Voaloboka: Ny sampany izay tsy mamoa dia esorina
101. prime
(
30/06/2008 10:53)
Ika> Sokafy ny fonao ra-Ika fa tsy ny saina... meteza iasan\'ny Fanahy Masina dia hazava aminao ny tian\'i Kristy ambara amin\'ny fanoharana ny tenany ho sampam-boaloboka...
Ny Apostoly 12 tsy nila ni-approuvé\'ny Petera vao niasa na hoe namindrana fahefàna avy amin\'i Petera fa nandray mivantana avy tamin\'i Kristy avy hatrany toa an\'i Petera ihany koa... ka tsy misy \"re-lier-\"avana loatra fa nandray mivantana daholo... (fa ny an\'ny EKAR no miandry an\'i Petera)
Tsy i Petera irery tsy akory no nomena ny fanalahidin\'ny lanitra sy afaka nandray ny fahefàna rehetra avy amin\'i Kristy fa izy 12 lahy (i Jodasy tamin\'ny mbola fahavelony aza mba nahazo izany koa ary i Paoly Apostoly ilay faha-12 rehefa maty Jodasy) dia nandray mivantana izany fahefàna izany avokoa...
Fa hoy ny voasoratra amin\'ny anaran\'i Kristy ho azy 12 lahy (Jodasy mbola anisany) :
\"Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izay mino Ahy, ny asa ataoko no hataony koa; ary hanao asa lehibe noho izany aza izy, satria Izaho mankany amin\'ny Ray.\" Jaona 14:12
\"Lazaiko aminareo marina tokoa: Na inona na inona fehezinareo ety ambonin\'ny tany dia hofehezina any an-danitra; ary na inona na inona vahanareo ety ambonin\'ny tany dia hovahana any an-danitra.\" Matio 18:18... Petera ihany ve no nomena izany fahefàna izany?...
... Izy 11 lahy indray no nomena tamin\'ity famindram-pahefàna nataon\'i Kristy ity :
\"15 [Ary hoy Izy taminy: Mandehana any amin\'izao tontolo izao ianareo, ka mitoria ny filazantsara amin\'ny olombelona rehetra]16 [Izay mino sy atao batisa no hovonjena; fa izay tsy mety mino no hohelohina]17 [Ary izao famantarana izao no hanaraka izay mino: hamoaka demonia amin\'ny anarako izy; hiteny amin\'ny fiteny izay tsy mbola hainy izy;]18 [handray menarana izy; ary na dia misotro zava-mahafaty aza izy, dia tsy hampaninona azy izany; hametra-tanana amin\'ny marary izy, dia ho sitrana ireny]\" Marka 16:15-18... ka iPetera ihany ve no nomena izany fahefàna izany?
... 10 lahy indray no nomena ireto fahefàna ireto (Tomasy sendra tsy teo) :
\"21 Ary hoy indray Jesosy taminy: Fiadanana ho anareo; tahaka ny nanirahan\'ny Ray Ahy no anirahako anareo kosa.22 Ary rehefa nilaza izany Izy, dia nanisy fofonaina, ka hoy Izy taminy; Raiso ny Fanahy Masina;23 na helok\'iza na helok\'iza no avelanareo, dia voavela izany; ary na an\'iza na an\'iza kosa no tsy avelanareo, dia tsy voavela izany.\" Jaona 20:21-23... Ka i Petera irery ihany va no mihazona ny famelan-keloka sy ny lakile?
Io hoy aho ry Ika raha hanamarina fampianaram-piangonana ianao dia efa nisy fahalemena sy fahadisoana mihitsy aza indray2 avy amin\'ireny fampianarana ireny... fa tsy misy mitoetra afatsy izay ambaran\'ny Soratra Masina...
