Ny Baiboly
202. prime
(
15/02/2008 10:31)
Lasa mivaona be ilay resaka fa tsy maninona tohizana vetivety satria efa nandeha ihany... ny nahatonga ny resaka dia ny tenin'i rakaroka ihany toy izao
Izaho vao mazava fa hay France ilay tany resahinao mandrakariva hoe ny olona "mandroso" tsy mila baiboly sy tenin'Andriamanitra izany intsony... mahagaga ve izany?
Ny hoe manan-karena noho ny firenena nordika France dia aoka fotsiny... na miohatra amin'i Allemagne voalazanao aza dia lavitra be... be resaka sy milaza tena ho mpahay politika tokoa angaha ny frantsay ka dia raisin'izay mbola voafehiny ho filamatra... fa na ao Eoropa fotsiny aza dia ny PIB frantsay dia tsy mankaiza mihitsy raha oharina amin'ny ny any Suède, Suisse, Pays-bas, Finlande, Danemark, Allemagne... saingy tsy eto moa no sehatra tokony iresahana izany...
rakaroka:dia novaliako hoe
Izay angamba no tsy nampandroso loatra ny tany sasany, satria nianteraha tamin'ny saim-pantany fotsiny sy ny boky bala tokana
aho:... ilay affirmation gratuite nataon'i rakaroka fa tsy mampandroso (na mampahantra mihitsy aza) ny fianteherana amin'ny baiboly no nahatonga ny adihevitra hiitatra... (fa tsy fitiavana ny hanohitra tsy akory :-*) ny adihevitra mitranga dia ampifandraisinao mahitsy be tsy misy fototra manao hoe "ny tsy mampandroso dia ny famakiana baiboly"... dia eo no misokatra ny adihevitra hoe satria ahoana?... dia efa novalianao an-kolaka ihany hoe mandany andro ny famakiana baiboly fa mampisitaka amin'ilay tena fitadiavana amin'ny fiainana andavanandro tsy mampahita vola akory... dia mipetraka indray ny fanontaniana hoe, fa inona ary izany ilay tena fiainana??? fitadiavam-bola sy filàna "matériels" be fotsiny ve?...
iza ilay tany sasany? fa ny firenena manan-karena indrindra ary lohalaharana amin'ny lafiny maro maneran-tany dia mpamaky baiboly ny ankamaroany ary manorina ny fiainany amin'izany... ny firenena any eoropa avaratra rehetra koa dia mpamaky baiboly ary fantatra fa izy ihany koa no lohalaharana raha any eoropa amin'ny lafiny rehetra...
Ary raha ny Malagasy no tianao asiana tsindrim-peo, ny fanontaniana tena mipetraka dia hoe mpamaky baiboly sy mpanorina ny fiainany amin'ny baiboly tokoa va ny vahoaka Malagasy???... kely finoana ny amin'izany aho...
Izaho vao mazava fa hay France ilay tany resahinao mandrakariva hoe ny olona "mandroso" tsy mila baiboly sy tenin'Andriamanitra izany intsony... mahagaga ve izany?
Ny hoe manan-karena noho ny firenena nordika France dia aoka fotsiny... na miohatra amin'i Allemagne voalazanao aza dia lavitra be... be resaka sy milaza tena ho mpahay politika tokoa angaha ny frantsay ka dia raisin'izay mbola voafehiny ho filamatra... fa na ao Eoropa fotsiny aza dia ny PIB frantsay dia tsy mankaiza mihitsy raha oharina amin'ny ny any Suède, Suisse, Pays-bas, Finlande, Danemark, Allemagne... saingy tsy eto moa no sehatra tokony iresahana izany...
206. rakaroka
(
15/02/2008 15:02)
prime:
Ahiako ho toy ny tao frantsa...
