidy ny Apostoly 11 lahy (mbola tsy voafidy ilay hisolo an'i Jodast teto) tsy hiala tao Jerosalema satria ao no hiorenan'ny fiangonana krsitiana voalohany... io no teny ifotoran'ny teny fikasana izay miorina amin'ny fanomezan'Andriamanitra ny Fanahy Masina voalohany ho mariky ny fitsanganan'ny fiangonana...

"1 [Ny nilatsahan'ny Fanahy Masina tamin'ny Andro Pentekosta, sy ny tori-teny nataon'i Petera tamin'izany] Ary nony tonga ny Andro Pentekosta, dia teo amin'ny fitoerana iray izy rehetra.2 Ary nisy feo tonga tampoka avy tany an-danitra, toy ny rivotra mahery mifofofofo, ka nanenika ilay trano niangonany." Asan'ny Apostoly 2:2

"[Ny fahagagana nataon'ny Apostoly sy ny nandrosoan'ny fiangonana] Ary ny tanan'ny Apostoly no nanaovana famantarana sy fahagagana maro teo amin'ny vahoaka; ary izy rehetra niray saina teo amin'ny Fialofan'i Solomona;" Asan'ny Apostoly 5:12

"Ary rehefa tonga tany Jerosalema izy, dia noraisin'ny fiangonana sy ny Apostoly ary ny loholona*, ka dia nilaza izay rehetra efa nataon'Andriamanitra tamin'ny nombany azy. [* Gr. presbytera]" Asan'ny Apostoly 15:4... eto dia efa tsy i Petera intsony ny resaka fa i Paoly sy Barnabasy...

"Ary sitraky ny Apostoly sy ny loholona* mbamin'ny fiangonana rehetra ny hifidy olona amin'ny namany mba hirahina hiaraka amin'i Paoly sy Barnabasy hankany Antiokia, dia Joda, izay atao hoe Barnabasy, sy Silasy, izay lehilahy samy tsara laza eo amin'ny rahalahy; [* Gr. presbytera]" Asan'ny Apostoly 15:22... mampiseho fa misionan'ny fiangonana mihitsy ny nanorenan'i Paoly sy ny mpiara-dia taminy fiangonana nitety faritra maro...

"Dia nandeha namaky an'i Syria sy Kilikia izy nampahery ny fiangonana tany." Asan'ny Apostoly 15:41... I Paoly sy Baranabasy hatrany ihany koa ohatra no nambara teto... ary ny fiangonana rehetra niforona tamin'ireny toerana ireny dia mbola maro no mijoro mandrak'ankehitriny saingy katolika ortodoksa avokoa izy ireny amin'izao...

Ireo rehetra ireo dia tao Jerosalema sy niainga avy tao avokoa... ka aiza ho aiza ilay hoe EKAR io fiangonana voalohany io?

Fa rehefa tena mamaky ny boky Asan'ny Apostoly manontolo dia mazava tsara ny amin'ny momba ny fiangonana voalohany io... raha tsy mbola hiditra lalina koa aza hoe fa naninona no i Paoly no tena nanao asa misiona sy niaingan'ny asa fitoriana filazantsara betsaka indrindra nitodika tamin'ny jentilisa...