Ireo nambara anao mazava tsara ny porofo rehetra fa sady tsy ny EKAR no sampana tian\'i Kristy ahatongavana (sady ny EKAR rahateo mbola tsy nisy tamin\'izany) fa izy tenany mihitsy no ilay voaloboka ary ny sampany dia izay fiangonana (ekklesia) miray Aminy rehetra ka tena miray amin\'ny voaloboka (nanomboka tamin\'ny Apostoly, ny fianakavian\'i Kristy ary ny mpianatra an\'arivony ka mandrak\'ankehitriny dia ireo fiangonana tena velona ao amin\'i Kristy)... tsy anaram-piangonana fa olom-boavonjy sy ny firaisan\'ny olom-boavonjy...
Mazava koa ireo ny porofo fa ilay vato namelan-kafatra dia tsy \"OLONA\" (Apostoly Petera) fa fiangonana nanomboka tamin\'ny Apostoly 12 lahy, ny mpianatra 5000, ny fiangonana tao Jerosalema ary ny fiangonana rehetra nandray ny filazantsara ka resy lahatry ny tenin\'Andriamanitra vokatry ny asan\'ny Fanahy Masina...
Ika:... Ny tenin\'Andriamanitra atao referansa fa tsy ny fampianarana EKAR vao ho azonao izany...
fa taiza daholo ireo no ni se relier ry prime na i paoly aza?.. tany @ foibe mazava ho azy.. dia iza no mpiandraikitra ny foibe? i Piera!
(io toa nodianao fanina)
Ny momban\'i Barnabe sy ry silasy sy ny sisa... \"Sitraky ny apostoly\" .....
izany hoe approved aloha
Ny Apostoly 12 tsy nila ni-approuvé\'ny Petera vao niasa na hoe namindrana fahefàna avy amin\'i Petera fa nandray mivantana avy tamin\'i Kristy avy hatrany toa an\'i Petera ihany koa... ka tsy misy \"re-lier-\"avana loatra fa nandray mivantana daholo... (fa ny an\'ny EKAR no miandry an\'i Petera)
Tsy i Petera irery tsy akory no nomena ny fanalahidin\'ny lanitra sy afaka nandray ny fahefàna rehetra avy amin\'i Kristy fa izy 12 lahy (i Jodasy tamin\'ny mbola fahavelony aza mba nahazo izany koa ary i Paoly Apostoly ilay faha-12 rehefa maty Jodasy) dia nandray mivantana izany fahefàna izany avokoa...
Fa hoy ny voasoratra amin\'ny anaran\'i Kristy ho azy 12 lahy (Jodasy mbola anisany) :
\"Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izay mino Ahy, ny asa ataoko no hataony koa; ary hanao asa lehibe noho izany aza izy, satria Izaho mankany amin\'ny Ray.\" Jaona 14:12
\"Lazaiko aminareo marina tokoa: Na inona na inona fehezinareo ety ambonin\'ny tany dia hofehezina any an-danitra; ary na inona na inona vahanareo ety ambonin\'ny tany dia hovahana any an-danitra.\" Matio 18:18... Petera ihany ve no nomena izany fahefàna izany?...
... Izy 11 lahy indray no nomena tamin\'ity famindram-pahefàna nataon\'i Kristy ity :
\"15 [Ary hoy Izy taminy: Mandehana any amin\'izao tontolo izao ianareo, ka mitoria ny filazantsara amin\'ny olombelona rehetra]16 [Izay mino sy atao batisa no hovonjena; fa izay tsy mety mino no hohelohina]17 [Ary izao famantarana izao no hanaraka izay mino: hamoaka demonia amin\'ny anarako izy; hiteny amin\'ny fiteny izay tsy mbola hainy izy;]18 [handray menarana izy; ary na dia misotro zava-mahafaty aza izy, dia tsy hampaninona azy izany; hametra-tanana amin\'ny marary izy, dia ho sitrana ireny]\" Marka 16:15-18... ka iPetera ihany ve no nomena izany fahefàna izany?
