Miaky anao aho ry tovolahy!

41. tess ( 23/03/2008 20:16)
izany ve dia hifandirana eo e! manokatra dinika momba ny be kintana amin'ny teny anglais fotsiny dia izay......tsy misy maharatsy ny dinika manoakan, jereo ilay hoe anay hatrany bira, zay avy any bira mazoto mandray de mandray anjara ao aby, na tsy ny avy any bira aza.....:°)
42. kelly13 ( 23/03/2008 20:18)
tess>nga afaka miditra any na tsy avy tia ovy aza? :°) nde mba hiditra mantsy za :°)
43. tess ( 23/03/2008 20:23)
kelly: ieuhhhh! mangataka fotsiny arahina ny torohevitra rehetra dia tafiditra, zà zao anio niditra tam dinika manokana anakiroa fa tondé tafiditra somantsara, any am resaka fanambadiana dia informatisiana:wink::-P:-D
44. kiadi ( 23/03/2008 20:30)
adeh ba hiditra dinika pitsokovy ko zah fa rabofy kay moa pitsokovy:-D:-D:-D!de zah kay moa zany zanka pitsokovy =))=))
45. kiadi ( 23/03/2008 20:32)
ny reninjanako kay moa pitsokovy!:-D:-D:-D:-D:-D
46. kelly13 ( 23/03/2008 20:35)
za tsy mpitsokovy klou fa nde mba hitsidika ao fotsiny! sshhh iza indray zao io nanimba dinik'olona io? le kelly13 ty tena pfffffff :evil:
47. xxxx1 ( 23/03/2008 20:40)
kiadi kou tena mila vanona ohatr'ireny tonga fotoana izany shhhhh !!!

toy ireny blagy sy sarisary teny vazaha ireny ihany reh a ! de ho vita dika daholo ve ireny ?

tsou tsou tsou :}
48. kiadi ( 23/03/2008 20:53)
tsy tonga fofona kosa zah ary tsy mila vanony eh!! ba niteny ny hevitro ah oe "zesista" io wa de nihitatra le iz!
ahona raha manokatra dinika @ teny sinoa eto zah!
zah ko mintsy angamba no tsy intelligent hotranreo retra ato eh! tsy hiditra tsony zah fa tohizo ny dikiny fa zah tsy afaka mifidy any amerika sady tsy mahay an'io teny tsy fantatra io! fidio tsara aza ry soanja ny filohanareo an! de mialatsiny indray eh! :-D:-D:-D
49. kelly13 ( 23/03/2008 21:38)
xxxx1>nga ny tonga fotoana ry tonaka mpila vanona?
50. ratonga ( 23/03/2008 22:11)
kelly13 :
nga ny tonga fotoana ry tonaka mpila vanona?


kita eo ko:-D:-D
51. tess ( 23/03/2008 22:33)
mi comprendre an'i kiadi ihany aho fa ny titra nanaitra be mitsy nge !e :wink::-D:-D:-D:-D:^)
zà kou somary kivy ihany tam nanokatra nahita naeno anlay bandy hihihihihi!:-D:-D:-D
lazao ny vokatry ny vôte e!
zà indray aloha na eto aminay aho manao vôty vato fotsy fa tsary mahafidy olona zany:-D tsy ahazoako tombony na iray aza n'iza voafidy eo tsinona....
raha any amintsika de ok!:-P
52. cutie ( 23/03/2008 23:14)
teny gasy no hainay! zay no mahatonganay miditra sy miresaka ato!ary tsy mahamenatra anay ny miteny oe teny gasy ihany no hainay,asaivo mangataka hevitra manokana @ teny amerikanina zareo fa raha tsy izany zaho tsy maintsy manakiana


ka nanin wa no nampiditra dinika @ teny frantsay refa teny gasy ihany no hay:-D:-D:-D:-D:-D:-D
53. kiadi ( 23/03/2008 23:16)
tokony asina titre oe @ teny tsy fantatra de amizay zah tsy nitonatonana nanokatra fa ilay titra @ teny gasy be de avy eo ny sizé @ teny tsy fantatra !
xxxx1>aleo aza zah hila vanony raha ohatra ka tsy hainay ilay fiteny eh!ze tsy faly tsy olana!
iza no sahy milaza amiko eto aza fa langue ampiasaina any madagascar io langue amerilôk io?
raha tsy diso zah de teny gasy sy tena frantsay no ampiasaina any! raha tsy zany ve tsika tsy hanao lalao francophonie sa tokony oe anao commonwelf ve?
zah aloha zandry kely tsy mahay lilila sady tsy mahay ny teny tsy fantatra eh!
54. cutie ( 23/03/2008 23:17)
cutie: indry izany no mba manazava akia a

tsy misy resaka we manazava sy ny tariny io fa le we zesta sy le zay ihany no mahavoa anareo gasy tony no tsy hitako ze antony ilazana an'zany eto:-D
55. cutie ( 23/03/2008 23:18)
ratonga:-w:-w:-w:-w:-w:-w:-w:-w:-w
56. kiadi ( 23/03/2008 23:19)
ratonga:

kelly13 :
nga ny tonga fotoana ry tonaka mpila vanona?


kita eo ko:-D:-D



aleo lazaina oe tonga fofony aza zah eh! fa tsy oe tonga fofony de mila vanony zay!! tsy mila vanona zah fa milaza ny hevitro! nefa aleo lazaina ko oe mila vaony fa tsy olana eh! :-D:-D:-D
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Fume/drogue-peace.gif[/IMG]
57. cutie ( 23/03/2008 23:22)
51. Mpandefa : cutie [ Valio ] 24-03-2008 00:14:31
Lohateny : Re : Miaky anao aho ry tovolahy!
Voalaza teo :
teny gasy no hainay! zay no mahatonganay miditra sy miresaka ato!ary tsy mahamenatra anay ny miteny oe teny gasy ihany no hainay,asaivo mangataka hevitra manokana @ teny amerikanina zareo fa raha tsy izany zaho tsy maintsy manakiana


ka nanin wa no nampiditra dinika @ teny frantsay refa teny gasy ihany no hay

kiadi valio io alou
58. kiadi ( 23/03/2008 23:29)
ka marina zany fa teny gasy ihany no hainay!ny teny frantsay zesista fotsiny! hotran'ny ataon'ny namanao io!
ba mizesista oe mahay teny frantsay eh!
de ba valio ko zah oe firy ny pourcentage ny gasy mahay teny anglisy ato? de firy no mahay teny frantsay? enao io aza mahay teny frantsay
mamorona wa nareo dinika manokana @ fiteny ba hainareo any de tsy asina olana io
59. cutie ( 23/03/2008 23:33)
hay ve nareo zany le atao we mizetsa de avilanareo any @ soanja we mizesta izy refa mampiditra dinika @ teny anglisy e :-D:-D:-D:-D:-D
zay vo azoko
misaotra @ fahatsorana :-D:-D:-D:-D:-D

valiny ny fanontanian'i kiadi: I don't know and I don't care :-D:-D:-D:-D:-D
60. ratonga ( 23/03/2008 23:37)
=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1805