Ny Baiboly

101. LazaDaddy ( 11/02/2008 19:22)
pissoa:
Ka eo ilay tsy hitovizana ... ny sasany "mianatra" mianatra mba ho afa-panadinana fotsiny ! ny sasany mianatra mba hahay
Marina tokoa ny voalazan-dry...ny olona mianatra mba ahay dia manana attendance ambony be fa tsy kamokamo mingitrika...ny mianatra mba ho afa-panadinana fotsiny na mingitrika aza tsy mivaky loha fa miantehitra @ cours eny @ sisiny sy "fividianana sujet" :)
102. ikaretsaka ( 11/02/2008 19:29)
inovainy indray ny tian'i pissoa lazaina =))


LD tao ambony tao :
ikaretsaka> raha 100% ny "attendance" ao am-pianarana dia ampy iatrehana fanadinana ny nampianarina tao fa tsy mila mividy sujet fosika...ary raha mbola tsy afa-panadinana amin'izany dia ny saina no tsy ampy na misy antony hafa fa tsy hoe ny "tsy ampy" ny nampianarina ...


dia avy eo ho'zy i pissoa
Ka eo ilay tsy hitovizana ... ny sasany "mianatra" mianatra mba ho afa-panadinana fotsiny ! ny sasany mianatra mba hahay

:-D:-D:-D:-D
mba consistent hoa!



103. lizabeth ( 11/02/2008 19:29)
[/quote]

tsy ny famakiana azy injato amberivo anie no ampy hilazana azy hoe ampy e... fa ny fandinihina azy ... ysy hoe ny boribory misy rambony dia= litera " a" dia manao boribory misy rambony aby dia hoe "a" ny vakiny!
ny "A" koa izao "a" ny vakiny!---> tsy ampy ny boribory misy rambony!
izay ilay heo etudier-na aby ny possibilite

=> ny tiako ambara aminao dia hoe mba mahafantatra olona nahavaky azy betsaka koa aho fa tsy niteny ohatran'ny joany sy ny théologiens-nao izy hoe "tsy ampy". donky,tsy mitombona ny filazanao fa ny nahavaky azy hatramin'ny farany no milaza hoe "tsy ampy ny baiboly".


i dadabheanareo mazana noho i Joany Evanjelistra (tsy ampy io hozy) na ireo theologiens m eny na ny Tompo milaza fa tsy hita pesipesenina ilay izy
(za koa zafikelina pasitera no nivadika katolika ka:wink:) satria plus aho mandinika plus aho mahita hoe tsy ampy le izy

[/quote]

=> ...sady ianao tsy ao anatin'ilay nahavaky hatramin'ny farany...fa tsy maninona ange raha izay ny hevitrao fa tsy mazava fotsiny ilay lazainao amin'ity "tsy hita pesipesenina" tsy misy farany ity !sao dia mba ho lany andro amin'ny fandinihina ny possibilités tsy hita ao anaty baiboly...! mazotoa fa ny ahy aloha dia ampy ahy tsara e !
104. ikaretsaka ( 11/02/2008 19:41)
ahoana no tonge de hitenenanao fa tsy ao anatin'ilay nahavaky aho? :-D:-D:-D teo ampamakiana indrindra no nahitako ny banga sns....

betsaka ny nahavaky bedebe no niteny hoe tsy ampy.... betsaka koa ny nahavaky namehy ny tenany hoe ampy... relatif be io..
arakarak'ilay "fahampiana " notadiaviny!
105. pissoa ( 11/02/2008 19:44)
LazaDaddy:
Marina tokoa ny voalazan-dry...ny olona mianatra mba ahay dia manana attendance ambony be fa tsy kamokamo mingitrika...ny mianatra mba ho afa-panadinana fotsiny na mingitrika aza tsy mivaky loha fa miantehitra @ cours eny @ sisiny sy "fividianana sujet"

Tsia - tsy izay ka !

Ny olona mianatra mba ho afaka dia manoratra hoe "ampy iatrehena fanadinana" ... ka tsy mitady intsony.

Ny olona mianatra mba hahay dia mitady.

