vavolombelona suite

61. kiadi ( 04/03/2008 18:14)
mihisakisaka ry yonika raha izany fa zah ko ba hijery film an! :-D:-D:-D
62. yonikafopl ( 04/03/2008 18:17)
kiiiiiiiiiiiiiiiiii:evil: tonga kou ry kiadi de manositosika be nefa diams aza tsy hita njay ze nalehany
63. tess ( 04/03/2008 18:53)
atsarovako an'i dadabe ity Kiiiiiiiiii:evil: njy ity ry yonika an!:-D:-D:-D:-D:-D
64. Kwasi ( 04/03/2008 19:56)
Asio dssin animee kely indray aloha raha mbola tsy tonga foana le film e!
65. yonikafopl ( 04/03/2008 20:23)
tess aiza tokotrany aza izy zay:-D:-D:@:@

diams aaaaaaaaaaaaaaaa, reraka le ravalombenanay kleeee=((=((
66. ikaretsaka ( 04/03/2008 23:00)
:-D:-D:-D:-D
ny ahy aho efa tsary glacholet intsony fa lasa lepaglachet
67. ari.malala ( 05/03/2008 06:42)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))

za kou aky ry diams efa naika nanao io fanamarihana io we olona 1 iany ny ao ambadiky ny ps bdb, satria ny fomba fanoratra, ny fomba fiteny mitovy iany, ary ahoana moa, ahoana mintsy no ahafahan'ny ps vao omaly no niditra nefa mahalala tsara @ antsipirihany ny resaka rehetra efa nandeha hatramzay? sady mahalala tsara ny ankabeazan'ny mpisera, nefa eo le ps anle olona aza tsy nandalo na in1 maka amle dinika aza??? mailaka ery ny admin miaro b fahatany hoe tsy i an io xxx io, ekena anie fa ts ps mahazatra an' le olona arovany e, ny ps ftsn no itany any ambadika any we i yyy no ao ambadik'ilay xxx... za kou afaka manao ps ohatra hoe kilalao, d miditra ah, d mamaly dinika, tonga d au courant ny rehetra mitranga, d hanontany nareo hoe iza io, d hamaly ny admin hoe i kilalao io; fa en fait ari.malala iany no kilalao... ohatra iny fa ts ana le ps kilalao alou an :°)
68. diamondra27 ( 05/03/2008 08:04)
:-w:-w:-w

ka le izy asa na mazava aminareo na tsia fa normalement zany na firy na firy ny ordi ao antrano de IP iray ihany no mitondra azy


FA.....


Ho an'izay mahay mikitikitika sy mahay trafika zany de afaka miala @io IP iray io izy ka manao IP vaovao avec ps vaovao ao @ilay toerana iray.



Ao @ karajia izao dia azo hanaovana izany hono a!
69. diamondra27 ( 05/03/2008 08:10)
Film 2 ndray zao zany a!

asa na nisy olona teto efa nahazo maila anonyme fa le izy zany de resaka fampiadiana e!
hanazava za:
misy olona mahalala ny adresy mail-nao de mahalala ny partie ny fiainanao de te-hanao farce izy na te hampiady anareo de mandefa mail anonyme

Anontaniana le olona nadefa mail de we tsy izy no nandefa azy hono, de ozy ny tenanay we: tena ny mail anao mihintsy no tonga taty amiko niteny zao sy zao...Fa siora aloha za fa tsy tena le tompon'ny mail no nandefa azy e!
Donc le bidouillage n'ty resaka informatika 'ty zany tena ahavitan-javatra tsara sy ratsy...

====> conclusion: raha zay zany ny zava-miseho dia tsy tokony aseho sy ampahafantarina fa manana relation @ x sy y ianao fa manjary misy misopatra, fa aleo minamana any ambadika.


70. yonikafopl ( 05/03/2008 09:17)
kiiii tonga de film 2 sahady hono kleeeeeee:@:@
71. melody ( 05/03/2008 10:45)
yonika: tena mande d mande tokoa ilay izy an, tsy harako intsony kty:lol:
72. diamondra27 ( 05/03/2008 10:57)
yaniknoah: haingana be loatra ve aky le izy? ambiance de l'amor:-D:-D

kay moa yanikafopla fa tsy yannick noah

yanikafopla: mba manala kely fa sao de tsy tianjy a! lazao ihany ra tsy mety le ataoko de tsy manao tsony fa ny antsika respect ihany.

melody: asiana demo kely raha toa ilain'ny peuple le izy fa tena nikaroka de nikaroka za de nahita tany ho any we hay ve zao zany le fanaovana mail anonyme...

refa victime zay mantsy de tsy maintsy lasa ny fisainana we aiza ny origine n'ilay fandehany.