... 10 lahy indray no nomena ireto fahefàna ireto (Tomasy sendra tsy teo) :
\"21 Ary hoy indray Jesosy taminy: Fiadanana ho anareo; tahaka ny nanirahan\'ny Ray Ahy no anirahako anareo kosa.22 Ary rehefa nilaza izany Izy, dia nanisy fofonaina, ka hoy Izy taminy; Raiso ny Fanahy Masina;23 na helok\'iza na helok\'iza no avelanareo, dia voavela izany; ary na an\'iza na an\'iza kosa no tsy avelanareo, dia tsy voavela izany.\" Jaona 20:21-23... Ka i Petera irery ihany va no mihazona ny famelan-keloka sy ny lakile?
Io hoy aho ry Ika raha hanamarina fampianaram-piangonana ianao dia efa nisy fahalemena sy fahadisoana mihitsy aza indray2 avy amin\'ireny fampianarana ireny... fa tsy misy mitoetra afatsy izay ambaran\'ny Soratra Masina...
Ireo nambara anao mazava tsara ny porofo rehetra fa sady tsy ny EKAR no sampana tian\'i Kristy ahatongavana (sady ny EKAR rahateo mbola tsy nisy tamin\'izany) fa izy tenany mihitsy no ilay voaloboka ary ny sampany dia izay fiangonana (ekklesia) miray Aminy rehetra ka tena miray amin\'ny voaloboka (nanomboka tamin\'ny Apostoly, ny fianakavian\'i Kristy ary ny mpianatra an\'arivony ka mandrak\'ankehitriny dia ireo fiangonana tena velona ao amin\'i Kristy)... tsy anaram-piangonana fa olom-boavonjy sy ny firaisan\'ny olom-boavonjy...
Mazava koa ireo ny porofo fa ilay vato namelan-kafatra dia tsy \"OLONA\" (Apostoly Petera) fa fiangonana nanomboka tamin\'ny Apostoly 12 lahy, ny mpianatra 5000, ny fiangonana tao Jerosalema ary ny fiangonana rehetra nandray ny filazantsara ka resy lahatry ny tenin\'Andriamanitra vokatry ny asan\'ny Fanahy Masina...
102. ikaretsaka
(
30/06/2008 14:58)
ivereno vakina ny baibolinao....
sambatra IANAO sy simona zanak'i Jonah fa tsy hoe Sambatra IANAREO
omeko ANAO ny fahefana na inona feheziNAO....
Ianaro ny manavaka ny teny grika "Petros" sy "petra" sy ny teny gasy "iaNAO" sy "Ianareo"
raha tsy mbola mahatoky... miverena any @ aramaic fa io no teny nolazaina t@ izany dia ianaro ny manavaka ny Kepha (aramaika) sy ny Sefasy (grika)

103. niryna
(
01/07/2008 05:03)
ikaretsaka:hianao ihany dia afaka mamaly an'izany. sa toy ny fitenin'ny olona hoe vorondolo miteraka vorimanga?.
ny fampianaran'i Kristy dia tsotra, izay miray Aminy dia sampany, ary mamoa be dia be... tsy anarana izany fa aina... izay manana an'i Kristy dia manana ilay fiainana ao Aminy ary miray sy velona ao Aminy, sady fantany no malalany... fa tsy hoe izaho FJKM ohatra dia manana ho azy izany satria izaho mitondra anaram-piangonana azo hamarinana ara-tantara fa hoe an'i Kristy... tsia dia tsia...
IO nataoko bold io ange valianareo a travers foana e: tsy misy miteny hoe iza no iza ary fa jereo akaiky fotsiny "raha miray @ voaloboka (Kristy) ve ny garanadrelina (ireo izay milaza sy manao ny tenany fa izy koa), mindrana tanteraka ny fanirin'ny voaloboka sy ny sampany izy ireny, ny alokalony.. (tsy anarana fa aina ho'zy i prime)...ny zezika ..ny rano nanondrahana azy... ka mamoa be tokoa .... ary namoa be noho ilay sampam-boaloboka aza!
dia ho Voaloboka ve ho'a ny voa no avoakany???
Diniho lalina ange e
tsy mila mijery lavitra akory.Manontania tena hoe voa inona no afafiko ary inona no mety hivoaka avy eo.
