Voaloboka: Ny sampany izay tsy mamoa dia esorina
21. fahamarinana
(
18/06/2008 06:14)
:arrow: :roll: ndraindray dia mahavariana sy mahatalanjona ny valiteny omenao.Bref,ianao moa toa izany hatrany.Averiko foana fa ny Fitoriana entinao misy tokoa dia mahvelon'aina fa rehefa arahana eson-teny dia tena mahagaga ndray :ohatran'ny olona karazany 2 no miteny.Eritreritro manokana moa iny an.... :) (l)
22. niryna
(
18/06/2008 06:14)
Namonjy olona ve izy,firy ny olona voavonjy ny fanahiny?
Nanasitrana olona ve izy ? nanao fahagagana ve ?
Tsia .Satria Atr'izao tontolo izao ilay heveriny ho mpitondra.
Mba nanonona an'i kristy ve izy ?Tsia ,mba niteny ve izy hoe any amin'i kristy no misy ny famonjena fa izaho hiraka fotsiny ?
Tsia ,na efa teo ambavan'ny fahafatesana aza ny sasany izay noheverina fa ambony indrindra,tsy nanonina ny anaran'i kristy fa ny hoe andeha ho any amin'i....Aho rahatrizay ka miala ety ....aoka izay fa mitatra
Aleo tsy hitariko ny resaka fa mety misy mahafantatra ny tiako ho tenenina ary mety misy tsy mahalala.
Finoana no voalohany indrindra ry ari-malala (vakio ny Hebreo 11 dia ho azonao ny tiako tenenina.
Ireo izao no ohatra alaivo raha misy olon'Atra mampianatra antsika .

23. ari.malala
(
18/06/2008 06:15)
Ianagaviana anie ianao ry niryna mba tsy hamadika resaka raha azo atao e! taiza hoaiza i ika no nteny hoe aza vakiana ny baiboly? mba afaka tsimponinao (toy ny efa fataonao hatrizay:-P) sy entinao eto ve ny nitenenany hoe aza vakiana ny baiboly??? ary mba aiza ny valin'ireo fanontaniana napetrako? Misaotra mialoha! Olona 3 izhay no miandry valinteny ka mba valio azafady.
24. niryna
(
18/06/2008 06:31)
ari.malala:dia anjaranao no mieriteritra.
fanontaniana,
1/ ilay mitabataba sy miseho ety ivelany hoe mitondra baiboly iany ve no atao hoe mitory teny , sa refa manao asa fanasoavana v ianao ts efa manatanteraka ilay hoe tiavo ny namanao tahaka ny tenanao?
Ny fo no tadiavin'Atra antsika mba hiova ,fa tsy ny fitondrana baiboly na ny fitabatabana akory,inona moa no olana amin'izany rehefa voaantson'Atra hitory eny ankalamanjana izy ?
Afaka mitsara, afaka miteny izay tiany daholo ny olona fa Atra irery no mahalala ny ao anatin'ny fon'ny tsirairay.Izaho,hianao ,ny olona eritreretinao sy tsarainao.
io ilay noteneniko hoe fantaro ny fanahy .ka izany no hianarana ny tenin'Atra amin'izay tsy hiteny hoe ao amin'ny Jaona ao angamba izy izay na Matio ao amboaloandoany ao,omena reference ny olona,ny famakiana ny tenin'Atra no andresean-dahatra ny mpianatra sa tsy izany no ampianarina ny ankizy ? Asa aloha e.
2/ Ahoana izany mampianatra vilana izany? dia toy ny ahoana no mampianatra mahitsy?
Tadidio fa tsy maintsy mino na misy manohitra foana ny te nenina izany koa akory tsy midika ho tapi-pahaizana,samy mizara izay nianarany dia anjaran'ny tsi 1 1 no mandry azy
Ny ahazo valiny mahafapo aloha dia araky ny mandray azy io ,hafafy izay fantatro fa izay mandray dia mandray,ary tsy afaka ny hanome fahafapo aho fa ny famakiana ny tenin'Atra,ny fandalinana an'izany,ny famerimberenana sy fakana naoty izay vaovao mahafaly sy mahasona lazainy namana ny ahy no ataoko ary dinihi ko ao anaty baiboly raha mitombona na tsia ary mangataka amin'Atra aho ny omeny ny fanahy mas.ina hanazava ahy.
