Miaky anao aho ry tovolahy!
61. kiadi
(
23/03/2008 23:38)
manina ny diaspora italien tsy manao dinika @ teny italien? manin ny diaspora espagnol tsy manao dinika @ teny espagnol?de manin ny diaspora allemagne tsy manao dinika allemand? de manina ny diaspora any egypte,algerie,arabie saoudite..... tsy manao dinika @ tena arabo?
feno gasy ange erantany eh! fa ny fiteny mahazatra ny gasy sy firesany de ny teny gasy sy ny teny frantsay!
raha mapiditra dinika @ teny frantsay zah ohatra de tsy mila hazavaina @ teny gasy fa betsaka ny mahay an'io teny io!
raha nasina fanazavana dieny mialoha ilay dinika oe zao ny dikany de tsy nanin zah!
ary aza tsikeraina oe manin ny teny frantsay miditra tsisy miteny fa tsika na tinareo na tsy tinareo de francophone![IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Fume/drogue-peace.gif[/IMG]

62. kiadi
(
23/03/2008 23:40)
cutie:
hay ve nareo zany le atao we mizetsa de avilanareo any @ soanja we mizesta izy refa mampiditra dinika @ teny anglisy e :-D:-D:-D:-D:-D
zay vo azoko
misaotra @ fahatsorana :-D:-D:-D:-D:-D
valiny ny fanontanian'i kiadi: I don't know and I don't care :-D:-D:-D:-D:-D
enao ko kay anisany le mizesista oe mahay teny tsy fantatra an! hitako enao mpangataka bizinoroka isaky ny mihetsika!:-D:-D:-D
63. kiadi
(
23/03/2008 23:43)
zah ange mitsotra oe mizesista fa tsy mahay na teny frantsay aza eh! fa nenareo tenenina oe mizesista de bola mandah be ihany!
64. cutie
(
23/03/2008 23:43)
enao ko kay anisany le mizesista oe mahay teny tsy fantatra an! hitako enao mpangataka bizinoroka isaky ny mihetsika!
refa tapina ny domy de aza mamoron-dresaka=))=))=))=))=))=))
efa niresaka nga tsika sy kiadi=))=))=))=))=))
65. kiadi
(
23/03/2008 23:45)
enao no mody fanina io fa ny tsy ao antsainao de bola votahirko raha tsy diso zah ny hafatra fangatahana bizinoroka :-D:-D:-D
66. cutie
(
23/03/2008 23:45)
Mpandefa : kiadi [ Valio ] 24-03-2008 00:43:47
Lohateny : Re : Miaky anao aho ry tovolahy!
zah ange mitsotra oe mizesista fa tsy mahay na teny frantsay aza eh! fa nenareo tenenina oe mizesista de bola mandah be ihany!
ka nareo nge zany no mizesta fa ny anay tsy misy idiran'ny resaka zesta mitsy :-D:-D:-D:-D:-D
67. kiadi
(
23/03/2008 23:46)
hay moa zah niova ps marina fa tsy ito no fampiasako taloha! :°):°):°)
68. cutie
(
23/03/2008 23:46)
. Mpandefa : kiadi [ Valio ] 24-03-2008 00:43:47
Lohateny : Re : Miaky anao aho ry tovolahy!
zah ange mitsotra oe mizesista fa tsy mahay na teny frantsay aza eh! fa nenareo tenenina oe mizesista de bola mandah be ihany
alefaso we aza jerena=))=))=))=))=))=))
69. cutie
(
23/03/2008 23:48)
Mpandefa : kiadi [ Valio ] 24-03-2008 00:45:29
Lohateny : Re : Miaky anao aho ry tovolahy!
enao no mody fanina io fa ny tsy ao antsainao de bola votahirko raha tsy diso zah ny hafatra fangatahana bizinoroka
alefaso eo aza jerena=))=))=))=))=))=))
70. kiadi
(
23/03/2008 23:48)
fa hita zao fa mizesista oe anglophone ko mbola mibilabila eo ihany :-D:-D:-D
71. cutie
(
23/03/2008 23:49)
Mpandefa : kiadi [ Valio ] 24-03-2008 00:46:30
Lohateny : Re : Miaky anao aho ry tovolahy!
hay moa zah niova ps marina fa tsy ito no fampiasako taloha!
fanina ve ry kiadi bezesta a =))=))=))=))=))=))=))
72. cutie
(
23/03/2008 23:51)
69. Mpandefa : kiadi [ Valio ] 24-03-2008 00:48:50
Lohateny : Re : Miaky anao aho ry tovolahy!
fa hita zao fa mizesista oe anglophone ko mbola mibilabila eo ihany
aza ahilika aty aminay ny toetsainareo:-D:-D:-D:-D
73. kiadi
(
23/03/2008 23:54)
aleo amizay hiala fa mapihetsika ny adalan'ny mpangataka bisinoroka isambolana! ary nanin tokoa wa no tsy lasa topbizinoroka tsony le cutie eh?sa leo mangataka sa tsy nisy nanome tsony?
pffff!zah be zesista fa manaiky fa nareo bezesista fa mody gisa
nb:raha tsy diso zah bola voatahiroko t@ psko taloha ny hafatra fangatahana bizinoroka fa aleo jereko oe ! raha tsy oe anga efa voafafan'ny mpiandraikitra =))=))=))=))

74. cutie
(
23/03/2008 23:57)
. Mpandefa : kiadi [ Valio ] 24-03-2008 00:54:30
Lohateny : Re : Miaky anao aho ry tovolahy!
aleo amizay hiala fa mapihetsika ny adalan'ny mpangataka bisinoroka isambolana! ary nanin tokoa wa no tsy lasa topbizinoroka tsony le cutie eh?sa leo mangataka sa tsy nisy nanome tsony?
pffff!zah be zesista fa manaiky fa nareo bezesista fa mody gisa
nb:raha tsy diso zah bola voatahiroko t@ psko taloha ny hafatra fangatahana bizinoroka fa aleo jereko oe ! raha tsy oe anga efa voafafan'ny mpiandraikitra
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
de in ndray hono no idiran'ny resaka biz oroka eto
de nanome ve alou kiadi t@ za we nangataka zany :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
75. cutie
(
24/03/2008 00:01)
72. Mpandefa : kiadi [ Valio ] 24-03-2008 00:54:30
Lohateny : Re : Miaky anao aho ry tovolahy!
aleo amizay hiala fa mapihetsika ny adalan'ny mpangataka bisinoroka isambolana! ary nanin tokoa wa no tsy lasa topbizinoroka tsony le cutie eh?sa leo mangataka sa tsy nisy nanome tsony?
pffff!zah be zesista fa manaiky fa nareo bezesista fa mody gisa
nb:raha tsy diso zah bola voatahiroko t@ psko taloha ny hafatra fangatahana bizinoroka fa aleo jereko oe ! raha tsy oe anga efa voafafan'ny mpiandraikitra
refa traingo we nareo no tena be zesta ve ry kiadi de mamoron-dresaka sisa no atao fialana bala=))=))=))=))=))=))
76. kiadi
(
24/03/2008 00:03)
tsy manome adala sy bezesta zah! be zesista hotranah ve de omeko!:-D:-D:-D
77. cutie
(
24/03/2008 00:06)
Mpandefa : kiadi [ Valio ] 24-03-2008 01:03:54
Lohateny : Re : Miaky anao aho ry tovolahy!
tsy manome adala sy bezesta zah! be zesista hotranah ve de omeko!
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
tsy marina zany raha zany fa faly mizesta mamoron-dresaka eo fotsiny:-D:-D:-D:-D:-D
78. cutie
(
24/03/2008 00:09)
kiadi
jereo nge le hafatra nalefako any fa nangataka bizoroka za e =))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
jereo nge le hafatra nalefako any fa nangataka bizoroka za e =))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
80. soanja
(
24/03/2008 00:10)
kiadi:
iza no sahy milaza amiko eto aza fa langue ampiasaina any madagascar io langue amerilôk io?
raha tsy diso zah de teny gasy sy tena frantsay no ampiasaina any! raha tsy zany ve tsika tsy hanao lalao francophonie sa tokony oe anao commonwelf ve?
zah aloha zandry kely tsy mahay lilila sady tsy mahay ny teny tsy fantatra eh!