Ny "size fosika" voizinao tsy asiako resaka satria tsy hitako izay afaka ampitahaina aminy amin'ny resaka baiboly ampy sy tsy ampy. Raha ampitahaina amin'ny fahatongavana any ampianarana mantsy ny "baiboly" (izay no fampitahana nataonao voalohany), ny ivelan'ny baiboly izany amiko dia izay rehetra fampianarana azo - fa tsy tany am-pianarana no nahazoana azy. Somary mitsambikina ilay lojika, ary raha hotohizana koa dia manendrikendrika tsisy fotony ireo mpampanao cours ho mpanome size fosika. Ankoatra izay, ataon'iza inona koa nefa size fosika na dia hoe hahafaka fanadinana fotsiny aza no tanjona fa tsy ny hahay ? Ny size tsy fosika no mety hisy hitady :wink:

Na izany na tsy izany, mbola misy fanontaniana iray mba mitady valiny koa io ambony io :oops:

Ary ireo milaza fa ampy ny baiboly ve mahafehy ny ny rehetra mikasika an'Andriamanitra ka sahy milaza fa ao amin'io baiboly io daholo ny Teniny sns ?
106. ikaretsaka ( 11/02/2008 19:52)
namaste..
\HIandry an-dralaza hivilana indray izany:-P
107. lizabeth ( 11/02/2008 20:04)
ikaretsaka:

ahoana no tonge de hitenenanao fa tsy ao anatin'ilay nahavaky aho? :-D:-D:-D teo ampamakiana indrindra no nahitako ny banga sns....

betsaka ny nahavaky bedebe no niteny hoe tsy ampy.... betsaka koa ny nahavaky namehy ny tenany hoe ampy... relatif be io..
arakarak'ilay "fahampiana " notadiaviny!



k'ianao tsy miteny hoe nareo ambakin-dry joany ilay nahavaky koo...!!
izay no ilazako hoe miankina amin'ny tanjonao no mahaampy sy tsy mahampy io. Azo ampiana foana io.
108. lizabeth ( 11/02/2008 20:22)
pissoa:

[quote=xxx]


:-D:-D:-D

Ary ireo milaza fa ampy ny baiboly ve mahafehy ny ny rehetra mikasika an'Andriamanitra ka sahy milaza fa ao amin'io baiboly io daholo ny Teniny sns ?


Izaho aloha anisan'ny milaza fa ampy ny baiboly. Anisan'ny antony indrindra dia satria mbola betsaka ny zavatra tsy voafehiko mikasika an'Atra ary mi découvre izany isan'andro aho. Izay efa ao dia ampy ahy hinoako fa misy ny fiainana any an-danitra ary Jesosy ny Tompon'ny fiainako. Raha mbola misy "tohiny" any ambadika any, inona moa no tsy ahitàna izany ? fa na nisy tome faharoa aza any, ataoko inona fa ny Tome 1 aza tsy mbola tanterako ? raha ny famakiana izay tome 2 nareo any no mahalasa ahy any andanitra dia nihazakazaka aho hitady an'izay fa ny baiboliko izao aloha dia tsy miteny an'izany !!
fa ianareo miteny hoe tsy ampy ny baiboly anie tsy milaza mazava hoe inona ilay tsy ampy dia aiza no ahitana ilay fanampiny e ?
109. pissoa ( 11/02/2008 20:43)
1 - Ny tsy fahaizanao baiboly efa voasoratra dia tsy midika mihitsy fa "ampy" ny baiboly. Raha raisina amin'ny fanoharana ataon'i LazaDaddy dia toy ny miteny ianao hoe Ampy Rams izay lesona izay fa ireo aza tsy haiko a !!! :-D:-D:-D

2 - Tsy izay heverinao fa ilaina no tadiavin'ny olona fa Andriamanitra. Aleo hiavaka fa tena zavatra samy hafa be ireo. Izay no mahatonga ilay fanontaniako hoe ianareo milaza fa ampy ... voafehinareo ve ny mikasika an'Andriamanitra ka sahinareo lazaina fa ao amin'ny baiboly daholo ?

3 - Ny resakao dia tsy mifantoka amin'Andriamanitra fa mifantoka amin'ny famonjena ny tenanao fotsiny. Fampanantenana fa misy ny fiainana mandrakizay ... Raha misy milaza hoe ny famakiana ny tome2 no hahalasa anao any an-danitra dia hihazakazaka mihitsy ianao hoy ianao. Raha misy mikasika an'Andriamanitra izany ilay "Tome2", saingy tsy miankina amin'izay ny fandehananao any an-danitra, dia tsy ho rarahinao !!! Izany ve no ataontsika hoe finoana an'Andriamanitra ? Sao fitiavan-tena no fiantsoana izany ? Andriamanitra raha misy patsa ozizy ny forumistes :-D:-D:-D

fa ianareo miteny hoe tsy ampy ny baiboly anie tsy milaza mazava hoe inona ilay tsy ampy dia aiza no ahitana ilay fanampiny e ?

