vavolombelona suite

21. penina ( 04/03/2008 03:39)
Izaho aloha tsy manome tsiny an'i tess.

diams:

misaotra nanome hevitra
fa maninon misy fandiovan tanana aloha le izy, misy ra hilatsaka angaha

ka hoe ame sensible koa.

diams:
penina aminao zany de tsy tokony hiteny zay zavatra nolazaina anao amin ny olona mihintsy ianao fa de hoe zao no lazaiko anao de tano ho anao ihany de tsy mba haka info na hanao recherche zany enao fa tu dis amen a tout

Danz kosa iny, nefa ohatra ny eny. Mandinika ihany aho fa avy eo kamo. Fa tadidiko daholo izay notenenina tamiko. Fa zame iny ho avoakako eto am forum.

mba fantanao moa ny nampiasana iny fitenenana iny?


iny indray aza atao am-po be loatra fa ny ahy misy vazivazy foana.
Hiran'ny 18 faingo 3 io, ny tohiny:
... avy any nisy kotroka fito,
kotroka fito io hoy aho fa tena tsy afona fatana ... :-D
22. yonikafopl ( 04/03/2008 06:40)
aleo hihazakazaka haingana so tara train eto dray kleeeee

tonga de ento aty le vandro ooooooo

alefaso amzay diams le filmE aaa
23. hery ( 04/03/2008 08:28)
ny zavatra nolazaina ahy de we azo atao ny mamorona ps be de be fa ny ip tsy mitovy ka sao hono za interessee


Oudry :-) Zao ve diams vao nahalala hoe azo atao io? :-)
Fa mahaiza manaraka fitsipika fotsiny rehefa manao an'io.
tess:

izany hoe mbola tsy afaka ny foko hatramin'izao....
mora amin'ilay oul no manao ratsy mandratra manimba ny sasany de moramoraina lay izy rehefa avy teo.


Tsy maninona mihitsy... rehefa manaraka fitsipika. :-)

Raha mbola eto @ serasera ianareo tsy olana amiko na tsy hifankatia aza... rehefa manaraka fitsipika.
24. kallie ( 04/03/2008 09:28)
leee tieeee, ny popkorna tsy maharaka amreto bdb miara mivôka reto
25. booboo ( 04/03/2008 09:34)
alefaso lé film f'efa vonona ny sezakely eeeeeeee, miandry an'lé ingahirainy mpizara vandro iny sisa :-D
26. diamondra27 ( 04/03/2008 09:44)
hery:

ny zavatra nolazaina ahy de we azo atao ny mamorona ps be de be fa ny ip tsy mitovy ka sao hono za interessee


Oudry :-) Zao ve diams vao nahalala hoe azo atao io? :-)
Fa mahaiza manaraka fitsipika fotsiny rehefa manao an'io.
tess:

izany hoe mbola tsy afaka ny foko hatramin'izao....
mora amin'ilay oul no manao ratsy mandratra manimba ny sasany de moramoraina lay izy rehefa avy teo.


Tsy maninona mihitsy... rehefa manaraka fitsipika. :-)

Raha mbola eto @ serasera ianareo tsy olana amiko na tsy hifankatia aza... rehefa manaraka fitsipika.



--------------------------------------

ka zay no tiako hahatongavana satria raha misy miteny izao hoe: anontanio ny admin raha izaho io xxx io , de ny valinteny mazava ho azy fa hoy ny admin hoe: tsy i anona io xxx de faly izany le nanontany sy le olona niahiana fa hoe tsy izy ilay izy , donc tsy fantatra mihintsy ny tena marina

fa kosa fa kosa indro kely ......
misy hamantarana azy ihany na fomba fiteny sy fanoratra na ny resaka efa nandeha sy nifanaovana ohatra.... Izany no asahian'ny sasany mijoro @ heviny, araka ny nolazain'i namana


Marina koa aloha iny hoe: tsy responsable ny fifankatiavana (amitié et amour)eto ianao. nNy anao fitsipika ihany mazava ho azy ary za d'ac 100% @zany sy zay hampandeha ny site, tsy ary hitovy saina daholo ny olona manko

