Ny Baiboly
181. pissoa
(
13/02/2008 16:01)
Refa tsy hovalian'i LazaDaddy eto ny fanontaniako dia ataoko Sola Scriputra 3 :-D:-D:-D
182. ikaretsaka
(
13/02/2008 18:29)
tsy hainy hovaliana ngamba! dia tsy nataony ny famaliana fa ny familiana resaka no nataony
mety ho diso aho anefa
mety ho diso aho anefa
183. fijo
(
13/02/2008 22:48)
za koa dia manamafy fa ny any avaratra any.sueda sy danemarka sy finlandy ireny dia tsy dia mivavaka izany.ary tsy dia tia mandany resaka momba izany.
aryyyy ,iza no vadin'i kaina????
aryyyy ,iza no vadin'i kaina????
184. soanja
(
14/02/2008 04:34)
prime:
rakaroka> manao ahoana ianao? izaho salama tsara fa misaotra indrindra:)
rakaroka:... eoropa avaratra no nambarako ary fantatra ireo na dia tsy hotanisaina aza... (efa misy indices nomen\'i LD ireo)
Asa na azonao précisé-na ny firenena Européana mpamaky baiboly lazainao izany.rakaroka:tsy fantatro ianao raha aiza ho aiza ao eoropa... fa izaho nandany ny fahatanorako tany fony izaho nianatra, mahalala tsara ny toe-tsaina sy ny kolon-tsaina ary ny fomba eroropeana tandrefana... (izay tsy mitovy mihitsy ny faritra atsimo toa an\'i Italia, Portogaly, Espana, frantsa sns sy ny avaratra iny amin\'ny lafiny rehetra...)
Izaho miaina eto Europa: tsy ho zovianao hoe \"comment les Européens ils vivent.\".rakaroka:ekena ihany satria izay no fahita ivelany azy...
Ary rizareo aza niaiky hoe mivavaka ny gasy mitaha amin\'ny aty.rakaroka:... USA tokoa no tiako notsongaina manokana...
Mety hiteny angamba ianao hoe \"Etats-Unies\" plutôt no mpamaky baiboly. Ka ny bokin\'ny cycle ambony rehetra anie ka saika hafarana any, ary ny rahavavy Soanja rahateo no nanamafy fa feno olona ny bibliothèque ary ireo olona ireo tsy misy na iray aza mifantoka amin\'ny baiboly. Zava-misy iainana izany.
Mikasika ny hoe feno olona ny biblioteka nefa tsy misy mamaky baiboly na iray aza dia mahagaga ahy raha izany no hanamarinanao (sy soanja) fa tsy mpamaky baiboly ny amerikàna... fa hitanareo angaha ny ataony amin\'ny isantokantranony sy any amin\'ny fiangonany avy? zavatra samihafa mihitsy ny lazainao, raha hanao asa fikarohana sy hianatra dia mamonjy biblioteka no fomba iray hanovozam-pahalalàna fa raha hamaky baiboly ve dia any no toerana tena fanaovana izany??? asa re...
rakaroka:Efa fantatro ny tianao ambara satria izaho sy ianao tsy indray mandeha tokoa no efa mpiresaka momba izany... fa ny tiako notsipihina taminao nandritra ny fotoana ela dia ny hoe : ny tenin\'Andriamanitra mitoetra hatrany ary miantso ny olona rehetra hihavana Aminy, ka raha mbola misy ny fotoana dia aleo ihany, raha azo atao miverina Aminy... tsy miankina amin\'ny tontolo manodidina sy ny tontolo iainana ny famonjena ny fanahy fa miankina amin\'ny fiverenana sy ny firaisana amin\'Izy Andriamanitra...
Izaho anie ry Prime tsy miteny kosa hoe \"Akifio any ny \"Baibolinareo e\" fa raha ny mode de vie aty kosa aloha no volanina tsy amin\'ny lainga dia \"TSY MISY ILANA BAIBOLY\' izany mihitsy: Izay no teny MAHITSY tokony ho nolazaina saingy no modéré-na hoe \"tsy ampy\" ilay izy mba tsy ho varianina sy ho arirarira amin\'izany ireo tokony mbola hihevitra zavatra maroloha mila omanina iatrehana ny fiainana.rakaroka:Tsara ilay finiavana fa ny fiainana mihitsy ilay tenin\'Andriamanitra no tena mitondra fiadanana fa tsy ny fianarana azy fotsiny ihany...
