Miaky anao aho ry tovolahy!

141. patrick2002 ( 25/03/2008 13:42)
cutie:

123. Mpandefa : patrick2002 [ Valio ] 25-03-2008 01:11:46
Lohateny : Re : Miaky anao aho ry tovolahy!
fa ahoana ho avy aty angaha toi
you are welcome

ho avy any aho
ka tandremo sao tsy voahainao :-D:-D:-D:-D

dia tongava soa amantsara aza ,fa ity aloha misy hira atolotro anao .

http://www.dailymotion.com/relevance/search/embona%2Bsy%2Bhanina/video/x39ndt_mahaleo-embona-sy-hanina_music
142. patrick2002 ( 25/03/2008 13:50)
ity izany misy hira atolotra an'i Soanja :-*:-*
http://www.dailymotion.com/relevance/search/mimosa%2Bmimosa/video/x3vpmi_aina-dama-mimosa_music
143. kiadi ( 25/03/2008 13:54)
patrick2002> enao zany rams mitonotena an!tsisy rarahiko sy hialonako ze any @ zany zamerika tavaratra zany mintsy na kely aza,fa le fomba fisainana no lazaiko oe bezesita,tô tonga de tambabe nareo anglophone zah! ary matoa ataonareo tambebe zah de marina ny lazaiko!
bezesita ray trano doly zany!
olona ray no noteneniko de miditra doly ny zamerikanina retra!:-D:-D:-D:-D
averiko indray fa tsy mialona ary tsy miraraha ze misy na fiteninareo zah!fa refa te hanana ny hevitrareo manokana tsy hidiranay tsisy saina nareo de manova dinika manokana!
144. patrick2002 ( 25/03/2008 13:56)
cutie:

123. Mpandefa : patrick2002 [ Valio ] 25-03-2008 01:11:46
Lohateny : Re : Miaky anao aho ry tovolahy!
fa ahoana ho avy aty angaha toi
you are welcome

ho avy any aho
ka tandremo sao tsy voahainao :-D:-D:-D:-D


Dia ity atolotra ho an'i cutie @ fananany fikasana ho tonga eto Montreal :-*:-*



http://www.dailymotion.com/relevance/search/embona%2Bsy%2Bhanina/video/x39ndt_mahaleo-embona-sy-hanina_music
145. patrick2002 ( 25/03/2008 13:59)
efa hoe don't sleep
raha tsy hainao ny dikanio dia hadikako aminao ,
Aza manao slip :lol::lol:
146. kiadi ( 25/03/2008 14:08)
ty nenareo bezesita eh
http://www.dailymotion.com/relevance/search/tsiliva/video/xt128_tsiliva-be-geste_music
=))=))=))=))
147. patrick2002 ( 25/03/2008 14:17)
Kiady: merci aloha eh! :-*:-* milay le hira fa tapa-tsinay izaho tato .:-D:-D:-D:-D
148. rapala ( 25/03/2008 14:31)
kiadi:
tonga de tambabe nareo anglophone zah! ary matoa ataonareo tambebe zah de marina ny lazaiko!

Izaho koa anglophone fa tsy manao tambabe izany, tsy mety izany, mpinamana daholo isika eto.
Mba tokony hojerena ao @ fitsipikiny serasera raha azo atao ny miteny @ fiteny vahiny eto, satria raha ny any espagne izao no hiblabla @ tenindry zareo eto, dia sura za fa vitsy no hahafantatra izany, torak'izany koa ny any suede etc.
Izaho manokana aloha, niditra teto satria te hiresaka malagasy e, hitafa @ namana malagasy, tsy midika hoe tsy te-halala ny kolotoura hafa an, fa raha @ teny vahiny ilay izy dia mba'fitinina' @ tenintsika malagasy hoe izao no foton'ilay resaka re!!!!
Am-bava homana, am-po mieritreritra:D
149. cutie ( 25/03/2008 14:43)
rapala:-w:-w:-w:-w:-w
za zay efa impiry impiry mandefa bbc eto tsy misy manakiana=))=))=))=))=))
150. kiadi ( 25/03/2008 14:44)
rapala>=D=D=D
patrick2002 veloma lesy any amin'ny soanja de kiss be hono oe!!
151. rapala ( 25/03/2008 14:45)
cutie: hihihiihi :-*:-*:-*:-*
152. cutie ( 25/03/2008 14:48)
Dia ity atolotra ho an'i cutie @ fananany fikasana ho tonga eto Montreal



Jereo eto

hihihihi merci
io kosa alou ny hiran'ny mahaleo tiako 1 e :)
153. cutie ( 25/03/2008 14:53)
de ty koa an'i patrick :-D
http://www.dailymotion.com/related/x39ndt_mahaleo-embona-sy-hanina_music/video/xiwsx_isekely?from=rss
154. cutie ( 25/03/2008 15:23)
Mifanaraha ianareo sy Cutie fa izy anie ka mahafinaritra e.

tsy taitra njy fa efa nosakanako io :-D:-D:-D:-D:-D
155. ainaheri ( 25/03/2008 15:24)
rapala:

kiadi:
tonga de tambabe nareo anglophone zah! ary matoa ataonareo tambebe zah de marina ny lazaiko!