Ka tsy hoe soit Hilary soit Obama?....Quand même "figurant" hafakely mitaha amin'izay nisy kosa e!:-P
208. rakaroka
(
15/02/2008 16:17)
prime:dia novaliako hoe [quote=aho]iza ilay tany sasany? fa ny firenena manan-karena indrindra ary lohalaharana amin'ny lafiny maro maneran-tany dia mpamaky baiboly ny ankamaroany ary manorina ny fiainany amin'izany... ny firenena any eoropa avaratra rehetra koa dia mpamaky baiboly ary fantatra fa izy ihany koa no lohalaharana raha any eoropa amin'ny lafiny rehetra...
Lasa mivaona be ilay resaka fa tsy maninona tohizana vetivety satria efa nandeha ihany... ny nahatonga ny resaka dia ny tenin'i rakaroka ihany toy izao [quote=rakaroka]Izay angamba no tsy nampandroso loatra ny tany sasany, satria nianteraha tamin'ny saim-pantany fotsiny sy ny boky bala tokana
Ié io no noresahiko ; hoe "bala" tokana ary ary confirmén'ny resak'i Fijo mihitsy ny fisian'ny hoe
"baiboly ihany na coran ihany". izany hoe tsy affirmation gratuite mihitsy no nomeko fa ianao no manao affirmation gratuite milaza fa rizareo Nordique
no izany?....:roll::roll: Iza no nampiditra ny firenena Nordique ho izany raha tsy ianao?...
Firenena mandroso indrindra hoy ianao...affirmation
gratuite daholo izany! ary ianao no poitrany, tsy voatery hi-partage avis aminao ny mpitazana an!8O8O:roll::?:
fitadiavam-bola sy filàna "matériels" be fotsiny ve?...
Tsy négligeable no ny hafa anie sady fanahy no vatana no saina fa tsy hoe matériels be fotsiny araka ny eritreritrao!:wink:
Izaho vao mazava fa hay France ilay tany resahinao mandrakariva hoe ny olona "mandroso" tsy mila baiboly sy tenin'Andriamanitra izany intsony... mahagaga ve izany?
Prime an raha sainina à côté foana tahaka izao no fomba fandalinana ny baiboly dia tsy ahagaga raha vao miha akifiky olona noho ny fisainan'ireo milaza ho tompony.
Tsy nilaza an'i, France akory aho tamin'ireo lisitry ny firenena nolazaiko hoe mandroso raha tsy taty afara (araho tsara ny resaka!)
Ny hoe manan-karena noho ny firenena nordika France dia aoka fotsiny...
Tsy nisy fitenenako mihitsy hoe manankarena noho ny firenena Nordique i France=> aza mamorona!
na miohatra amin'i Allemagne voalazanao aza dia lavitra be...
be resaka sy milaza tena ho mpahay politika tokoa angaha ny frantsay ka dia raisin'izay mbola voafehiny ho filamatra...
En tout casa mbola manana ny maha izy azy izy matoa ny firenena EuropeNordique be mpitsidika indrindra hatramin'izao=>Hitsikitsika tsy mandia foana fa ao raha...
209. soanja
(
15/02/2008 17:52)
ikaretsaka:
soanja> rigged io raha vao obama sy cain...
Aloe ho- rigged eo anie e. Izay vao hisy rotaka eto, hoy ny gasy mahay azy izay!
Obama ihany ka hatrany!!!!
211. prime
(
18/02/2008 10:30)
rakaroka:... raha nitovy io tsy nisy ny adihevitra...
Ny olana dia samy hafa mihitsy ny fijery javatra.
rakaroka:... tsy omeko tsiny... ny loteràna no fiangonana reformista voalohany...:) (mila mikaroka momba ny tantaran'ny fiangonana protestanta ianao vao ho azonao io)
Tsy fantatro ny fahamarian'ny filazanao eto hoe iray ihany ny loterana sy ny reformé tant que manana ny anarana niantsoana azy rizareo dia nosokajiako tamin'izay. Tsy haiko koa ny hametraka hoe protestanta ny loterana satria plutôt "Luther" no akaiky ny "doctrinen-drizareo". ekeko fa misy ny iraisana fa misy ny naha izy azy ny tsirairay koa.
rakaroka:... tsy ny hevitro no marina fa izay ambaran'ny soratra masina ihany...:)
Tsy voaporofo raha ny marina ny hoe firenena mpamaky baiboly voalazanao eto, et les autres tany amin'ireo firenena koa mi-témoigne izany eto. Dia ahoana moa no itompoanao teny fantatra sy ampanekenao ho marina ny hevitrao?...
rakaroka:... Ka raha tsy manana idée de base dia aza manao affirmation gratuite hoe ny famakiana baiboly no mampahantra sy hoe tsy mampandroso...