Heu...FANTATRO tsara ny \"Hasina\"n\'io boky io ho anareo: Ary izaho io aza mihevitra sy niandrandra fiara-miasa mba hoe hisy \"Base biblique\" omena ny ankizy hoentiny miaina fa atao mazava sy voahevitra tsara ialana t@ fampianarana \"sadasada\" nanahirana hatramin\'izay.Na i Jesoa aza efa nahatsikaritra ny tsy fahazoan\'ny olona ny voambara donc mila saisie tsara amin\'ny \"message\" tokony ampitaina.... marina mihitsy izany ary izany indrindra no tokony tena iraisana amin\'Izy Kristy, ilay tena Andriamanitra ka hihainoana ny teniny sy ny feony... fa ataon\'ny olona tsy miray Aminy ahoana ny hahazo ny tiany ambara raha hitsikera foana izay voambaran\'i Kristy no itondràna ny fifandraisana Aminy?
Sarotra hazavaina moa izy ity raha tsy ny maso mihitsy no mahita angamba fa raha ny fahitako ny fiangonana aty aminay aloha sy izay maro nidirako nanaovako fanadihadihana dia antitra aby aloha ny ankamaron'ny mpiangona sady vitsy dia vitsy tokoa. Zara raha misy tanora.
Ny mpamaky baiboly ny ankamaroany fantatro sy henoko ary hitako amin'ny asako dia mamaky baiboly hitsikerana sy hitadiava hevitra rehetra hoe tsy misy Andriamanitra fa inona no andaniana fotoana ao anaty baiboly. Izay tena mampalahelo ahy tokoa satria rehefa vitany zany dia zary atsipitsipy sy manangona vovoka ilay boky ao an-trano fa tsy ampiasaina hanovozana hevitra.
Averiko indray fa tsara ny baiboly satria ahafahana mahalala sy ianarana ny fomba fiainana Xtianina. Azoko antsoina hoe Boky fototra izy raha hianatra ny fandraisana ny Fanahy Masina. Saingy kosa tsy ampy mihitsy raha hitadiavana ny zavatra manitikitika ny saina momba an'Andriamanitra sy ny rehetra ifandraisan'izany finoana izany.
Raha raisiko ohatra ny baiboly amin'ny boky tsotra dia toy ilay boky ISAMBILO izy raha samy boky Malagasy ary TAKELAKA NOTSONGAINA raha fisehony any ampianarana.
Tsy ampy fa tsy ratsy akory. Mamaky baiboly foana aho isanandro ary tiako ny mamaky azy. Tsy midika anefa izany fa ampy izy.
185. Rasiligaoma
(
14/02/2008 05:26)
ilay concept sy fisainana mitampisaka hoe "rehefa misy manao ny hoe tsy ampy= raisina foana ho manda" mihitsy no hitako fa probleme ato ry soanja
186. prime
(
14/02/2008 10:11)
rakaroka> ny loteràna sy ny reformée (calviniste) dia samy protestanta ary ireo firenena ireo mihitsy no tiako nomarihana manokana... ka ny tiako nahatongavana dia tsy ilay hoe mivavaka ry zareo fa eo ho eo ihany na any ambany vata famarana araka ny ambaranao satria tsy anjarako indray aloha ny mitsara azy ireo... fa nanome hevitra mifanohitra tamin\'ny nambaranao fotsiny hoe tsy misy firenena mpamaky baiboly mandroso na manan-karena tsy inona hoy ianao...
Mikasika ilay ambaranao hoe lazain\'ny eoropeana fa mivavaka be ny Malagasy dia hoy aho hoe, izay tokoa angaha no fahita azy ivelany na dia tsy dia tena izay aza no zava-misy... ny Malagasy dia tia mivavaka ary efa izany no nahaizy azy na mbola tsy tafiditra teto aza ny vazaha fahiny, fa ilay hoe mivavaka marina amin\'Andriamanitra dia adihevitra vaovao iny...

