vavolombelona suite
101. ikaretsaka
(
05/03/2008 21:12)
ka tsy mi aboutir any @ na resultat positif mihintsy anie letsy ra simplex ny famelana dossier tsy classified e... classeo aloha , aleo samy hazava aby aloha ..
fa le vary mangatsiaka tsss, las amankarary kibo! iznay ihany ny mahavoa de ny teo ihany ny niverina satria tsy voa traiter hatr@ ny nipoirany ilay zavatra!
dia lasa toetran-gasy le izy.. tsy eto ihany fa @ fiainana en general mihitsy
dia raha hoe hifanova sy hifanitsy no tatatataina ... tsy aleo atomboka izao aloha hoe inona ny olana dia identifier ny olana dia jerena hoe iza no faokasy dia amboarina ilay faokasy dia samby vita..
toy izay efa hita fa misy fokasy dia iny fa taritina eny fooona

102. simplex
(
05/03/2008 21:23)
ika,
tsy manakivy an'la ah fa mety tsy mandaitra laotra ny teoria @ resaka otr'itony :)
serieux e, matetika ireny tsy hay izay antecedants efa lava be tany fa ny points communs dia tsy maintsy misy partie 1 foana manana mauvaise fois na izy 2 mintsy aza indraindray. Ka mety ho impossible ny mi-classifier zavatra iray ra misy andaniny tsy manisy sirany an'zany akory aza.
Tsy manipaka an'zay anefa le lazaiko fa hoe classifier-o any amponao any ilay izy. Tsy voatery manao tapage be ange dia afaka manadino/ mamela na du moins tsy manome lanjany ny disadisa sy izay antony tany e. Ekena misy limit ny zava-drehetra kanefa samy ho faty doly ihany leroa. Ra mbola azo leferina aleo dinihana ihany...

103. penina
(
05/03/2008 21:27)
diams:
mahalala zavatra de tsy tokony hiteny ny marina fa tu dois dire amen à tout
Samy hafa izany sy ny fitsikerana ny fiainan'ny hafa. Na fantatrao aza ny fiainany, nanao an'izao izy dia nanao an'izao. Ary na tsy tianao aza izany na tianao, tsy tokony ho avoaka eto amin'ny forum mihitsy.
... nampiadiany izaho sy ny namako eh, raozy eh, telefonina eh...
Ireo izao zavatra tsy misy idiran'ny forum mihitsy nefa efa impiry naverina teto foana.
Tsy ny marina rehetra no fiteny.
Izany tsy midika hoe: tu dois dire amen à tout.
Ny tsy miteny tsy midika akory hoe manaiky.
104. penina
(
05/03/2008 21:42)
Raha ilay mamaky hafatra indray dia efa nisy nampitandrina ahy fa tsy dia asiako sira misy ioda loatra.
Ny serasera ange ka fitaovana hifaneraserana eh.
Zaranareo aza afaka mifanerasera amin'ny namanareo. Rehefa misy olona tsy tia miresaka aminareo dia aleo izy ho any koa inona moa no olana.
Reveo manja fa kotrana fotsiny,

105. tess
(
05/03/2008 21:51)
ny revy afaka revena manja foana ry penina ah! fa raha misy lesoka dia tsy maitsy lazaina mba hisian'ny fivoarana sy ny fanovàna.....
Ny serasera ange ka fitaovana hifaneraserana eh.
raha tena io tokoa moa dia hisaorana i zanahary.

106. booboo
(
05/03/2008 21:52)
ie, revena manja sady efa lasa sy naman'ny efa reglé iny amiko manokana. Dia karazan'ny mamoa fota-mandry no fandraisaiko ny hataoko raha hitondra fanazavana sy ny tariny @ mpijery film zà ...izay tsy filôzôfiam-piainako loatra, ka aza tsiny indrindra zareo a ! kony a ! :@
107. ikaretsaka
(
05/03/2008 21:53)
za kao dia tsy hivakiako loha loatra.
ny ahy manokana aloha tsy raharahako izay probleme any... fa le izy mifampikasikasika fiainana private nefa rehefa kasihina ny azy tsy mahatanty no tiako mba hiravona!
dia izay toetra ratsy izay no tiako ho fongorina any
tsy ny marian rehetra no fiteny, ho'zy ra penina, fa raha marina hahitana solution amin'ilay probleme , teneno le...