Ny ahy ry Ika dia tsotra... tsy anaram-piangonana no tian'i Kristy ambara amin'ny hoe sampany araka ny fanoharana mikasika Azy nanambara ny tenany hoe Izy no voaloboka... izaho na hitabataba toa inona ary tsy afaka ny hanamarina na dia iray dia aza fa ny FJKM no sampany... (izaho FJKM) sady tsy afaka ny hanamarina an'izany aho no tsy afaka hitompo teny fantatra hoe ny FJKM no tena izy... ny fampianaran'i Kristy dia tsotra, izay miray Aminy dia sampany, ary mamoa be dia be... tsy anarana izany fa aina... izay manana an'i Kristy dia manana ilay fiainana ao Aminy ary miray sy velona ao Aminy, sady fantany no malalany... fa tsy hoe izaho FJKM ohatra dia manana ho azy izany satria izaho mitondra anaram-piangonana azo hamarinana ara-tantara fa hoe an'i Kristy... tsia dia tsia...
95. ikaretsaka ( 27/06/2008 19:58)
fa taiza daholo ireo no ni se relier ry prime na i paoly aza?.. tany @ foibe mazava ho azy.. dia iza no mpiandraikitra ny foibe? i Piera!
(io toa nodianao fanina)
Ny momban'i Barnabe sy ry silasy sy ny sisa... "Sitraky ny apostoly" .....
izany hoe approved aloha
96. niryna ( 28/06/2008 04:41)
Mandefitra:

Mampihomehy ianao ra Ika ka ... tsy haiko na resaka tiana hateza koa ilay izy.
"Na oviana no iangonan'ny roa na telo @ anarako dia ho eo afovoany Aho" hoy Jesosy.
ka na hiteny aza ianao hoe zahay ihany no voaloboka fa ny sisa garana ... eritreritrao manokana zay ... fa ny Tompo mahalala ny Azy.

marina tanteraka
:D
97. niryna ( 28/06/2008 05:03)
Hoy Ikaretsaka :
"bor> tsy heo tsy mitovy fotsiny ny toriana fa ilay "garana" mihambo ho "voaloboka" satria niara naniry sy naka toetram-boaloboka dia milaza tena ho sampam-boaloboka no olana"[/quote] io ilay hoe fantaro ny voa afafiny ary mipoitra eny any e...ary na samy isika aza dia efa samy mahalala an'izany.
Mitoera amiko hoy ny 'Tompo ary Izaho koa hitoetra ao aminareo[/b]
bor2lais:

-> Tsy hiditra lalina @ hoe iza no antsoinao hoe "voaloboka" na "garana" eto (na dia mivandravandra aza ny tianao tenenina) fa ny tiako hisintonana ny sainao fotsiny, eto @ ity sary asehonao ity, dia navelan'ny Tompon'ny tanim-boaloboka niara-naniry izy roroa. Koa raha naka toetram-boaloboka araka ny voalazanao aza ity "garana" tsy vao maika tsara aza ve ?
marina izany vao maika mitombo ny element ary dia miaraka faly miaraka amintsika rehetra ny anjely any an-danitra satria misy iray voasoratra ao anatin'ny boky volamena indray(dia ny bokin'ny fiainana izany) ie .Midera an'i Jehovah aho fa tsara Izy ary mandrakizay ny famindrampony.
ikaretsaka:

Dia hoy indray ianao hoe :
"tsy goavy no nataon'i Jesoa fanoharana fa mety tsy nisy goavy angamba tany israely, fa ny goavy sy ny goavy tsy nahy no tena mifandraika kokoa aza"
mbola diso ihany koa io fa fig no anarany,ny fig dia mamy
ary ity no sariny

ka goavy tsy nahy ......taranaky ny goavy ihany ve ny goavy tsy nahy ?
bor2lais:

-> Efa niha-nivoatra ny fijerinao raha izany satria ny zava-dehibe dia ilay teny "goavy" iombonana.
hmm

Hoy ianao hoe :
"-tsy Ianareo no nifidy Ahy fa Izaho no nifidy anareo ho'zy
bravo ikaretsaka ,tohizo fa tsara .

-HO avy ianareo hiteny hoe moa ve tsy efa nandroaka demony t@ anaranao ve izahay sy nanasitrana olona t@ anaranao.. dia hovaliany hoe lazaiko marina aminareo fa tsy fantatro akory ianareo!"
eo le izy no miseho
omeo tehaka izy e,manao ny ahy io !!!
marina izany ireo izay anti-krista na mpanohitra an'i kristy no manao an'ireo,mampiseho fahagagana sns sy manoro voana olona,fa fantan'ny . olona ihany no hinoany ka fantany izay fanahy miaraka aminy

-> HS kely sy vazivazy : ary ianao koa mba tia "tsimpona" an !

toy ny rano atetehy eo ambony vatolampy ny tenin'Atra ka farany tsy maintsy misy voaray foana na dia manohitra an'izany aza ny olona ,indrindra moa fa manaraka ny fivavahana izay ataon'ny namana.Misy miditra aty amintsika foana ka .

