Miaky anao aho ry tovolahy!
101. soanja
(
24/03/2008 13:14)
kiadi:
zah tsy maintsy manakihanako!
Tiako ny fanakianana fa mahatsara zavatra. Ny fandemena ao anatiny kosa tsy dia ilaina loatra.
Misy fomba tsara azoko ampianarana anao ny rehefa hanakiana sady mahazo valiny mahafapo.
Ohatra:
" Soanja, mahatsapa aho/ hitako fa tsy mahatafavoaka ny tianao ampitaina ianao satria tsy azonay ilay teny resahina amin'ilay rohy. Tsy dia miteny Anglisy ny ankamaroanay eto. Raha mba teny gasy mantsy io/ raha mba nadikanao mantsy ilay izy dia vonona izahay hiady hevitra satria amin'izay mba azonay le tena resaka.... Misaotra."
Amin'ny manaraka io ampiasaina dia ho faly ianao fa tsy alahelo satria ahazo valiny mahafapo tokoa.
Mila ianarana koa ny serasera, indrindra raha resaka internasionaly ny sehatra satria eo no tena ahitana raha hainao ny manohana ny hevitrao fa tsy no " fo" lava izao no ampiresahina.
Saingy na io teknika nomeko io dia azonao ampiharina na any an-trano aza fa mandaitra.
Ary farany, tsy miresaka emotion tsony zah fa le tena votoatin;ny hevitro raha mbola misy ny te hiresaka an'io. Dia tsy ny hevitra voalohany akory no faratampony na faran'izao tontolo izao na hoe io no ramatahora na hoe io no andriamanitra sns... ny forum dia hevitra ifamaliana sy ifandraisana, hanatsarana na ahafantarana zavatra ka arakaraky ny resaka no vao maika mampafana azy sy manisy tsirony azy. Koa aza dia miantehitra loatra amin'izay hevitra vaolohany na lohateny fa ny tena adihevitra no tena izy. Koa mazotoa miforum tompoko ary aza mora hakivian'ny hafa. Aza mora tezitra indrindra indrindra. Miadia hevitra ampitoniana!
" Voizo ny lakanao fa ny maso sy saina ary ny hozatra mifandray ihany no ahatodisoa amin'ny tany aleha!" Soanja
103. soanja
(
24/03/2008 13:37)
cutie:
soanja
forget about the email :-*:-*:-*:-*
kopy njy
Nampanatena andry zavatra ve aky zah? azafady aky fa mba ampatsahivo fa tena adinoko mihitsy. Zah anie efa mihaantitra be de manadino raha foana. Please aky cutie remind me hoe. Le resaka NZ ve io?
106. soanja
(
24/03/2008 13:55)
Tandremo ary sao miakatra ny habetsaky ny cholesterol fa manjary mora mi-fail ny heart. Raha hijery film nareo dia celery raisina fa iny azo kakerina tsara sady mahasalama!:wink:
108. cutie
(
24/03/2008 13:58)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 24-03-2008 14:55:57
Lohateny : Re : Miaky anao aho ry tovolahy!
Tandremo ary sao miakatra ny habetsaky ny cholesterol fa manjary mora mi-fail ny heart. Raha hijery film nareo dia celery raisina fa iny azo kakerina tsara sady mahasalama!
hihihihihihi
109. soanja
(
24/03/2008 14:04)