3/ Azo hazavaina v ny tian'ny mpanoratra lazaina @ hoeniryna:
ireo no santionany dia anjarantsika no mandray izay tenenin'ny olona (io ilay hoe fantaro ny fanahin'ireo mizara ho antsika
Manantena valiny mahafapo!
:-* You cannot please everybody.Tsy afaka ny hanome fahafahapo ny rehetra ny olona iray.Samy manana ny heviny sy ny fandraisany ary ny nampianarana azy io.Raha toa kosa ka miresaka famonjena dia voalazako ary lazaiko eto foana fa any amin'i kristy irery ihany no misy ny famonjena,tsy misy anasorana na ampiana fa any aminy irery.Tsy mila na inona na inona fa ny fo no manatona amin'ny fotoana izay hiantsoana azy.
25. niryna
(
18/06/2008 06:33)
fahamarinana:
:arrow: :roll: ndraindray dia mahavariana sy mahatalanjona ny valiteny omenao.Bref,ianao moa toa izany hatrany.Averiko foana fa ny Fitoriana entinao misy tokoa dia mahvelon'aina fa rehefa arahana eson-teny dia tena mahagaga ndray :ohatran'ny olona karazany 2 no miteny.Eritreritro manokana moa iny an.... :) (l)
:D
26. ari.malala
(
18/06/2008 06:55)
Fanontaniana manaraka, ilaina mintsy ve ny manao fahagagana sy manasitrana olona vao azo atao hoe mpianatra sy mpanaradia an'i Kritsy? toa izany mantsy no fahazoako ilay ohe
Voalaza teo :
Namonjy olona ve izy,firy ny olona voavonjy ny fanahiny?
Nanasitrana olona ve izy ? nanao fahagagana ve ?
Hoy i niryna:
Tsy ny asa no mahavonjy ahy,tsy ny fandehanako any am-piangonana no mahavonjy ahy,tsy ny fanampiako ny olona no mahavonjy ahyk.
Ny finoako an'i kristy,ny fametrahako ny fiainako aminy irery ihany
dia ahoajna hoa ilay hoe finoana tsy arahin'asa maty?? sa asa manoa ahoana no lazainao fa asa mahavonjy?
Hoy i niryna:
Ny anay nampianarina mba hitory ny tenin'Atra ,hizara ny fahasoavana, hijoro vavolombelona ny amin'ny ahoana no nahatonga anao hino an'ATra na i kristy.Ny nahatonga anao amin'izao fiainana izao.
Dia zaraiko aminao ny evanjely natolotry ny Fiangonana hovakiana sy hodinihina androany ao @ Jereo eto d vakio sy diniho fa misy ifandraisany be dia be @ ataonao sy ny toetranao io hihih! indrindra ilay oe tia mitsangana mba ho hitann'y olona hihihihi! eto indray tsy mitsangana fa mandefa lohahevitra bedabe d hoe??? hihihiimazotoa!

27. bor2lais
(
18/06/2008 08:45)
Rehefa mandinika ny lohahevitra sy ny voalaza rehetra eto aho dia mahatsapa fa tanjona mitovy ihany no kendren\'ny Kristiana tsi11 eto, izany hoe mitovy ny \"fond\" : fampandrosoana ny asa fitoriana ny Filazantsaran\'i Kristy.
Ny tsy mampitovy hevitra dia eo @ fomba na \"forme\" (na \"méthode\") hanaovana na hanatanterahana izany. Io indray dia miankina @ fitaizana ara-panahy sy ny fanomezam-pahasoavana azon\'ny tsi11.
Araka ny hevitro dia tsy mety loatra raha asiana ady hevitra be io \"forme\" io fa ny zava-dehibe dia ilay tanjona na \"fond\" iraisana.
Na izany aza dia misy fanazavana kely tiako entina mikasika ny fanontaniana napetrak\'i ari.malala momba ny finoana sy ny asa.
\"Ny finoana irery ihany no mahavonjy\" hoy i Niryna (io dia isan\'ny fototra @ finoana protestà), izany hoe tsy ny asa ataoko akory no mahavonjy ahy fa ny finoako Azy irery ihany, ary fahasoavana maimaim-poana izany fa tsy noho ny famendrehako akory. Lafo vidy t@ Kristy (satria ny ràny no latsaka t@ izany) io famonjena ahy io (izay nekeko sy noraisiko t@ alàlan\'ny finoana Azy ka iantsoana ahy hoe Kristiana) ka tokony handeha mendrika izany aho (tsy famonjena \"au rabais\" akory).
