Miaky anao aho ry tovolahy!
82. cutie
(
24/03/2008 00:13)
ratonga hiihhiihihhi
tsy taitra toi fa zaha sy kiadi efa .......................=))=))=))=))=))=))

83. cutie
(
24/03/2008 00:14)
Misaotra an'i Cutie manokana aho niaro ny tiako resahina sy mahatsapa ny tiako halefa!
tsy misy fisaorana akia
mitovy toe-tsaina tsika njy tsinona:-*:-*:-*:-*
84. kiadi
(
24/03/2008 00:29)
fa ahona moa zah no asainao hianatra ny teninao any?
tsy haiko io ary tsy te ahay an'io zah ary tsy mahamenatra anah ny milaza oe tsy mahay an'io aho!
raha nasinao fanazavana dien'ny voalohany io zavatra napoitranao io de tsy napaninona anah!
ny diaspora tsy midika oe hoanareo amerikanina rery! bola mamerina indray zah fa afaka mamorona dinika manokana ho an'izay mipetraka any amerika nareo
na lasa offisiala aza ny teny anglisy na tsia ! tsy rarahako (i don't care ozy i cutie zay)fa ny fanotaniko aminao de firy isanjatony @ gasy no mahay io fiteny io?mazava angamba fa enao mipetraka any @ firenena milaza fa tompon'ny demokrasia ka tsy afaka manda fa resaka pourcentage no hanaovana zavatra !
zah tsy anti anglophone akory na tsy te hianatra an'izany aza fa naomka ny hevitro zah oe mizesista @ teny tsy fantatra refa tsisy tradiktiô

86. kiadi
(
24/03/2008 00:35)
zay no mahadala anao!tsy miakapofona zany fa ba olodehibe mifanazava
nanazava iz de ba manome ny hevitro zah! miakapofona ve dikan'izany fa mila bizinoroka ny sasany:-D:-D:-D

88. kiadi
(
24/03/2008 00:39)
zah ange mihaiky fa bezesta eh! fa miakapofona tssss! zah andro tsisy fofona[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Langue/0010.gif[/IMG]
92. cutie
(
24/03/2008 03:22)
kiadi
asehoy alou ny porofo milaza fa oul adala za sy mangataka bizoorka any isam-bolana zany:-D:-D:-D:-D
I need all the details: time, date, month, year
refa tsy misy ny porofo,then you're just talking out of your ass=))=))=))=))=))=))=))

93. Rasiligaoma
(
24/03/2008 03:42)
mba moramora ry...
fa tovitra ny stringin'ny sasany amin'izany resak'... areo izany an

94. soanja
(
24/03/2008 04:18)
kiadi:
fa ahona moa zah no asainao hianatra ny teninao any?
tsy haiko io ary tsy te ahay an'io zah ary tsy mahamenatra anah ny milaza oe tsy mahay an'io aho!
raha nasinao fanazavana dien'ny voalohany io zavatra napoitranao io de tsy napaninona anah!
Vakio ny hevitra voalohany napetrako dia hohitanao fa nanisy fanazavana aho fa mampiaky ahy le zalahy io ary raha toa azy ny tanora dia mivoatra ny firenana. Maharaka ny momban'ny fireneny izy no sady mandray andraikitra.
95. soanja
(
24/03/2008 04:24)
kiadi:
na lasa offisiala aza ny teny anglisy na tsia ! tsy rarahako
Hay tsy raharahaina indray de nahoana no nametraka ity fanontaniana ity ise?
Hoy i kiadi:
iza no sahy milaza amiko eto aza fa langue ampiasaina any madagascar io langue amerilôk io?
raha tsy diso zah de teny gasy sy tena frantsay no ampiasaina any! raha tsy zany ve tsika tsy hanao lalao francophonie sa tokony oe anao commonwelf ve?
zah aloha zandry kely tsy mahay lilila sady tsy mahay ny teny tsy fantatra eh!
96. soanja
(
24/03/2008 04:36)
kiadi:
fa ny fanotaniko aminao de firy isanjatony @ gasy no mahay io fiteny io?mazava angamba fa enao mipetraka any @ firenena milaza fa tompon'ny demokrasia ka tsy afaka manda fa resaka pourcentage no hanaovana zavatra !
zah tsy anti anglophone akory na tsy te hianatra an'izany aza fa naomka ny hevitro zah oe mizesista @ teny tsy fantatra refa tsisy tradiktiô
Hay raha mba nangataka tradiktio tsotra ianao de nomeko maimaim -poana saingy satria kizitina ny valin-teny de tsy mahazo tsony. Amidy ny ahy ny tradiktio.
Rehefa tsy tiany, ry Kiadi, ny zavatra iray na ny teny iray n'inona n'inona dia ialao lavitra fa aza misahirana manangana ady na hoe hitady mpisolelaka sns ka hanohana anao amin'izay hevitra tsy mafonja akory. Aza matory hoa!
Tsy resaka % ny eto fa raha izay no teto dia efa arako koa ka tsy nametraka io hevitra io aho. Tsy any le resaka, fa hoe mifandray aminao, azonao, ilainao ary misy idiranao ve ny hevitra naroso? Rehefa tsy misy an'ireo dia malahelo aho milaza aminao fa aza mandany loha-tanana! Na mandania ihany fa zah eto ihany hijery ny fijalianao.
Ianareo izay mazoto, managana dinika manokana fa raha mbola tsy nosakanana ny eto dia manketo aloha ny tenako. Izay tsy faly akory atao. Misy azo atao ihany anefa saingy tsy sahiko tenenina eto. :lol::lol:
97. soanja
(
24/03/2008 04:39)
kiadi:
io langue amerilôk io?
Tsy teny Ameriloky io fa io no antsoina hoe teny Anglisy! Aza matory!
99. kiadi
(
24/03/2008 11:11)
zah tsy maintsy manakihanako!
marary fo sy miakapofona sy kizitina sns ze filazanareo aza tsy oalana fa fanakianana io.refa bola aseho vahoka ny dinika ka tsy mifanaraka @ toetsaina de kihaninay,
teneno oe ambany tsotesaina sy tsy ampy fanabehazana zay fa tsy olana,
fanakihanana fotsiny nenah ary tsy voarara teto zany !
ze tsy faly mibotsona ! :lol::lol::lol:

100. soanja
(
24/03/2008 12:54)

Ny mpanakiana matetika no tsy faly. Noho izany iza no mibontsina???:lol::lol::lol::lol:
Kiano ihany fa ny zetsa mitohy na izany na tsy izany!!! Mandroso hoa ny fiarantsika! tsy mijanojanonana izany mihitsy! Ianaro izay mahaliana anao! Aza matory!