27. Kwasi ( 04/03/2008 09:46)
inn ar'ty suspens be ty.

Hay ve raha manao ps vaovao koa dia miova ny IP e, na dia @ ordi 1 ihany aza ve?:-w
28. diamondra27 ( 04/03/2008 09:47)
araho tsara rankizy ny fitsipika a!

fa nisy tsy mazava amiko le we: raha manao xxx @zao fotoana de mitondra ny laharana 44739 ny olona miditra xxx rehetra , nisy dinika nandramanay namana sasatsatsany tany ho any fa tsy tadidiko le dinika...
29. diamondra27 ( 04/03/2008 09:50)
booboo:

alefaso lé film f'efa vonona ny sezakely eeeeeeee, miandry an'lé ingahirainy mpizara vandro iny sisa :-D


------------------------

ary za tara fa hay zaraina fotsiny le vanjo hiiiii:-D:-D everiko fa vidina le izy atao bizna

aiza lety elah fa miandry ny ol a, alefaso hono ny vanjo e
30. diamondra27 ( 04/03/2008 09:57)
@ manaraka ianareo raha misy mi-proposer we za mahay mamorona ps de miova ny ip de tondé menara haingana de mba atoroy anay le fanaovana azy fa otrany milay be zany hanana ps zato aminarivo zany sady otrany mahakamo koa le mahita le ps mitovy foana tsy miova mihintsy nefa ny taona miova :D


de zao koa: hono ho aho raha misy olona zao any ho any manana ps 2 de asa na misy namany any de mihaona @ namana eto izy , ahoana ny hevitrareo mety ho tena le tompon'ny ps iny ary mety ihany koa saribakoly fotsiny, zay no andraisako azy , ka raha misy olana any aoriana any , ilay ps mpiteny ratsy na mpanao ratsy de azo lazaina we i anona satria iza ny mahalala le olona sy momba azy na de hoe: nihaona tanteraka tokoa aza raha tsy mampiseho taratasy aloha za tsy mino hoe : i anona iny e!
zay no maha virtuel le virtuel
31. melody ( 04/03/2008 10:28)
@ manaraka ianareo raha misy mi-proposer we za mahay mamorona ps de miova ny ip de tondé menara haingana de mba atoroy anay le fanaovana azy fa otrany milay be zany hanana ps zato aminarivo zany sady otrany mahakamo koa le mahita le ps mitovy foana tsy miova mihintsy nefa ny taona miova

ie tsara ho fantatra tokoa izany e
32. yonikafopl ( 04/03/2008 10:29)
aleo kalou haka plasy tsara dieny mbola tsy manomboka tsara le filmE,

kisakisa ndry ry booboo fa manakona kaaaa:-D
33. melody ( 04/03/2008 10:32)
:-D:-D:-D
34. diamondra27 ( 04/03/2008 10:39)
Kwasi : aleo ry zareo efa mpahay resaka informatika no hiteny sy hanazava fa ny fahaizako azy aloha de tsy hoe: refa manova ps de miova ny IP
Tsy izay mitsiny


yonikafopla: ao tsara ve njy e!antonona tsara ny plasy sa omena plasy donera:-D
35. yonikafopl ( 04/03/2008 10:48)
diams ao tsara ka,
atomboy amzay fa lava lotra le antrakta kleee
36. booboo ( 04/03/2008 10:52)
yonika > :-D:-D:-D.

alefaso marina @ zay lé film eeeeeeeeeeeeeeeeee
37. diamondra27 ( 04/03/2008 10:54)
tonde resaka visa A sa mbola atao soft
38. yonikafopl ( 04/03/2008 10:59)
diams, atombohy manaraka tsara ny fitsipika mba tsy hibilabila, raha vao tsisy fitsipika manko tonga de bikina :-D
39. penina ( 04/03/2008 11:09)
ehhhhhhh, toa Da Vinci Code le filma koa :-D
40. Kwasi ( 04/03/2008 11:09)
Sokafy @ zay rangah ilay rideau fa ho dila ihany ny lera a!
Dia aiza alou le mpivarotra eskimo, fa ity voandro lava ity mampipitsoka valanorano kale.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.3225