Ny fahatsapako fa olom-boavonjy aho no manesika ahy hanao am-pifaliana sy am-pitiavana ny asa iraka ampanaovin\'ny Tompo ahy (maro ny endrik\'izany asa iraka izany eto @ izao tontolo izao).
Izany hoe ilay \"asa\" voalaza ao @ Jakoba dia vokatry ny finoana Azy.
Tsy ho tsapako anefa ny halehiben\'izany famonjena izany raha tsy tsara ny fifandraisako Aminy (io ilay antsoina hoe \"relation verticale\"). Izany hoe rehefa tsara ny fifandraisako amin\'Andriamanitra dia (tokony) \"mandeha ho azy\" ny fifandraisako amin\'ny manodidina ahy izay anaovako ny asa iraka (io no antsoina hoe \"relation horizontale\" toy ny lakroa).
Ny tiako tenenina dia hoe : ny asa dia vokatry ny finoana. Ka raha miverina @ ilay lohahevitra izany dia toy izao :
- ilay sampana tsy mamoa dia azo ampitahaina @ Kristiana tsy manao ny asa iraka : ny fifandraisana \"matory\" (relation horizontale) no tsy mahomby.
- matoa tsy mety io fifandraisana \"matory\" io (kizikizitina, mora tezitra, fankahalàna, sns) dia ny fifandraisana \"mitsangana\" (matetika) no misy tsy mety : tokony manontany tena ary aho hoe \"manao ahoana ny fifandraisako @ Andriamanitra (androany) ? \"
- rehefa ratsy ny fifandraisana \"mitsangana\" dia miha-maina ilay sampana satria \"miha-mihataka\" @ foto-boaloboka, tsy mitondra voa intsony ... : maty ilay finoana.
Eto no mipetraka ny voalazan\'i Jakoba hoe : \"ny finoana tsy arahin\'asa dia maty\".
Sao lava loatra fa dia misaotra antsika namaky hatramin\'ny farany.

28. ari.malala
(
18/06/2008 09:09)
niryna, miala tsiny fa tsy nety ilay "jereo eto" teo aloha fa ity no izy http://baiboly.katolika.org/boky/Matio/6:1-6,16-18
momba ilay asa iany... raha nanao ilay fanoharana momba ny samaritana tsara fanahy i Jesoa d ahoana no namaranany azy? ianao koa mandehana ka manaova toy izany.... tsisy resaka mintsy ao hoe ndana mitabataba eraky ny arabe hoe za talou nanao anizao sy izao d zao ah lasa izao sy izao... fa nirahiny hiasa le oul hanasoa ny mpiarabelona aminy.

29. bor2lais
(
18/06/2008 12:29)
ari.malala:
niryna, miala tsiny fa tsy nety ilay \"jereo eto\" teo aloha fa ity no izy http://baiboly.katolika.org/boky/Matio/6:1-6,16-18
momba ilay asa iany... raha nanao ilay fanoharana momba ny samaritana tsara fanahy i Jesoa d ahoana no namaranany azy? ianao koa mandehana ka manaova toy izany.... tsisy resaka mintsy ao hoe ndana mitabataba eraky ny arabe hoe za talou nanao anizao sy izao d zao ah lasa izao sy izao... fa nirahiny hiasa le oul hanasoa ny mpiarabelona aminy.
-> arakaraka ny lafiny andraisana ilay fehezanteny hoe : \"ianao koa mandehana ka manaova toy izany\" angamba.
1. Raha ilay samaritana no heverina fa alain-tahaka dia mitombona ny hevitra naroson\'i ari.malala : \"nirahiny hiasa le oul hanasoa ny mpiarabelona aminy\" .
2. Fa azo raisina koa hoe : ianao ilay naratra (novonjen\'ilay Samaritana) izay tsy manana na inona na inona hianteherana intsony (\"dos au mur\" hoy ny fitenenana) fa miandry mpamonjy sisa. Mety azo heverina ihany angamba fa lasa nitantara ny nanjo azy sy ny fomba namonjena azy ilay naratra rehefa sitrana. Ary tsy dia misy mahadiso an\'izany angamba !
