Voaloboka: Ny sampany izay tsy mamoa dia esorina
1. niryna
(
13/06/2008 06:27)
Raha mamboly voaloboka izao isika ,na zavatra hafa na voatabia dia tapahina ny sampana izay malazo,maty,tsy mamoa fa manimba ilay vokatra.Inona no antony?
Ny tenin'Atra dia manambara amintsika fa Izaho no tena voaloboka (kristy io an )ny Raiko no mpamboatra.Ny sampany rehetra eo amiko izay tsy mamoa dia esoriny; fa ny sampany rehetra izay mamoa kosa dia amboarina mba hamoa bebe kokoa Jaona 15: 1-2
Ahoana izany hoe sampany rehetre eo amiko izay tsy mamoa dia esoriNy ?
misaotra mialoha.
Ny fitiavana sy ny voninahitra anie ho an'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina izay mahefa ny zavatra rehetra ary fiadanana sy fahasoavana kosa ho antsika . Amena
(l) niryna

novalian'i niryna ny 23/07/2008 04:39
2. Ilo
(
13/06/2008 15:58)
Efa mazava aloha fa ny kristianina no antsoina hoe sampany :
Jaona 15.55 : "Izaho no voaloboka, hianareo no sampany. Izay miray amiko, ary Izaho aminy, dia mamoa be izy; fa raha misaraka amiko kosa hianareo, dia tsy mahay manao na inona na inona."
Ny kristianina dia natao hamoa voa tsara fa tsy hoe hipetraka fotsiny akory.
Efesiana 2:10 : "Fa asany isika, voaforona tao amin'i Kristy Jesosy mba hanao asa tsara, izay namboarin'Andriamanitra rahateo, mba handehanantsika eo aminy."
Tahaka ireo mpanompo izay nomena talenta, mila ampitomboina fa tsy ampirimina fotsiny.
Maro ireo zavatra izay nanirahan'ny Tompo antsika : Mitory ny filazantsara, mamangy ny kamboty sy ny mpitondratena amin'ny fahoriany, ny miaro ny tena tsy hisy pentimpentina avy amin'izao tontolo izao...
Sady ny finoana tsy arahina asa dia maty :
Jakoba 2.17 : "Ary mba toy izany koa ny finoana, raha tsy misy asa, dia maty mihitsy."
Ny fiankinana @ A/tra ihany no ahafahantsika mamoa voa tsara araka ny efa nolazainy hoe raha misaraka Aminy isika dia tsy mahay manao na inona na inona, fa tsy vitan'ny herin'ny tenantsika irery izany.
Raha ny fahazoako azy dia tsy ho anisan'ny handova ny fanjakan'ny lanitra izay tsy sampany tsy mamoa.

niryna:
Ahoana izany hoe sampany rehetre eo amiko izay tsy mamoa dia esoriNy ?
Raha ny fahazoako azy dia tsy ho anisan'ny handova ny fanjakan'ny lanitra izay tsy sampany tsy mamoa.
3. niryna
(
13/06/2008 17:44)
Ilo:

------------------------------------------------------
ireo kristiana izany ireo esorin'Atra ireo raha tsy mamoa ? Hoy ny Jaona 15
2 Ny sampany rehetra eo amiko izay tsy mamoa dia esoriny; fa ny sampany rehetra izay mamoa kosa dia amboariny [dioviny], mba hamoa bebe koakoa
dia ahoana izany ny tsy kristiana ?
4 Tomoera amiko ary Izaho aminareo. Tahaka ny sampany tsy mahay mamoa ho azy, dia toy izany koa hianareo, raha tsy miray amiko.
5 Izaho no voaloboka, hianareo no sampany. Izay miray amiko, ary Izaho aminy, dia mamoa be izy; fa raha misaraka amiko kosa hianareo, dia tsy mahay manao na inona na inona.
6 Raha misy tsy miray amiko, dia ariana eny ivelany tahaka ny sampany izy ka malazo; ary angonina izy ka atsipy ao anaty afo, dia ho may.
:roll:
4. ikaretsaka
(
13/06/2008 21:20)
dia ahoana ny momba ireo "voaloboka "nisampana"? (Cf ireo sekta sns...?) nefa mihambo fa sampany?
5. niryna
(
14/06/2008 19:06)
ikaretsaka:aoka Atra no hitsara aza fa tsy isika angamba "Ahy ny famaliana,Ahy ny fitsarana"
dia ahoana ny momba ireo "voaloboka "nisampana"? (Cf ireo sekta sns...?) nefa mihambo fa sampany?
