Miaky anao aho ry tovolahy!
1. soanja
(
22/03/2008 15:10)
Raha mba toy izao avokoa ny tanora dia mivoatra ny firenena : afaka mamoaka ny heviny tokoa ary afaka mamoaka ny antony anohanany izay tohanany!
http://www.youtube.com/watch?v=kica8hmSdAM&feature=related
http://www.youtube.com/watch?v=S2zO5d-XZWA&feature=related
Misaotra azy ny tenako!

novalian'i Rasiligaoma ny 02/04/2008 08:53
2. ikaretsaka
(
22/03/2008 15:18)
izya no anisan'ny izarana eto hoe mba mamoaka argument convaicants rehefa miady hevitra fa tsy mamerin-desona fotsiny
6. tess
(
22/03/2008 19:20)
kiadi::-D:-D:-D:-D mampé kou kiadi ka!:-P
teny gasy ange ny ato fa in aza ty mizesita be @ teny tsy fantatra ty
7. ikaretsaka
(
22/03/2008 20:03)
ka efa hita kosa fa diaspo ato hono ko... sady le fomban'ilay zalahy no jerena
8. kiadi
(
22/03/2008 20:58)
ikaretsaka:
ka efa hita kosa fa diaspo ato hono ko... sady le fomban'ilay zalahy no jerena
anga refa diaspora de mizesista @ tena tsy fantatra
9. soanja
(
22/03/2008 21:09)
kiadi:
teny gasy ange ny ato fa in aza ty mizesita be @ teny tsy fantatra ty
Kiadi a> aza miferinaina raha toa ka tsy mahakasika anao ny hafatro.
Samy manana ny manahirana azy ny olona ary afaka mizesta sy mahay izy ireo raha izay no fantany fa hanova zavatra.
Ny fizestiavana anie tsy olan'ny izay lazaina fa manana azy e. Tadidio foana izay.
10. soanja
(
22/03/2008 21:13)
Teneno aho raha tianao hazavaiko ny tiany lazaina.
Ny hafatro eto dia ho an'izay Gasy afaka mifidy amin'ny fifidianana ho filoham-pirenenana amerikanina.

12. xxx
(
23/03/2008 06:44)
"kiadi":
teny gasy ange ny ato fa in aza ty mizesita be @ teny tsy fantatra ty
"xxx":
kiadi>>raha tsy zany kosa tsy atao oe mahay ry zareo!!
"kiadi":mazava !!!=D=D=D=D=D
anga refa diaspora de mizesista @ tena tsy fantatra [/quote="soanja"]Kiadi a> aza miferinaina raha toa ka tsy mahakasika anao ny hafatro.=D=D=D=D=D[quote="ds"]Inona foana ary ity fanenjehana tsy misy farany ity e.
Samy manana ny manahirana azy ny olona ary afaka mizesta sy mahay izy ireo raha izay no fantany fa hanova zavatra.
Ny fizestiavana anie tsy olan'ny izay lazaina fa manana azy e. Tadidio foana izay.
avelao ny dinika eto hilamina. Misaotra anareo mialoha.
13. xxx
(
23/03/2008 07:05)
Soanja,momba an'i kiadi aho ary eto anie site gasy fa tsy oe akoriny mahay fatinteny rehetra eny misekoseko eto,zay iany no mahavoa antsika gasy tony ndray mbo mahay abidy kely
Raha zay ny afatra tian-dry ampitaina,teneno fotsiny ho an'ny gasy afaka mifidy eto amerika,mazava aminay izy @ zay.....voakiana ndry vao mody miala eo!!

14. miranata
(
23/03/2008 11:00)
soanja:
Teneno aho raha tianao hazavaiko ny tiany lazaina.
Ny hafatro eto dia ho an'izay Gasy afaka mifidy amin'ny fifidianana ho filoham-pirenenana amerikanina.
Sao dia tsy mety kosa akia...marina kosa ny azy site gasy anie ny eto e,@ zay ndry tsy nanindry akoriny oe ho an'ny gasy afaka mifidy eto amerika raha nampiditra ilay hevitra!!
Misy anie ny gasy miditra eto na nyteny Français farany atao zay mora aza mety tsy ho azony,hajao ihany ilay namana sy ny mahagasy ilay site .
Misaotra
15. kiadi
(
23/03/2008 11:16)
xxx sy miranata>=D=D=D=D
ba te ampiseho ny sasany oe mahay ny teny tsy fantatra eh!
le zesista ange bola tsy afaka @tsika gasy eh!
ika>mialatsiny lesy fa izay no hitako @izy ty an!
ahona ny fijerinareo raha ireo namana mipetraka any allemagne na any italie na any egypte na any chine na any indonesie.... mametraka hevitra @ fiten'ny tany hipetrahany?
eto aza efa indraindray tsy mahafaly ny sasany ny sizé @ teny frantsay
refa te hanana hevitra momban'ny any amerika nareo de manaova hevitra manokana fa azo atao ange zany eh! miditra "dinika manokana " nareo de ao mamorona dinika manokana fa eto teny gasy ary ze miditra eto na avy aiza na avy aiza de manaja io teny gasy io,ba firy isanjaton'ny malagasy no mahay an'io teny tsy fantatrareo io? ba lazao oe firy?de firy @ malagasy ny mahay teny gasy,de firy no mahay teny frantsay??

16. kiadi
(
23/03/2008 11:20)
xxx:
"kiadi":
teny gasy ange ny ato fa in aza ty mizesita be @ teny tsy fantatra ty"xxx":
kiadi>>raha tsy zany kosa tsy atao oe mahay ry zareo!!"kiadi":mazava !!!=D=D=D=D=D
anga refa diaspora de mizesista @ tena tsy fantatra [/quote="soanja"]Kiadi a> aza miferinaina raha toa ka tsy mahakasika anao ny hafatro.=D=D=D=D=D[quote="ds"]Inona foana ary ity fanenjehana tsy misy farany ity e.
Samy manana ny manahirana azy ny olona ary afaka mizesta sy mahay izy ireo raha izay no fantany fa hanova zavatra.
Ny fizestiavana anie tsy olan'ny izay lazaina fa manana azy e. Tadidio foana izay.
avelao ny dinika eto hilamina. Misaotra anareo mialoha.
aza miteny refa miafina ao anaty xxx ao eh! mivoa tao fa tsy mazava mintsy zany :-D:-D:-D
18. ds
(
23/03/2008 12:03)
kiadi:
i "ds" ve io miafina ao anaty xxx io eh :-D:-D:-D
Na miafina aza aho, dia "ds" ihany no ampiasaiko eto fa tsy misy "xxx" na "yyy" :-)
Na izany na tsy izany, ezaho mba ny hevitra sy ny vontoatiny no atao adihevitra fa tsy izay maneho azy. Misaotra.
19. tess
(
23/03/2008 12:32)
hevitra mety ilay hoe hanokafana dinika manokana e! mba tsy hifandirana, :wink: http://forum.serasera.org/?rub=dinika/topic&manokana=1
20. rinahmada
(
23/03/2008 14:37)
ds:
ezaho mba ny hevitra sy ny vontoatiny no atao adihevitra fa tsy izay maneho azy.
Tsy HS kosa ve toi raha izany? Raha tsy hain'ilay olona ary ny tian'ilay hevitra lazaina,inona ny atao adihevitra r'ise