Tsiahivina fa amin\'ity tranga ity dia namaly ny fanontanian\'olona iray i Kristy : \"iza no namako ?\" Rehefa avy nanao ny fanoharana Izy dia nametraka fanontaniana t@ ilay olona hoe : \"iza moa no tena naman\'ilay naratra ?\" Dia namaly ilay olona hoe : \"ilay namonjy azy\". Dia niteny @ izay Izy hoe : \"ianao koa mandehana ka manaova toy izany\". Ilay olona miresaka Aminy eto (izay mitady namana) izany no ilay naratra voalaza @ fanoharana.
Sa ahoana hoy ianao ?
30. ari.malala
(
18/06/2008 13:36)
izay ny fandehan'ny tantara hoe namaly ilay fanontaniana i Kristy hoe iza no namako ary naniraka ilay nanontany, fa raha izaho no eo am toeran'ilay novonjena d tsy mi se contenter mitantara ny namonjena ahy ftsn aho fa mamonjy iany koa refa misy occasion anaovana izany! izay ilay hoe nahazo maimaimpoana d manome maimaimpoana anie e! ansan'ny asa anirahan'ny Tompo iany koa izany mantsy!
31. bor2lais
(
18/06/2008 14:01)
ari.malala:
izay ny fandehan\'ny tantara hoe namaly ilay fanontaniana i Kristy hoe iza no namako ary naniraka ilay nanontany, fa raha izaho no eo am toeran\'ilay novonjena d tsy mi se contenter mitantara ny namonjena ahy ftsn aho fa mamonjy iany koa refa misy occasion anaovana izany! izay ilay hoe nahazo maimaimpoana d manome maimaimpoana anie e! ansan\'ny asa anirahan\'ny Tompo iany koa izany mantsy!
-> Iombonako tanteraka ny voalazanao ...
32. ikaretsaka
(
18/06/2008 17:07)
ari.malala:
izay ny fandehan'ny tantara hoe namaly ilay fanontaniana i Kristy hoe iza no namako ary naniraka ilay nanontany, fa raha izaho no eo am toeran'ilay novonjena d tsy mi se contenter mitantara ny namonjena ahy ftsn aho fa mamonjy iany koa refa misy occasion anaovana izany! izay ilay hoe nahazo maimaimpoana d manome maimaimpoana anie e! ansan'ny asa anirahan'ny Tompo iany koa izany mantsy!
marina tanteraka.... izay no ilazako ilay hoe tsy vitan'ny fijoroana vavolombelona ny asam-pamonjena sy ny asam-pinoana...
fa ny fizarana sy fampanjakana fitiavana aza indrindra indrindra!
ny tsotra indrindra @ fanataterahana io dia ny fi integrena eo anivon'ny mpiara belona sy ny fanampiana azy ireny @ "struggle" ananany andavanandro..
"vavaka ny isan'androko" Hoy i St Francois d'assise izay
33. niryna
(
18/06/2008 17:30)
niryna:
Ny tenin'Atra dia manambara amintsika fa Izaho no tena voaloboka (kristy io an )ny Raiko no mpamboatra.Ny sampany rehetra eo amiko izay tsy mamoa dia esoriny; fa ny sampany rehetra izay mamoa kosa dia amboarina mba hamoa bebe kokoa Jaona 15: 1-2
Eto amin'ity fanoharana ity dia manambara amintsika i kristy fa izy no Voaloboka,ny Rainy no mpamboatra ,na mpahary .Ireo izay rehetra manaraka Azy dia sampany avy amin'i kristy avokoa. Izay manankina ny fiainana Aminy ka mametraka izany fiainana izany ho eo am-pelantanany dia tsy ho very,tsy ho kivy,tsy hanana fahatahorana ary dia hamony ,hiroborobo avokoa.
Ary Atra dia mananatena antsika tsi11 avy mba hamokatra be dia be kokoa.