Ahoana izany sampana tsy mamoa izany ? kri
6. niryna
(
14/06/2008 19:17)
ikaretsaka:inona no tianao tenenina mihambo ho sampany ?
dia ahoana ny momba ireo "voaloboka "nisampana"? (Cf ireo sekta sns...?) nefa mihambo fa sampany?
:roll:
kristiana mantsy no voateny eto: kristiana izany dia izay mpanaradia an'i kristy.Mino Azy fa ATra Izy,mino Azy fa Zanak'Atra Izy ,mino Azy fa Izy irery no lalana mankany amin'ny Ray (tsy misy na zavatra na fitaovana na olona na maty hivavahana ) Izy,ny Rainy ary ny Fanahy Masina dia iray ihany (trinity).Ary mino Azy indrindra indrindra fa tsy misy afaka mankany amin'ny Rainy raha tsy avy amin'ny alalaNy(Izy irery no mediator )tsy misy olona na efa maty na iza na iza ,na biby na sary na sarin-javatra na mety ho endrika ka heverina fa misy na afaka hifandray a amin'ilay Kristy resahiko eto.
Mino Azy ihany koa fa nitsangana tamin'ny maty Izy. Mino Azy ihany koa fa mbola hiverina Izy.Mino aho fa tsy misy miafina aminao daholo ireo ary mety misy tsy mbola tsy voatonoko koa aza. Farany ,finoana Azy irery dia mahavonjy fa tsy toy ny fizaran' ny sasany hoe mila miasa.
:wink:
Ny fanontaniana dia hoe rehefa manao ahoana izany sampany izany no tsy mamoa dia esorin'Atra ? misaotra
7. ikaretsaka
(
15/06/2008 02:26)
inona no tianao tenenina mihambo ho sampany ?
rehefa hoe tsy voaloboka ohatra fa miseho heo zahay koa voaloboka
izany hoe tsy nahoriny sy tsy nankininy t@ ireo apostoly sy ny dimbiny fa nindrana izay tiatiana ihany t@ ny caracterisique napetrany dia avy eo milaza ho "voaloboka" koa
8. ikaretsaka
(
15/06/2008 02:28)
tadidio fa i satana kao ange nino an'ireo (zanak'a/tra, sns...) ... fa voavonjy ve izy sa tsy voavonjy?
faharoa.. tsy ao anaty baiboly koa ange ny trinity ho'a e... nefa toa inoanao? :wink:

9. ari.malala
(
16/06/2008 08:41)
niryna:
. Farany ,finoana Azy irery dia mahavonjy fa tsy toy ny fizaran' ny sasany hoe mila miasa.
:wink:
Ny fanontaniana dia hoe rehefa manao ahoana izany sampany izany no tsy mamoa dia esorin'Atra ? misaotra
d aona ndray zany le we finoana ts arahin'asa d maty?? jerijereo any am taratasy nosoratan'i Jakoba any fa misy anizany resaka finoana sy asa izany!
10. niryna
(
16/06/2008 17:46)
ikaretsaka:
inona no tianao tenenina mihambo ho sampany ?
rehefa hoe tsy voaloboka ohatra fa miseho heo zahay koa voaloboka
izany hoe tsy nahoriny sy tsy nankininy t@ ireo apostoly sy ny dimbiny fa nindrana izay tiatiana ihany t@ ny caracterisique napetrany dia avy eo milaza ho "voaloboka" koa
dia avelao ny voa hafafiny no hitsarana azy
:D
11. niryna
(
16/06/2008 17:52)
ari.malala:
niryna:
. Farany ,finoana Azy irery dia mahavonjy fa tsy toy ny fizaran' ny sasany hoe mila miasa.
:wink:
Ny fanontaniana dia hoe rehefa manao ahoana izany sampany izany no tsy mamoa dia esorin'Atra ? misaotra
d aona ndray zany le we finoana ts arahin'asa d maty?? jerijereo any am taratasy nosoratan'i Jakoba any fa misy anizany resaka finoana sy asa izany!
misaotra aky ari-malala a,ny finoana tsy arahana asa dia hafa no nandikan'ny olona azy ka ezaka ara-nofy no heveriny azy fa tsy hoe zarao ny tenin'Atra ,torio ny teny izay nomena anao,vakio ny baiboly mba ho fitaovana hiadina amin'i satana sns .... izay no dikan'ilay asa am-panaovina ary dia tafiditra koa ny hoe fahano ny ondriko,ampio ny malahelo, ny ori-fo .
