vavolombelona suite
221. ratonga
(
08/03/2008 05:21)
in toko mo no dikan'io namaste io fa to i cutie ko mpiteny an"io:lol::lol::lol:
222. diamondra27
(
08/03/2008 08:13)
yonikafopl:
diams tsy naharaka marina njy, nisy niteny teo we efa mifanazava any am sisiny any hono i ratonga sy le raika, de nivoaka avy tany ratonga sempotra fa tsy fifanazavana hono ny tany fa menace aza ....
de asa fa nisy nikidnape le demanti nataon-dratonga,nandalo ny voaria:-D:-D:-D
--------------------------
za akia tsy mino izany fa lainga ndray zao zany a!
ary sao de nisy niteny koa hoe: nisy niresaka tamiko taty nifandamina sy otran'zany fa lazaiko anareo namana avy hatrany fa raha nisy niteny an'zany de ty za miteny fa tsy mandray tel olona inconnu na hors zone intsony ny tenako izao
matoa tsy aseho ny numero de tsy mazava , na bandy io na sipa refa tsy mampiseho numero de tsy raisiko
223. tess
(
08/03/2008 08:49)
ny tsaroako tao koa fa dia ni confirme izy hoe mampiasa ps maro ka tsy misy maharatsy an'izany....satria misy ny mampiasa ps maro hono..
kanefa tamiko izy dia hoe iray ihany no ps ampesainy ankoatra ny azy:^)
kanefa tamiko izy dia hoe iray ihany no ps ampesainy ankoatra ny azy:^)
224. diamondra27
(
08/03/2008 08:51)
aona nareo @ty?
http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m46bd8b0f5c369
http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m46bd8b0f5c369
225. tess
(
08/03/2008 09:00)
:-D:-D:-D:-D io aloha dia sans doute hoe izy mitsy e! hummmmmm! dia hoe vitany ny nampiatso olona tany hoe izaho no mim!:{ nefa ny zistoara dia zistoara n'izy sy ratonga tsotra izao huhuhuhuhuhu!
ny indice madinika etsy andaniny ilay manoratra hoe
sa ahoana ry r...a:{
ny indice madinika etsy andaniny ilay manoratra hoe
sa ahoana ry r...a:{
226. fahamarinana
(
08/03/2008 09:19)
tess:
fahamarinana:
:arrow:dia atao inona daholo aloha ilay ps be dia be ry reto , ny ahy aza ity fahamarinana iray ity efa tsy arako zay dinika novaliako fa mila mitety ny dinika tsi11 ndray vao mahita azy.:((l)
:-D:-D:-D:-Dka lay ps bdb ny tanjon'ny mpamorona azy anie dia hiandrasana kendry tohana de ampiasaina hanompàna sy hiadivana hanalàna baraka fotsiny e!
izay fotsiny no ilàna azy, fa kosa azahoanao bizoroka bdb ho lasa top bizoroka njainjay refa tsy misy ankidépadépa:-D:-D:-D:-D
fa ny ps ihany no ampesaina refa hamaly tsotra ny dinika de hoe olo-marina aho amzay ps amataran ahy izay:^)
azon'ny fahamarinana ve????
:arrow: Hay ! Tsy voadiniko ndray iny akia.Merci tess,ary hitako kay za tsy mba manana bizoroka afatsy 3 koa,mbola ho dezaka be zany ny ahy,efa ela za amin'io no tato an,mba omeo zà ry reto a:lol::-D:-D:-D(l)
227. tess
(
08/03/2008 09:26)
fahamarinana: kilk dessus aloha http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m478d40363489d
dia samy manao ihany dia misy xxx tsy faly ao fa voadépa angamba:-D:-D:-D:-D sady toa harany ilay fomba ahazoana bizoroka nazavainy ao tsara, ilay xxx laharana 22 an!:-w
dia samy manao ihany dia misy xxx tsy faly ao fa voadépa angamba:-D:-D:-D:-D sady toa harany ilay fomba ahazoana bizoroka nazavainy ao tsara, ilay xxx laharana 22 an!:-w
228. tess
(
08/03/2008 09:30)
fahamarinana: non! laharana faha 29 lay xxx ka! nazavainy tsara ny fomba fahazoana bizoroka sady tsy nahafaly azy ny hafa mahazo bizorok anefa samby manao ihany izay hahazoana io :-D
229. fahamarinana
(
08/03/2008 09:32)
:arrow: Tess :naika tapaka ny tsinaiko,misy raha la terre an,ary misy ps tena tsary hitako tokoa an:-D:-D(l)
230. tess
(
08/03/2008 10:19)
:-D:-D:-D:-D:-D iny indray refa oe mba izay no tiany dia tsy mampanin anie e! fahafinaretany izany...fa ilay olona manao anefa mi kiritik ny sasany no tsy mamely:{:^):-D
232. tess
(
08/03/2008 10:51)
edreeeeey! raha manaraka forum foana anie mahadinika tsara ny fandehany eto e! fa tsy ny komsa ihany:-D:-D:-D:-D fa mody tsy miteny fotsiny fa rehefa tonga ny ilaàna azy de lazaina.....izay no hahafantarana an'ireny ps maro ampiasaina ireny anefa olona iray ihany no mampiasa azy! ny fanidinihina ny fomba firesany sy ny fomba fomba am akaponeny, sns tsy votanisa.......amin'izao tsy misy dikany itsony ny resaka hoe ip ! ip sy ny hoe ps fa io fombafomba io no hahakoboina azy indrindra fa ahitàna ny indice rehetra ! hounnnnnnnnn! gôlemains:-D
233. yonikafopl
(
08/03/2008 15:51)
za de tsy mba maharaka tsotry fa manarak'efa eny:wink::-D:-P, de rehefa mba misy we jereo eto vo mbamihazakazaka mijery ny fijerin'ny oll
234. ikaretsaka
(
08/03/2008 18:38)
tess:
edreeeeey! raha manaraka forum foana anie mahadinika tsara ny fandehany eto e! fa tsy ny komsa ihany:-D:-D:-D:-D fa mody tsy miteny fotsiny fa rehefa tonga ny ilaàna azy de lazaina.....izay no hahafantarana an'ireny ps maro ampiasaina ireny anefa olona iray ihany no mampiasa azy! ny fanidinihina ny fomba firesany sy ny fomba fomba am akaponeny, sns tsy votanisa.......amin'izao tsy misy dikany itsony ny resaka hoe ip ! ip sy ny hoe ps fa io fombafomba io no hahakoboina azy indrindra fa ahitàna ny indice rehetra ! hounnnnnnnnn! gôlemains:-D
izay indrindra
236. cutie
(
08/03/2008 22:19)
Mpandefa : ratonga [ Valio ] 08-03-2008 06:21:31
Lohateny : Re : vavolombelona suite
in toko mo no dikan'io namaste io fa to i cutie ko mpiteny an"io
ary @ finoana sy fivavahana ihany no azo ampesaina an;io.:)
