vavolombelona suite

161. Rafotsy ( 06/03/2008 16:37)
Salut daholo !
Tena mba varina aho mamaky anareo eto , indrindra moa fa toa tsy arako ilay 1er épisode ary toa efa voafafa daholo !
Ny tena nidirako dia nijery ny taonanareo mpandray anjara tamin'ity dinika ity sy ilay dinika hoe Yannick Noah, kanefa na izany aza moa ve dia azoko hinoina marina fa ireo voalaza ireo ny taonanareo sy ny tany misy anareo ? Sao kosa ary nareo ireo ilay voalaza hoe "zaza nifanarakaraka " ? Ary io disadisa io ve tsy azonareo hoe resahina any ambadika any , fa toa malahelo aho mijery anareo mifanditra sy mifanalabaraka eto ! Toa hitako fa tsy mety ilay izy , sady ny ankamaroantsika eto milaza ho kristiana , ka tsy aleo ve mifamela ? Izay tsy vitanao vitan'i Tompo anie e !
Zah tsy manana namana eto fa namako daholo nareo ary izany no nidirako teto ! Zah tsy miteny hoe iza no ratsy iza no tsara ( tara épisode araka ny efa nolazaiko teo ).
Eritreritra mandalo ny ahy ary zaraiko aminareo !
Zah tena Rafotsy ity fa tsy sandoka aloha ! Raha tsy tianareo ny hevitro dia aza hiadivana aho fa ataovy tahaka ny tsy nisy !:-*:-*:-*
162. ratonga ( 06/03/2008 16:47)
tess::-*:wink:
163. ikaretsaka ( 06/03/2008 16:48)
amiko manokana aloha raha zavatra tsy resolu lasa fifamelana fiatsarambelatsihy tsy mi aboutir n'aiza na aiza e.

aleo aloha tapitra ny karatra dia isaina ny vato vao hoe ajanona ny lalao

ny mi face an ilay probleme no vahaolana fa tsy ny fitsoahana sy ny fanaovana mody fanina anazy... raha tsy izany dia mipoitra eo foana le izy
164. tess ( 06/03/2008 16:51)
rafotsy misaotra e!

izaho manokana tsy misy olana amiko ny mifamela
fa mba jereo ny hataony, raha tokony hilaza ny heviny izy dia ps hafa no ampiasaina anampiana trotra ny blem efa misy indray, ka inona no hifandaminana amin'izany, ary raha hifamela sy hifandamina dia mila olona milaza ny marina tsy mandainga ary tsy mamorona fa milaza ny antony rehetra, amiko manokana, ny mikasika ahy no tiko ho fantarina ny blem ko taminy izany fa ny an'ny hafa tsy hidirako, inona no antony nakahalàna ahy ary nanopàna nanalàna g
baraka ny vie privé ko teto amin'ny forum hatrany am blog-ko, nolotoina namoronana ny tsy marina tsy medrika araka izay tratran'ny sainy mitsy, ary tsy indray tsy indroa fa imbetsaka.....
io mba mila ny fanazavàna avy aminy aho....
kanefa dia izaho nadray azy tsara toy ny namana mitsy, nihaino azy sns, fa ny lainga sy ny fitaka koa no nataony ahy ka aiza no hahatokisana olona otran'izany??????
ny fantatro dia izy dool ihany no nanao ireny ary nisy ny profo na dia mampiasa ps maro aza izy na miafina ambadiky ny xxx manao izany.....
ka miandry azy hanazava fa tsy ny ps n'i an sy an sy an no asesika eo! hiteny!

ary izy no fototry ny rehetra fa tsy iza akory...izaho manokana tsy nanao ninoninona azy mihitsy fa neti-^pahatokisana tanteraka taminy fa dia vely gobay no azo, sy fitaka.....
ka ataoko fa tsy hanome tsiny i rafotsy raha somary toy izao ny fandehany satria tsy zakako hoy aho ny ompa nataony ahy io! izany aloha dia tsoriko.....nahakasika ahy mihitsy ilay izy ary tsy ho hadinoko mandrakizay.....
mba malahelo koa anie ny tena tamin'ireny fotoana nanompàny ireny e! fa notazomina ho ahy irery ilay izy fa rehefa tsy zàka tsy maintsy hoe hoitroaka ihany ny hiafarany dia izao hitanao izao.....
ny tsy tiko aminy, dia izy mety hoe diso sy tsy mety lmilaza hoe nanao izao sy iazao izy fa aminy dia ny olona hafa ihany no diso, izy rahateo somary misy fahavoazana amin'izay lafiny izay, io no olana aminy, tsy tsapany mitsy fa tsy nety ary tsy mety ny ataony.
165. Rafotsy ( 06/03/2008 17:06)
Tess: ny tiako ho lazaina anao fotsiny , dia aza atao mamparary na mampalahelo anao ny zavatra nataony na ny mbola hataony ! Ianao efa mahatsapa fa tsy hitsotra hoe izy na oviana na oviana izy , ka dia adaboy any ! Ary ataovy sahala ny tsy mi existe izy ary na manao X na ps hafa , dia aza jerena akory na valina : olona tsy mi existe aminao izy !
Ary farany , izaho ange tsy manomé tsiny anao mihitsy e ! Azoko tsara ny réactions nao raha nalana baraka sy nopaina teto ianao , fa tsarovy ary ity no hapetrako aminao : " la bave du crapaud n'atteint pas la blanche colombe "! Sa ahoana hoy ianao ? :-*
166. ikaretsaka ( 06/03/2008 17:10)
izya le heo honnete hoaaa
dia mba hazavao io dia milamina ny tantara e..
tianareo ny hilaminan'ny tantara ... dia hazavao imaso imaso eo io hoe natao izao satria izao ny antony ka mifopna fa tsy hanao izao intsony dia tsy manao tokoa..