" Mandehana torio ny filaaan-tsara ary ataovy ho mpianatro ny firenena rehetra"
http://baiboly.org/toko.asp?boky=JAONA&toko=15&andininy=2-8&dika=
34. niryna
(
18/06/2008 17:36)
bor2lais:
Rehefa mandinika ny lohahevitra sy ny voalaza rehetra eto aho dia mahatsapa fa tanjona mitovy ihany no kendren'ny Kristiana tsi11 eto, izany hoe mitovy ny "fond" : fampandrosoana ny asa fitoriana ny Filazantsaran'i Kristy.
Ny tsy mampitovy hevitra dia eo @ fomba na "forme" (na "méthode") hanaovana na hanatanterahana izany. Io indray dia miankina @ fitaizana ara-panahy sy ny fanomezam-pahasoavana azon'ny tsi11.
Araka ny hevitro dia tsy mety loatra raha asiana ady hevitra be io "forme" io fa ny zava-dehibe dia ilay tanjona na "fond" iraisana.
Na izany aza dia misy fanazavana kely tiako entina mikasika ny fanontaniana napetrak'i ari.malala momba ny finoana sy ny asa.
"Ny finoana irery ihany no mahavonjy" hoy i Niryna (io dia isan'ny fototra @ finoana protestà), izany hoe tsy ny asa ataoko akory no mahavonjy ahy fa ny finoako Azy irery ihany, ary fahasoavana maimaim-poana izany fa tsy noho ny famendrehako akory. Lafo vidy t@ Kristy (satria ny ràny no latsaka t@ izany) io famonjena ahy io (izay nekeko sy noraisiko t@ alàlan'ny finoana Azy ka iantsoana ahy hoe Kristiana) ka tokony handeha mendrika izany aho (tsy famonjena "au rabais" akory).
Ny fahatsapako fa olom-boavonjy aho no manesika ahy hanao am-pifaliana sy am-pitiavana ny asa iraka ampanaovin'ny Tompo ahy (maro ny endrik'izany asa iraka izany eto @ izao tontolo izao).
Izany hoe ilay "asa" voalaza ao @ Jakoba dia vokatry ny finoana Azy.
Tsy ho tsapako anefa ny halehiben'izany famonjena izany raha tsy tsara ny fifandraisako Aminy (io ilay antsoina hoe "relation verticale"). Izany hoe rehefa tsara ny fifandraisako amin'Andriamanitra dia (tokony) "mandeha ho azy" ny fifandraisako amin'ny manodidina ahy izay anaovako ny asa iraka (io no antsoina hoe "relation horizontale" toy ny lakroa).
Ny tiako tenenina dia hoe : ny asa dia vokatry ny finoana. Ka raha miverina @ ilay lohahevitra izany dia toy izao :
- ilay sampana tsy mamoa dia azo ampitahaina @ Kristiana tsy manao ny asa iraka : ny fifandraisana "matory" (relation horizontale) no tsy mahomby.
- matoa tsy mety io fifandraisana "matory" io (kizikizitina, mora tezitra, fankahalàna, sns) dia ny fifandraisana "mitsangana" (matetika) no misy tsy mety : tokony manontany tena ary aho hoe "manao ahoana ny fifandraisako @ Andriamanitra (androany) ? "
- rehefa ratsy ny fifandraisana "mitsangana" dia miha-maina ilay sampana satria "miha-mihataka" @ foto-boaloboka, tsy mitondra voa intsony ... : maty ilay finoana.
Eto no mipetraka ny voalazan'i Jakoba hoe : "ny finoana tsy arahin'asa dia maty".
Sao lava loatra fa dia misaotra antsika namaky hatramin'ny farany.
Yes, =D> =D> misaotra anao aho nanazava anay rehetra.
"Minoa fotsiny ihany dia ho vonjena hianao sy ny ankohonanao."
Inona no ataonay mba ahazoanay famonjena hoy ilay mpiandry gadra?
Dia hoy ny navalin'ny mpianatr'i kristy hoe minoa fotsiny ihany dia hovonjena hianao sy ny ankohonanao.Ary dia nino izy ary natao batisa avokoa ny fianakaviany
35. niryna
(
18/06/2008 17:41)
ari.malala:
Ianagaviana anie ianao ry niryna mba tsy hamadika resaka raha azo atao e! taiza hoaiza i ika no nteny hoe aza vakiana ny baiboly? mba afaka tsimponinao (toy ny efa fataonao hatrizay:-P) sy entinao eto ve ny nitenenany hoe aza vakiana ny baiboly??? ary mba aiza ny valin'ireo fanontaniana napetrako? Misaotra mialoha! Olona 3 izhay no miandry valinteny ka mba valio azafady.
ari-malala a,tsy ho akory natao himaliana ny eto ary tsy any koa no tanjoko.Mandehana avadibadio any daholo ny forim fa tsy rehefa hoe niryna no miteny dia toheriko ny teniny aryy omeko vahana foana ikaretsaka.