Hi hi hi - mianara mikasika ny katolisisma dia hahita . Ohatra iray fotsiny, ankoatra ny baiboly dia mi-considerer ny lovantsofina koa ny fiangonana Katolika.
110. LazaDaddy ( 11/02/2008 20:49)
ikaretsaka:
sady tsy izay ao anaty programa ihany anie no hivoaka @ examen e..
io le toe-tsaina te ho afa-panadinana fotsiny ka na mingitrika aza na manao bachotage...na hividy sujet fosika dia lasa...=))=))=))
111. LazaDaddy ( 11/02/2008 20:53)
LazaDaddy:
Iza aminareo mpiteny fa "tsy ampy ny Baiboly" no sahy milaza fa mahafehy an'io Baiboly io hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany?
Tsy mbola nahazo valiny fa miandry ...dia miandry :)
112. rakapy ( 11/02/2008 21:07)
Za tompoko!:-D:-D:-D
113. LazaDaddy ( 11/02/2008 21:14)
aiza iany dadanareo rakapy a! =))
114. LazaDaddy ( 11/02/2008 21:26)
ikaretsaka:
satana resahiko eto = tsy ilay olona horera be eritreretinao.. fa ilay fakam-panahy miseho mahery mandrebireby anao
hay ve ka misy indray i satana amin'ikaretsaka e :)...izay no mahatonga an'ise milaza fa "tsy ampy" ny Baiboly satria: rehefa te hiteny ise hoe tsy misy satana dia midrikina, ary rehefa te hiteny ise hoe misy i satana dia torak'izay koa...ka tsy mifanaraka amin'ny "sain'ise" ilay voarakitra an-tsoratra dia lazain'ise fa "tsy ampy"

Sao dia ny saina hoy aho no tsy ampy mahatakatra an'io? Io koa toa saro-baliana be amin'ise =)) =)) Rakapy ihany izao no namaly an'io teto :)
115. lizabeth ( 11/02/2008 21:54)
pissoa:

1 - Ny tsy fahaizanao baiboly efa voasoratra dia tsy midika mihitsy fa \"ampy\" ny baiboly. Raha raisina amin\'ny fanoharana ataon\'i LazaDaddy dia toy ny miteny ianao hoe Ampy Rams izay lesona izay fa ireo aza tsy haiko a !!! :-D:-D:-D

=> ampy ahy ny baiboly satria hitako ao ny tadiaviko. tsy miteny anao mihitsy aho hoe tsy haiko ny Baiboly voasoratra. Tsy mbola nahavaky ny Baiboly hatramin\'ny voalohany hatramin\'ny farany aho ka tsy hirehereha aminao hoe fantatro daholo ny antsipiriany.


2 - Tsy izay heverinao fa ilaina no tadiavin\'ny olona fa Andriamanitra. Aleo hiavaka fa tena zavatra samy hafa be ireo. Izay no mahatonga ilay fanontaniako hoe ianareo milaza fa ampy ... voafehinareo ve ny mikasika an\'Andriamanitra ka sahinareo lazaina fa ao amin\'ny baiboly daholo ?



3 - Ny resakao dia tsy mifantoka amin\'Andriamanitra fa mifantoka amin\'ny famonjena ny tenanao fotsiny. Fampanantenana fa misy ny fiainana mandrakizay ... Raha misy milaza hoe ny famakiana ny tome2 no hahalasa anao any an-danitra dia hihazakazaka mihitsy ianao hoy ianao. Raha misy mikasika an\'Andriamanitra izany ilay \"Tome2\", saingy tsy miankina amin\'izay ny fandehananao any an-danitra, dia tsy ho rarahinao !!! Izany ve no ataontsika hoe finoana an\'Andriamanitra ? Sao fitiavan-tena no fiantsoana izany ? Andriamanitra raha misy patsa ozizy ny forumistes :-D:-D:-D

=> eh ! par ironie no hanaovako hoe raha misy tome 2 dia hihazakazaka aho satria mino aho fa raha nisy izany dia tsy ho nafenina ! fa raha miteny anao aho hoe \"misy ny fiainana any an-danitra ary Jesosy no Tompon\'ny fiainako\" dia misy implications BE DIA BE eo amin\'ny fiainana izany fa tsy araka ny hevitrao hoe \"fitiavan-tena\" miandry fahafatesana fotsiny na tsy rarahiko ny zavatra hafa!

fa ianareo miteny hoe tsy ampy ny baiboly anie tsy milaza mazava hoe inona ilay tsy ampy dia aiza no ahitana ilay fanampiny e ?

Hi hi hi - mianara mikasika ny katolisisma dia hahita . Ohatra iray fotsiny, ankoatra ny baiboly dia mi-considerer ny lovantsofina koa ny fiangonana Katolika.