rakaroka:ilay hoe tsy miresaka baiboly na aiza na aiza dia angamba... angamba hoy aho ny tontolo iseraseranao mihitsy no efa tontolon\'ny tsy mino ka inona moa no baiboly andrandrainao kosa? maro ny namana no tany (vao tsy ela) nefa izay avy tany (Suisse sy Suède ary Norvège indrindra indrindra) dia faly sy nidera ny fiarahan\'izy ireo nivavaka ary nahazo fiaraha-miasa nahafinaritra avokoa...
\'zaho anie tsy ilay mpikaroka mihidy an-trano ireny,
fa école de la vie no niainana.Ka na eny an-tsena, na any am-pivoriana na eny an-dalam-be, izay naleha rehetra, ary iray tamin\'ireny ny bibliothèque tsy nahitako resaka \"baiboly mihitsy!\"... ary na atao hoe \"flash\" mielina rsaka baiboly aza: tsy nahatsikaritra mihitsy aho amin\'ny fiainana andavan\'andro amin\'ny ankapobeny eny fa tamin\'ireo Euro-Nordique nolazainao aza!
187. rakaroka
(
14/02/2008 13:18)
[quote=prime]
rakaroka> ny loteràna sy ny reformée (calviniste) dia samy protestanta ary ireo firenena ireo mihitsy no tiako nomarihana manokana... ka ny tiako nahatongavana dia tsy ilay hoe mivavaka ry zareo fa eo ho eo ihany na any ambany vata famarana araka ny ambaranao satria tsy anjarako indray aloha ny mitsara azy ireo... fa nanome hevitra mifanohitra tamin\'ny nambaranao fotsiny hoe tsy misy firenena mpamaky baiboly mandroso na manan-karena tsy inona hoy ianao...
Ny olana dia samy hafa mihitsy ny fijery javatra.
Tsy fantatro ny fahamarian'ny filazanao eto hoe iray ihany ny loterana sy ny reformé tant que manana ny anarana niantsoana azy rizareo dia nosokajiako tamin'izay. Tsy haiko koa ny hametraka hoe protestanta ny loterana satria plutôt "Luther" no akaiky ny "doctrinen-drizareo". ekeko fa misy ny iraisana fa misy ny naha izy azy ny tsirairay koa.
Tsy voaporofo raha ny marina ny hoe firenena mpamaky baiboly voalazanao eto, et les autres tany amin'ireo firenena koa mi-témoigne izany eto. Dia ahoana moa no itompoanao teny fantatra sy ampanekenao ho marina ny hevitrao?...
D'autant plus tsy nanana "idée" de base mihitsy aho
nahatsikaritra fa nisy firenena mpamaky baiboly izany raha tsy ny any amintsika, ka tsy azoko ny
famoronan-kevitra hanoheranao ahy eto:roll:8O sa dia hoe pour le plaisir hanohitra:?:8O:roll:
Izaho tsy mi-limité ny tontolo iainako sy ifaneraserako tahaka anareo...Sao dia mba ny namana avy tany kosa aza mifandray ao anaty réseau des baibolistes? Tsy vao2 anie izany e. Fomba ny miala any, dia mifandray amin'ny sehatra fiangonana aty, dia mangataka zavatra rizareo matetika isehoana amin'ny any fa namokatra ny dia taty.:wink:
Izaho io efa mpanampy olona tahaka izany, nafarana ilay olona avy any mbô iara-miasa, nokarakaraina ny rehetra ahatongavany..tonga dia natao ny hetsika fanangonana boky sy akanjo sns hanampiana ny olona tany, niaraka tamin'ny élu teto taty tamin'izay,
nimatimaty toa inona aho tamin'izay...
dia niverina ireo olona avy any faly tokoa dia nambarany soa fa tena nikarataka tokoa izy ireo taty, ary na ny nilaza fa fiaraha-miasa tamin'ny taty aza tsy nataony. Dia ireo député sy maire taty
moa ni-conclure hoe: "hay ve ohatr'izany rizareo ireny?..."

angamba hoy aho ny tontolo iseraseranao mihitsy no efa tontolon\'ny tsy mino ka inona moa no baiboly andrandrainao kosa? maro ny namana no tany (vao tsy ela) nefa izay avy tany (Suisse sy Suède ary Norvège indrindra indrindra) dia faly sy nidera ny fiarahan\'izy ireo nivavaka ary nahazo fiaraha-miasa nahafinaritra avokoa...
