Miaky anao aho ry tovolahy!
21. cutie
(
23/03/2008 18:26)
tsy hitako mitsy alou ny idran'ny rsaka zsta sy we zay no mahavao antsika gasy e:roll:
Inoako fa tsy zestiavana mitsy no nampidriran'i soanja an'io, fa ny sasany tsy maintsy kinga foana mandray an-tendrony:)
Inoako fa tsy zestiavana mitsy no nampidriran'i soanja an'io, fa ny sasany tsy maintsy kinga foana mandray an-tendrony:)
22. cutie
(
23/03/2008 18:29)
tsy hitako mitsy alou ny idiran'ny resaka zesta sy ny we zany no mahavoa antsika gasy tony :roll:
Inoako fa tsy zestiavana mitsy no nampidiran'i soanja an'io, fa ny sasany moa tsy maintsy tonga de mandray an-tendrony fona:-D
Inoako fa tsy zestiavana mitsy no nampidiran'i soanja an'io, fa ny sasany moa tsy maintsy tonga de mandray an-tendrony fona:-D
23. kiadi
(
23/03/2008 18:41)
cutie:
tsy hitako mitsy alou ny idiran'ny resaka zesta sy ny we zany no mahavoa antsika gasy tony :roll:
Inoako fa tsy zestiavana mitsy no nampidiran'i soanja an'io, fa ny sasany moa tsy maintsy tonga de mandray an-tendrony fona:-D
enao ve moa tsy hiaro azy fa enao anglophone mitovy aminy any!
manokafa wa dikina manokana ho anareo anglophone any de amizay tsisy mitsikera nareo fa mizesista amiko zao!zah tsy mialona fa zesista oe anglophone dikan'izao!
24. kiadi
(
23/03/2008 18:47)
[/quote]=D=D=D=D=D
"ds":
[b]Inona foana ary ity fanenjehana tsy misy farany ity e.
avelao ny dinika eto hilamina. Misaotra anareo mialoha.
fa iza io xxx de iza io "ds" io!
25. cutie
(
23/03/2008 18:55)
kiadi tsy miaro azy za fa zay ny fahitako azy.
Tsy misy idiran'ny resaka fiarovana zany.
De ny vahaolana zany de manokafa dinika manokana, ka raha samy hanokatra dinika manokana daholo ny avy any @ misy azy tsirairay any, manokafa koa nareo avy any France, de asaona manokatra koa ny avy any Dago :-D
eisy e :-D:-D:-D

26. kiadi
(
23/03/2008 18:58)
ds:
kiadi:
i "ds" ve io miafina ao anaty xxx io eh :-D:-D:-D
Na miafina aza aho, dia "ds" ihany no ampiasaiko eto fa tsy misy "xxx" na "yyy" :-)
Na izany na tsy izany, ezaho mba ny hevitra sy ny vontoatiny no atao adihevitra fa tsy izay maneho azy. Misaotra.
ozy enao oe ny hevitra no ampiadiana!
ahona no hiadina hevitra raha @ teny tsy fantatra no ampidiran'ilay olona ny hevitra tadiaviny hiadivana?
zay no lazaiko oe manokafa dinika manokana nareo intellectuel sy mahay ny teny tsy fantatra de amizay tsisy fanakianana aminay malagasy tsy mahay afa tsy teny gasy zay ato @ tranokala natokana ho an'izay gasy miteny gasy.
tsy miady ny hevitra refa tsy hainay le fiteny!enao mahay ny fitendry zareo de zay fa zahay tsy mahay! teny gasy no hainay! zay no mahatonganay miditra sy miresaka ato!ary tsy mahamenatra anay ny miteny oe teny gasy ihany no hainay,asaivo mangataka hevitra manokana @ teny amerikanina zareo fa raha tsy izany zaho tsy maintsy manakiana!
27. cutie
(
23/03/2008 19:01)
kiadi
refa tsy mahakasika anao ny adihevitra de aza valiana, nga moa enao voatery tsy maintsy hamaly ze dinika mandeha rehetra eto.