D'autant plus tsy nanana "idée" de base mihitsy aho
nahatsikaritra fa nisy firenena mpamaky baiboly izany raha tsy ny any amintsika, ka tsy azoko ny
famoronan-kevitra hanoheranao ahy eto sa dia hoe pour le plaisir hanohitra
rakaroka:... tsy affirmation gratuite izany ry havako fa voaporofo ara-tsitasitika... jereo ny PIB frantsay dia ampitahao amin'ny ny any soisa, na soeda, na norvezy dia aleo ny isa no miresaka fa manjary tsy azonao ny resaka fa lasa raisinao "subjectif" be... ny données économiques rehetra jerena dia ho hitanao hoe aiza ho aiza no tsy maha-affirmation gratuite ny maha-mpanankarena ny tany eoropa avaratra...
izany hoe tsy affirmation gratuite mihitsy no nomeko fa ianao no manao affirmation gratuite milaza fa rizareo Nordique
no izany?.... Iza no nampiditra ny firenena Nordique ho izany raha tsy ianao?...
Firenena mandroso indrindra hoy ianao...affirmation
gratuite daholo izany! ary ianao no poitrany, tsy voatery hi-partage avis aminao ny mpitazana an!
rakaroka:(efa narahako akaiky hatramin'ny ela... misaotra mampatsiahy :wink:)
Prime an raha sainina à côté foana tahaka izao no fomba fandalinana ny baiboly dia tsy ahagaga raha vao miha akifiky olona noho ny fisainan'ireo milaza ho tompony.
Tsy nilaza an'i, France akory aho tamin'ireo lisitry ny firenena nolazaiko hoe mandroso raha tsy taty afara (araho tsara ny resaka!)
Ny tiako ahatongavana eto dia tsy ny itiavana ny baiboly na hanamarina ny baiboly fa ny hampitoetra ny tena fiainana sy hampahavelona ny olona ao amin'ny famonjen'i Kristy... ka hananan'ny rehetra fifaliana sy fiadanana feno, ilay tena fiadanana avy amin'Andriamanitra...:)
rakaroka:
Tsy nisy fitenenako mihitsy hoe manankarena noho ny firenena Nordique i France=> aza mamorona!
ianao ihany:... dia aleo ianao ihany no hahita izay nambaranao...
Ary ireo firenena Nordique ambara ho mandroso raha jerena au miveau Européen ka tsy France sy Allemagne aza ve mbola misongadina kokoa
rakaroka:... ao raha tokoa...:) Ratsiraka aza moa toa mbola ao ô???:) kony rakaroka e?
En tout casa mbola manana ny maha izy azy izy matoa ny firenena EuropeNordique be mpitsidika indrindra hatramin'izao=>Hitsikitsika tsy mandia foana fa ao raha...
rakaroka:... angamba tokoa raha ny fanirian'ny maro... saingy hatramin'izao toa mbola kely ihany no inoana fa vehivavy na mainty hoditra no hitondra "an'izao tontolo izao"... enga anie ka ho diso izany ambarako izany...:lol:
Ka tsy hoe soit Hilary soit Obama?....Quand même "figurant" hafakely mitaha amin'izay nisy kosa e!
212. ikaretsaka
(
18/02/2008 17:35)
Hoy i rakaroka:
Tsy voaporofo raha ny marina ny hoe firenena mpamaky baiboly voalazanao eto, et les autres tany amin'ireo firenena koa mi-témoigne izany eto. Dia ahoana moa no itompoanao teny fantatra sy ampanekenao ho marina ny hevitrao?...
Hoy Prime
... tsy ny hevitro no marina fa izay ambaran'ny soratra masina ihany...