ireo olona nampianarina milaza azy hoe asa dia hoe asa ara-batana no hanazavany azy amin'ny finoany ary dia mampianatra vilana ny olona hoe tsy mila mijoro vavolombelona,tsy mila mamaky baiboly, tsy mila manao pli-vava(tsy hianarana tsianjery hono ny tenin'Atra)kanefa ny baiboly manambara fa hoe ataovy ao ambavako mandrakariva ny teninao .
ireo no santionany dia anjarantsika no mandray izay tenenin'ny olona (io ilay hoe fantaro ny fanahin'ireo mizara ho antsika
12. ikaretsaka
(
16/06/2008 20:55)
nga ny atao hoe miasa dia hizara ny tenin'A/tra @ alalan'ny fitoriana sy ny famakiana baiboly ihany?' Tsy voatery!
betsaka tokoa aza ny zavatra niseho t@ fiainana andavanandro ka nanontanianólona azy no nanataoní jesoa heo mandehana dia manaova torakízany koa! (mandoha hetra, manjono, mantsaka, mamboly sns... )
Ny asa voalohany nasainy notanterahina dia hoe tanteraho amin-kitsiny ny asa fanasoafana ny mpiara-belona aminao sy nomenándriamanitra hataonao dia asehoy aminízany ny Endrik Átra ao aminao!

13. ari.malala
(
17/06/2008 06:39)
tsy azoko zany tenin'i niryna izany!! angaha tsy afaka mijoro ho vavolombelona refa manao ny asa aranofo e!!! fa refa manampy ny mpiarabelona aminao v enao ts efa anisan'ny mitory teny iany koa? (toy ny natoan'ilay samaritana tsara fanahy, ny nataon'i Jesoa nanasitrana ny marary sns...) sa ra ts refa mitabataba eraky ny arabe tsy azo atao hoe mitory teny? :roll: mba ts azoko... izay ataon'ny tananao havanana aoka tsy ho fantatry ny tananao havia, amiko izany midika hoe refa mis zavatra ataonao d ataovy ampinoana fa aza tabatabaina fa aleo Andriamanitra irery no hahalala izay nataonao, donk ts mitombina amiko ilay hoe mila mijor vavolombelona etsy sy eroa vao atao hoe kristianina... sady raha hitabataba ny fiainako taloha izany ts ho vitako mintsy hoe taloha za nangalatra b sns... na ny hiteny anizany aza v hoa ts hahamenatra!
14. fahamarinana
(
17/06/2008 07:25)
:arrow: njay leo feo,njay lay feo fa tonga indray!!!!!
Miombon-kevitra amin'ny ika sy ari.malala aho.Tsy fantatro mihintsy hoe aiza no tian'ny niryna soritana amin'ireto teny ireto :
:arrow: Ka izay indrindra anie ry niryna ny fihevitry ny namana sa rehefa ny hafa no miteny dia tsy mety ?,ka ahoana moa no ilazanao hoe nandika vilana ny olona ? Tsy mitsara ve ianao eto,amiko aloha dia Izy irery ihany no afaka hilaza fa tsy isika olombelona.Manaiky aho hoe misy hevitra tsy itovizana fa de là a dire hoe mandika vilana sns sns...Ireo nataoko en gras ireo dia isan'ny averin'ny namana ombieny eto ihany koa.
:arrow: HS be niryna,tsy mbola nisy angamba nilaza fa tsy ilaina ny baiboly,tsy ilaina ny tsianjery,tsy ilaina ny mijoro vavolombelona fa KOSA ny asa tsy hoe ara-batana fa fanampiana ny hafa sns sns...dia isany ihany koa.Mino aho fa na tsy lafatra amin'ny Tenin'Andriamanitra aza ny namana hafa dia mba mahay sy mahafatantra ihany na hoe tsy ampy,angaha,izany tsy midika fa tsy ao am-bavany akory na ao am-bavako ...
:arrow: mampihorohoro be,misy mizara ny Tenin'Andriamanitra eto zany nefa manana Fanahy tsy izy , :-w ,iza ndray ary zany :?:
Mila mandinin-teny ihany angamba vao manoratra fa lasa tena mivaona kosa ndraindray,asa anefa fa hevitro moa iny ka raha mahatafitohina dia ialako tsiny.... (l)

ny finoana tsy arahana asa dia hafa no nandikan'ny olona azy ka ezaka ara-nofy no heveriny azy fa tsy hoe zarao ny tenin'Atra ,torio ny teny izay nomena anao,vakio ny baiboly mba ho fitaovana hiadina amin'i satana sns .... izay no dikan'ilay asa am-panaovina ary dia tafiditra koa ny hoe fahano ny ondriko,ampio ny malahelo, ny ori-fo .