Izaho koa anglophone fa tsy manao tambabe izany, tsy mety izany, mpinamana daholo isika eto.
Mba tokony hojerena ao @ fitsipikiny serasera raha azo atao ny miteny @ fiteny vahiny eto, satria raha ny any espagne izao no hiblabla @ tenindry zareo eto, dia sura za fa vitsy no hahafantatra izany, torak'izany koa ny any suede etc.
Izaho manokana aloha, niditra teto satria te hiresaka malagasy e, hitafa @ namana malagasy, tsy midika hoe tsy te-halala ny kolotoura hafa an, fa raha @ teny vahiny ilay izy dia mba'fitinina' @ tenintsika malagasy hoe izao no foton'ilay resaka re!!!!
Am-bava homana, am-po mieritreritra:D



Tsy asiana ady hevitra,ary miombokevitra @ kiadi
raha resahina anie ny francophone..ataoko angamba 90% mahazo daholo,asa ... zao fitondrandr8 zao ndray ngambany no niovany ho lasa ...

Alaivo sary antsina fotsiny we niresaka t@ fitenim-paritra ny tenanay ..nisy tsy nahazo,nefa teny gasy iany....mba alaivo sary antsaina we ny zvtr mampiady varotra anareo reo???




Aleo zany za hanao [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/xfile2.gif[/IMG]@ zay tsisy mahay ny fiteniko
156. cutie ( 25/03/2008 15:29)
ainaheri
na mizesta @ teny tsy fantatra aza zahay
mbola mandresy foana:-D:-D:-D:-D:-D
157. ainaheri ( 25/03/2008 15:38)
cutie>ndao ho any Irak ary e:-D:-D:-D
158. cutie ( 25/03/2008 15:39)
100. Mpandefa : soanja [ Valio ] 24-03-2008 14:14:39
Lohateny : Re : Miaky anao aho ry tovolahy!
Hoy i kiadi:

zah tsy maintsy manakihanako!



Tiako ny fanakianana fa mahatsara zavatra. Ny fandemena ao anatiny kosa tsy dia ilaina loatra.

Misy fomba tsara azoko ampianarana anao ny rehefa hanakiana sady mahazo valiny mahafapo.

Ohatra:
" Soanja, mahatsapa aho/ hitako fa tsy mahatafavoaka ny tianao ampitaina ianao satria tsy azonay ilay teny resahina amin'ilay rohy. Tsy dia miteny Anglisy ny ankamaroanay eto. Raha mba teny gasy mantsy io/ raha mba nadikanao mantsy ilay izy dia vonona izahay hiady hevitra satria amin'izay mba azonay le tena resaka.... Misaotra."

Amin'ny manaraka io ampiasaina dia ho faly ianao fa tsy alahelo satria ahazo valiny mahafapo tokoa.

Mila ianarana koa ny serasera, indrindra raha resaka internasionaly ny sehatra satria eo no tena ahitana raha hainao ny manohana ny hevitrao fa tsy no " fo" lava izao no ampiresahina.

Saingy na io teknika nomeko io dia azonao ampiharina na any an-trano aza fa mandaitra.

Ary farany, tsy miresaka emotion tsony zah fa le tena votoatin;ny hevitro raha mbola misy ny te hiresaka an'io. Dia tsy ny hevitra voalohany akory no faratampony na faran'izao tontolo izao na hoe io no ramatahora na hoe io no andriamanitra sns... ny forum dia hevitra ifamaliana sy ifandraisana, hanatsarana na ahafantarana zavatra ka arakaraky ny resaka no vao maika mampafana azy sy manisy tsirony azy. Koa aza dia miantehitra loatra amin'izay hevitra vaolohany na lohateny fa ny tena adihevitra no tena izy. Koa mazotoa miforum tompoko ary aza mora hakivian'ny hafa. Aza mora tezitra indrindra indrindra. Miadia hevitra ampitoniana!

" Voizo ny lakanao fa ny maso sy saina ary ny hozatra mifandray ihany no ahatodisoa amin'ny tany aleha!" Soanja

mazava tsara ngamba zay ny fanazavana fa ze hanitatra mazotoa sy de te hanisy sira :-D:-D:-D
159. cutie ( 25/03/2008 15:41)
156. Mpandefa : ainaheri [ Valio ] 25-03-2008 16:38:45
Lohateny : Re : Miaky anao aho ry tovolahy!
cutie>ndao ho any Irak ary e

yellllllll fire alou:-D:-D:-D:-D:-D
160. cutie ( 25/03/2008 15:50)
ainaheri
yell fire
http://www.youtube.com/watch?v=H7WASrQFg8o
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1404