108. booboo
(
05/03/2008 21:58)
fa raha marina hahitana solution amin'ilay probleme , teneno le...
tsaratsara kokoa raha ovaina atao compliqué ny mot de passe ho an'izay mpanao mot de passe tsotra kely ôtra nenà taloha, sady @ zay iny aby n'aiza n'aiza :°) erreur monumentale :°):°)
109. simplex
(
05/03/2008 22:08)
sekre faha-8:
solon'anarana: booboo
tenimiafina: booboo :°)
novaina hoe:
tenimiafina: booboo123 ^:^^:^^:^
Acte 3 :)
111. tess
(
05/03/2008 22:12)
ny ahy koa tsotra mitsy tamin'iny! efa novaiko aloha ary tsy possible no hahafantarana azy.....
booboo: dsl an!:-*
ny ahy aloha rehefa hoe lazaina de lazaiko zay manikitikitika ny lohako! dia aposako, sincère araka ny filazan'i simplex....
tsy mitady olana anefa fa mitady fanazavàna....izay fotsiny:°)
ikaretsaka: ka izay no tena tsy matiko lolo tamin'ilay izy anie e! mikitika ny vie privé nao anefa tsy marina aby fa fandotoana sy fanalàna baraka...;tsy lefitro izany....raha sangy mahery hafa tsy olana izay tsy mahatanty miala, otran'ny an'i cazal sy rajoelina fa ity manompa manompa ity no tena tsy levon'ny vavoniko hatrizay ka hatramin'izao, ary tsy indray tsy indroa fa saika natao hirahira tato am forum mihitsy hanokafana dnika manokana mitsy....ny arakaraka amin'ny xxx moa mangony fotsiny.
amini'zay indray ilay olona mbola miseho ho:evil::evil: ihany....

112. yonikafopl
(
05/03/2008 22:29)
tena nde hosoloiko kou ny tenimiafinako klee, otran tena tsotra ihany izy zay manko
lasa zao ^:^
lasa zao ^:^
113. lapino
(
05/03/2008 22:35)
Kamo be hamaky hafatra xx ambin'ny zato.
1. Mba tsy mety kosa ilay mandika ny mombamomba ny namana, dia mametaka azy eto amin'ny forum e. Lasa anarany fotsiny mba nasiana conditions anankiroa be izao vao afaka mijery an'ireny mombamomba ireny.
2. Ilay resaka mots de passe, raha ny tokony, ary ataoko fa izay no eto amin'ny serasera (mba ahitsio raha diso, raha azo atao), dia crypté ny tenimiafina voatahiry any amin'ny base de données, ary tsy réversible ny algo nanaovana azy. Raha tsy izany manko, raha sendra tafiditry ny piraty aza dia tsy misy azony raisina. Midika koa izany fa tsy afaka mahalala ny tenimiafin'ny namana na ny admin aza.
Ny hafatra manokana indray tsy haiko.
3. Mba aoka re izay ity paranoia fankahalana xxx ity fa mahatonga troll sy hors-sujets feno ady sy fifankahalana, lasa maimbo ny forum. Tsy manavaka dinika mihitsy ilay izy, fa na size tokony hisy resaka normal aza, lasa mivoana tanteraka. Ohatra ny betsaka mihitsy no tokony mahazo karatra mena tato ho ato izay.
:arrow: Mahazo tezitra ianareo, mahazo miady, mahazo mifamaly faty na dia tsy tsara foana aza izany. Saingy anokafy dinika manokana ny adinareo, fa mba aza ny dinika misy lohateny normal re no maimboina. SVP

114. tess
(
05/03/2008 22:48)
lapino: aoka hazava fa tsy ny xxx rehetra no hankahalaina akory fa ny xxx mpanommpa sy mila vaniny ita fa ianao no provokény.....misy ny xxx tsara misy ny xxx ratsy ka hay tsara ny manavaka ireny......
ny dinika hoe misy ady indray moa tsy ireny olona mitarika ady ireny no tokony ho tonga saina tsy hisy mihitsy hanokatra dinika atokana hoe ady ny ato....ary stry di satry hilamina sy hahafinaritra ny fifandraisana, fa mba jereo koa ny realité alohan'ny hilaza izao sy izao.... ary ny olona matoa mi reagir misy antony fa ts hoe sain'ady akory, na hoe maninona......

117. xxx
(
05/03/2008 23:12)
marina kosa le lazain'i lapino e.
Za zao nanao xxx namoaka dinika tato de efa nolazaina sy naparitakin'ny hafa fa le xxx mpanaratsy an-dry zareo ndray nefa dinika hafa misy no napetrako. Mba gaga ihany ny tena we refa xxx ve de lazaina fa le xxx ratsy foana e.