vavolombelona suite
1. diamondra27
(
03/03/2008 23:56)
otrany te hijoro vavolombelona tampoka izany koa aho fa elaela no tsy nandalo teto.
manontany ihany aloha fa mety hisy film interdit pour mineur sy ame sensible hivoaka
ahoana ny hevitrareo?

répondu par diamondra27 le 17/03/2008 08:30
2. rajoelina
(
04/03/2008 00:02)
diam: tsy ampiasaina be loatra amzany ny saina. fa tokony ozy fotsiny toi hoe: de zah hirárá!!:-D de milay wazy ny fiainany :-*
;-)
;-)
4. tess
(
04/03/2008 00:36)
tonga de strip tiz no atao refa hijoro e! voa-boasana tsara hiala ny hodiny rehetra, tsy aholakolana ny resaka fa mahitsy avy hatran'ny ptran'ny bala pilesy misy sehatra ho an'ny ame sensible any fa tsy ho an'ny ame soeur:wink:
6. ikaretsaka
(
04/03/2008 00:45)
diam... tairo fa mampande ny biznesina glacholet aourtam sachet aty izany!
9. diamondra27
(
04/03/2008 01:04)
mandrapahatongan ny ol zany de zao aloha an;
ny zavatra nolazaina ahy de we azo atao ny mamorona ps be de be fa ny ip tsy mitovy ka sao hono za interessee de sy ho fantatra mihintsy we iza io na iza

10. penina
(
04/03/2008 01:06)
Za contre foana raha vao ny fiainan'ny olona hafa izany no anaovana vavolombelona.
11. ikaretsaka
(
04/03/2008 01:09)
penina> aza mbola manoratra sy alefa lava lava aloha fa vao crayon sy brouillon izao :-D:-D:-D
PS bedebe sy IP izao no resaka
PS bedebe sy IP izao no resaka
13. tess
(
04/03/2008 01:22)
i penina ah! mety contre enao fa tsy maninona! vali fingika fingàka ny ahy!
ny ahy manokana vie privé ko no nolotoina sy nidirana am resaka tsy marina.....donko ny ahy dia misy valiny dool ireny rehetra ireny!
ny ahy aloha izay dia tsoriko fa toetra ary tsy hafeniko! ny sangy mahery zakako fa ny fandotoana sy ny fanalambaràka fanompàna ny vie privé n'oul am resaka tsy marina en plus tsy azoko leferina
tantara mbola tsy vita ny ahy io......

14. tess
(
04/03/2008 01:23)
io ilay hoe aza manao oul raha tsy te hataon'oul .....nanao olona tsy nahalala honony fa nanesokesoka be ! hianjeran'ny rezatra vao oyé oyé!
15. penina
(
04/03/2008 01:23)
Ny ahy ilay fanontaniana voaloha no novaliako koa. Fa izany hoe toa ho lava be izy izany dia tonga koa aho dia hiteny hoe fintino. :-D
Ny tena marina dia efa nilaza ny hevitro aho dia manasa tanana Pilato.

16. diamondra27
(
04/03/2008 01:25)
miala tsiny fa nisy diso tsipelina tery ambony
ny zavatra nolazaina ahy de we azo atao ny mamorona ps be de be fa ny ip tsy mitovy ka sao hono za interessee de tsy ho fantatra mihintsy we iza io na iza fa sous entendu zany we tsy misy afaka maharaka we i x hono io ps1 na ps2 na ps3 io
-------------------------
penina aminao zany de tsy tokony hiteny zay zavatra nolazaina anao amin ny olona mihintsy ianao fa de hoe zao no lazaiko anao de tano ho anao ihany de tsy mba haka info na hanao recherche zany enao fa tu dis amen a tout
nt tiako lazaina de we ra misy info zao any dia mety mahasoa ilay izy de mba zaraina amin ny namana
mety mahasoa ange ny mahay le we afaka manao ps be de be nefa tsy misy afaka milaza anao hoe enao io, satria na hijery aza ny admin de tsy hitan ny machine le izy, de mba we enao zany ny role am tanana

17. diamondra27
(
04/03/2008 01:29)
penina:
Ny ahy ilay fanontaniana voaloha no novaliako koa. Fa izany hoe toa ho lava be izy izany dia tonga koa aho dia hiteny hoe fintino. :-D
Ny tena marina dia efa nilaza ny hevitro aho dia manasa tanana Pilato.
------------------------
misaotra nanome hevitra
fa maninon misy fandiovan tanana aloha le izy, misy ra hilatsaka angaha
mba fantanao moa ny nampiasana iny fitenenana iny?
18. tess
(
04/03/2008 01:35)
izaho aloha de tsoriko fa tia mamaly faty e!
indrindra fa zavatra tsy zakako no nataon'ilay olona ahy ary indrindra fa fatako koa ilay oul .....8) toetrako io ary tsy hafeniko.....ka aza omena tsiny raha rancunière! lazain'i ranamana ho rancunière foana mantsy aho ka aleo hazava ny ambadiky izay....de io nazavaiko io....
ny rehetra hoy aho zakako ihany fa ireny ompa natao ahy ireny tsy afaka ampoko mandrakizay.....
izany hoe mbola tsy afaka ny foko hatramin'izao....
mora amin'ilay oul no manao ratsy mandratra manimba ny sasany de moramoraina lay izy rehefa avy teo.