Izaho tsy mi-limité ny tontolo iainako sy ifaneraserako tahaka anareo...Sao dia mba ny namana avy tany kosa aza mifandray ao anaty réseau des baibolistes? Tsy vao2 anie izany e. Fomba ny miala any, dia mifandray amin'ny sehatra fiangonana aty, dia mangataka zavatra rizareo matetika isehoana amin'ny any fa namokatra ny dia taty.:wink:
Izaho io efa mpanampy olona tahaka izany, nafarana ilay olona avy any mbô iara-miasa, nokarakaraina ny rehetra ahatongavany..tonga dia natao ny hetsika fanangonana boky sy akanjo sns hanampiana ny olona tany, niaraka tamin'ny élu teto taty tamin'izay,
nimatimaty toa inona aho tamin'izay...
dia niverina ireo olona avy any faly tokoa dia nambarany soa fa tena nikarataka tokoa izy ireo taty, ary na ny nilaza fa fiaraha-miasa tamin'ny taty aza tsy nataony. Dia ireo député sy maire taty
moa ni-conclure hoe: "hay ve ohatr'izany rizareo ireny?..."
188. ikaretsaka
(
14/02/2008 13:36)
mety namana mifandrat afa tsy ao @ reseau de baibolistes tokao angamba izany lazain'i prime izany
189. soanja
(
14/02/2008 14:10)
Izay no asan'ny Misionera sy ny Evanjelistra ka. Mifantoka amin'ireo (ny baiboly sy ny olony) ny asany ary izy dia hitety amin'ny firenana hafa hilaza momba an'io ihany fa tsy hisy asa hafa. Donko normal be ra evanjelistra amerikanina dia avy aty Amerika. Evanjelistra eropeana avy any eropa.
Tsy midika anefa fa 90% ny asan'olona aty na any amin'izay toerana hiaviany dia evanjelistra aby na mpamaky sy mpitory io finoana io.
Ny hitako tena olana tamin'ny finoana Xtianina dia izy tsy mba nety nandray ny lamina napetraky ny mpitory azy tany amboalohany nefa ireo no nahita sy niara nisalahy tamin'i Jesoa. Fa nanisy ny hoe hiala izahay ary hanohitra, izay hitako fa tsy ara-pinoana tokoa izany raha samy Xtianina.
Ankoatr'izay koa dia ny Jiosy manana ny boky Torah saingy manana boky hafa be dia eo afaka hovakian'ny rehetra toy ny talmud sy ny hafa misy midrash sns izay ahafahan'ny Mpino mandalina ary ny rehetra manana access amin'ireo avokoa any ampiangonana sy eny amin'ny fiainana.
Maninona ny an'i Xtianina no nafempenina sy voafetra ny fisokafany ho an'ny rehetra raha misy? Nefa anie dia ireo boky fanampiny rehetra nosoratan'ireo olona be dia mpandinika sy masina ary ny hendry dia ahafahana mahita ny hatsaran'ilay Andriamanitra avokoa raha vonona ny sainao fa mino an'i Kristy tanteraka.
Ny rafozako izao dia sahirana mafy nanoratra boky isan-karazany milaza sy manazava ny zavamisy ao anaty baiboly ary ny boky anefa dia ho an'ny Mpianatra pasitera ihany. Dia gaga aho hoe: fa maninona no tsy amidy sy aely ho an'ny rehetra ny asa soratrao ry Neny? Dia namaly izy fa ny mpianatra pasitera ihany aloha no tsara omena azy. Fa ireo indray no mampita amin'ny hafa.
Teo no nahitako fa misy limit be ilay izy. Tokony hisokatra ho an'ny rehetra ary ny rehetra hanana fotoana handalina izany amim-pitiavana. Fa tsy ambany vahoan'ny pasitera sns... ka raha tsy tonga mivavaka alarobia, alahady in-2 ianao dia anaovany maso ratsy sy teny manongilan-tsofina!

