Miaky anao aho ry tovolahy!
182. ainaheri
(
25/03/2008 20:59)
rasitlo>>adino lesy le faingo "fin===>f'in" zany v mbola azavaina klé,ra le oul tsy manaikitra sitilo any ampenarana reny zao tondé mahazo an'io klé
Ao kama na de mampiseo[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/sourire-broches-8539.gif[/IMG]fotsiny aza a
lany ranomainty:
tsy mampihomehy, izay ps ve!!!!
Ao kama na de mampiseo[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/sourire-broches-8539.gif[/IMG]fotsiny aza a
183. penina
(
25/03/2008 21:05)
Ary toa mody avadika any amin'ny fin sy f'in. Iza koa no tsy haazo an'izany. lol
mdr mantsy eh.
mdr mantsy eh.
184. ainaheri
(
25/03/2008 21:51)
rasitilo>>asa lesy ra miteny any aminareo any zany "fin" zany ra ampiasaina @ io teny nosoratako io..;zay le koziko we aza varina manaikitra sitilo fona wa:-D:-D
Averiko soratana feno ary refa tsy azon'i toi e:
fin ny teny ampiasainareo no mahamenatra ny an'ny sasany ny anareo?.
ahitsy ary azavaina mba ho azon'ny ranomainty lol
fin===>f'in(adino ny faingo)=fa inona(code sms)
Ary raha mahay teny gasy ve laniranomainty d iteny v io teny io ra io fin io no atao eo!!
Aza varina manaikitra sitilo fona wa:-D:-D:-D

185. penina
(
25/03/2008 22:01)
iza no tsy maazo, hahaha
Aleoko tsy mamaly fa dinika tsy ahitam-bokany. Tokony mba nahaliana ihany fa ny mpanakorontana no be. Ihafio eo.
ps: faingo mihantona

186. kiadi
(
25/03/2008 22:06)
Izay ilay fiteny mahamenatra. Saingy ny adalan'ny tena hono tafin-damba ka aleo hilamina.
Ary aza misafoaka amin'ny tsy amin'apa fa tsy hanova inona io.
ny toetsaina no mahamenatra fa tsy ny fiteny!lasa misafoka indray anga zah? tary ambony lazaina fa miakapofona sns......tsy azoko tsony!
le teotsaina be zesista oe anglofone no tsikeraiko!io no mahamenatra ny mizesista amina'io! zay mahatonga anah oe gasy kely fona enao na hainao doly aza ny fiteny retra eto antany!tokony hifanatsa fa tsy oe any @ oncle sam ny sasany de mihevitra fa ambony kokoa!
de iza ko no bola tsy niditra teto aloha eh? tô efa nandalo doly mantsy zay avy any miaro ny fireneny sy ny fiteniny
nenah gasy ihany no harovako
187. penina
(
25/03/2008 22:48)
kiadi> marina tanteraka, fa ny fomba nitondrana azy no tsy any. Izaho tsy mieritreritra hoe misy olona nanao izany teto.
Ny ahy indray ilay hoe: rehefa francophone dia azo atao satria hoe be mpahazo, fa raha hoe anglophone tonga dia hoe zesita amin'ny francophone. Io kosa aloha laviko tsara.
Mbola mahazo tohizana tsara ny adihevitra fa aleo aho izay.

188. ainaheri
(
25/03/2008 22:56)
laniranomainty>>ita fa tsy mahazo resaka fa mody fanina eo....fanahy iniako nosorata faingo ny faingo miantona :-D:-D:-D hay naranitra iany elà t@ iny klé:-D:-D:-D Neveriko mbola varina manaikitra sitilo iany klé[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Endormi/mini-dodo-2932.gif[/IMG]
190. cutie
(
25/03/2008 23:14)
Ny ahy indray ilay hoe: rehefa francophone dia azo atao satria hoe be mpahazo, fa raha hoe anglophone tonga dia hoe zesita amin'ny francophone. Io kosa aloha laviko tsara.
avelao @ zay fa tsy ho azon-dry zareo mandrakizay mitsy io e.
Tohizana ny zesta hoy soanja zay :):):):):):)
191. ainaheri
(
25/03/2008 23:25)
sitilo sy cutie>> mazava ouazy ané le resaka ee Dago francophone,hafa² kou² ra mampiasa teny franco sûr koukou mahazo ny 90% ny gasy mpiserasera......Alaivo sary antsaina we misy mampiditra dinika teny sinoa eto d raha io fomba famalinareo io no avalin'ilay nampiditra dinika(sinoa)d mba aona hoy nareo??
Alefaso lavitra ny eritreritra hoy le akamako zay[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/doh%21-45.gif[/IMG]

192. kiadi
(
26/03/2008 11:56)
ainahery> io lesy efa nazavaiko teo fa tsy azondry zareo le iz
p6>nahatonga anah oe zesista de zao! tsisy fanazavana fa tonga de io eo ambony io! fantary zareo tsara fa 90%tsy mahay teny anglais de nefa tonga de zao! donc te hizesista ry zareo oe gasy mahay anglais! ahona raha zah manao sizé @ teny sinoa?tsisy fanazavana tsisy ninin?jerevo tsara ny soratan'i soanja etsy ambony fa nataony ho andry zareo any amerika io sizé io!nefa dinika diaspora no ato fa tsy oe dinika amerika!
mizesista io amiko ninoninona teneninao oe tsy miova amizay zah!ary i cutie moa ba noheveriko fa ba sipa milamina kay iz ko no vô maika adala ato!

193. Papoose
(
26/03/2008 12:14)
samia mampidera ny taim-by-ny daholo rey olona fa za hihinana celery hijery anareo:miam::D
196. ikaretsaka
(
26/03/2008 23:17)
ainaheri:
sitilo sy cutie>> mazava ouazy ané le resaka ee Dago francophone,hafa² kou² ra mampiasa teny franco sûr koukou mahazo ny 90% ny gasy mpiserasera......Alaivo sary antsaina we misy mampiditra dinika teny sinoa eto d raha io fomba famalinareo io no avalin'ilay nampiditra dinika(sinoa)d mba aona hoy nareo??
Alefaso lavitra ny eritreritra hoy le akamako zay[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/doh%21-45.gif[/IMG]
efa nisy teny arabo koa teto ka.. talooooooooooha eeee
198. cutie
(
27/03/2008 13:49)
soanja
check this one
so funny:-D:-D:-D:-D:-D
http://www.thedailyshow.com/video/index.jhtml?videoId=164437&title=baracks-wright-response

199. Papoose
(
27/03/2008 19:50)
ary t@ ty fiteny ty mbola tsy nisy niteny
dfg;adofgdfgb;dfbcvbdfg'r;'et4u9'we4u'wep'idfbdhl/fbad'pva'gaer'er['0erg'pdfv
:-D

200. kiadi
(
27/03/2008 21:22)
tena efa mivika le cutie marina :-D :-D :-D sakanany tsy afaka mandefa afatra ho azy hono zah nefa zah tsy mandefa ary tsy andefa hafatra ho azy mandrakizay ! :-D :-D :-D tsy zah ange no mpanagataka bizinoroka ao @ hafatra ao eh :-D :-Dtsy hitako zay hanakanana anah! zah anga hanoratra any aminao! tssss :-D :-D :-D