Miaky anao aho ry tovolahy!

121. patrick2002 ( 24/03/2008 21:17)
misy raha la terre 8)8)
122. cutie ( 24/03/2008 23:28)
patrick
ho avy any aminareo any nga Mahaleo e??:):):):)
123. ikaretsaka ( 24/03/2008 23:44)
glacholet aourtamsachet!:-D:-D:-D
124. patrick2002 ( 25/03/2008 00:11)
fa ahoana ho avy aty angaha toi :wink:
you are welcome :P


oay lety ah! ay moa tsy azo asina teny angalisy eto
I'm sorry Mr Kiady ,mbola lasa ihany :-D:-D
125. soanja ( 25/03/2008 00:36)
Manao azafady ny rehetra aho raha nampiasaiko ny maha-Androngo ahy. Izay voakaikitra manorata any amiko manokana fa osorako menaka Mahalia.

Kiadi> tsy misy olana izany. Tsy maninona anie ry Kiadi ny mizesta e. Ny mampiasa izany toetra izany ho fanararaotana ny hafa no tsy mety ary indrindra poakaty le zavatra zestiavana.
Isaorako ianao manokana namoaka ny hevitrao tsy mitsitsy, fa nahazo lesona aho tamin'ity hoe rehefa mampiditra hevitra aho amin'ny manaraka dia mila mandinika mialoha raha zakan'ny be sy ny maro na tsia. Teny tsy fantatra sa tsia sns.. zany hoe mila miasa mafy aho mandika teny, manazava sns... fa tsy miseho milay. Tsy mitondra ahy mankaiza koa zay tsinona. Ianareo no namana eto. Raha manketo aho dia hizara sy handray fa tsy hamotsifotsy. Hiezaka aho amin'ny manaraka, manome toky an'Ise aho. Le orokoroko kosa dia tazomy an'ilay malalanao fa zah efa manana ny ampy. Mifanaraha ianareo sy Cutie fa izy anie ka mahafinaritra e.
Omeko an'i Cutie daholo ny bizoroko amin'ity njaimitoraka ity. Zah efa ela tsy nizara de lasa lo ao fosiny. :-*:-*:-* Mino aho fa tsy de sosotra izay malalako zay raha zaraiko amin'i cutie ny ahy.

Ary farany, izay tia celery de ilay miloloha totom-boanjo malemy no tsara satria iny tonga dia sakafo feno. Sady voky ny saina no faly ny vavony. Mazotoa mi-forum!
126. soanja ( 25/03/2008 00:47)
patrick2002:

misy raha la terre 8)8)



Misy raha an-tanana e.
Lohabe magago e
Vitsiky nagnano maraizy
Maki nagnano korsazy.

Aia anao Baba amiko bizy
Jiraninao nambaranao fa izy.



127. patrick2002 ( 25/03/2008 00:57)
Misy raha an-tanana e.
Lohabe magago e
Vitsiky nagnano maraizy
Maki nagnano korsazy.

Aia anao Baba amiko bizy
Jiraninao nambaranao fa izy.




I kiady manao ambozizy
lazainy fa ny teny anglisy tsa mba izy
Io cutie fa mody manaiky molotra
dia lazainy Kiady fa mitady bizoroka

I soanja mi-inviter hanao fiesta
dia lazaina fa sipa bezesta
raha miteny ianao dia lazaina fa favy
nefa ny namana serasera isika aby :-*
128. ni81 ( 25/03/2008 10:50)
Manao azafady ny rehetra aho raha nampiasaiko ny maha-Androngo ahy. Izay voakaikitra manorata any amiko manokana fa osorako menaka Mahalia.

Kiadi> tsy misy olana izany. Tsy maninona anie ry Kiadi ny mizesta e. Ny mampiasa izany toetra izany ho fanararaotana ny hafa no tsy mety ary indrindra poakaty le zavatra zestiavana.
Isaorako ianao manokana namoaka ny hevitrao tsy mitsitsy, fa nahazo lesona aho tamin'ity hoe rehefa mampiditra hevitra aho amin'ny manaraka dia mila mandinika mialoha raha zakan'ny be sy ny maro na tsia. Teny tsy fantatra sa tsia sns.. zany hoe mila miasa mafy aho mandika teny, manazava sns... fa tsy miseho milay. Tsy mitondra ahy mankaiza koa zay tsinona. Ianareo no namana eto. Raha manketo aho dia hizara sy handray fa tsy hamotsifotsy. Hiezaka aho amin'ny manaraka, manome toky an'Ise aho. Le orokoroko kosa dia tazomy an'ilay malalanao fa zah efa manana ny ampy. Mifanaraha ianareo sy Cutie fa izy anie ka mahafinaritra e.
Omeko an'i Cutie daholo ny bizoroko amin'ity njaimitoraka ity. Zah efa ela tsy nizara de lasa lo ao fosiny. Mino aho fa tsy de sosotra izay malalako zay raha zaraiko amin'i cutie ny ahy.