Kayve voaporofo ao anaty soratra masina koa hoe ireto forenena ireto aby no mpamaky baibol???y:-D:-D:-D:-D
lasa livre de statistika indray io?
nareo nama tsssss
213. rakaroka
(
18/02/2008 22:35)
:-D:-D:-DHaiiiiii=))=))=))=))=))=))
Soa fa adin'ny :lol::D:-Ddia ampy eto! Tsy :? amin'ny valinteny mampidéprime nomen'i Prime.
Miresaka PIB ianao, ary nohadinoinao tanteraka ny IDH
(indicateur de developpement humaine) izay fototry ny critère de developpement ao amin'ny firenena iray.
Ny PIB anie "évaluation de Xction donné temporaire e!
Ny critère hoe "mandroso ny firenena iray dia saiky ny be sy ny maro amin'ilay firenena mbô mahazo ny "besoin vital" ara-tsakafo,ara-pitsaboana, indrindra ara-panabeazana. Ka raha ireo firenena nolazainao izao, déjà jereo ireto izy fa protestanta fotsiny no betsaka any8O:roll::wink:Tsy dia riche spirituellement anie izany e:-P.
Raha jerana lafiny koltoraly: mbô marina raha tsy ny cerclen'ny evanjelistra mpankany no mahalala izany:^)
Ara-panatanjahantena: champion du monde ouviana rizareo? dia nandray champion ou jeux oviana????
Izaho raha miresaka an'i France, déjà hevitra avy t@ ry Degaule aza no arahan'ny Européana izao.Tsapako fa sorena isika gasy amin'ny fifandraisana ankehitriny fa ny tsy azoko mazava dia isika no niala "zone franc te ahaleo tena" vokany bloqué koa ny "visa" mankaty dia miha ratsy ny fifandraisana, isika mihevitra ho mahavita-tena:roll:8O:?:Ka fampilahatra aza ve ilay PIB e?...D'accord aho amin'ny fisokafana etsy sy eroa fa aoka etsy kosa amin'ny fanaratsiana sy fanenjehana ny hafa satria manangana rindrina miolonolona ny sarin'ny mpino tahaka izao. Tahaka ny misy fijery halako bika tsy tiako tarehy izany e, anefa anie mba nitondra soa ihany e. Eto izao dia enjehina an-tsaina koa ry Obama sy Hilary....Ny ahy indray rangahy dia "raisiko namana daholo a" . Izany rahateo ny voasoratra ao anatin'ilay baiboliko izay. Ny anareo angamba tsy misy izany ny baibl anareo hoe :"raha azo atao dia mihavana amin'ny olona rehetra hatramin'i Prime mpino tsy tahaka anay aza
:-*:-*:-*:-*

214. prime
(
19/02/2008 12:37)
rakaroka:... nilaina tanisaina ve ny indicateurs économiques rehetra??? ny IDH aza mbola analyse logarithmique ny PIB ihany mikasika ny espérance de vie sy ny taux d\'analphabétisation sns..., ny PNUD izay nametraka azy aza dia nametraka réserves ary mbola maka références @ PIB hatrany, indicateurs koa izy aloha ka inona no olana? sa nilaina notanisaina ny PNB, ny taux d\'inflation, ny indices du coût de la construction (any Eoropa indrindra indrindra), ny niveau de la dette publique, les salaires minimum et moyen, l\'indice de Gini, le niveau d\'endettement des ménages...sns rehetra... hatramin\'ny indice de santé sociale sy ny indice de protection des valeurs écologiques sy ny momba ny environnement ary ny développement durable ve ilaina ambara anao vao hazava ny tiana ambara???
Miresaka PIB ianao, ary nohadinoinao tanteraka ny IDH
(indicateur de developpement humaine) izay fototry ny critère de developpement ao amin\'ny firenena iray.
Ny PIB anie \"évaluation de Xction donné temporaire e!
Ny critère hoe \"mandroso ny firenena iray dia saiky ny be sy ny maro amin\'ilay firenena mbô mahazo ny \"besoin vital\" ara-tsakafo,ara-pitsaboana, indrindra ara-panabeazana.
