vavolombelona suite

201. ikaretsaka ( 07/03/2008 14:13)
fa entre pas.. aeritreritra sendra mandalo fotsiny ity an.. mba simple observation fotsiny
fa maninona tokoa hoa ilay olona foto-dresaka rehefa vaky bantsilana ny resaka voretra ataony dia nisitrika indray fa tsy mba niseho mi defend ny tenany na heo nifona rehefa tratra e, na manome explication na tsy haiko aby??

mbola fijeriko manokana ihany : donc tsy hilamina mahitsiny izany ity raha ity fa lasa fomba izany ny hoe mipoitra kely izy ve manao ny ataony dia voapetaka dia milentika any indray aloha volana maromaro de mody hipoitra indray rehefa avy eo:roll:??

fanontaniana ny ahy an, se Eritra sendra Mandalo


202. ari.malala ( 07/03/2008 14:22)
ka misy miaro izy ko!! avela ny mpanao ratsy hanao ny ratsy fanaony iany d refa miteny ny tsy zakany ny vahoaka de fafàna le hafatra na le dinika d izy manjaka @ ratsy fanaony iany... diniho nge e...
203. ikaretsaka ( 07/03/2008 14:45)
ohatran'ny tsy mety ilay fomba raha izany le...

tsy fitsaboana ilay aretina izany amiko fa vao mainka fanabeazam-boho azy indrindra aza!

tsy cure fa relief dia ny aretiny eo foana,
ammiko dia tsy fanampiana namana izany fa vao mainka aza fandetehana azy tsy hiova fa hanao ny fanaony, misy mi couvre foana ny fitombenana rehefa mitsefotsefotra atsy sy eroa..

tsy mety iznay le
204. ari.malala ( 07/03/2008 14:53)
tsy zany aza ve no tsapanao tato hoato e! jereo fotsiny ilay tany @ momba ny serasera iny... mamoaka ny alahelom-pony avy izay mahatsiaro voakitika dia voafafa ilay izy ary nanokafana lohahevitra vaovao hafa mintsy... atao ahoana e!...
205. tess ( 07/03/2008 15:57)
io raha mbola misy ny manana alahelo aminy anefa izy tsy avy hifandamina aminao directa eto fa hiziriziry eo foana ary asiana ps maro isakarazany manelanelana hiraovana ny tenany ohatra: i zoky e! botra e! sns......dia tsy hilamina eto mitsy e!.....indrindra tsy ankizy iray no manana alahelo aminy fa betraka be!
zà aza nataoko hoe hilam ny azy sy ratonga hay hahahahaha! nivoaka sempotra tany ratonga hihihih....
nefa aho mba liana be ny te hahalala hoe nanao aon izy tao nilam ve:^)
206. ikaretsaka ( 07/03/2008 16:10)
izay.. raha hifanampy sy hifanasoa sy hifamela.. tsy aleo aloha iznay no amboarina nohon'ny hoe rakorakofana ao le izy de alam,indamina ao?
207. yonikafopl ( 07/03/2008 16:11)
kou ratonga nanao ampamoaka nefa nanjavona le izy aza kouuu:roll::roll::roll:

Za kalou ra vo hitako tonga de takiako we avohay rakomisa le dossier momba ahy nangonina nandaniana credit any aaaaa:-D:-D:-D
208. Tanora ( 07/03/2008 16:15)
manaona daol,ary tess voaopa sy ny ol nanopa nge zany no miresaka sy mifanazava fa tsisy idiran'ny sasany e:roll::roll::roll:sa voopa daol nareo:?::?:
209. xxx ( 07/03/2008 16:27)
ary enao tanora vaovao vao mandray anjara mba manao ahoana?????:roll::roll::roll::-D:-D:-D
210. ikaretsaka ( 07/03/2008 16:28)
ka ny sasany anie nampidirina aby natao fialan'ilay nanompa pas e:-D
211. tess ( 07/03/2008 16:32)
ka oe vavolombelona no eto tsary misy hoe tess ihany na i an ihany! zay victime eto aby
212. ikaretsaka ( 07/03/2008 16:56)
lasa indray e.. ny aretina hotdsaboina ity vao lasa mainka nihombo:wink::wink:
213. tess ( 07/03/2008 17:09)
:-D:-D:-D:-D Tonga De Manakina be nge ry Tanora izany e! normal! vao izao vao mandray anjara forum de tsy maharaka film:^)
214. diamondra27 ( 07/03/2008 17:46)
Tanora:

manaona daol,ary tess voaopa sy ny ol nanopa nge zany no miresaka sy mifanazava fa tsisy idiran'ny sasany e:roll::roll::roll:sa voopa daol nareo:?::?:


-----------------------

de aza miditra eto enao zany fa any amin'ny dinika hafa aleha

=))=))=))=))
[size=45px]ODOIE[/size]
215. yonikafopl ( 07/03/2008 17:48)
:roll:nena kalou ry Tanora de io amboninao io mba vakio,mbo tiako ho fantatra mintsy zany dossier kou any am komisera zany, za tsy hisikotra azy any am ze misy azy fa ra vo hitako mipoitra avy any ,tonga de tsenaiko:-D:-D:-D


ika mitombo ny akitera :-D:-D:-D
216. diamondra27 ( 07/03/2008 17:55)
tena tsy naharaka kely fa nakany am water za fa mampime be ny film de latsaka mbakany ze tsy latsaka fa asio:idea::idea: aloha

nivoaka sepotra ahoana ratonga?
ngah nisy fandaminana tany?




217. yonikafopl ( 07/03/2008 18:27)
diams tsy naharaka marina njy, nisy niteny teo we efa mifanazava any am sisiny any hono i ratonga sy le raika, de nivoaka avy tany ratonga sempotra fa tsy fifanazavana hono ny tany fa menace aza ....

de asa fa nisy nikidnape le demanti nataon-dratonga,nandalo ny voaria:-D:-D:-D
218. tess ( 07/03/2008 18:45)
fahamarinana:

:arrow:dia atao inona daholo aloha ilay ps be dia be ry reto , ny ahy aza ity fahamarinana iray ity efa tsy arako zay dinika novaliako fa mila mitety ny dinika tsi11 ndray vao mahita azy.:((l)


:-D:-D:-D:-Dka lay ps bdb ny tanjon'ny mpamorona azy anie dia hiandrasana kendry tohana de ampiasaina hanompàna sy hiadivana hanalàna baraka fotsiny e!
izay fotsiny no ilàna azy, fa kosa azahoanao bizoroka bdb ho lasa top bizoroka njainjay refa tsy misy ankidépadépa:-D:-D:-D:-D
fa ny ps ihany no ampesaina refa hamaly tsotra ny dinika de hoe olo-marina aho amzay ps amataran ahy izay:^)
azon'ny fahamarinana ve????


219. yonikafopl ( 07/03/2008 18:50)
213. Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 07-03-2008 18:46:05
Lohateny : Re : vavolombelona suite
Hoy i Tanora:

manaona daol,ary tess voaopa sy ny ol nanopa nge zany no miresaka sy mifanazava fa tsisy idiran'ny sasany esa voopa daol nareo



-----------------------

de aza miditra eto enao zany fa any amin'ny dinika hafa aleha


ODOIE


eka ouzzzzzzzzzz
220. ikaretsaka ( 07/03/2008 19:45)
namaste..

ooops izay mantsy (hay moa ato tsy kopy namaste)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.332