vavolombelona suite

81. aloalo ( 05/03/2008 17:09)
kay tena loza b koa zany film i Tess zany kle !
tena mitsikarokaroka anaty "lavaka" mihitsy zany ko!
zay le tena mahavita mampiady fa mailo an
82. yonikafopl ( 05/03/2008 17:10)
hummmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmm:-@:-@:-@

filmE kou re zany annnnnn

Fa za wa tena namerina ny tantara niseho rehetra tamin'ireny fotoana mbola nampafana fo be ana reny tato ,fa tena hitako fa hay misy ifandraisany doly le niseho ireny.

Za zao ohatra tsy gaga raha hoe nisy hafatra nalefa tany am booboo no lasa naverin'oll tany am tess njay.
Raha i rabofy lazainareo io ilay maman an LouAnne de tsy mahagaga ana raha mahitahita ato satria nisy tantara zay koa nifandraisan'io neverina ho zandry io tamin'ny admin iray tato, mino aho fa tonga de kopy izy raha mamaky ity lazaiko ity.

83. diamondra27 ( 05/03/2008 17:36)
tess :acteI

de zay zany no ilazana andry we mpanakorontana ry tes satria mahalala zavatra de tsy tokony hiteny ny marina fa tu dois dire amen à tout

de toute façon ange na iza hanaratsy na iza tsy ampiova anao izany fa ny olona mahalala anao réelle de mahalala we otran'zao enao , vraie enao dans la vie

fa reny ol tsy vrai reny no very namana ka de virtuel sisa no ampiasaina.

Raha mba hoe atao fanalàna azy @ tsraa ange tsy maninona e! be de be ny azo ampiasaina ity we internet ity

...

mahaiza mampiasa azy e!
:-*

84. ikaretsaka ( 05/03/2008 17:42)
kiiiiiiiiiibotah groupe electrogene mora ao @ cimeltaaaa!8O8O8O8O8O8O azafady fa iy pub izay no fiteniko rehefa te hi... aho)

fiiiiilmE ko izany an, ary izay izany no ahalalany ny momban'ny fiainana pirivaten'ny olona ... kay misy ankanagorobaka boite mahitsiny ! taaaaaa likaryyyyyy!

saika kofon'ny vandro aho...

Acte 2: ahoana ny fanapahankevitry ny admin @ izany??
85. sipagasy ( 05/03/2008 17:45)
mmhhh yonika tonga dia hoe marina be ireny hono e! hihihih
86. diamondra27 ( 05/03/2008 17:47)
sipagasy : teo ambaravarankely ihany kay njy a! waowwwwwwww biz e

87. sipagasy ( 05/03/2008 19:25)
ny varavaran-keliko zaméééééé mihidy kannnn
88. yonikafopl ( 05/03/2008 19:44)
hay kay cousine nanaramaso tao, bizzz njy
89. simplex ( 05/03/2008 19:52)
Acte 2:

rehefa jerena du point de vue fitsipa ankapobeny (@ zao ora izao) dia:

fitsipika:
5. Ny namana ihany no mahalala ny tenimiafina izay ampiasainy.
manamafy ny admin fa na izy ihany koa aza tsy mahalala io tenimiafina io. Zany hoe na mahalala aza dia tsy hampiasa, na hanaparitaka an'izany @ namana hafa na oviana na oviana.

manamafy izany ny:
fitsipika:
6. Ny namana no tomponandraikitra voalohany amin'ny fitehirizana ny Tenimiafina izay nofidiny. Tsy tompon'andraikitra amin'izay mety ho fiparitahan'ny tenimiafina ny eto amin'ny takelaka raha toa ka tsy hain'ny namana ny nitahiry izany.
ra miparitaka io dia ny namana tompony ihany no tena nanao tsirambina. Mitombona izany ilay hoe,
tess:
nanotany tany am admin i booboo dia hoe ovao fotsiny ny mots de passe nareo roa


@ lafiny iray ihany koa anefa:

tess:
Hatramin'zao dia misitery ila nahazoany ny hafatro nalefa ho an'i booboo...
misy lafiny 3 io:
* i tess no nitantara t@ namana hafa (ankoatra an'i booboo, tsy voatery i andry) tsirambina ary mety tsy tsaroana akory. Na ihany koa olona nana acces t@ boiten'i tess.