-> Fehiny, amin'ny Anaran'ny Tompo :
"Raha tiako hitoetra izy mandra-pihaviko, ahoanao izany ? fa manaraha Ahy ianao" (Jaona 21 : 22)
misaotra e,io ikaretsaka valio a.

:-*
98. niryna ( 28/06/2008 05:07)
ikaretsaka:

->navelany niara naniry..fa moa ve ny garana hamoa voaloboka? eo ange no resaka e..de hiteny ve ny garana heo eh...voaloboka ireny fa tsy garana nefa hita fa garana be izao?
za ange tsy manda ilay hoe mamoa sy tsy mamoa e...

->ny goavy tsy nahy ve goavy ihany?

ka izay indrindr aanie ry bord2lais e.. manarahy ahy ianao ho'zy fa tsy ianao no nandeha nanao heo za koa hanaraka anareo... ny voromanidina manana ny tranony ho'zy ho an'ireo izay niteny izany

:roll: :roll: :roll: fitoriana teny ve io e ? :roll:
99. niryna ( 28/06/2008 05:15)
ikaretsaka:
avoahay hoe ny tantara manamarina fa tsy ny ekar no fiangonana kristianina voalohany?? mba tiana hojerena?
...
prime:

Dia hoy ny tenin'Andriamanitra amin'ny anaran'i Kristy :

"Ary raha niara-niangona* teo aminy Jesosy, dia namepetra azy tsy hiala an'i Jerosalema, fa hiandry ny teny fikasan'ny Ray, izay efa renareo tamiko, hoy Izy; [*Na: niara-nihinana]" Asan'ny Apostoly 1:4

Kristy mihitsy no nandidy ny Apostoly 11 lahy (mbola tsy voafidy ilay hisolo an'i Jodast teto) tsy hiala tao Jerosalema satria ao no hiorenan'ny fiangonana krsitiana voalohany... io no teny ifotoran'ny teny fikasana izay miorina amin'ny fanomezan'Andriamanitra ny Fanahy Masina voalohany ho mariky ny fitsanganan'ny fiangonana...

"1 [Ny nilatsahan'ny Fanahy Masina tamin'ny Andro Pentekosta, sy ny tori-teny nataon'i Petera tamin'izany] Ary nony tonga ny Andro Pentekosta, dia teo amin'ny fitoerana iray izy rehetra.2 Ary nisy feo tonga tampoka avy tany an-danitra, toy ny rivotra mahery mifofofofo, ka nanenika ilay trano niangonany." Asan'ny Apostoly 2:2

"[Ny fahagagana nataon'ny Apostoly sy ny nandrosoan'ny fiangonana] Ary ny tanan'ny Apostoly no nanaovana famantarana sy fahagagana maro teo amin'ny vahoaka; ary izy rehetra niray saina teo amin'ny Fialofan'i Solomona;" Asan'ny Apostoly 5:12

"Ary rehefa tonga tany Jerosalema izy, dia noraisin'ny fiangonana sy ny Apostoly ary ny loholona*, ka dia nilaza izay rehetra efa nataon'Andriamanitra tamin'ny nombany azy. [* Gr. presbytera]" Asan'ny Apostoly 15:4... eto dia efa tsy i Petera intsony ny resaka fa i Paoly sy Barnabasy...

