Miaky anao aho ry tovolahy!
161. cutie
(
25/03/2008 15:52)
ainaheri
tsy mila mankany Irak tsony tsika fa efa time to go home zao :-D
http://www.youtube.com/watch?v=iSeuLsNV4CA&feature=related

162. penina
(
25/03/2008 16:08)
mampime be
[center]http://www.dailymotion.com/video/x6i24_snoop-dog-new-york-new-york_music[/center]
[center]
[/center]

165. kiadi
(
25/03/2008 17:07)
ainaheri:
cutie>ndao ho any Irak ary e:-D:-D:-D
=D=D=D=D=D=D
alefaso any tokoa lesy reo be zesista ray trano reo ba jerena oe!
166. penina
(
25/03/2008 17:17)
:-D:-D:-D mba mila kisa koa :-D http://www.dailymotion.com/video/x8ttq_ice-cube-snoop-lil-jon-go-2-church_music
167. radjery
(
25/03/2008 17:21)
=)):-D:-P:°):lol::oops::-D:{:^):-/
ary misy mahazo vé ra ireo sary kely reo no hiresahana eto:-D:-D

169. ainaheri
(
25/03/2008 19:03)
cutie:
ainaheri
tsy mila mankany Irak tsony tsika fa efa time to go home zao :-D
http://www.youtube.com/watch?v=iSeuLsNV4CA&feature=related
Iny ve le we asa antao ankira vita tsy natao ve?
Raha anaiky an'zany Bush kou hihi
171. kiadi
(
25/03/2008 19:30)
oh ry zareo an!
ba wa nareo misaina fa tsy oe hifanindry ^@ teny tsy fantatra eto no atao! gravy be le toetsainareo any zany an!zao ve no atao gasy?hifanindry @ teny tsy fantatra eto?
ny amerikanina de malaza miseho oe firenena matanjaka indrindra erantany!de hanaraka zay toetsaina zay ko ve nareo?nareo ange ka gasy kely! zay atsofoka ao anaty monkodoha nareo zay! fa na hilelaka ny vodin'ny bush aza nareo de gasy hatrany @ tsinay maintinareo fona nareo!raha te hizesista nareo de ny vazah sy ny tsy mitovy firenena @nareo zesitiavana fa aza ny gasy hotranareo!
hay ve be mainvadoha lasa any amerika any eh!
ny an'i cutie moa de oe maharesy hono zareo! in ko zany toetsaina maivana be zany? anga nisy nifaninana aminao teo?
tsy mifaninana @ adala zah! na hitambatra amiko doly aza ny anglophone de tsy asiko sira zany!
efa oe tsy hiteny tsony zah fa hitako oe vô maika mitsipaka ny adala sasany ato!

172. ainaheri
(
25/03/2008 19:39)
penina:
adika teny frantsay? :-D
sao d mba anisan'ny miomé fotsiny nareo zany fa tsy mahazo zay lazainy akory klé
173. penina
(
25/03/2008 19:51)
sao dia i ainahery no tsy mahazo lol http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m47e10e1e2bc44
Lazaina fa mizesita daholo rehefa misy zavatra tsy hay. Lazaina fa izao sy izao. Esyy e y eh. Na ny haavon'ny teny ampiasaina aza mahamenatra.

174. cutie
(
25/03/2008 19:54)
ainaheri
de miverina @ size an;i soanja ndray isika zany koa.
Ny election efa ho avy ka in no idiran'i bush @ zany
hay moa ka tsy azonareo le izy fa teny tsy fantatra:-D:-D:-D:-D:-D:-D

175. cutie
(
25/03/2008 19:57)
ainaheri
de miverina @ size an;i soanja ndray isika zany koa.
Ny election efa ho avy ka in no idiran'i bush @ zany
hay moa ka tsy azonareo le izy fa teny tsy fantatra
Iny ve le we asa antao ankira vita tsy natao ve?
Raha anaiky an'zany Bush kou hihi
176. ainaheri
(
25/03/2008 20:07)
penina>>fin ny teny ampiasainareo no mahamenatra ny an'ny sasany ny anareo?...lasa hs ty raha ty zany,niova mbakan'ny toetsaina sy ny fomba fikoragnana§!
Aza mba penina iany wa fa refa lany ranomainty d atsipin'ny oul ary:-D:-D:-D:-D

178. ainaheri
(
25/03/2008 20:26)
cutie>> ny anay mitsamy aza idirana lol,ary tô tsy ita wa ny tohin'io msg-nao alohan'ny farany io e...misy teny tsy hay angambany d tsy nety nivoka:-D:-D:-D
179. cutie
(
25/03/2008 20:30)
Mpandefa : ainaheri [ Valio ] 25-03-2008 20:03:41
Lohateny : Re : Miaky anao aho ry tovolahy!
Hoy i cutie:
ainaheri
tsy mila mankany Irak tsony tsika fa efa time to go home zao
Jereo eto
Iny ve le we asa antao ankira vita tsy natao ve?
Raha anaiky an'zany Bush kou hihi
173. Mpandefa : cutie [ Valio ] 25-03-2008 20:54:02
Lohateny : Re : Miaky anao aho ry tovolahy!
ainaheri
de miverina @ size an;i soanja ndray isika zany koa.
Ny election efa ho avy ka in no idiran'i bush @ zany
hay moa ka tsy azonareo le izy fa teny tsy fantatra
ainaheri io e
efa adin'ny zato ela be ny connexion vo tafiditra ato
180. penina
(
25/03/2008 20:35)
ainaheri:
fin ny teny ampiasainareo no mahamenatra ny an'ny sasany ny anareo?...
Vakio fotsiny ity dia tsy fantaro fa tsy mbola nanao gasy ohatra an'io aho na indray aza.
nareo ange ka gasy kely
zay atsofoka ao anaty monkodoha nareo zay!
fa na hilelaka ny vodin'ny bush aza
nareo de gasy hatrany @ tsinay maintinareo fona
hay ve be mainvadoha lasa any amerika any eh!
Izay ilay fiteny mahamenatra. Saingy ny adalan'ny tena hono tafin-damba ka aleo hilamina.
Ary aza misafoaka amin'ny tsy amin'apa fa tsy hanova inona io.
ainaheri:
Aza mba penina iany wa fa refa lany ranomainty d atsipin'ny oul ary:-D:-D:-D
tsy mampihomehy, izay ps ve!!!!