Namafy voa tsara ve aho e? aha... tsy maitsy misny voa tsara hivoaka izany,mety tsy androany,rahampitso,rehefa tonga ao amin'ilay olona ilay fanahy hanakolokoly azy ny tenin'Atra ,rehefa manaiky sy resy lahatra izy.Mety namboly koa aho fa nisy nanondra ranomafana dia maty..aha. io koa mbola asan'i satana ihany.
104. niryna
(
01/07/2008 05:29)
prime:hmm
Ika> Sokafy ny fonao ra-Ika fa tsy ny saina... meteza iasan'ny Fanahy Masina dia hazava aminao ny tian'i Kristy ambara amin'ny fanoharana ny tenany ho sampam-boaloboka...
prime:
. Ny tenin'Andriamanitra atao referansa fa tsy ny fampianarana EKAR vao ho azonao izany...
prime:hmm!
Ny Apostoly 12 tsy nila ni-aprouvé'ny Petera vao niasa na hoe namindrana fahefàna avy amin'i Petera fa nandray mivantana avy tamin'i Kristy avy hatrany toa an'i Petera ihany koa... ka tsy misy "re-lier-"avana loatra fa nandray mivantana daholo... (fa ny an'ny EKAR no miandry an'i Petera)
prime:
Tsy i Petera irery tsy akory no nomena ny fanalahidin'ny lanitra sy afaka nandray ny fahefàna rehetra avy amin'i Kristy fa izy 12 lahy (i Jodasy tamin'ny mbola fahavelony aza mba nahazo izany koa ary i Paoly Apostoly ilay faha-12 rehefa maty Jodasy) dia nandray mivantana izany fahefàna izany avokoa...
ka eo no olona ka io no nampianarina azy dia io ihany no asesiny kanefa tsy mi
-base amin'ny baiboly izy dia mi-stock eo .
prime:ahoana io ry ika ? omeo references ao anaty baiboly e ?
Fa hoy ny voasoratra amin'ny anaran'i Kristy ho azy 12 lahy (Jodasy mbola anisany) :
"Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izay mino Ahy, ny asa ataoko no hataony koa; ary hanao asa lehibe noho izany aza izy , satria Izaho mankany amin'ny Ray." Jaona 14:12
"Lazaiko aminareo marina tokoa: Na inona na inona fehezinareo ety ambonin'ny tany dia hofehezina any an-danitra; ary na inona na inona vahanareo ety ambonin'ny tany dia hovahana any an-danitra." Matio 18:18... Petera ihany ve no nomena izany fahefàna izany?...
... Izy 11 lahy indray no nomena tamin'ity famindram-pahefàna nataon'i Kristy ity :
"15 [Ary hoy Izy taminy: Mandehana any amin'izao tontolo izao ianareo, ka mitoria ny filazantsara amin'ny olombelona rehetra]16 [Izay mino sy atao batisa no hovonjena; fa izay tsy mety mino no hohelohina]17 [Ary izao famantarana izao no hanaraka izay mino: hamoaka demonia amin'ny anarako izy; hiteny amin'ny fiteny izay tsy mbola hainy izy;]18 [handray menarana izy; ary na dia misotro zava-mahafaty aza izy, dia tsy hampaninona azy izany; hametra-tanana amin'ny marary izy, dia ho sitrana ireny]" Marka 16:15-18... ka iPetera ihany ve no nomena izany fahefàna izany?
... 10 lahy indray no nomena ireto fahefàna ireto (Tomasy sendra tsy teo) :
"21 Ary hoy indray Jesosy taminy: Fiadanana ho anareo; tahaka ny nanirahan'ny Ray Ahy no anirahako anareo kosa.22 Ary rehefa nilaza izany Izy, dia nanisy fofonaina, ka hoy Izy taminy; Raiso ny Fanahy Masina;23 na helok'iza na helok'iza no avelanareo, dia voavela izany; ary na an'iza na an'iza kosa no tsy avelanareo, dia tsy voavela izany." Jaona 20:21-23... Ka i Petera irery ihany va no mihazona ny famelan-keloka sy ny lakile?
