Ny Baiboly

121. ikaretsaka ( 11/02/2008 22:16)
tsy hifampitsimpona izay nolazainao momba izay ralaza no hifaninanantsika fa ny fandehanana @ ilay lalana tsy takatry sainay fa heverinao fa voafehinao ao anaty livre an....
ny anao efa voalazanao fa ny hahafahana examen no tanjona.... ny anay fahalalana hampimtomboanay ny finoanay
122. LazaDaddy ( 11/02/2008 22:20)
ikaretsaka angaha tsy mahay mamaky teny? vakio ery ambony be ery fa tsy nilaza aho hoe mahafehy an'io =))=))

Pasopasohy moramora eo indray ary aloha ny "tsy fisian'i Satana" fa mety hivoaka @ examen na dia tsy tao anaty programa aza =))=))=))
123. ikaretsaka ( 11/02/2008 22:28)
dia fehezo aloha izay azo fehezina... fa misy turnin point foana ao ilazanao hoe tsy ampt io... rakapy aza kobo hoe ireto aby no banga.... tsy haiko hoe namaky hatraia i kapy an

fa mazotoa mamaky ... mamaky hoa fa tsy mitsimpona an
124. LazaDaddy ( 11/02/2008 22:31)
Ka efa voapasopasoka tsara indray ve ary ilay "tsy fisian'i Satana" aloha satria mety hivoaka @ examen na dia tsy tao anaty programa aza =))=))=))

Tsy ampy koa ny Baiboly satria tsy miteny hoe mbetika "misy satana" dia mbetika tsy misy satana =))=))=))
125. ikaretsaka ( 11/02/2008 22:36)
ny "don'y exist sy ny don't imagine, sy ny don't bother" aloha no tokony hainao ny manavaka azy ..
\va ireo aza tsy ampy ny sainao ny mamehy azy:-D
126. LazaDaddy ( 11/02/2008 22:37)
ikaretsaka:
satana koa manko nianatra sy nahafehy tsara mihitsy......
Tsy ampy koa ny Baiboly satria tsy miteny hoe mbetika "misy satana" dia mbetika tsy misy satana=))=))=))
127. ikaretsaka ( 11/02/2008 22:39)
io ohatra 1...
128. ikaretsaka ( 11/02/2008 22:41)
nianaran'ilay lazaina hoe Satana (=ilay tempter) ilay izy.... mba hahafahany fanadinana haminganana ny marivo salosana heo mahay kosa izy fa ampy ity....de ity de ilaina fa ampy hakana fanadinana
129. LazaDaddy ( 11/02/2008 22:47)
ikaretsaka:
satana koa manko nianatra sy nahafehy tsara mihitsy......
Afaka tsy miteraka izany ny olona fa "immagination" na "tentation" hisaina fotsiny hoe "manan-janaka" dia nianatra sy nahafehy ilay taranja =))=))

Tsy ampy marina ny baiboly satria tsy miteny hoe mbetika "misy satana" dia mbetika tsy misy satana =))=))
130. rabilabila ( 11/02/2008 22:54)
'Nareo reto tena tsssssssss ,ohatran'ny mifampiandry amin'ny kendrin-tohana fotsiny :oops:
131. ikaretsaka ( 11/02/2008 22:59)
nga niteraka i satana?? dia iza hono ny zanany??? tsy ampy tokoa izy izany fa tsy hitako ao izany
132. LazaDaddy ( 11/02/2008 23:00)
rabilabila> manao azafady sy miala tsiny aminao nytenako :-*
133. ikaretsaka ( 11/02/2008 23:07)
rabila> Confíteor vobis, fratres,quia peccávi nimis
cogitatióne, verbo, ópere, et omissióne:oops::oops:

mea culpa!
134. rabilabila ( 11/02/2008 23:20)
135. rakapy ( 11/02/2008 23:35)
Ika> za zao zafin-paladiahany ka!
136. rakaroka ( 11/02/2008 23:36)
[quote=xxx]
Raha ny fahazoako ny fanontanian\'i LD dia hoe \"aza miteny hoe tsy ampy raha mbola tsy nahavaky/namehy ny baiboly hatramin\'ny farany\" ary hitako mitombona ilay raisonnement fa ny ankabeazan\'ny namaly dia manodina ilay fanontaniana hoe \"tsy ilaina mahafehy na mahavaky ny baiboly ary tsy ao ihany no ahitana ny tenin\'Atra.\"izay rehefa dinihina dia tsy milaza na mamaly mihitsy hoe \"tsy ampy ny baiboly\", INDRINDRA raha tsy nahavaky azy hatramin\'ny farany...

Asa !! amiko aloha ny hoe \"tsy ampy\" dia hoe efa tapitra ny pejy fa tsy hita ao ilay notadiavina. Feuille de route ny kristiana io fa ny kristiana samy manana ny mahaizy azy sy ny mission nomen\'Atra azy izay homeny anao manokana fa tsy ao anaty baiboly. Raha tena kristiana ianao dia hahita fa mifandraika amin\'ny Teniny daholo izay lazainy aminao na amin\'ny tsindrimandry na amin\'ny fomba hafa.

Raha ny fanamboarana ny ordinateranao no tsy hitanao ao dia ampiasao ny saina nomen\'Atra anao no dikany!!!raha tsy manantsaina manamboatra ordinatera ianao dia tsy midika izany fa tsy nomen\'Atra saina fa dia mitadiava solution hafa !


Hatraty ka ny tsy voahevitrareo ho nandalina izany dia samy efa namaky io du genesisy ka hatramin'ny Apokalipsa. Ary izay no mi-conclure fa tsy ampy ilay izy maninteraka ny tohin'ny resaka fa ny taranja hafa rehetra mahakasika ny fiainana (tsy ordi ihany) tsy ho vitan'ny saina tsotra fotsiny fa ilana famakiana boky hafa.Izay angamba no tsy nampandroso loatra ny tany sasany, satria nianteraha tamin'ny saim-pantany fotsiny sy ny boky bala tokana:roll::?::wink:








137. ikaretsaka ( 12/02/2008 00:01)
miombon-kevitra
138. prime ( 12/02/2008 12:24)
rakaroka> iza ilay tany sasany? fa ny firenena manan-karena indrindra ary lohalaharana amin'ny lafiny maro maneran-tany dia mpamaky baiboly ny ankamaroany ary manorina ny fiainany amin'izany...:) ny firenena any eoropa avaratra rehetra koa dia mpamaky baiboly ary fantatra fa izy ihany koa no lohalaharana raha any eoropa amin'ny lafiny rehetra...

Ary raha ny Malagasy no tianao asiana tsindrim-peo, ny fanontaniana tena mipetraka dia hoe mpamaky baiboly sy mpanorina ny fiainany amin'ny baiboly tokoa va ny vahoaka Malagasy???... kely finoana ny amin'izany aho...
139. ikaretsaka ( 12/02/2008 12:57)
prime:

rakaroka> iza ilay tany sasany? fa ny firenena manan-karena indrindra ary lohalaharana amin'ny lafiny maro maneran-tany dia mpamaky baiboly ny ankamaroany ary manorina ny fiainany amin'izany...:) ny firenena any eoropa avaratra rehetra koa dia mpamaky baiboly ary fantatra fa izy ihany koa no lohalaharana raha any eoropa amin'ny lafiny rehetra...

Ary raha ny Malagasy no tianao asiana tsindrim-peo, ny fanontaniana tena mipetraka dia hoe mpamaky baiboly sy mpanorina ny fiainany amin'ny baiboly tokoa va ny vahoaka Malagasy???... kely finoana ny amin'izany aho...

hay????8O8O
mba nandroso ihany izao zapone sy sinoa izao fa .... mino aho fa tsy mpanoprina ny fiainany @ baiboly nohon'ny malagasy izy ireny... asa anefa

140. rabilabila ( 12/02/2008 13:19)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.1428