Dia ilaina avoaka eto officiellement ve ny an\'i frantsa sy ireo firenena vitsivitsy ireo vao ho tsapanao ny tsy maha affirmation gratuite ny nambarako???
Sendra nianjera tao amin\'ny sehatra mba nianarako ny ambaranao dia mba manan-ko lazaina aho na dia kely ihany aza...:)
rakaroka:... misaotra rakaroka a... tsy dia riche spirituellement tokoa angamba saingy aoka tsy hadino fa tao no nivoaka ny fifohazam-panahy...
Ka raha ireo firenena nolazainao izao, déjà jereo ireto izy fa protestanta fotsiny no betsaka anyTsy dia riche spirituellement anie izany e.
rakaroka:... indrisy, izay tokoa saingy tsy nahalala ny filazantsara ny faran\'ny tany toa an\'i Madagasikara raha tsy nisy azy ireo... ka ratsy va izany???
Raha jerana lafiny koltoraly: mbô marina raha tsy ny cerclen\'ny evanjelistra mpankany no mahalala izany
rakaroka:... :-D iza r\'ise no mankahala bika sy tarehy eto???:)
Ara-panatanjahantena: champion du monde ouviana rizareo? dia nandray champion ou jeux oviana????
Izaho raha miresaka an\'i France, déjà hevitra avy t@ ry Degaule aza no arahan\'ny Européana izao.Tsapako fa sorena isika gasy amin\'ny fifandraisana ankehitriny fa ny tsy azoko mazava dia isika no niala \"zone franc te ahaleo tena\" vokany bloqué koa ny \"visa\" mankaty dia miha ratsy ny fifandraisana, isika mihevitra ho mahavita-tenaKa fampilahatra aza ve ilay PIB e?...D\'accord aho amin\'ny fisokafana etsy sy eroa fa aoka etsy kosa amin\'ny fanaratsiana sy fanenjehana ny hafa satria manangana rindrina miolonolona ny sarin\'ny mpino tahaka izao. Tahaka ny misy fijery halako bika tsy tiako tarehy izany e, anefa anie mba nitondra soa ihany e.
rakaroka:... mahereza e... Andriamanitra tokoa anie hamaly izany faniriana tsara ao anatinao izany...:)
Eto izao dia enjehina an-tsaina koa ry Obama sy Hilary....Ny ahy indray rangahy dia \"raisiko namana daholo a\" . Izany rahateo ny voasoratra ao anatin\'ilay baiboliko izay. Ny anareo angamba tsy misy izany ny baibl anareo hoe :\"raha azo atao dia mihavana amin\'ny olona rehetra hatramin\'i Prime mpino tsy tahaka anay aza
I prime rakaroka tsy mankahala olona no sady tsy mihevitra izany na dia kely aza a... hanambara ilay fitiavana avy amin\'i Kristy no nanirahana azy fa tsy ny hankahala olona...
Raha nisy nanafintohana anao ny voambara dia ialàna tsiny indrindra fa dinika moa ny etoana ka mety misy fietanam-po milaza azy fa aza raisina ho fankahalàna na fanavahana na dia kely aza... misaotra:)
ikaretsaka:... izany ve no fahazoanao io valin-teny io???:-D mahagaga ihany...:-D
Kayve voaporofo ao anaty soratra masina koa hoe ireto forenena ireto aby no mpamaky baibol???y
lasa livre de statistika indray io?
nareo nama tsssss
Ny nambarako dia hoe, mety hisy diso raha miresaka PIB sy indicateurs économiques aho satria calcul mathématiques misy marge d\'erreur daholo izany... ka izay no amafisiko fotsiny hoe izay lazaiko eto (raha ny hevitro fotsiny) dia mety hisy diso ihany (CQFD) fa izay voambaran\'ny soratra masina kosa dia tsy misy mipika fa marina avokoa... izay ihany...