misaotra prime a
prime:
Io hoy aho ry Ika raha hanamarina fampianaram-piangonana ianao dia efa nisy fahalemena sy fahadisoana mihitsy aza indray2 avy amin'ireny fampianarana ireny... fa tsy misy mitoetra afatsy izay ambaran'ny Soratra Masina...
marina tanteraka ary izay no mahatonga ny olana lava eto,izay nomen'ny olona ihany no averin'ny sasany...dia tonga ny mitsaingoka eny dia mivoana ilay izy..
prime:mazava be fa misaotra betsaka e
Ireo nambara anao mazava tsara ny porofo rehetra fa sady tsy ny EKAR no sampana tian'i Kristy ahatongavana (sady ny EKAR rahateo mbola tsy nisy tamin'izany) fa izy tenany mihitsy no ilay voaloboka ary ny sampany dia izay fiangonana (ekklesia) miray Aminy rehetra ka tena miray amin'ny voaloboka (nanomboka tamin'ny Apostoly, ny fianakavian'i Kristy ary ny mpianatra an'arivony ka mandrak'ankehitriny dia ireo fiangonana tena velona ao amin'i Kristy)... tsy anaram-piangonana fa olom-boavonjy sy ny firaisan'ny olom-boavonjy...
prime:dia mbola mitohy ankehitriny ny fizarana ny tenin'Atra ka nahatonga izay voantso tsy matahotra ny mitory izany ,na izay mandray ny teniNy ka mino Azy
Mazava koa ireo ny porofo fa ilay vato namelan-kafatra dia tsy "OLONA" (Apostoly Petera) fa fiangonana nanomboka tamin'ny Apostoly 12 lahy, ny mpianatra 5000, ny fiangonana tao Jerosalema ary ny fiangonana rehetra nandray ny filazantsara ka resy lahatry ny tenin'Andriamanitra vokatry ny asan'ny Fanahy Masina...
:-* :-*
105. ikaretsaka
(
01/07/2008 15:30)
aza manaiky hi borkena ho sokafy ny foa fa jereo aloha ny andry eo amin'ny masonao ra parime sy niryna izay vao milaza hanala ny horona eo imason'ny hafa a
106. niryna
(
02/07/2008 00:05)
ikaretsaka:
aza manaiky hi borkena ho sokafy ny foa fa jereo aloha ny andry eo amin'ny masonao ra parime sy niryna izay vao milaza hanala ny horona eo imason'ny hafa a
e.e. mahatsiaro ho voa mafy hianareo raha izany. Matoa tsy manaiky ny marina.
107. ikaretsaka
(
02/07/2008 01:11)
aiza ny marina?? ny garanadrelina mihambo ho voaloboka satria niara naniry t@ sampam-boaloboka sy nianatra ny fomba faniriny ve?
aok'etsy!
aok'etsy!
108. bor2lais
(
02/07/2008 08:23)
Taratasy faharoa nosoratan\'i Paoly ho an\'i Timoty toko faha-2 andininy faha-22 ka hatramin\'ny faha-26, vakiana amin\'ny Anaran\'ny Tompo :
22 Fa mandosira ny filan\'ny tanora fanahy; ary miezaha mitady fahamarinana, finoana, fitiavana, fihavanana amin\'izay miantso ny Tompo amin\'ny fo madio.
23 Fa mandava ny fanontaniana adaladala tsy misy antony, satria fantatrao fa mahatonga ady izany.
24 Ary tsy mety raha miady ny mpanompon\'ny Tompo, fa ho malemy fanahy amin\'ny olona rehetra, mahay mampianatra, mahalefitra,
25 mananatra ny mpanohitra amin\'ny fahamoram-panahy; fa angamba Andriamanitra hanome azy fibebahana hahalalany tsara ny marina,
26 ka hody ny sainy ho afaka amin\'ny fandriky ny devoly, izay nanao azy sambo-belona hanao ny sitrapony.