Ary farany, izay tia celery de ilay miloloha totom-boanjo malemy no tsara satria iny tonga dia sakafo feno. Sady voky ny saina no faly ny vavony. Mazotoa mi-forum!

Mahafinaritra daholo ny fahatsoranareo roa tonta teo e! Fa kosa mba raiso (raha mety) ny oroka atolotr'i kiady ho anao, ho mariky ny fifamelana.
129. Papoose ( 25/03/2008 11:06)
ndriii, ntsoooo, nifamela ny ranch sy celery marina!tsy ampy baby carrot ato zany!!!
aoka havadika teny gasy ho an'i kiadi, kiadi ooh? te hihinana karaoty zazakely ny zazakely:-D
130. kiadi ( 25/03/2008 11:40)
fa zany eo ihany aloha fa nareo bezsista ray trano eh!=))=))=))=))=))
131. ni81 ( 25/03/2008 11:51)
fa zany eo ihany aloha fa nareo bezsista ray trano eh!

Kay tsy tena namela an'i soanjo akory ianao?
132. kiadi ( 25/03/2008 11:59)
ni81>:-D:-D:-D:-D:-D
izy anga namela anah:-D:-D:-D
133. tess ( 25/03/2008 12:54)
soanja: :wink::-*:-*:-*
134. cutie ( 25/03/2008 13:14)
123. Mpandefa : patrick2002 [ Valio ] 25-03-2008 01:11:46
Lohateny : Re : Miaky anao aho ry tovolahy!
fa ahoana ho avy aty angaha toi
you are welcome

ho avy any aho
ka tandremo sao tsy voahainao :-D:-D:-D:-D
135. cutie ( 25/03/2008 13:16)
Omeko an'i Cutie daholo ny bizoroko amin'ity njaimitoraka ity. Zah efa ela tsy nizara de lasa lo ao fosiny. Mino aho fa tsy de sosotra izay malalako zay raha zaraiko amin'i cutie ny ahy.

hihihihihihi
thanks for the bizoroka:-*:-*:-*:-*
136. cutie ( 25/03/2008 13:18)
I kiady manao ambozizy
lazainy fa ny teny anglisy tsa mba izy
Io cutie fa mody manaiky molotra
dia lazainy Kiady fa mitady bizoroka

I soanja mi-inviter hanao fiesta
dia lazaina fa sipa bezesta
raha miteny ianao dia lazaina fa favy
nefa ny namana serasera isika aby

:-D:-D:-D:-D:-D
ataovy teny anglisy fa zahay tsy mahazo teny gasy =))=))=))=))=))=))
137. ainaheri ( 25/03/2008 13:26)
kaikay tara[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Transports/train-locomotive.gif[/IMG]klé..raikitra zany ny adin'[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Drapeaux/0031.gif[/IMG]sy ny[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Drapeaux/usa27.gif[/IMG]..ary iza no[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Drapeaux/drapeau-blanc-947.gif[/IMG] @ zao klé
138. cutie ( 25/03/2008 13:31)
ainaheri
zahay foana no mandresy ka=))=))=))=))=))
sady mizesta @ zany koa:-D:-D:-D
139. patrick2002 ( 25/03/2008 13:31)
kiadi:

fa zany eo ihany aloha fa nareo bezsista ray trano eh!=))=))=))=))=))

ny aty indray ra Kiady ,dia ny fahaizanao manohana ny hevitrao ,izay no zava-dehibe ,fa tsy ilay fananana hevitra aha! manana conviction ,fa tsy idée, ohatra fotsiny misy manontany anao fa maninona ianao no kristianina ,tsy manana havaly ianao dia ianao izany no donto .
Ka raha ohatra ka bezesta izay aty Amerika du nord ,tsy maninona aleo izay hizezta mba tsy hampidirany hafa izao hevitra tsy mamely rehetra izao .

140. ainaheri ( 25/03/2008 13:39)
cutie> zany..... nareo zany iresaka @ teny tsy fantatra mety zay ny andresenareo klé:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0098