Ny Baiboly
41. LazaDaddy
(
11/02/2008 01:06)
ikaretsaka> raha 100% ny "attendance" ao am-pianarana dia ampy iatrehana fanadinana ny nampianarina tao fa tsy mila mividy sujet fosika...ary raha mbola tsy afa-panadinana amin'izany dia ny saina no tsy ampy na misy antony hafa fa tsy hoe ny "tsy ampy" ny nampianarina =))=))=))...
cutie> andao paoly paolina eto ihany sao mba tonga lery miaraka @ "sujet" teny @ "mpivarotr'anana" =))=))
cutie> andao paoly paolina eto ihany sao mba tonga lery miaraka @ "sujet" teny @ "mpivarotr'anana" =))=))
44. LazaDaddy
(
11/02/2008 01:09)
rakapy> "sujet" izao r'ise no mandeha fa ajanony ny "piesy" ah! =))=))
45. rakapy
(
11/02/2008 01:11)
za tsy mila mividy satria ny dadanay mihintsy no mpamoaka sujet:-D:-D:-D:-D
46. ikaretsaka
(
11/02/2008 01:13)
hahaha.. zay nen'i "mahafehy" zay... tsa misy kil intsony ny sujet
48. ikaretsaka
(
11/02/2008 01:15)
LazaDaddy:
ikaretsaka> raha 100% ny "attendance" ao am-pianarana dia ampy iatrehana fanadinana ny nampianarina tao fa tsy mila mividy sujet fosika...ary raha mbola tsy afa-panadinana amin'izany dia ny saina no tsy ampy na misy antony hafa fa tsy hoe ny "tsy ampy" ny nampianarina =))=))=))...
ary raha tsy nahavita programa ny mpampianatrareo??? ampy???
49. LazaDaddy
(
11/02/2008 01:16)
rakapy> sao dia lasa any ary i paoly fa i cutie no miandry fotsiny eto? Nasainy ningitrika fa tsy ampy iatrehana fanadinana hono ny ampianarina ao an-tsekoly fa hoe misy "sujet" amidy...kinanjo fosika =))=))
51. ikaretsaka
(
11/02/2008 01:17)
satana koa manko nianatra sy nahafehy tsara mihitsy...... ampy taminy namitahana anao tsara mihitsy ny "baiboly" nianaraany.. izy aza solafan'ilay mpanome sujet taloha ... saingy tsy afaka izy
52. LazaDaddy
(
11/02/2008 01:18)
ikaretsaka:izany ve tsy mpampianatra mpivarotra "sujet" eny amin'ny sisiny koa =))=))=))
ary raha tsy nahavita programa ny mpampianatrareo??? ampy???
55. ikaretsaka
(
11/02/2008 01:20)
sady tsy izay ao anaty programa ihany anie no hivoaka @ examen e.. izany dia mazava ho azy!
56. LazaDaddy
(
11/02/2008 01:23)
ikaretsaka:toy izao mihitsy ny dokambarotra "sujet fosika" sy cours eny amin'ny sisiny =))=))
sady tsy izay ao anaty programa ihany anie no hivoaka @ examen e..
rakapy> mba lalovy eto aho rehefa mivoaka ny trano rangahy rahampitso fa te ahafantatra an'i dadanareo izahay sy cutie ...tia bonbon vandro ve dadanareo? =))=))
57. rakapy
(
11/02/2008 01:25)
Laza> Afaka mandray credit carte koa ny dadanay fa elefaso aty ny commande-nao de teneno ny sujet tianao ho vidiana fa alefany online eo no eo:-D:-D:-D
58. ikaretsaka
(
11/02/2008 01:29)
tsy omen'ny koperativa sy ny tompon'ny taksi borosy daba hono ialahy rakapy ...:-D:-D:-D fa natakalon'ialahy bombon bandro t@ polisy teo tanjombato ny permis an la!:-D:-D:-D
60. rakapy
(
11/02/2008 01:40)
Ika> Ka le Pra aza anie letsy ka nampalahelo fa efa 3 andro hono izy tsy ni consom dia naleoko natakalo ny permis:-D:-D:-D
Laza> le vandro efa be loatra sady mampatavy kno! Tsy mba misy bonbon sigara na bisky trondro angaha any?:-D:-D:-D
Laza> le vandro efa be loatra sady mampatavy kno! Tsy mba misy bonbon sigara na bisky trondro angaha any?:-D:-D:-D