Efa lasa any aky le izy. Misaotra aky amin'ny rehetra a. Good day njay njy!:-*:-*:-* aleo zah hanala azy amin'ny ipod-ko sy ny hozatry ny feko amzay alo fa mandeha ny ora.
110. sitlo
(
24/03/2008 17:04)
Omeo vandro fotsiny kiadi dia faly ka. Izay ihany no dinika tsy mizesta. :-D
111. sitlo
(
24/03/2008 17:20)
kiadi:
ahona ny fijerinareo raha ireo namana mipetraka any allemagne na any italie na any egypte na any chine na any indonesie.... mametraka hevitra @ fiten'ny tany hipetrahany?
Raha rohy tahaka an'io dia tsy hitako ny olana. Tenenina fotsiny hoe "sady tsy ao no tsy araka no tsy hay". Fa raha mahaliana kosa ilay izy dia dinihina ihany.
Maninona no atao hoe zesita rehefa tsy hainao ny zavatra iray ka hain'ny olona hafa.
kiadi:
eto aza efa indraindray tsy mahafaly ny sasany ny sizé @ teny frantsay
Efa im-piry koa no nisy resaka Sarkozy teto? Izahay tsy maharaka izay vadiny sy fiaimpiainany any. Izahay koa tsy miraharaha izany. Naninona no naseho teto? Naninona no naseho teto ilay izy hoe mamo avy niresaka tamin'i Putin?
kiadi:
refa te hanana hevitra momban'ny any amerika nareo de manaova hevitra manokana fa azo atao ange zany eh! miditra "dinika manokana " nareo de ao mamorona dinika manokana
Maninona no tsy manokatra dinika manokana ho an'ny mahay teny fr ianareo?
Ny dinika manokana izany, raha azo aseho masoandro ihany, dia ho an'ny olona miolokolona.
Miala tsiny aminareo mpanao dinika manokana, hafa tsy ny "fomba malalaka tsy misy bedy" sy ny "resak'olon-dehibe".
113. penina
(
24/03/2008 18:26)
an an an kah,
Tsara mihitsy ny resak'olon-dehibe raha atao dinika manokana. Fa raha ilay dinika tsy hita akory ny antony hiolokolonana any no tsy mamely. "Ny voalavo no mihinana amin'ny maizina" hoy ny fiteny izay.
Dia ny olona avy koa no asaina manaraka izany fomba izany.

114. kiadi
(
24/03/2008 18:50)
betsaka ny tsy mazaka virtualy de mizesita!:-D:-D:-D
tapitra tsy mamaly tsony fa bezesista ray trano
tapitra tsy mamaly tsony fa bezesista ray trano
116. kiadi
(
24/03/2008 19:10)
bon! vita zay nenah ny filana kisa fa tiko be doly nareo ehhhhhhhhhh!!soanja an! I LOVE YOUUUUUUUUUUUUUU! de ba ampianaro teny tsy fantasa akia zah ! zany an!de aza ba angatahana vola kosa zah fa zah ange boto kely mpila kisa eto fotsiny eh! zao lasa nihitatsa be le iz!:-D:-D:-D:-D
enfin!tsiky de ampy ry reto an!de aza miteniteny an'i cutie soanja fa iz in tsin bezesista kely:-$:-$:-$
ampenaro teny tsy fantatra akia zah soanja keliko de anaovako calin calin be njy an! oups!! hay moa teny vazah io calin io!:-D:-D:-D
de aza miteny an'i cutie an!
de mifona fa nenah ange fanalana azy de mila kisa ! ^:^^:^^:^tsy zany fa zao eh! tsy nanao fetin'ny paka zah de ba manalanala andro teto de i cutie no victime:wink:
fa soanjo moa tiko ohhhhhhh
de zao akia soanja keliko an! le teny ratsy be reny aloha ampianarina anah de amizay refa mifamaly tsika roa de iny no avokako ! raikitra?
vazivazy ray andalana fa resaka virtualy ve de atao hakarary fo! aleo ataontsika @ le tenin'ny tompon'andraikitra oe
tsiky de ampy
bisou partout soanja
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Cligne/gros-clin-langue.gif[/IMG]

118. kiadi
(
24/03/2008 19:25)
de aza be zesista tsony @ manaraka an!
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/bisou-aargh.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/bisou-aargh.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/bisou-aargh.gif[/IMG]

120. cutie
(
24/03/2008 20:53)
efa hita ve le ranch e:-D:-D:-D:-D
za zany te hihinana buffalo wild wings miaraka @ranch fa tsy blue cheese:miam::miam::miam::miam::miam:
za zany te hihinana buffalo wild wings miaraka @ranch fa tsy blue cheese:miam::miam::miam::miam::miam: