vavolombelona suite
121. cutie
(
05/03/2008 23:33)
ratonga
in ndray ny resaaka ato fa zay tara tsy maharaka :-D
tsy matiko lolo alou le raozy natolotra zay ve ranga tsy nahazo=))=))=))=))=))=))=))=))
in ndray ny resaaka ato fa zay tara tsy maharaka :-D
tsy matiko lolo alou le raozy natolotra zay ve ranga tsy nahazo=))=))=))=))=))=))=))=))
122. ratonga
(
05/03/2008 23:38)
=))=))=)) tongasoa dray alou cutie é:lol:ela tsy hita an!:°), tongava atyfa omeko bouké mlay bé é:lol:
130. ikaretsaka
(
06/03/2008 00:34)
cutie.. mipetrapetraha e.. rosoana vandro, kopy porna sa aoultamsachet glacholet
131. tess
(
06/03/2008 02:10)
xxx:
marina kosa le lazain'i lapino e.
Za zao nanao xxx namoaka dinika tato de efa nolazaina sy naparitakin'ny hafa fa le xxx mpanaratsy an-dry zareo ndray nefa dinika hafa misy no napetrako. Mba gaga ihany ny tena we refa xxx ve de lazaina fa le xxx ratsy foana e.
tsotra fotsiny, asehoy, asio rohy ilay dinika napetrakao de hita eo izany....mba hiaraha-mijery
fa tsy izany no iadiavana eto
132. ari.malala
(
06/03/2008 06:56)
misy kosa xxx tena hoe tsy hanao afatsy hanenjika sy hanambany no tanjony... za zao efa tratra. Ekeko fa za koa mba mpanao xxx saingy tsy mbola nanaratsy olona teto aho na in1 aza! mitondra problema perso mba tiako hovahan'ny mpisera no antony anaovako xxx....
133. diamondra27
(
06/03/2008 06:59)
penina:
diams:
mahalala zavatra de tsy tokony hiteny ny marina fa tu dois dire amen à tout
Samy hafa izany sy ny fitsikerana ny fiainan'ny hafa. Na fantatrao aza ny fiainany, nanao an'izao izy dia nanao an'izao. Ary na tsy tianao aza izany na tianao, tsy tokony ho avoaka eto amin'ny forum mihitsy.
... nampiadiany izaho sy ny namako eh, raozy eh, telefonina eh...
Ireo izao zavatra tsy misy idiran'ny forum mihitsy nefa efa impiry naverina teto foana.
Tsy ny marina rehetra no fiteny.
Izany tsy midika hoe: tu dois dire amen à tout.
Ny tsy miteny tsy midika akory hoe manaiky.
-----------------------------
o ra penina a! tsy misy resaka rozy sy tel sy fampiadiana namana tsony zao ny film eto fa resaka Ps vaovao + IP vaovao + mail anonyme ary de zay le kestion we tena anonyme le izy hatr@zao, mistery + FAMAKIANA HAFATRA am boaty
zao le tonga am fitenenana hoe: enao manitatra resaka satria zavatra tsy notenenina teto de lazainao fa voateny.
nareo koa tena mbola tany am TOME I foana fa efa we Tome II zao
Dia refuser-nao zany le we: manaiky matoa tsy miteny hihiiii , anao ny anao fa ny marina tsy mba afenina izany amiko
ye ny marina retra tsy fiteny avokoa fa refa tonga aminao le fiatraikany indray andro any de tsarovy aho.
Aza sodokan'ny mise en scène, fitalahoana sy fitarainan'olona we: tena nasiany mafy aho , de alahelo, fa mbola ho avy ny anjaranao
134. tess
(
06/03/2008 07:00)
penina:
diams:
mahalala zavatra de tsy tokony hiteny ny marina fa tu dois dire amen à tout
Samy hafa izany sy ny fitsikerana ny fiainan'ny hafa. Na fantatrao aza ny fiainany, nanao an'izao izy dia nanao an'izao. Ary na tsy tianao aza izany na tianao, tsy tokony ho avoaka eto amin'ny forum mihitsy.
... nampiadiany izaho sy ny namako eh, raozy eh, telefonina eh...
Ireo izao zavatra tsy misy idiran'ny forum mihitsy nefa efa impiry naverina teto foana.
ny havaliko de hoy aho hoe te hanao aminy eo....:-P
ny nandotoana fiainan'oul ihany koa tsy hidiran'ny resaka forum ary tsy marina akory en plus
donk aleo samy hanao refa samy mahay
samy manana ny sensibilité ny oul ka raha izay no mahafaka ny fony, avelao izy, raha tsy tinao, aza mamaky, rehefa tsy manompa ozy ny tao am dinika momba ny serasera izay sy manaraka fitsipika dia izay, ka io araka ny lazaiko foana hoe raha tsy te hatao de aza manao olona ihany, matoa ataon'ny olona dia ao raha.....
135. diamondra27
(
06/03/2008 07:09)
penina: ra ny fahazoko ny teninao de indirectement we tais-toi
de valiko we: tais-toi toi-même :D de tsitsio tsara aloha ny ranomanty sao tsy misy hanoratana am hafatra hafa tsony
----------------------------------------------
103. Mpandefa : penina [ Valio ] 05-03-2008 22:42:57
Lohateny : Re : vavolombelona suite
Raha ilay mamaky hafatra indray dia efa nisy nampitandrina ahy fa tsy dia asiako sira misy ioda loatra.
eto zao enao de mitantara ny zavatra henonao koa tsy mitovy am ny ze lazaiko ihany ve zany fa mba mianakendry koa tony sa te haka 19 :-D:-D:-D
------------------------------
cutie: resaka x ny resaka fa hanao x nga njy sa xxx :-D:-D:-D:-D

138. sakaizakely
(
06/03/2008 09:36)
de awona ihany no marina, misy mahay ny tenimiafina ve ireo admin ireo sa tsatotsatoka fotsiny no mety ahazoan'ny sasany ny teny miafina cf io resak'i tess/booboo io ?
mampihoronkoditra zany an !
mampihoronkoditra zany an !
140. simplex
(
06/03/2008 10:29)
Tsy admin ah fa fantako fa encryptE ny tenimiafina eto.
Tsy haiko na misy mahatadidy, t@ elabe le nisy server flood ireny. Nisy dinika nataon'i VanCleef teto nisozy an'i hery hoe ny algorithme hi-encrypter-n'i hery ny tenimiafina tsotra loatra ka mety ho-decrypt-iavana.
Io dia mba hilazana aminareo fa efa t@ izany dia efa encryptee ny fitahirizana ny tenimiafina ary mino marimarina aho fa efa novain'i hery io algorithme io, justement mba tsy hampisy olana ra sendra voa-hack-n'ny ratsy saina ny serasera.
:arrow: encrypte ny tenimiafina. Ra misy mahafantatra io dia na tsato-piso na efa nisy information a priori tany. Ohatra hoe mahalala tenimiafina @ mail-nao na zavatra hafa tany le ol dia manao extrapolation @ zay...

tsy mba misy manome ninn ninn