* i booboo no nitantara t@ namana hafa (ankoatra an'i tess, tsy voatery i andry) tsirambina ary mety tsy tsaroana akory. Na ihany koa olona nanana acces t@ boiten'i booboo. Auquel cas, i booboo no tompo

* i admin no nitantara t@ namana hafa (ankoatra an'i booboo sy tess, tsy voatery i andry) tsirambina ary mety tsy tsaroana akory.

misy faha-4 hoe i tess mamorona resaka :°). Nefa efa samy kopy isika fa na i booboo aza tsy manao dementi hoe tantara indray miseho ity fa tena nitranga. Donc, tonga dia tsy mitombina io faha-4 io.

satria moa i admin no acte 2 dia tsy misy afa tsy ao @ fitsipika no azo resahina.

Rehefa jerena tokoa moa ny fitsipika sy fitsipika (@ izao ora izao) dia tsy misy faritra milaza mazava ao hoe hanaja ny "confidentialite" eo @ hafatra @ samy namana ny mpandrindra (admin). Voalaza ao kosa anefa ny tenin'ny mpandrindra dia hoe
fitsipika:
16. Ny mpandrindra ny serasera.org dia manome toky fa hanaja ny namana tsirairay ao aminy sy ny mombamomba azy.
fitsipika:
17. Ny mpandrindra ny serasera.org dia tsy hizara na hanome olona hafa ny adiresy imailaka na koa ny mombamomba ny olona iray.


Somary misy vice kely @ voalohany ilay hoe mombamomba satria mety milaza hoe zavatra mikasika ny namana iray (ohatra hoe ny hafany) sy ilay mombamomba anao, ilay pejy nofenoinao iny. Mazava anefa fa azon'ny namana rehetra vakiana iny pejy iny, ankoatry ilay adiresy imailaka izay voalaza fa voaaro tsy hiparitaka avy any @ admin. Ka noho izany, azo lazaina fa voaaro ho anisan'ny mombamomba tsy avoaka ny hafatry ny namana.

Nilaza mazava izy fa hanaja ny namana tsirairy. Miankina @ mpamaky ihany io fa eo @ fifanajana sy fanajana malagasy, izay foto-kevitry ny fitsipika eto @ serasera (jereo preambule @ fitsika momba ny fifandraisana) dia mari-panajana ny tsy famakiana ny hafatry ny olon-kafa ra tsy miantefa @ tena ilay hafatra.

Du point de vue fitsipika izany tsy afaka mitory an'ny admin ny mpandray anjara @ ilay lalao, tess sy booboo. Sady somary tsisy dikany koa le izy, tsy misy pourvoi en cassation, satria tsisy superadmin e.

@ saina tsy miangatra kosa anefa, ra tena tsy nanaparitaka tokoa na i booboo sy izay mety nanana acces an'ny boite-ny (iza no mahita :) ) na i tess sy izay mety nanana acces an'ny boite-ny (asa, possible doly izany) dia ahoana? nisy admin tsy nanaraka ilay fifanarahana fototra an'ny serasera zany tao. Tsy ho fantatry isika mintsy io na marina na tsia fa ra manana conscience profesionelle izy tokony hametra-pialana. Na du moins tokony tsy mahita ny zone an'ny serasera misy idiran'ny confidentialite @ namana serasera intsony. Somary manahirana ihany moa izany indrindra fa mpinamana doly isika ny eto, indrindra moa ny admin samy admin. Ka atsipy ny vilia vaky ra toa ka marina izany. :)

Farany,
tsy maintsy asiana an'ity satria misy an'le benefice du doute no sao dia tezitra i sefo :°)
Tsy fantako tsara hoe iza avy ilay admin manana acces @ pejy namana an (hery, lanto, ralay???) fa mba inona kosa moa ny antony hampiadian'i admin an'i tess sy booboo en plus n'ilay gidra efa misy @ i tess sy xxx e? sady izay i booboo kely mbola virja @ resaka ady ve ranga ^:^ sa vare ee :-w i admin sy booboo no nifanamboatra tany e :roll::°):b:b:b
ra namaky izy mety possible kely ihany fa le hoe nanaparitaka mintsy somary "nonsense" ozy ny voanjo ;-)


conclusion: Na iza na iza nanaparitaka an'le izy tany tonio ny fo fa efa izay no vita. Ny @ manaraka no fidio tsara ny andefasana hafatra sy hafatra ampitaina. :*:*:*:*:*