:arrow: Ka izay indrindra anie ry niryna ny fihevitry ny namana sa rehefa ny hafa no miteny dia tsy mety ?,ka ahoana moa no ilazanao hoe nandika vilana ny olona ? Tsy mitsara ve ianao eto,amiko aloha dia Izy irery ihany no afaka hilaza fa tsy isika olombelona.Manaiky aho hoe misy hevitra tsy itovizana fa de là a dire hoe mandika vilana sns sns...Ireo nataoko en gras ireo dia isan'ny averin'ny namana ombieny eto ihany koa.
niryna:
ireo olona nampianarina milaza azy hoe asa dia hoe asa ara-batana no hanazavany azy amin'ny finoany ary dia mampianatra vilana ny olona hoe tsy mila mijoro vavolombelona,tsy mila mamaky baiboly, tsy mila manao pli-vava(tsy hianarana tsianjery hono ny tenin'Atra)kanefa ny baiboly manambara fa hoe ataovy ao ambavako mandrakariva ny teninao .
:arrow: HS be niryna,tsy mbola nisy angamba nilaza fa tsy ilaina ny baiboly,tsy ilaina ny tsianjery,tsy ilaina ny mijoro vavolombelona fa KOSA ny asa tsy hoe ara-batana fa fanampiana ny hafa sns sns...dia isany ihany koa.Mino aho fa na tsy lafatra amin'ny Tenin'Andriamanitra aza ny namana hafa dia mba mahay sy mahafatantra ihany na hoe tsy ampy,angaha,izany tsy midika fa tsy ao am-bavany akory na ao am-bavako ...
niryna:
ireo no santionany dia anjarantsika no mandray izay tenenin'ny olona (io ilay hoe fantaro ny fanahin'ireo mizara ho antsika
:arrow: mampihorohoro be,misy mizara ny Tenin'Andriamanitra eto zany nefa manana Fanahy tsy izy , :-w ,iza ndray ary zany :?:
Mila mandinin-teny ihany angamba vao manoratra fa lasa tena mivaona kosa ndraindray,asa anefa fa hevitro moa iny ka raha mahatafitohina dia ialako tsiny.... (l)
16. ari.malala
(
17/06/2008 14:33)
fanontaniana,
1/ ilay mitabataba sy miseho ety ivelany hoe mitondra baiboly iany ve no atao hoe mitory teny , sa refa manao asa fanasoavana v ianao ts efa manatanteraka ilay hoe tiavo ny namanao tahaka ny tenanao?
2/ Ahoana izany mampianatra vilana izany? dia toy ny ahoana no mampianatra mahitsy?
3/ Azo hazavaina v ny tian'ny mpanoratra lazaina @ hoe
Manantena valiny mahafapo!
1/ ilay mitabataba sy miseho ety ivelany hoe mitondra baiboly iany ve no atao hoe mitory teny , sa refa manao asa fanasoavana v ianao ts efa manatanteraka ilay hoe tiavo ny namanao tahaka ny tenanao?
2/ Ahoana izany mampianatra vilana izany? dia toy ny ahoana no mampianatra mahitsy?
3/ Azo hazavaina v ny tian'ny mpanoratra lazaina @ hoe
niryna:
ireo no santionany dia anjarantsika no mandray izay tenenin'ny olona (io ilay hoe fantaro ny fanahin'ireo mizara ho antsika
Manantena valiny mahafapo!
17. ikaretsaka
(
17/06/2008 15:19)
mba liana @ valin'ireo fanontaniana ireo kao aho raha tsary mahadiso
18. fahamarinana
(
17/06/2008 15:31)
:arrow: ika sy ari. :za koa toa anareo dahy,tena mba liana be koa aheno ny valiny ,misaotra any niryna mialoha! :) (l)
19. niryna
(
18/06/2008 05:43)
ikaretsaka:
nga ny atao hoe miasa dia hizara ny tenin'A/tra @ alalan'ny fitoriana sy ny famakiana baiboly ihany?' Tsy voatery!
betsaka tokoa aza ny zavatra niseho t@ fiainana andavanandro ka nanontanianólona azy no nanataoní jesoa heo mandehana dia manaova torakízany koa! (mandoha hetra, manjono, mantsaka, mamboly sns... )
Ny asa voalohany nasainy notanterahina dia hoe tanteraho amin-kitsiny ny asa fanasoafana ny mpiara-belona aminao sy nomenándriamanitra hataonao dia asehoy aminízany ny Endrik Átra ao aminao!