"Ary sitraky ny Apostoly sy ny loholona* mbamin'ny fiangonana rehetra ny hifidy olona amin'ny namany mba hirahina hiaraka amin'i Paoly sy Barnabasy hankany Antiokia, dia Joda, izay atao hoe Barnabasy, sy Silasy, izay lehilahy samy tsara laza eo amin'ny rahalahy; [* Gr. presbytera]" Asan'ny Apostoly 15:22... mampiseho fa misionan'ny fiangonana mihitsy ny nanorenan'i Paoly sy ny mpiara-dia taminy fiangonana nitety faritra maro...

"Dia nandeha namaky an'i Syria sy Kilikia izy nampahery ny fiangonana tany." Asan'ny Apostoly 15:41... I Paoly sy Baranabasy hatrany ihany koa ohatra no nambara teto... ary ny fiangonana rehetra niforona tamin'ireny toerana ireny dia mbola maro no mijoro mandrak'ankehitriny saingy katolika ortodoksa avokoa izy ireny amin'izao...

Ireo rehetra ireo dia tao Jerosalema sy niainga avy tao avokoa... ka aiza ho aiza ilay hoe EKAR io fiangonana voalohany io?

Fa rehefa tena mamaky ny boky Asan'ny Apostoly manontolo dia mazava tsara ny amin'ny momba ny fiangonana voalohany io... raha tsy mbola hiditra lalina koa aza hoe fa naninona no i Paoly no tena nanao asa misiona sy niaingan'ny asa fitoriana filazantsara betsaka indrindra nitodika tamin'ny jentilisa...

Dia teo koa no nanomboka ny atao hoe kristiana e ?
prime:

Ny ahy ry Ika dia tsotra... tsy anaram-piangonana no tian'i Kristy ambara amin'ny hoe sampany araka ny fanoharana mikasika Azy nanambara ny tenany hoe Izy no voaloboka... izaho na hitabataba toa inona ary tsy afaka ny hanamarina na dia iray dia aza fa ny FJKM no sampany... (izaho FJKM) sady tsy afaka ny hanamarina an'izany aho no tsy afaka hitompo teny fantatra hoe ny FJKM no tena izy... ny fampianaran'i Kristy dia tsotra, izay miray Aminy dia sampany, ary mamoa be dia be... tsy anarana izany fa aina... izay manana an'i Kristy dia manana ilay fiainana ao Aminy ary miray sy velona ao Aminy, sady fantany no malalany... fa tsy hoe izaho FJKM ohatra dia manana ho azy izany satria izaho mitondra anaram-piangonana azo hamarinana ara-tantara fa hoe an'i Kristy... tsia dia tsia...

misaotra prime a .Mitovy hevitra aminao koa aho ary efa im-betsaka io no lazaiko fa izay tsy mitovy ny rafiny dia ataony ho secta avokoa.

:oops: :roll: :cry: :cry:
100. ikaretsaka ( 28/06/2008 15:19)
ny fampianaran'i Kristy dia tsotra, izay miray Aminy dia sampany, ary mamoa be dia be... tsy anarana izany fa aina... izay manana an'i Kristy dia manana ilay fiainana ao Aminy ary miray sy velona ao Aminy, sady fantany no malalany... fa tsy hoe izaho FJKM ohatra dia manana ho azy izany satria izaho mitondra anaram-piangonana azo hamarinana ara-tantara fa hoe an'i Kristy... tsia dia tsia...

IO nataoko bold io ange valianareo a travers foana e: tsy misy miteny hoe iza no iza ary fa jereo akaiky fotsiny "raha miray @ voaloboka (Kristy) ve ny garanadrelina (ireo izay milaza sy manao ny tenany fa izy koa), mindrana tanteraka ny fanirin'ny voaloboka sy ny sampany izy ireny, ny alokalony.. (tsy anarana fa aina ho'zy i prime)...ny zezika ..ny rano nanondrahana azy... ka mamoa be tokoa .... ary namoa be noho ilay sampam-boaloboka aza!
dia ho Voaloboka ve ho'a ny voa no avoakany???
Diniho lalina ange e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1236