vavolombelona suite
141. sakaizakely
(
06/03/2008 10:37)
simplex> misaotra @ fanazavana
za kou manko manao hoe tsatopiso ihany raha le fomba firesakle oul no dinihina
saingy ahoana no mahatonga oul miteny hoe "alefaso @ mail-ko perso ny resaka fa za tsy matoky an ty serasera ity", nefa izy admin :roll::roll::roll::roll:
midika ve zany fa mahafantatra izy hoe misy afaka mamaky hafatra ny admin sera ?

143. diamondra27
(
06/03/2008 10:58)
tokony secret professionnel le izy aloha ry yonika a!
io na we mpivady na mpisipa aza nareo de tsy omen'i hery ny mdp , zay de tena ijoroko vavolombelona kosa
fa eo @ le kitikitika informatika ity no mety ahitan'ny mpitsikilo ny resaka e!
raha tena mahay le ol de mety tafa zany
---------------------
fa ndremande kosa aloha de nisy film bizara koa e:
nisy resabe teto am forum de aveo gaga za fa ozy le ol voatondro we sao de niditra ny ps-ko aza izy?
de conclusion zany de asa na le ol1 no nanome ny mdp na mail msn ndray io a na le olona2 no mahalala @ fomba hafa fa ny zavatra nilazana ahy fotsiny de we : i anona anga aky ao am contact ny le namanjy , fa za tam zay nitenywe: tsy haiko. Kay zany nanaovany le fandefasana mail io

147. sakaizakely
(
06/03/2008 12:58)
diams:
fa eo @ le kitikitika informatika ity no mety ahitan'ny mpitsikilo ny resaka e!
misy ny mahay, misy koa mpitsatotsatoka fotsiny ka :?
148. yonikafopl
(
06/03/2008 14:13)
afaka manao loto zany mahay mitsatotsatoka zany fa tonga de kala be mintsiny aaa:-D:-D
149. ari.malala
(
06/03/2008 14:26)
ampenaro anay zany mitsatotsatoka izany fa zay te hilalao loto mba ho kala b kle hihihi
150. yonikafopl
(
06/03/2008 14:42)
ari, tsy mety mahazo njy ry kala ra vo mianatra ny tsatotsatoky ny hafa aaaa, aleo mipetraka ami9n'ny sasan'ny tena ihany mbo marina eeee:wink:
151. ikaretsaka
(
06/03/2008 15:10)
simplex:
Tsy admin ah fa fantako fa encryptE ny tenimiafina eto.
Tsy haiko na misy mahatadidy, t@ elabe le nisy server flood ireny. Nisy dinika nataon'i VanCleef teto nisozy an'i hery hoe ny algorithme hi-encrypter-n'i hery ny tenimiafina tsotra loatra ka mety ho-decrypt-iavana.
Io dia mba hilazana aminareo fa efa t@ izany dia efa encryptee ny fitahirizana ny tenimiafina ary mino marimarina aho fa efa novain'i hery io algorithme io, justement mba tsy hampisy olana ra sendra voa-hack-n'ny ratsy saina ny serasera.
:arrow: encrypte ny tenimiafina. Ra misy mahafantatra io dia na tsato-piso na efa nisy information a priori tany. Ohatra hoe mahalala tenimiafina @ mail-nao na zavatra hafa tany le ol dia manao extrapolation @ zay...
ary ahoana indray izany ilay cas an'i cazal nolazaina atsy ambadika atsy ry simp? le heo rehefa tadiavina izao ny PS cazal eo amin'ny fitadiavana dia lasa le anti cazal no Tonga De Mipoitra?
152. sitlo
(
06/03/2008 15:10)
diams:
bla bla bla tais-toi bla bla bla ranomanty bla bla bla mianakendry bla bla te haka 19 bla bla bla, mbola ho avy ny anjaranao
te haka 19 [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/diva.gif[/IMG]
And in the end it means I bla bla bla bla bla bla bla [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Musique/0023.gif[/IMG] gorillaz
153. tess
(
06/03/2008 15:17)
penina:
diams:
mahalala zavatra de tsy tokony hiteny ny marina fa tu dois dire amen à tout
Samy hafa izany sy ny fitsikerana ny fiainan'ny hafa. Na fantatrao aza ny fiainany, nanao an'izao izy dia nanao an'izao. Ary na tsy tianao aza izany na tianao, tsy tokony ho avoaka eto amin'ny forum mihitsy.
... nampiadiany izaho sy ny namako eh, raozy eh,
Ireo izao zavatra tsy misy idiran'ny forum mihitsy nefa efa impiry naverina teto foana.
i penina kosa wa ndraindray de manao jery mitanila e!
iza moa no namoaka io resaka raozy io voalohany ???tsy izy niditra rush ihany va no nanao ampamoaka momba io raozy io???? Ka raha tsapa fa tsy tokony ho resahina eto amin'ny forum izany naninona raha tamin'iny izy nanoratra an'iny tolotra raozy avy am ratonga iny ianao defa nanao remark??????
Raha sitrapon'i ratonga anie mba tsy hivoaka iny sekire iny e! dia izao manjary fantatry ny pokona...hany ka lasa fanalàna azy sisa,
Ny anao no te himpendimpendina tsy mahalala mametra ny zavatra tokony ho resahina dia refa lasa fanalàna azy ndray dia ny ankilany ihany no mahazo tsiny....
154. yonikafopl
(
06/03/2008 15:19)
za kou ra hitsaingotsaingoka aaaa,:oops:
raha ny fahazoako an'io njay ry ika de otran le mijery am google ihany, izay misy soratra we cazal de mipoitra doly amin'ny recherche atao, ka io an'i rangotra io no nisy we anti-CAZAL, de io no nipoitra zany.:wink:

155. xxx
(
06/03/2008 15:36)
jereo any @ zordira any ry tess le dinika fa efa natsipin'i hery any :-D
156. ikaretsaka
(
06/03/2008 15:42)
ary penina mitsatsaingoka tsy naharaka film hatr@ voalohany an...
fa le resaka raozy io araho tsara fa i rush no namoaka an'io ... hihihi dia nivoaka aby...
le izy mamoaka le zavatra momban'ny olona voalohany anie nefa tsy mahatanty no mahasosotra ny olona dia tohizin'ny olona le izy avy eo dia iny anefa rehefa avy eo fa tsy mahatanty e..
io izao fa nivoaka tampoka ny momba anahy sy ari.. out of nowhere.. dia itarinay le izy de izy no tsy mahatanty
dia toy izay io raozy io

157. tess
(
06/03/2008 15:51)
kazany wa! rehefa manompa izy ireny taloha.....
tsy nisy na iray aza nanao hoe stop ! tsy mety kosa ilay manompa e! fa i nicopol ihany no itako niteny an'io tao hoe tsy mety lay manompa fa avohay ny ps sy ny ip ....sns ? NANVELA handeha fotsiny ilay aksiô!
toy ny fanompàna an'i fanantenana2003 koa dia mbola i nicopol ihany no nanelanelana tao hoe tsy mety io sy i sakaizakely...
fa nony rehefa mi revolte ve ny olona voaompa dia izay ianareo vao manao hoe tsy tokony izao tsy tokony izao...aleo hiteny ankalalahany ilay olona....
fa rehefa tsy manompa toy ataony amin'olona sy manaraka fitsipika dia basy......
tsy tokony hisy ny hankimenomenona sy ny konetaka rehefa nanao olona ianao fa ny nataonao ihany no miverina aminao.....fa izy aloha dia olona tsy hahatsapa-tena hoe diso mihitsy izy fa ny olona ihany no diso sy tsy manao ny rariny.....:{
xxx: tadidiko iny dinika voafafa iny kan! fa ilay resaka tao tsy hadinoko indrindra ilay ankanonona ps tampoka:-D ny eo ihany no eo!

159. ikaretsaka
(
06/03/2008 16:18)
fa efa eritreritra sendra mandalo ihany moa ny eto ka de...
ireny olona botabota ireny tokao hono tsy mety manao mea culpa (resaka psy io)
fa tsy maintsy mahita zavatra hafa anipazana ny defaut-ny foana...
tsy haiko hoe bota de manao ahoana ilay izy fa mba lasa eritreritra @ le PS botrabotra fotsiny aho