Avelao ny tantara no hitsara fa tsy ant sika izany.
Im-piry izy no miteny ? Ny voa hafafy no hitsarana azy e.
Miandry valinteny ? dia vereno vakiana ny baiboly :roll: :roll:
36. fahamarinana
(
19/06/2008 06:22)
:arrow: f'angaha moa rehefa mangataka valiny ny olona dia mifamaly izay ? matoa ny olona manontany fanampin_kevitra dia misy tsy mazava ny napetraka.
Normal rahatoa i niryna no ametrahana fanontaniana satria niryna no nanokatra dinika.Jereo zao bor2lais namaly dia naninona ?????.
:arrow: Sao dia mba tsy mety loatra ilay famaly? Sao dia mba malahelo ianao raha averin'olona aminao io rehefa manokatra dinika ianao ?
Amiko manokana tsy manohitra anao ny olona fa ny fomba fanazavanao azy.Hoy ika zay hoe tsy ny olona no miady fa ny hevitra .Rahoviana re vao hilatsaka ao an-tsaintsika ny tena dikan'izay ?
Azo atao koa zany hoe rehefa ika sy ari. no miteny dia manohitra i niryna ve ?toa io voalazanao io.
Bref tsetsatsetsa tsy aritro iny mba hifandaminana fontsiny fa anjaran'ny tsi11 no mandray na tsia.
bor2lais :misaotra tamin'ny fanazavana. :) (l)
Normal rahatoa i niryna no ametrahana fanontaniana satria niryna no nanokatra dinika.Jereo zao bor2lais namaly dia naninona ?????.
niryna:
Miandry valinteny ? dia vereno vakiana ny baiboly
:arrow: Sao dia mba tsy mety loatra ilay famaly? Sao dia mba malahelo ianao raha averin'olona aminao io rehefa manokatra dinika ianao ?
Amiko manokana tsy manohitra anao ny olona fa ny fomba fanazavanao azy.Hoy ika zay hoe tsy ny olona no miady fa ny hevitra .Rahoviana re vao hilatsaka ao an-tsaintsika ny tena dikan'izay ?
Azo atao koa zany hoe rehefa ika sy ari. no miteny dia manohitra i niryna ve ?toa io voalazanao io.
Bref tsetsatsetsa tsy aritro iny mba hifandaminana fontsiny fa anjaran'ny tsi11 no mandray na tsia.
bor2lais :misaotra tamin'ny fanazavana. :) (l)
37. ari.malala
(
19/06/2008 06:30)
Sanatria tys hoe hifamaly akory, tsy izay no tanjona, ary tsy misy manome vahana ani'za sy manohitra an'iza eto, fa ilay filazanao azy no mahagaga ahy... taiza hoaiza i ika no niteny hoe aza vakina ny baiboly? tsy ilaina ny manao tsimpon'akotry no itako matetika lazaina eto, ary iombonako hevitra aminy izany! ts d necessaire iany koa ilay manao copier coller ny baiboly, fa raha te hanome references d iny references iny tokoa omena ny lien d anjaran'ilay t hamaky no mijery azy any, raha tena te handalina ny finoany sy te hanamafy ny fahaizany Tenin'Andriamanitra izy! D misaotra main'ilay valy boraingina an! izany koa no nampianarina anareo hoe refa misy manontany d valio boraingina izy o! hihih! misaotra e! samy hotsaraina am voany tokoa fa tsy misy voaloboka mamoa tsilo akory!!!