[b] Finoana an'i kristy no takiana amintsika voalohany indrindra,mino .Vakio ny Hebreo 11 fa bobaka be izy ao,oops hay moa aho miresaka ny olona tsy mamela ny hafa hamaky ny baiboly
20. niryna
(
18/06/2008 06:13)
ari.malala:
!! angaha tsy afaka mijoro ho vavolombelona refa manao ny asa aranofo e!!! ...)...... sa ra ts refa mitabataba eraky ny arabe tsy azo atao hoe mitory teny? :roll:
ha,ha, hianao ihany dia mahalala azy raha milaza hianao fa mpampianatra katesizy.
ts azoko... izay ataon'ny tananao havanana aoka tsy ho fantatry ny tananao havia, amiko izany midika hoe refa mis zavatra ataonao d ataovy ampinoana fa aza tabatabaina fa aleo Andriamanitra irery no hahalala izay nataonao
koa maninona tsy atao ao ambanin'ny ondana raha izany ? Dia manao vava mangina direct any aminy koa no vao maika tiaNy tsy asiana mpanelanelana
aza tabatabaina fa safosafo
dia rehefa tsy mitombona izany ilay izy dia izay izy izany aminao ka a
, donk ts mitombina amiko ilay hoe mila mijor vavolombelona etsy sy eroa vao atao hoe kristianina... sady raha hitabataba ny fiainako taloha izany ts ho vitako mintsy hoe taloha za nangalatra b sns... na ny hiteny anizany aza v hoa ts hahamenatra!
akory atao baba.samy manana ny nampianarina azy io.
Ny anay nampianarina mba hitory ny tenin'Atra ,hizara ny fahasoavana, hijoro vavolombelona ny amin'ny ahoana no nahatonga anao hino an'ATra na i kristy.Ny nahatonga anao amin'izao fiainana izao.
Ny an'ny hafa tsy mila manao tsianjery ny baiboly,tsy ao anaty baiboly ihany ny tenin'Atra,tsy mila mijoro vavolombelona sy mitabataba etsy sy eroa.
Finoana an'i kristy no tadiavintsika voalohany.famonjena avy amiNy Irery izay no tadiaviny voalohany indrindra fa tsy niresaka ny hoe miasa ,dia mino. Izay moa no nampianarina ny sasany dia izay izy izany .
Fahasoavana no nomeny antsika ary tsy avy amin'ny herintsika izany na ny asantsiska fa avy amin'ATra, fa saho hisy hirehareha.
Ny dikany: Fahasoavan'Atra no nahatoa izaho ahy.,
Tsy avy amiko izany,tsy ny fahaizako,tsy ny fahalalako,tsy ny hoe tsara aho ,na hoe nanao an'izao sy izao aho,tsia
Satria raha ny herin'ny tenako no hireharehako dia manao tsinotsinona ny fahasoavana izay nomena ahy aho
Tsy ny asa no mahavonjy ahy,tsy ny fandehanako any am-piangonana no mahavonjy ahy,tsy ny fanampiako ny olona no mahavonjy ahyk.
Ny finoako an'i kristy,ny fametrahako ny fiainako aminy irery ihany
Tsy mila manao na inona na inona aloha aho,mino aloha ,izay no tadiaviny.
Namonjy olona ve izy,firy ny olona voavonjy ny fanahiny?
Nanasitrana olona ve izy ? nanao fahagagana ve ?
Tsia .Satria Atr'izao tontolo izao ilay heveriny ho mpitondra.
Mba nanonona an'i kristy ve izy ?Tsia ,mba niteny ve izy hoe any amin'i kristy no misy ny famonjena fa izaho hiraka fotsiny ?
Tsia ,na efa teo ambavan'ny fahafatesana aza ny sasany izay noheverina fa ambony indrindra,tsy nanonina ny anaran'i kristy fa ny hoe andeha ho any amin'i....Aho rahatrizay ka miala ety ....aoka izay fa mitatra
Aleo tsy hitariko ny resaka fa mety misy mahafantatra ny tiako ho tenenina ary mety misy tsy mahalala.
Finoana no voalohany indrindra ry ari-malala (vakio ny Hebreo 11 dia ho azonao ny tiako tenenina.