\"Ray Masina ô, manamasina anay amin\'ny fahamarinana, ny Teninao no Fahamarinana. Amena\"

109. ikaretsaka
(
02/07/2008 11:25)
bor: dia ahoana ny momba ilay Samaritanina sy ny fanontaniana napetrany
sy i jesoa mbola manontany ny mpianany hoe "Ataonareo ho iza aho"? nefa Izy efa mahalala ny zavatra rehetra??
fanontaniana inona kay ireny?

110. bor2lais
(
02/07/2008 12:40)
Ikaretsaka > Anatra ho an\'ny mpanompon\'ny Tompo anie io ambony io fa tsy ho an\'ny Tompo e !
111. niryna
(
02/07/2008 17:59)
ikaretsaka:
aza manaiky hi borkena ho sokafy ny foa fa jereo aloha ny andry eo amin'ny masonao ra parime sy niryna izay vao milaza hanala ny horona eo imason'ny hafa a
mampalahelo hianao ity,io ilay hoe aza torina teny izahay fa efa hainay daholo izany.Ireny ilay olona tsy manaiky ny tenin'Atra.
mi-rebell,mi-reject,mi blasphemy satria ahoana? fornicator sy carnal ka ireo no mi-stumble -in block azy mahatonga azy hanohitra ny tenin'Atra lava.Tsy te hiala amin'ny fianan'izao tontolo izao,manda lava ny tenin'Atra satria tsy ao anatiny ny fanahin'Atra ka tsy fantany na fantany fa toheriny lava izany.
Eny e ny fanahin'Atra anie no hanampy anao ka ampianatra anao ahalala ny marina sy andray ny teniNy.
Fampatsiahivana na confirmation maro no azonao taminay ka anjaranao sisa no mandray sy mifona amin'Atra fa viita ny anjaran'ireo namana izay tsy reraka nizara taminao
.Aza omena ny kisoa hono ny vato soa fa sao hirongatra izy ka hiverina aty aminao tompony indray.. sorry ika fa iza no vita aminao.
Rehefa tsy nandray ohatr'izay hianao dia hianao mihitsy no mi-reject ny tenin'Atra
Eto vao misy fahamarinana tokoa fa na dia milaza aza ny olona hoe izaho aho na izaho ao rehefa tsy te andray ny tenin'Atra izy tsy misy atao afatsy ny mivavaka azy mba ny fanahin'Atra amin'izay no hirotsaka ao aminy sy hikasika ny fony andray ny teniNy
Teny am-pitiavana daholo ireo ka raiso izay fantatrao fa mifanaraka ny fanahin'ny fiereitreretanao ,avereno aty amiko kosa ny teniko raha tsy tianao fa maro ny mangetaheta ny tenin'Atra
Io no ataoko foana foana hoe friendly warning tsy fampitahorana fa filazana ny marina ary am-pitiavana satria ny havana tiana ihany no tenenina ny marina na dia eritreretina fa mety mandratra aza ny fandraisany an'izany.Mahasoa ho an'izay misaina fa mampatezitra ny tsy mandray azy.
(l) niryna
112. ikaretsaka
(
03/07/2008 16:17)
ohatran'ny miresaka @ olona mamo izany ny miresaka aminao.. manao mamo miantso polisy
113. niryna
(
07/07/2008 17:09)
prime :confirmation ho anao io ry ika raha manaiky ny hiasan'ny fanahy masina hianao .
Ika> Sokafy ny fonao ra-Ika fa tsy ny saina... meteza iasan'ny Fanahy Masina dia hazava aminao ny tian'i Kristy ambara amin'ny fanoharana ny tenany ho sampam-"
ikaretsaka :
ivereno vakina ny baibolinao....
sambatra IANAO sy simona zanak'i Jonah fa tsy hoe Sambatra IANAREO
omeko ANAO ny fahefana na inona feheziNAO....
prime:
Lazaiko aminareo marina tokoa: Na inona na inona fehezinareo ety ambonin'ny tany dia hofehezina any an-danitra; ary na inona na inona vahanareo ety ambonin'ny tany dia hovahana any an-danitra." Matio 18:18... Petera ihany ve no nomena izany fahefàna izany?...
boaloboka...
izay rehetra mino Azy ,ny asa nataoNy koa no ataony
ikaretsaka:tsy ho voatery ahay teny grika vao afaka mizara ny fahasoavana nomen'Atra antsika,vavolombelona io ny fitiavany ahy sy anao ary ho an'ireo izay sahy mijoro fa tsy hoe tsy maintsy toa izao na tsy maintsy mandiha fianarana vao afaka,teny nomeny io ka izy ihany koa no manindry ny lelan'izay tiany omena azy .