Acte 3 :P
90. ikaretsaka ( 05/03/2008 20:06)
:^)
91. tess ( 05/03/2008 20:08)
simplex: an a an ka! tena tsy nisy resaka tokony ho nataoko tam namana hafa mitsy momba io, ary ilay namana nandefasako io hafatra io dia tsy niresaka tam namana hafa ihany koa fa resaka tsotra otran'izay, tsy tsroana akory aza raha tsy i andry08 nandefa ilay hafatra compier coller taty amiko....
izay no antony hilazàko hoe mistery......
averiko indray resaka tsy nisy dikany no nandraisanay azy ka noho izany tsy misy atony hitantaràna amzao namana rehetra izao....
ny nahatalanjona fotsiny raha nalefan'i andry08 taty amiko ny hafatra copier coller izany oe tsy nanalàna tsy nanampina nalefako an'ilay namana.....8O
izaho sy ilay namana nifampiantso fone mitsy niresaka momba io aloha ary nazava fa samy tsy nisy nandefa hafatra na ny resaka natao tam olonkafa,
ilay resaka rahateo tsy misy dikany fa ny
tiko marihina dia afaka mamaky ny hafatra ny namana i andry08 na rabofy.....
92. tess ( 05/03/2008 20:12)
izaho koa miray hevitra am simplex: amiko i namana raika tia sakafo io dia namana madio tsy hanaparitaka resaka ary tsy hanana tanjona hanakorotana izany......
hatreo dia samy nanova ny mots de passe nay zahay roa.....ary ovaovainaa matetika fa loza !
93. simplex ( 05/03/2008 20:14)
za:
conclusion: Na iza na iza nanaparitaka an'le izy tany tonio ny fo fa efa izay no vita. Ny @ manaraka no fidio tsara ny andefasana hafatra sy hafatra ampitaina. :*:*:*:*:*
mifankatiava ihany ra mbola velon'aina

http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=1581

ny soa atao levenam-bola sa ahoana :-*:-*
94. ratonga ( 05/03/2008 20:16)
:roll:8O:-P
95. Kwasi ( 05/03/2008 20:26)
Kaaayyy, suspens: mety ho hita ihany ve ny lakilen'ilay mistery? Aza adino ny manaraka izany ao @ serasera, eo anoloan'ny ordi izay mahazatra anao.
96. yonikafopl ( 05/03/2008 20:35)
ooouuuffffff
aleo hisotro rano kely kalou :wink:
97. ikaretsaka ( 05/03/2008 20:43)
manamafy ny admin fa na izy ihany koa aza tsy mahalala io tenimiafina io. Zany hoe na mahalala aza dia tsy hampiasa, na hanaparitaka an'izany @ namana hafa na oviana na oviana.

mety misy admin mahalala dia mampiasa ka:-D


conclusion: Na iza na iza nanaparitaka an'le izy tany tonio ny fo fa efa izay no vita. Ny @ manaraka no fidio tsara ny andefasana hafatra sy hafatra ampitaina
.
izao indray contre an'io
ny ahy anefa ra simplex dia izao indray an... aleo ny problems rehetra aloha solved izay vao mamadika pejy...
vinany be io "mody aravoravona io"
lasa mi trimbale an'ilay izy any @ page 100 nefa zavatra tokony ho vita any @ page 10... vitao ao @ page 10 aby klongany vao mamadika
izany tsy manakana ny tsy hifankatiavana... fa misy koa manko le teny hoe mpifankatia tsy mifamarafara hono.. kopy enao!
98. tess ( 05/03/2008 20:57)
fifankatiavana sy filaminana anie no tanjona e! fa ny sasany mandainga mahay tsy izaho tsy izaho , mampiasa ps maro be hiarovana ka inona no azo hifandaminana amin'izany?????? efa leo ny lainga sy ny fahandalitra hatramini'zay.....sady ilay ps hiarovantena mbola manao ny ataony ihany kou! in?????
donk raha sahalamin'izay tsy hilamina mitsy io....
sady maro ihany no victime ka raha vao tamy lay ps mijoloka dia tsy maitsy hoe otrzay avy ny rehetra:^)
99. simplex ( 05/03/2008 20:57)
ika:
leo ny problems rehetra aloha solved izay vao mamadika pejy...
vinany be io "mody aravoravona io"
lasa mi trimbale an'ilay izy any @ page 100 nefa zavatra tokony ho vita any @ page 10... vitao ao @ page 10 aby klongany vao mamadika
izany tsy manakana ny tsy hifankatiavana... fa misy koa manko le teny hoe mpifankatia tsy mifamarafara hono.. kopy enao!
Ataoko fa efa olon-dehibe doly isika. Fahendrena ny fanajana tena satria tsy nilana page 10 akory ra samy sincere sy mahitsy fo doly ny rehetra. Ny fifankatiavana tsy hifanerena fa tokony samy hatsapa azy avy ny tsirairay...
100. tess ( 05/03/2008 21:10)
indrisy anefa......!:?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4586