vavolombelona suite

181. penina ( 06/03/2008 21:18)
non tsy azonao,
nikopol niteny teto amin'ny forum hoe "tsy mety kosa izao ompa izao" no hitanao, fa ny olona mandefa hafatra any amin'ny adimn hoe "tsy mety kosa ny ompa atsy amin'ny forum" tsy hitanao.
Koa aza dia maika miteny hoe taiza ianareo tamin'ireny no toa amin'izao ihany no bla bla bla bla bla bla
182. tess ( 06/03/2008 21:44)
:wink: ok bla bla bla vizana be aho manoratra sy miteny bla bla bla fa ande dodo amzay bla bla bla, ok raisina izay hevitra tsara fa zay ratsy rehetra hafora e! ny korotana misy foana io fa hoe fotsiny samia mahatanty, nisy zao namana lasana tsy nanao veloma fa mety tsy nahatanty8-)
183. tess ( 06/03/2008 21:48)
tsy nanao veloma fa mety tsy nahatanty = Tena Dila Mandrakizay ve i cazal???? TDM
184. penina ( 06/03/2008 21:51)
mazotoa ary dodo dia manofisa dos dodu d'un dodu dindon :°)
185. ikaretsaka ( 06/03/2008 22:30)
penina:

Izao no fika> Aza avela ny manodidina no mitondra anao, fa ianao irery ihany.
Raha miady ianao, aza ny mpampiady no omena tsiny. Tehafo aza izy hoe mahay kosa nahavita nampiady anao.
Raha misy manompa ianao, aza tezitra. Raha tezitra ianao dia izy no nibaiko anao.
Raha bla bla dia aza bla bla bla bla bla bla raha tsy hoe ianao mihitsy no tia hi-bla bla bla bla bla bla


hanompa foana izy bliblibli raha tsy bliblibli any @ bliblibli fotombliblibli an'ny mihitsy no amboarina.. dia manamboatra ny any isika izao mba tsy hisian'ny bliblibli fanompana intsony, izay afaka bliblibli taona de mi bliblibli indray

Tsy ny famakiana ny siny no fika.. fa ny fandritrana tanteraka ny loharano!

186. penina ( 07/03/2008 01:09)
bla bla bla miavona aminy fotsiny bla bla bla fa raha manenjika azy bla bla bla iray troosy aminy bla bla bla

stay on top
187. Veloo ( 07/03/2008 01:25)
tess [ Valio ] 06-03-2008 22:48:16
Lohateny : Re : vavolombelona suite
tsy nanao veloma fa mety tsy nahatanty = Tena Dila Mandrakizay ve i cazal???? TDM


:-D:-D:-D:-D:-D
188. ikaretsaka ( 07/03/2008 01:31)
penina> patati patata patati nga patati patatai manenjika patata tatata patatzao patati patata raha tsy patati patata manindrona patati patataazy @ tsilon patati patatadraozy
189. penina ( 07/03/2008 01:49)
mitovy ihany izany :D
190. Veloo ( 07/03/2008 01:49)
misy olona roa hafahafa ato:-w:-w:-w:-w:-w
191. penina ( 07/03/2008 01:59)
:-D:-D:-D efa misatyl izao rehefa mi-bla bla bla hla hla hla :-D
192. ikaretsaka ( 07/03/2008 02:55)



sy



ireo ka
193. yonikafopl ( 07/03/2008 05:48)
:-D:-D
194. Papoose ( 07/03/2008 08:04)
rojokssssssssssssssss
195. ari.malala ( 07/03/2008 08:43)
ika:-D:-D:-D:-D:-D:-D

za alou d miombon-kevitra am ika sy tess we avoay ny marina e! inona no antony nanompana sy nanambaniana olona gratuitement teto am forum d milamina ny rehetra, Tonga De Mangina avetrany ah raha maita anzay, miampy fitenenana we ts hanao an'izay intsony! araky nyt enin-drafotsy hoe tsy henatra ny mifona raha tena nahatsapa tena fa diso tokoa!!!
196. yonikafopl ( 07/03/2008 09:21)
always on top
197. ari.malala ( 07/03/2008 09:28)
yonika, who-s that?
198. yonikafopl ( 07/03/2008 09:36)
ary ozy i penina ery ambony we
stay on top


de namaly kounkou za :-P
199. diamondra27 ( 07/03/2008 13:46)
arimalala: who's that girl?:lol:
200. ikaretsaka ( 07/03/2008 14:01)
Tonga De Mangina ange anay she TOnga De Mivoaka ny marina e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3498