38. prime
(
19/06/2008 11:40)
ikaretsaka,ari.malala> (HS aho eto) malalaka ny fanehoan-kevitra etoana fa aza terena ny olona hanaraka izay mahazatra anareo ka hoe \"omeo fotsiny ny références\"... tsy vitsy ny mpandray anjara ato @ sera2 no tsy mamaky \"références\" sy \"jereo eto\" satria tsy manam-potoana ny amin\'izany ny sasany, ny sasany moa tsy te-hamaky fotsiny dia samy manana ny tiany... aza valiana na andraisana anjara fotsiny rehefa tsy azoazonareo \"ilay fomba fanehoana hevitra\" miaraka amin\'ny an-dalan-tsoratra masina... asio tsiky dia ampy fa manjary mitondra henatra ny kristiana mifanome tsiny sy mifanome teny an-kalahelo...
niryna> iombonako hevitra ny fanazavan\'i Ilo ary mazava tsara...
Ary izay miray amin\'i Kristy dia sampany avokoa avy amin\'ilay tena foto-boaloboka... fa tsy voatery hoe miray amin\'ny ekar na ny fjkm na ny loteràna na ny anglikàna vao hoe tena sampany...
niryna> iombonako hevitra ny fanazavan\'i Ilo ary mazava tsara...
ikaretsaka:... Raha ny fahazoako azy ry Ika, ilay voaloboka dia Kristy fa tsy anaram-piangonana na anaran\'Apostoly na Apostoly... sa ts\'izany?
dia ahoana ny momba ireo \"voaloboka \"nisampana\"? (Cf ireo sekta sns...?) nefa mihambo fa sampany?
Ary izay miray amin\'i Kristy dia sampany avokoa avy amin\'ilay tena foto-boaloboka... fa tsy voatery hoe miray amin\'ny ekar na ny fjkm na ny loteràna na ny anglikàna vao hoe tena sampany...
niryna:... Raha tena arahana lavitra kokoa io tenin\'Andriamanitra io dia Izy Kristy mety tsy tonga amin\'ilay fetra akory hoe hanaisotra fa ilay sampana tsy mamoa mihitsy no mihintsana na miala ho azy...
Ahoana izany hoe sampany rehetre eo amiko izay tsy mamoa dia esoriNy ?
39. ikaretsaka
(
19/06/2008 12:05)
prime> tsy mbola nitranga le izy de moramora aminao no miteny... fa eritrereto hoe misy silamo na bodista ko milaza ny heviny eto dia raha ataony copy coller eto ny q'ran na ny bokina zen sns.. dia imagineo sahady ny ho fihetsikao
(I maitre ya an-drakaroka aza efa naha sadaikatra anareo ihany t@ izany andro izany :-D.... vao i maitre ya anefa. . . )
Eny. ny voaloboka dia i Kristy (Iny efa samy mahafantatra) ... fa ny sampam-boaloboka no resaka eto anie!
Ny tiako holazaina an'ireny mpamboly voaloboka ireny matetika dia indraindray izy ireny miara mandady @ garanadrelina na laingomena na lieres tsotra fotsiny (ho an'ireo zatra mampandady ireny zavamaniry ireny @ rindrina io)
dia miray @ le voaloboka avokoa ireny... ..dia eto @ izay ary...... Voaloboka ve ny garanandrelina?
:-D :-D :-D
(I maitre ya an-drakaroka aza efa naha sadaikatra anareo ihany t@ izany andro izany :-D.... vao i maitre ya anefa. . . )
... Raha ny fahazoako azy ry Ika, ilay voaloboka dia Kristy fa tsy anaram-piangonana na anaran'Apostoly na Apostoly... sa ts'izany?
Eny. ny voaloboka dia i Kristy (Iny efa samy mahafantatra) ... fa ny sampam-boaloboka no resaka eto anie!
Ny tiako holazaina an'ireny mpamboly voaloboka ireny matetika dia indraindray izy ireny miara mandady @ garanadrelina na laingomena na lieres tsotra fotsiny (ho an'ireo zatra mampandady ireny zavamaniry ireny @ rindrina io)
dia miray @ le voaloboka avokoa ireny... ..dia eto @ izay ary...... Voaloboka ve ny garanandrelina?
:-D :-D :-D
40. ikaretsaka
(
19/06/2008 12:20)
na naka fombam-boaloboka hoe nisampana sy nandady tary le sampam-boaloboka de nankany ko ary naka ny fombam-boaloboka izay tsaratsara sy netinety taminy aza sns.... namoa le voaloboka de namoa koa le garana...? de ho lasa voaloboka ve le garana...
ataovy serieux
ataovy serieux