=> eo indrindra mantsy isika ! amiko tsy resaka culture izy ity ka hoe resaka quantité-na connaissances no ilaina. Raha izay mantsy dia nila nanao théologie daholo. Tsy mitady hanampy ny baiboly mihitsy aho satria ampy ahy io fa ianareo no tiako hanome exemple concret fa tsy hitako mihitsy hatramin\'izao ! lazao ahy ohatra hoe tsy misy resaka...ohatra hoe \"fitsanganan\'i Jesosy tamin\'ny maty\" ao !!! na hoe \"didy faha iraikambin\'ny folo...

116. ikaretsaka ( 11/02/2008 22:04)
LazaDaddy:

ikaretsaka:
satana resahiko eto = tsy ilay olona horera be eritreretinao.. fa ilay fakam-panahy miseho mahery mandrebireby anao
hay ve ka misy indray i satana amin'ikaretsaka e :)...izay no mahatonga an'ise milaza fa "tsy ampy" ny Baiboly satria: rehefa te hiteny ise hoe tsy misy satana dia midrikina, ary rehefa te hiteny ise hoe misy i satana dia torak'izay koa...ka tsy mifanaraka amin'ny "sain'ise" ilay voarakitra an-tsoratra dia lazain'ise fa "tsy ampy"

Sao dia ny saina hoy aho no tsy ampy mahatakatra an'io? Io koa toa saro-baliana be amin'ise =)) =)) Rakapy ihany izao no namaly an'io teto :)


io Indray ilay saina miseho ho "mahatakatra loatra" ka mi interpreter diso ny tian'ny olona hambara ... in 3 sahady izay le izy ny diso eto @ ity sujet ity!
Ny interpretation an'ny zavatra nolazaiko dia ny nolazainao ihany dia ny nolazain'i pissoa
za nga mo miteny miihitsy hoe tsisy i satana .. fa le fiheverana ilay imagination hoe hoe tsy le horera iretitreretako izy de le olona otran zao sy zao sy zao.. le izy hoe misy tandroka.. sns no lazaiko hoe tsy misy ...
---> takatry ny sainao Loatra io dia mivoana any @ tsizy! mu zavatra tsy ambaran'ny olona sy imaginenao sahady no aboakan'ilay saina mahatakatra be anao

117. ikaretsaka ( 11/02/2008 22:11)
=> eo indrindra mantsy isika ! amiko tsy resaka culture izy ity ka hoe resaka quantité-na connaissances no ilaina. Raha izay mantsy dia nila nanao théologie daholo. Tsy mitady hanampy ny baiboly mihitsy aho satria ampy ahy io fa ianareo no tiako hanome exemple concret fa tsy hitako mihitsy hatramin'izao ! lazao ahy ohatra hoe tsy misy resaka...ohatra hoe "fitsanganan'i Jesosy tamin'ny maty" ao !!! na hoe "didy faha iraikambin'ny folo...


HS be ianao...

fa efa sujet ao ambadika ao io ary rakapy no anisan'ny namelabelatra sy nanontany... principen'ny Mariology, ny fahatanoran'i Jesoa, ny olona ivelan'i Edena , nankaiza i Kaina, avy aiza ny vadin izy 'ireo sns....
118. LazaDaddy ( 11/02/2008 22:11)
ikaretsaka> oviana aho no niteny fa misy tandroka i satana? Ary na misy tandroka izy na tsia, rehefa misy dia misy...fa ny an'ise rehefa tian'ise ny hidrikina hoe misy satana dia midrikina ise. Eto indray ise te hidrikina hoe misy satana dia torak'izay koa =)) Ka tsy mahagaga raha ataon'ise fa "tsy ampy" ny Baiboly satria tsy mifanaraka amin'ilay fidrikinan'ny sain'ise :)
119. ikaretsaka ( 11/02/2008 22:13)
mandiniha tena mandiniha tena...... hainao le miala bala:wink:
120. LazaDaddy ( 11/02/2008 22:14)
ikaretsaka> oviana aho no niteny fa misy tandroka i satana? Ary na misy tandroka izy na tsia, rehefa misy dia misy...fa ny an'ise rehefa tian'ise ny hidrikina hoe tsy misy satana dia midrikina ise. Eto indray ise te hidrikina hoe misy satana dia torak'izay koa =)) Ka tsy mahagaga raha ataon'ise fa "tsy ampy" ny Baiboly satria tsy mifanaraka amin'ilay fidrikinan'ny sain'ise.

Sao dia ny saina hoy aho no tsy ampy mahatakatra an'io? =))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3151