191. rakaroka
(
14/02/2008 15:48)
Misy fijery , fisaina, finoana?...tahakan'ny diso repère izany e. Raha Andriamanitra tokoa no ivavahana: Izy anie manerana fa tsy voafetra ao anaty baiboly ihany na fiangonana fotsiny na faritra voafetra.
Eto izao dia alaina réference ny pays Nordique heverina hoe "mandroso". Anefa ny fahatsapako ny réference ho firenena "mandroso" ankehitriny dia i "Chine" ; Inde ; Brésil; Afrique du Sud;
Etats-Unis aloha tsy lazaina intsony indrindra
amin'ity éléction favy Bbbe ity!...
Ary ireo firenena Nordique ambara ho mandroso raha jerena au miveau Européen ka tsy France sy Allemagne aza ve mbola misongadina kokoa:roll:8O. Asa aloha mety ho diso angamba aho, fa toa tendance tsapako tamin'ny fisian'ny activité maro niarahana tamin'ireo no manesika ahy hilaza izany: centre Germano, achat matériel sns...

192. LazaDaddy
(
14/02/2008 19:23)
rakaroka:ito ny valiny:
tsy France sy Allemagne aza ve mbola misongadina kokoa
rakaroka:
Asa aloha mety ho diso angamba aho,
195. rakaroka
(
14/02/2008 22:30)
'zaho anie ry Laza tahaka ny olona rehetra mety manao "erreur" fa ny zava-misy kosa "preuve tangible" raha tsy hoe hitsipona tahaka ny mahazatra
ny indro kely samihafa fanaonareo ianareo. En tout cas hatramin'izay aloha, mahatsapa marimarina mihitsy aho fa na kely aza ny velaran-tanin'i France
nanana "atout" tokoa izy matoa tafiditra ao amin'ny
groupe G7n'ny tany matanjaka, izay na ireo firenena nordique nolazainareo aza be no tsy ao anatin'izany!
Donk isan'ny firenena nosokajiana ho mandroso izy !

196. LazaDaddy
(
14/02/2008 22:36)
rakaroka> tsy niteny aho hoe tsy mandroso i France (na mety ho mihemotra aza ankehitriny), fa tsy midika izany hoe tsy mandroso ireo Nordiques ireo, ary tsy midika koa izany hoe mandroso noho ireo Nordiques ireo i France...Mety "misongadina" izy amin'ny resaka politika satria ananany ny "vava" fa izay ve no taratry ny fandrosoana?
197. rakaroka
(
14/02/2008 22:51)
LazaDaddy:
rakaroka> tsy niteny aho hoe tsy mandroso i France (na mety ho mihemotra aza ankehitriny), fa tsy midika izany hoe tsy mandroso ireo Nordiques ireo, ary tsy midika koa izany hoe mandroso noho ireo Nordiques ireo i France...Mety "misongadina" izy amin'ny resaka politika satria ananany ny "vava" fa izay ve no taratry ny fandrosoana?
ny fehezan-teny-fehezan-kevitra ampiasaina angamba no zary "subjectif",
Raha hoe "firenena mandroso" : dia précis hoe iza avy ny références amin'izany?
Raha hoe "firenena mandroso ara..." dia arakaraka.
Ka ilay resaka tery ambony tsy nisy "complément" fa vao novolena taty afara ny hoe "mandroso ara-pamakiana baiboly?...
Sady i France tsy ny "vava" araka ny tsikaritrao loatra no misarika ny olona aminy, plutôt angamba ireo "savants" maro nanao zavatra na teto na tany amin'ny firenena hafa.
198. fijo
(
14/02/2008 23:18)
dia mbola tsy ita ihany ry namana le valimpanontaniana?
iza no vadin'i kaina????
iza no vadin'i kaina????
199. ikaretsaka
(
14/02/2008 23:30)
i soanja letsy no ataoko fa mahavaly an'io an
rakaroka> ka zatra ilay "tsy ampy" izy dia ampiampiana "ara baiboly ho azy" aby izoa phrase tsy ampy rehetra izao
ohatra hoe "firenena mandroso"... dia aminy ilay izy dia mety efa mipetraka ho azy le hoe "ara-baiboly"
karazana manisy "complement imaginnaire" amin'ilay phrase izy satria....