de minoa ahy ianareo fa milamina io
167. ikaretsaka ( 06/03/2008 17:14)
Rafotsy> ka tsy hilamina izany io raha tonga de borkena @ na'pas ohatran'izay.. fa dia misy trimballe ena any foana.
lasa fifamelana fiatsarana ivelatsiy le izy de vao mainka masay be..
mody heo peace agreement hono kanefa ny ao am-po mbola samy volkano

aleo aloha ipotsaka any aby ny lave kle
168. Rafotsy ( 06/03/2008 17:23)
ikaretsaka:

izya le heo honnete hoaaa
dia mba hazavao io dia milamina ny tantara e..
tianareo ny hilaminan'ny tantara ... dia hazavao imaso imaso eo io hoe natao izao satria izao ny antony ka mifopna fa tsy hanao izao intsony dia tsy manao tokoa..

de minoa ahy ianareo fa milamina io

Ka marina mihitsy anie fa tsisy hafa tsy izay ny hampilamina sy hanala ny alahelo sy hasosorana rehetra e ! Kanefa rehefa mikoboka ary ny andaniny , dia ino atao ?
Amiko aloha tsy fahalemena ny mifona raha nisy ratsy natao na noheverina fa tsy ratsy aza kanefa nandratra ny sasany !


169. ikaretsaka ( 06/03/2008 17:40)
izay!
170. Kwasi ( 06/03/2008 17:42)
Dia tsy afaka andefa pistily eto tsony zany zahay @ izany mpanapitsoka teny miafina zany koh!=((
171. yonikafopl ( 06/03/2008 19:35)
Kwasi ntsooooo:(
172. Papoose ( 06/03/2008 19:53)
8-)
173. penina ( 06/03/2008 19:58)
za tsy momba an'iza na iza kahbla bla bla bla bla bla
174. ikaretsaka ( 06/03/2008 20:05)
penina... honette :-D
175. yonikafopl ( 06/03/2008 20:06)
manao pub an le hevitra ray ary njay penina lee:-D:-D
bla bla
176. penina ( 06/03/2008 20:29)
yoni> hahaha, efa hitany kah, ny antson'ny fo nge tsy dia mila bla bla bla be eh. (l) dia ampy :°)

ika> honette aho ka

Ianareo ange tsy misy fantatro eh. Samy gasy fotsiny dia miresadresaka. Fantatro hoe samy manana ny toetrany ny olona. Tsy hoe nanompa an'i anona dia i anona dia iny koa aho no handeha hampiasa saina hoe sao dia sao dia. Lazaiko anareo fa izaho koa ange efa nisy nanompa, fa izany akory tsy ndeha hotaritiko be hoe nataony an'izao aho bla bla bla bla bla bla. Izaho koa efa nisy bla bla bla bla bla bla. Entina am-pitiavana sy am-pahendrena fotsiny ilay izy.

Izao no fika> Aza avela ny manodidina no mitondra anao, fa ianao irery ihany.
Raha miady ianao, aza ny mpampiady no omena tsiny. Tehafo aza izy hoe mahay kosa nahavita nampiady anao.
Raha misy manompa ianao, aza tezitra. Raha tezitra ianao dia izy no nibaiko anao.
Raha bla bla dia aza bla bla bla bla bla bla raha tsy hoe ianao mihitsy no tia hi-bla bla bla bla bla bla
177. tess ( 06/03/2008 20:39)
yonikafopl:

mba iza tokotrany Nikopol zay fa elaela tsy tazako ann:wink:
namana milay dool ireny aky an! mafinaritra:wink:


178. penina ( 06/03/2008 20:45)
bla bla bla bla bla blanicopol ihany-bla bla bla bla bla bla


izy ihany no hitanao, fa angaha moa rehefa mitaraina dia tsy maintsy eto amin'ny forum no alefa?
179. tess ( 06/03/2008 20:46)
Rafotsy:

Tess: ny tiako ho lazaina anao fotsiny , dia aza atao mamparary na mampalahelo anao ny zavatra nataony na ny mbola hataony ! Ianao efa mahatsapa fa tsy hitsotra hoe izy na oviana na oviana izy , ka dia adaboy any ! Ary ataovy sahala ny tsy mi existe izy ary na manao X na ps hafa , dia aza jerena akory na valina : olona tsy mi existe aminao izy !
Ary farany , izaho ange tsy manomé tsiny anao mihitsy e ! Azoko tsara ny réactions nao raha nalana baraka sy nopaina teto ianao , fa tsarovy ary ity no hapetrako aminao : " la bave du crapaud n'atteint pas la blanche colombe "! Sa ahoana hoy ianao ? :-*


marina sy ekena rafotsy:-* misaotra tam anatranantra sy ny fanohanana fa namana mahafinaritra ianao:wink::-*



180. tess ( 06/03/2008 20:55)
penina : bla bla bla bla tsy fitaraianana bla bla bla fa dinika ompa nisokatra blabla bla
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3256