Satria rakaroka milaza ahy ho mitompo teny fantatra... dia manamafy aho hoe tsy fitompoana teny fantatra no ilazàna fa manan-karena eoropa avaratra fa ny données économiques no manaporofo izany saingy mety ho diso ihany izany ambarako izany satria izaho ihany koa izay miteny dia olombelona, ny olona nanao ireny calculs ireny dia olombelona... izay ihany... fa ny soratra masina dia avy amin\'ny tsindrimandrin\'Andriamanitra...:)
215. prime
(
19/02/2008 12:45)
rakaroka:... nilaina tanisaina ve ny indicateurs économiques rehetra??? ny IDH aza mbola analyse logarithmique ny PIB ihany mikasika ny espérance de vie sy ny taux d'analphabétisation sns..., ny PNUD izay nametraka azy aza dia nametraka réserves ary mbola maka références @ PIB hatrany, indicateurs koa izy aloha ka inona no olana? sa nilaina notanisaina ny PNB, ny taux d'inflation, ny indices du coût de la construction (any Eoropa indrindra indrindra), ny niveau de la dette publique, les salaires minimum et moyen, l'indice de Gini, le niveau d'endettement des ménages...sns rehetra... hatramin'ny indice de santé sociale sy ny indice de protection des valeurs écologiques sy ny momba ny environnement ary ny développement durable ve ilaina ambara anao vao hazava ny tiana ambara???
Miresaka PIB ianao, ary nohadinoinao tanteraka ny IDH
(indicateur de developpement humaine) izay fototry ny critère de developpement ao amin'ny firenena iray.
Ny PIB anie "évaluation de Xction donné temporaire e!
Ny critère hoe "mandroso ny firenena iray dia saiky ny be sy ny maro amin'ilay firenena mbô mahazo ny "besoin vital" ara-tsakafo,ara-pitsaboana, indrindra ara-panabeazana.
Dia ilaina avoaka eto officiellement ve ny an'i frantsa sy ireo firenena vitsivitsy ireo vao ho tsapanao ny tsy maha affirmation gratuite ny nambarako???
Sendra nianjera tao amin'ny sehatra mba nianarako ny ambaranao dia mba manan-ko lazaina aho na dia kely ihany aza...:)
rakaroka:... misaotra rakaroka a... tsy dia riche spirituellement tokoa angamba saingy aoka tsy hadino fa tao no nivoaka ny fifohazam-panahy...
Ka raha ireo firenena nolazainao izao, déjà jereo ireto izy fa protestanta fotsiny no betsaka anyTsy dia riche spirituellement anie izany e.
rakaroka:... indrisy, izay tokoa saingy tsy nahalala ny filazantsara ny faran'ny tany toa an'i Madagasikara raha tsy nisy azy ireo... ka ratsy va izany???
Raha jerana lafiny koltoraly: mbô marina raha tsy ny cerclen'ny evanjelistra mpankany no mahalala izany
rakaroka:... :-D iza r'ise no mankahala bika sy tarehy eto???:)
Ara-panatanjahantena: champion du monde ouviana rizareo? dia nandray champion ou jeux oviana????
Izaho raha miresaka an'i France, déjà hevitra avy t@ ry Degaule aza no arahan'ny Européana izao.Tsapako fa sorena isika gasy amin'ny fifandraisana ankehitriny fa ny tsy azoko mazava dia isika no niala "zone franc te ahaleo tena" vokany bloqué koa ny "visa" mankaty dia miha ratsy ny fifandraisana, isika mihevitra ho mahavita-tenaKa fampilahatra aza ve ilay PIB e?...D'accord aho amin'ny fisokafana etsy sy eroa fa aoka etsy kosa amin'ny fanaratsiana sy fanenjehana ny hafa satria manangana rindrina miolonolona ny sarin'ny mpino tahaka izao. Tahaka ny misy fijery halako bika tsy tiako tarehy izany e, anefa anie mba nitondra soa ihany e.
rakaroka:... mahereza e... Andriamanitra tokoa anie hamaly izany faniriana tsara ao anatinao izany...:)
Eto izao dia enjehina an-tsaina koa ry Obama sy Hilary....Ny ahy indray rangahy dia "raisiko namana daholo a" . Izany rahateo ny voasoratra ao anatin'ilay baiboliko izay. Ny anareo angamba tsy misy izany ny baibl anareo hoe :"raha azo atao dia mihavana amin'ny olona rehetra hatramin'i Prime mpino tsy tahaka anay aza
I prime rakaroka tsy mankahala olona no sady tsy mihevitra izany na dia kely aza a... hanambara ilay fitiavana avy amin'i Kristy no nanirahana azy fa tsy ny hankahala olona...
