Ny Baiboly

21. cutie ( 11/02/2008 00:30)
in no dikan'le we mifehy :-D
22. ikaretsaka ( 11/02/2008 00:32)
velabelaro ny tian'ny mpanoratra sy mpamorona sujet ho lazaina @ ilay mifehy baiboly ary
23. cutie ( 11/02/2008 00:34)
who knows:-D
mitandrina ny baiboly????:-D
24. LazaDaddy ( 11/02/2008 00:35)
cutie> sao dia sanatria nandeha nividy "sujet" teny amin'ny sisiny koa i paoly fa namporisihan-dry ningitri-dava tany an-tsekoly? =))=))
25. ikaretsaka ( 11/02/2008 00:38)
le mpanokatra sujet laozany mivanivany sisa fa tsy ny sujet no hazavainy tsara ho azon'ny mpidinika ko
26. LazaDaddy ( 11/02/2008 00:39)
ikaretsaka> resaka "sujet"? :)
ikaretsaka:
Tsy natao "ho fehezina" ny baiboly ry LD an..
LazaDaddy:
cutie> na mety ilay milaza azy fa "mpivarotra na mahita sujet" koa no mamporisika ny kilonga ho kamo sy hingitrika...amin'izay mandeha ny "cours eny amin'ny sisiny"...
=))=))

27. cutie ( 11/02/2008 00:42)
ataovy ho za ndray no mamporisika:-D
28. ikaretsaka ( 11/02/2008 00:44)
ka aminao ve natao ho fehezina izy sa tsia fa aza ilaozana manao copy paste? dia mahafehy noho ireo milaza ho tsy ampy ve ianao?:-D:-D

Nisy antony tao matoa izy ireo nanao hoe "tsy ampy" ary i Paoly Lazainao aza naka Talmund sns... nanampiana azy
29. LazaDaddy ( 11/02/2008 00:47)
cutie:
ataovy ho za ndray no mamporisika:-D
kay tsy indry ilay mpivarotra "sujet"? =))


30. cutie ( 11/02/2008 00:48)
ataoko in ivarotra sujet:-D
31. ikaretsaka ( 11/02/2008 00:51)
fa jereo @ fo tsy miangatra anie fa ireo soi disant lazainao hoe naka cours tany @ sisiny ireny aza no nandinika bebe kokoa noho ianao ka tonga t@ io conclusion hoe tsy ampy io...
taonarivo maromaro no nandinihiny an'io sy namoahany ilay tsaok'evitra hoe tsy voafehin'ny boky ny tsy "hita pesipesenina"
32. LazaDaddy ( 11/02/2008 00:53)
cutie> fa ohatrinona tokotrany izao ny "sujet" fa za zany kamo? =))...tandremo "sujet" fosika an =))
33. cutie ( 11/02/2008 00:56)
http://www.youtube.com/watch?v=bChqvMIGsqg
34. LazaDaddy ( 11/02/2008 00:58)
cutie> tsy milaza vidiny ao kou...sao dia amporisihiny ho kamokamo eo dia asainy mingitrika...avy eo ataony lafo be ny "sujet"...nefa sady fosika =))=))=))
35. cutie ( 11/02/2008 01:00)
jerijereo ao ihany so de mahita vidiny ao ihany refa tsy hahandry an'i paoly:-D
36. ikaretsaka ( 11/02/2008 01:00)
fa i LD nga mahafehy?:-P na attendance 100% aza:-D:-D:-D:-D
37. cutie ( 11/02/2008 01:03)
ka tsy mahafehy hono izy e :-D:-D:-D
38. rakapy ( 11/02/2008 01:03)
Cutie> They sound like punk! They remind me the time when Sex pistols and Sid Vicious started they punk music but their lyrics are soooo different!!!:-D:-D:-D.
39. cutie ( 11/02/2008 01:04)
who the hell is punk:-D
40. rakapy ( 11/02/2008 01:05)
Kay tsy mahazo miteny vazaha kay moa ato! Punk dia karazana rhythm mozika e!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.009