Ianaro ny manavaka ny teny grika "Petros" sy "petra" sy ny teny gasy "iaNAO" sy "Ianareo"
raha tsy mbola mahatoky... miverena any @ aramaic fa io no teny nolazaina t@ izany dia ianaro ny manavaka ny Kepha (aramaika) sy ny Sefasy (grika)
prime:
Mazava koa ireo ny porofo fa ilay vato namelan-kafatra dia tsy "OLONA" (Apostoly Petera) fa fiangonana nanomboka tamin'ny Apostoly 12 lahy, ny mpianatra 5000, ny fiangonana tao Jerosalema ary ny fiangonana rehetra nandray ny filazantsara ka resy lahatry ny tenin'Andriamanitra vokatry ny asan'ny Fanahy Masina...
ekena e :D
bor2lais :marina tanteraka izany,misaotra e
Taratasy faharoa nosoratan'i Paoly ho an'i Timoty toko faha-2 andininy faha-22 ka hatramin'ny faha-26, vakiana amin'ny Anaran'ny Tompo :
22 Fa mandosira ny filan'ny tanora fanahy; ary miezaha mitady fahamarinana, finoana, fitiavana, fihavanana amin'izay miantso ny Tompo amin'ny fo madio.
23 Fa mandava ny fanontaniana adaladala tsy misy antony, satria fantatrao fa mahatonga ady izany.
24 Ary tsy mety raha miady ny mpanompon'ny Tompo, fa ho malemy fanahy amin'ny olona rehetra, mahay mampianatra, mahalefitra,
25 mananatra ny mpanohitra amin'ny fahamoram-panahy; fa angamba Andriamanitra hanome azy fibebahana hahalalany tsara ny marina,
26 ka hody ny sainy ho afaka amin'ny fandriky ny devoly, izay nanao azy sambo-belona hanao ny sitrapony.
"Ray Masina ô, manamasina anay amin'ny fahamarinana, ny Teninao no Fahamarinana. Amena
:-* :-*
114. ikaretsaka
(
08/07/2008 04:38)
niryna :
Hoy i ikaretsaka:
Ianaro ny manavaka ny teny grika "Petros" sy "petra" sy ny teny gasy "iaNAO" sy "Ianareo"
raha tsy mbola mahatoky... miverena any @ aramaic fa io no teny nolazaina t@ izany dia ianaro ny manavaka ny Kepha (aramaika) sy ny Sefasy (grika)
tsy ho voatery ahay teny grika vao afaka mizara ny fahasoavana nomen'Atra antsika,vavolombelona io ny fitiavany ahy sy anao ary ho an'ireo izay sahy mijoro fa tsy hoe tsy maintsy toa izao na tsy maintsy mandiha fianarana vao afaka,teny nomeny io ka izy ihany koa no manindry ny lelan'izay tiany omena azy .
ny zavatra nomen'Atra anao dia maitriseo tsara aloha fa tsy interpretena arak'izay metimety aminao sy itiavanao azy fotsiny sy zarazaraina arak'izay hitiavanao azy dia hiamboana hoe mizara fahasoavana...
Tsy Andriamanitra intsony no zarainao @ izay fa ny tenanao....
115. ari.malala
(
08/07/2008 06:57)
ikaretsaka:
ohatran'ny miresaka @ olona mamo izany ny miresaka aminao.. manao mamo miantso polisy
:-D :-D :-D :-D efa nahamarika an'io sad niteny otran'io ko za ry ika! :-D :-D :-D :-D
116. prime
(
08/07/2008 08:32)
Hitako ny tenin'Andriamanitra nambaran'i bor2lais no tenim-pahendrena... tsy mitondra n'inon'inona tokoa ny miady hevitra sy mandany fotoana amin'ny fanontaniana adaladala nefa tsy mivonona hiatrika ny fahamarinana...