De ahona le teny frantsay be nampidirin'i kiadi @ resa-dehilahy ary mo sa resa-bhv izay :-D:-D:-D:-D
refa tsy mahakasika anao ny adihevitra de aza valiana, nga moa enao voatery tsy maintsy hamaly ze dinika mandeha rehetra eto.
zay no lazaiko oe manokafa dinika manokana nareo intellectuel sy mahay ny teny tsy fantatra de amizay tsisy fanakianana aminay malagasy tsy mahay afa tsy teny gasy zay ato @ tranokala natokana ho an'izay gasy miteny gasy
De ahona le teny frantsay be nampidirin'i kiadi @ resa-dehilahy ary mo sa resa-bhv izay :-D:-D:-D:-D
28. kiadi
(
23/03/2008 19:04)
cutie:
soanja an'io, fa ny sasany moa tsy maintsy tonga de mandray an-tendrony fona:-D
zah malagasihophone(tsy aiko na fiteny io)! matoa enao miditra eto de te hifanerasera @ gasy mitovy aminao sy te hiteny gasy satria aty antany lavitra!
raha ohatra ka nazavainy t@ teny gasy ny hevitra navôkany de tsy nanakiana ny tenako!fa tsy dikan'ny "diospora" akory de oe ho an'ny anglophone !
ahona raha misy mapiditra dinika @ teny sinoa na teny indienne eto?
raisiko atendrony le iz refa tsisy fanazavana @ teny gasy eh! zesista io amiko
29. cutie
(
23/03/2008 19:05)
De ahona le teny frantsay be nampidirin'i kiadi @ resa-dehilahy ary mo sa resa-bhv izay
30. cutie
(
23/03/2008 19:08)
raisiko atendrony le iz refa tsisy fanazavana @ teny gasy eh! zesista io amiko
mba nizesta koa zany kiadi t@ nampiditra dinika teny frantsay be tary=))=))=))=))=))=))=))
32. cutie
(
23/03/2008 19:16)
aminay malagasy tsy mahay afa tsy teny gasy zay ato @ tranokala natokana ho an'izay gasy miteny gasy
=))=))=))=))=))=))=))
de lasa tsy mahay teny frantsay zany kiadi nefa ny dinika nampidiriny teny frantsay be :-D:-D:-D:-D:-D
33. kiadi
(
23/03/2008 19:27)
cutie:
sady @ zay tsy nisy fanazavana t@ teny gasy =))=))=))=))=))=))=))
ny malagasy francophone fa tsy anglophone!mazava tsara anamba zay!
firy no mahay teny anglisy ny gasy ary firy no mahay teny frantsay? enao anglophone io aza mahay teny frantsay
34. kiadi
(
23/03/2008 19:30)
cutie:
kiadi
refa tsy mahakasika anao ny adihevitra de aza valiana, nga moa enao voatery tsy maintsy hamaly ze dinika mandeha rehetra eto.
zay no lazaiko oe manokafa dinika manokana nareo intellectuel sy mahay ny teny tsy fantatra de amizay tsisy fanakianana aminay malagasy tsy mahay afa tsy teny gasy zay ato @ tranokala natokana ho an'izay gasy miteny gasy
De ahona le teny frantsay be nampidirin'i kiadi @ resa-dehilahy ary mo sa resa-bhv izay :-D:-D:-D:-D
ny malagasy francophone fa tsy anglophone!
35. melody
(
23/03/2008 19:39)
mahaiza mifanaraka re rankizy ô
rehefa misy tsy mazava dia hazavaina izay maharaka izany re!:D
rehefa misy tsy mazava dia hazavaina izay maharaka izany re!:D
36. kiadi
(
23/03/2008 19:45)
melody:
mahaiza mifanaraka re rankizy ô
rehefa misy tsy mazava dia hazavaina izay maharaka izany re!:D
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/big_emoticone186.gif[/IMG]
37. melody
(
23/03/2008 19:50)
kiadi: merci:-*:-*:-*
cutie: indry izany no mba manazava akia a:wink::-*:-*:-*
cutie: indry izany no mba manazava akia a:wink::-*:-*:-*
39. ratonga
(
23/03/2008 20:00)
ataovy teny sino sy karana rangah fa any dago betsakakelimso sy borisatroka a!:-P:°):-D:-D:-D