73. yonikafopl ( 05/03/2008 11:50)
diams hihihih za njay refa tsy manopa sy mikasika ny vie privée de mande fona tsy misy blem

asio demo kely we le filmE 2 eee:roll:
74. Papoose ( 05/03/2008 11:52)
le mpivarotra gilasy manakona anay fohy oooohhh!!mikisana kely azafady!:twisted:
75. yonikafopl ( 05/03/2008 12:01)
papoose mekara njy eo ambony seza refa tsy mahita :wink:
76. ikaretsaka ( 05/03/2008 14:19)
efa tsy glacholet intsony az ano misy ao anaty glaciere ao fa efa lait sans glace
77. yonikafopl ( 05/03/2008 14:22)
:-D
78. tess ( 05/03/2008 16:42)
izao ary! ity misy film iray mbola tsy nivoaka ary karazana film mistery ihany.....
homano ny vandro sy ny popcorn.....klou!


Raha sendra namaly dinika izay aho mikasika ny ny hoe permis gasy permis international.
Dia nisy xxx tonga dia nanaraka ahy foana mila vaniny, manambanimbany, ary tsy ni dinika no valiany fa izaho no arahiny ambody foana sady toheriny ny hevitro tamin'ny dinika.....ilay hevitro dia hoe permis international ny permis gasy......
rehefa nilàny vaniny iny aho dia asiany an'ilay hoe jereo eto jereto eto fanaony ireny......
tsy norarahiko fa halako ilay izy nila vaniny tamiko dia ny hevitro ihany no nasesiko alors que diso io hevitra io fa averiko foana handrangitana azy fotsiny.

Raha namaly ilay dinika i booboo, dia hoy izy: miheteza re hahitsy ry fasaly ah!

Tsy novaliako teo i booboo fa nandefasako hafatra hoe: aza mamaly ahy ao am forum hoy aho ianao fa fatako mazava izany fa tsy permis international ny permis gasy, fa mitozihitra amin'io hevitro io fotsiny aho handrangitana an'i xxx wa fa mandreraka be ny fanarahiny sy filambaniny ahy.....
dia namaly moa i booboo nanao hoe kopy aho ka!....

Afaka roa volana taty aoriana....na mahery; nisy xxx nanompa ahy indray ary nangatahiko tamin'i lanto havoaka ilay ps, ary navoakan'i lanto ka dia i andry08 no niafina tao.....dia nataoko wain be tao am forum tao.....dia iny izy no nandefa hafatra ho ahy....

Inona ilay hafatra hoy ianareo....? ilay hafatra nalefako an'i booboo manokana nikasika ilay dinika permis international.....
nataony copier coller ilay hafatra nalefako an'i booboo io dia narahiny soratra hoe hay dia efa manao risoriso an!

Voalohany aloha tsy hitako izay tokony nilazàny an'io hoe manao risoriso io....

faharoa gaga sy talanjona aho hoe ahoana koa ary izany ? hafatra nalefako an'i booboo manokana dia i andry08 no mamerina ilay hafatra ho ahy izao....

Nanoratra tany am booboo izaho nanontany hoe nalefanao tany am andry08 angaha ilay hafatra nalefako anao ndray mandeha momba ny forum iny wa???dia raha eny afaka azavainao ve?????
somary nasika ihany ny hafatra nalefako an'i booboo ka dia choké sy gaga izy nahazo ny hafatra , naveriny novakina impiry kely hono vao azony ny tiko resahina...ary nilaza izy fa tsy nandefa io hafatra io an'i andry08 izany, na izy aza indray mandeha fotsiny no nifanoratra tam andry08 sady efa elabe hono....

Samy talanjona zany zahay roa hoe nahoana ny hafatra privé, hafatra manokana no azon'ny andry08????????
nanotany tany am admin i booboo dia hoe ovao fotsiny ny mots de passe nareo roa

Ka eto aho mamaky ny voasoratry indry ry diamondra dia hainy mitsy ny manikirakira ity resaka informatik izy, hanaovana ny asa ratsiny ....ka d mailo ry zareo fa raha resaka sekire na otrzay dia aza mba mifandefa hafatra ato am sera fa possible misy mamaky, ohatra i rabofy ohatra...tsy lazaiko ny ps ny fa sao manahirana....

Hatramin'zao dia misitery ila nahazoany ny hafatro nalefa ho an'i booboo...
izaho aloha mahatoky an'i booboo ary makasitraka ny fitondran-tenany eto am forum, ary tsy ho izy mitsy no hiray tsikombakomba na handainga izany aloha amiko.....

izay ilay film tompoko:-P

79. booboo ( 05/03/2008 16:56)
vita tompoko :°)
80. penina ( 05/03/2008 17:00)
[center]ACTE I: mistery
ny nandray anjara
tess
booboo
andry08[/center]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3011