Raha iverenana ny lohahevitra dia zava-tsarotra tokoa izany hoe "sampana tsy mamoa dia esorina"...
Ny fahitako azy, tena mahasarotra azy dia ilay izy tsy zavatra moramora hoe, esorina tsy ho fiangonana ohatra na esorina tsy ho mpiara-mivavaka ohatra, na esorina tsy hiray latabatra, na esorina tsy hiasa eo anivon'ny anjara fanompoana, fa tena esorina eo amin'ny fanjakan'ny lanitra...

117. niryna
(
09/07/2008 01:00)

miombon-kevitra aminao koa aho ary Atra mihitsy no manongotra azy .
118. niryna
(
09/07/2008 01:36)
[quote=niryna]
Izaho no tena voaloboka (kristy io an )ny Raiko no mpamboatra..
Kristy manambara amintsika fa Izy no tena voaloboka ary ireo izay manaraka Aminy no sampany.
Ireo izay sampana miaraka amiNy dia amoha bebe kokoa. Ireo izay olona manankina ny fiainany amin'i Kristy
Atra no mpamboly,mpanamboatra,mpikolokolo ka ireo izay tsy miaraka ny Zanany kosa dia ho fongorany,ho tapahany izany sampana izany.Satria miandry antsika tsi11 Izy ny hizara izany teniny izany ho an'ny hafa.Mizara ny fahasoavana nomeny antsika avy.
Mizara roa izany ny sampana dia :
Ny sampany rehetra eo amiko izay tsy mamoa dia esoriny; fa ny sampany rehetra izay mamoa kosa dia amboarina mba hamoa bebe kokoa Jaona 15: 1-2
Dia mbola azavaiNy ihany koa fa
4 Tomoera amiko ary Izaho aminareo. Tahaka ny sampany tsy mahay mamoa ho azy, dia toy izany koa hianareo, raha tsy miray amiko.
Ary mbola nazaiNy ihany koa fa Kristy no voaloboka ,isika no sampany:
5 Izaho no voaloboka, hianareo no sampany. Izay miray amiko, ary Izaho aminy, dia mamoa be izy; fa raha misaraka amiko kosa hianareo, dia tsy mahay manao na inona na inona.
hmm.
Inona izany no mitranga raha tsy miaraka ami'n'i kristy isika?
6 Raha misy tsy miray amiko, dia ariana eny ivelany tahaka ny sampany izy ka malazo; ary angonina izy ka atsipy ao anaty afo, dia ho may.
Tsy fampitahorana io fa voalazan'ny tenin'ATra.
Kanefa kosa raha toa ka mino Azy isika,miaraka Aminy dia :
7 Raha miray amiko hianareo, ka mitoetra ao anatinareo ny teniko, dia angataho izay tianareo na inona na inona, fa ho tonga aminareo izany. Izany kosa ve tsy mahabe fanantenana .
Izay angatahintsika aminy ka mahasoa antsika dia omeny raha mitoetra ao anatintsika ny teniNy.Izany kosa ve tsy tsara !
Ary dia isaorana ny Tompo fa nasehony antsika izany fitiavany lehibe izany satria nampatsiahiviny isika fa
8 Izany no ankalazana ny Raiko, mba hamoazanareo be ka ho tonga mpianatro hianareo.
9 Tahaka ny nitiavan'ny Ray Ahy no nitiavako anareo; tomoera amin'ny fitiavako hianareo.
Ho an'ATra Irery ihany anie ny dera sy laza ary ny fitiavana sy ny fahasoavan'ny Tompo Kosa ho amintsika hatrany.

119. Rasiligaoma
(
09/07/2008 03:50)
ny tsara hojerena angamba aloha dia ny "maha sampany na ny tsy maha sampany marina anao"