Izaho Soanja dia sahy hilaza aminao fa nanomboka tamin\'ny taona lasa dia lasa teny ofisialy any Madagasikara ny teny Anglisy.
Koa tadidio fa manomboka amin\'izao dia aza gaga ianao raha hiteny Anglisy amin\'izay ny zaza gasy satria hiompana amin\'ny fampianarana an\'io ny any an-tsekoly na dia manomboka amin\'ny garabola aza.
Satriko ny handefa an\'io amin\'ny teny Gasy. Ary raha misy olona tia ny teny gasy dia zaho no isan\'ny voalohany amin\'izany. Izestiavako indray izay.
Saingy ity iray nalefako ity dia tsy misy fika ny hitadiavana hevitra hanaovana azy teny gasy satria amin\'ny mahaizy azy, io tovolahy Derrick io mihitsy no nahatonga ahy hiaky ny momba azy satria sady voafolany ny teny Anglisy no sady maranitra ny valinteniny nefa mpifindra monina toa ahy izy. Avy any Ghana izy nefa raha samy zatovo amerikanina dia mampiahaiky volana ny hafa ny fahaizany mampita ny heviny sy ny votoatin\'ny resaka resahiny.
Tsy nihevitra aho fa nampisahotaka anareo ny fametrahako azy teto. Ary tsy miala bala amin\'izay napetrako aho. Ialako tsiny izay tohina hambopo. Amiko raha izaho no tsy mahay zavatra iray nefa te hahalala ilay zavatra dia hiteny aho hoe azavao ny tianao resahina fa tsy azoko, fa tsy teny masiaka no azahoana valiny mahafapo avy aty amiko.
Amiko raha afaka mandefa izay manahirana azy sy mahaliana azy ary mahasoa ny hafa eto aby izay te handefa raha mifanaraka amin\'ny dinika apetrany ny hevitra alefany ary tsy mandika lalana izy.
Tsy mampaninona ahy mihitsy no antsoina hoe mizesta satria anjarako ny mahalala ny zavatra ataoko ary tsy mampihena ny zavatra ety amiko izany. Ny dinika manokana dia tsy mampazoto ahy ny miditra any intsony. Ny Diaspora dia natokana hifandraisana amin\'izany. Samy manoratra izay tiany eto ary misy aza tena mirefarefa mihitsy saingy akory ato soa aza fa misy ny fahafahana mamoaka hevitra.
Mamparary ny hafa ny fifidianana amerikanina tsy maninona izany fa atao akory samy nomen\'Andriamanitra toerana nifanaraka tamin\'izay hipetrahany aby isika sy ny fahaizana ananany abiaby ary indrindra ny zavatra mafonja iamatimatesany aby.
Aza kivy fa raha mandreraka anao ny hafatro androany dia maka klasy haingana mba manomboka mianatra teny Anglisy indray sao ao no ahitana vahaolana amin\'izay mamparary. Ianaro ny teny hafa saingy fehezo kosa ny tenintsika.
I Etazonia io no firenana hiainako ary misy lanjany amiko ny zavamisy aty. Izay no andefasako azy eto satria tsy tiako hatory ny namako izay miara-miaina amiko aty. Fotoana fijerena sy fiatrehana ary fiasana amin\'ny fanatsarana ny zavamisy izao ary anjaran\'ny tsirairay manana izany zo izany no misafidy izany.
N\'iza n\'iza hifidy na tsy hifidy tsy maninona fa anjarako ny mampita hafatra. Aza matory!
Misaotra an\'i Cutie manokana aho niaro ny tiako resahina sy mahatsapa ny tiako halefa! :-*:-*:-*
\"Avotsory ny fangejana mahazo ny sainao, raiso ny angadim-pahalalana, atombohy ny famafazana voa mamokatra ao antsahan\'ny fivoarana sy ny fivelarana, ary aza avela tsindrian\'ny felatongotry ny hafa ny tsimoka eny an-tanimbolinao. Hindramiko ny teny Aza Matory!\" Soanja