Raha nisy nanafintohana anao ny voambara dia ialàna tsiny indrindra fa dinika moa ny etoana ka mety misy fietanam-po milaza azy fa aza raisina ho fankahalàna na fanavahana na dia kely aza... misaotra:)
ikaretsaka:... izany ve no fahazoanao io valin-teny io???:-D mahagaga ihany...:-D
Kayve voaporofo ao anaty soratra masina koa hoe ireto forenena ireto aby no mpamaky baibol???y
lasa livre de statistika indray io?
nareo nama tsssss
Ny nambarako dia hoe, mety hisy diso raha miresaka PIB sy indicateurs économiques aho satria calcul mathématiques misy marge d'erreur daholo izany... ka izay no amafisiko fotsiny hoe izay lazaiko eto (raha ny hevitro fotsiny) dia mety hisy diso ihany (CQFD) fa izay voambaran'ny soratra masina kosa dia tsy misy mipika fa marina avokoa... izay ihany...
Satria rakaroka milaza ahy ho mitompo teny fantatra... dia manamafy aho hoe tsy fitompoana teny fantatra no ilazàna fa manan-karena eoropa avaratra fa ny données économiques no manaporofo izany saingy mety ho diso ihany izany ambarako izany satria izaho ihany koa izay miteny dia olombelona, ny olona nanao ireny calculs ireny dia olombelona... izay ihany... fa ny soratra masina dia avy amin'ny tsindrimandrin'Andriamanitra...:)
216. rakaroka
(
19/02/2008 16:47)
Prime> Ny "sujet" de basentsika hoe firenena "mandroso" fa tsy hoe "manankarena". Misy "nuance" izany.Ohatra concret lazaiko anao mpampiantrano gasy avy any amintsika mpanao "affaire
automobile atsy allemagne aho": nolazain'ilay namana io fa ny rafozany dia isan'ny "manana" ao Ambatolampy:-$ nefa ny anarany hanovany sonia ihany no mba hainy manoratra. Taranja nataonao hoy ianao
ny critère d'évaluation d'un pays développé fa raha zohina ny base dia efa somary nilaozana ny considération ny PIB fotsiny , plutot ny "ensemble développemnt humain no hitarafana ny fandrosoan'ny firenena iray.
developpement humain, satria ny developpement tsy resaka économique fotsiny na matérialy fa ny ""bien être koa. Ary tsindriako io to satria mahatsapa aho fa raha resaka sécurité sociale kosa aloha. dia izay aza angamba no mahatonga ny PIBn'i Frantsa ho latsaka.
Sa azonao mba lazaina ahy ny firenena mitsimbina
ny vahoaka mi-rembourse sy manampy ny vahoakany de telle manière que la France d'aujourd'hui?....
Tsy ianao kay ilay manavaka olona kadiso aho tamin'iny fa azafady: hay moa olona hafa ilay nanao hoe "silamo"ve?...sns.
De toute façon ny fihevitra no mety tsy mitovy fa samy nohariany ho soa aby isika izao.
:-*:-*:-*:-*:-*

218. prime
(
20/02/2008 06:28)
rakaroka> lasa tena mivaona mihitsy ny resatsika fa aleo anokafana lohahevitra hafa dia atao any amin'ny toekarena na politika ohatra fa tsy tohizana eto...:-* mahereza...
219. rakaroka
(
20/02/2008 13:01)
prime:
rakaroka> lasa tena mivaona mihitsy ny resatsika fa aleo anokafana lohahevitra hafa dia atao any amin'ny toekarena na politika ohatra fa tsy tohizana eto...:-* mahereza...
Marina izany!:-*