Ny Baiboly

161. ikaretsaka ( 12/02/2008 22:08)
ka tsy nivaly mihitsy ilay zavatra fa mivily anie eee..
valio hono ny fanontamnian'ny sipa fa miandry izy ry LD an

tsimpony hoe izaho niteny hoe tsy ilaina ry LD? (io le tsy hitako)
162. LazaDaddy ( 12/02/2008 22:11)
ikaretsaka> tsy hitan'ise tokoa raha izany :). Mety nikoropaka angamba ise namaly na asa...tsy fantatro...fa nanazava rakaroka hoe "tsy ilaina ny baiboly" dia namaly ise hoe "Izay!!!" :)
163. ikaretsaka ( 12/02/2008 22:22)
hay ve e

samihafa manko ny tsy ilaina sy ny tsy ampy
rakaroka mantsy an'i prime :
zaho anie ry Prime tsy miteny kosa hoe "Akifio any ny "Baibolinareo e"

izay
164. LazaDaddy ( 12/02/2008 22:27)
rakaroka:
Izaho anie ry Prime tsy miteny kosa hoe "Akifio any ny "Baibolinareo e" fa raha ny mode de vie aty kosa aloha no volanina tsy amin'ny lainga dia "TSY MISY ILANA BAIBOLY' izany mihitsy: Izay no teny MAHITSY tokony ho nolazaina saingy no modéré-na hoe "tsy ampy" ilay izy mba tsy ho varianina sy ho arirarira amin'izany ireo tokony mbola hihevitra zavatra maroloha mila omanina iatrehana ny fiainana.
ikaretsaka:
izay!!!
io no nataoko hoe somary haingana ihany angamba ny namalian'ise an'io ka tsy voavaky tsara...
165. ikaretsaka ( 12/02/2008 22:41)
le hoe akifio ny baibolinareo no ataoko hoe izay ka... azafady fa misinterpretation e
166. LazaDaddy ( 12/02/2008 22:43)
fa maninona kosa aza ny baiboly no akifika :cry:
167. ikaretsaka ( 12/02/2008 22:46)
izy hono tsy niteny hoe akifio ny baibolinareo:wink: (i rakaroka io)
de hozizy za hoe izay (izany hoe izaho koa)
168. fijo ( 12/02/2008 23:45)
ary efa voavaly ve le hoe "iza no vadin'i kaina"????
169. rakaroka ( 12/02/2008 23:49)
Ny voadiniko amin' Laza dia karazan'ilay olona efa
feno hipoka zavatra ambara irony, izay angamba no nasesikk'ilay "fahampiana" ara-baiboly:roll::lol:
dia matetika maika hamosaka ny hevitrao am-pifandraikana ny hevitry ny hafa hanohanao ny hevitrao na faly hampifandona ny hevitrao amin'ny hafa.
Ny fomba famaky Baiboly aloha tsy tahaka ny copie coller, na ny tsipona efa voatsikera hatrany...fa misy hevi-dalina takarina ao anaty paragraphe na "chapitre" iray ary iaraha-manaiky ny tariky ny fanahy masina hampahazava izany!
Ny nambarako tery ambony dia paragraphe iray: "contexte" misy sy iainana tsy azo odian-tsy hita. Raha milaza aho hoe "tsy ampy" au lieu de
hilaza ny zava-misy ary MARINA iainana: tsy ahitana izany baiboly izany akory anie ny trano maro aty no tsy mieritreritra izany!Ary raha tonga ny témoin de Jehovah na mpitory dia ipitsihan-drizareo na tsy mandany fotoana amin'izany ny olona aty e, Izaho mitsimbina ilay "sacré"-nareo ,satria fantatro fa raha akipika iny dia ho inona intsony aza ny maha"baibolista ny baibolista. Tsy ho sahirana tanteraka sy hitsanga-pahavalo ve ny hiteny fa tsy ilaina ny baiboly:roll::?: anefa nanakinany ny fiainany manontolo?:roll: An!an kosa e . Ireo fivavahana hafa koa anie tsy nivatambatana fiteny teo amin'izay filazany ny lesoka mikasika ny kristiana fa nanaja aza no nataon-drizareo; izay heverinao ho fahadalana: mety ho fahendrena amiko.
170. ikaretsaka ( 13/02/2008 00:00)
Izay

(tsy haiko indray ny ho fandraisana sy effets an'io izay nataoko io... fa de ataoko fotsiny )
171. LazaDaddy ( 13/02/2008 00:38)
rakapy:
Ny fomba famaky Baiboly aloha tsy tahaka ny copie coller, na ny tsipona efa voatsikera hatrany...fa misy hevi-dalina takarina ao anaty paragraphe na "chapitre" iray ary iaraha-manaiky ny tariky ny fanahy masina hampahazava izany!
Marina tanteraka=D ary izay no tanontaniako hoe sao dia ny saina no tsy ampy fa tsy ny Baiboly? :)
rakapy:
Tsy ho sahirana tanteraka sy hitsanga-pahavalo ve ny hiteny fa tsy ilaina ny baiboly
iza no andeha ho fahavalony eo anefa? Sao kosa dia "paranoia" no tsy hitenenana izany dia tsy sahy mijoro fa misabaka?
rakapy:
Raha milaza aho hoe "tsy ampy" au lieu de hilaza ny zava-misy ary MARINA iainana: tsy ahitana izany baiboly izany akory anie ny trano maro aty no tsy mieritreritra izany!Ary raha tonga ny témoin de Jehovah na mpitory dia ipitsihan-drizareo na tsy mandany fotoana amin'izany ny olona aty e,
Ireny olona ireny anie efa mitsipaka mazava tsara fa tsy mihatsaravelatsihy misabaka rakapy e :)
rakapy:
Ireo fivavahana hafa koa anie tsy nivatambatana fiteny teo amin'izay filazany ny lesoka mikasika ny kristiana fa nanaja aza no nataon-drizareo; izay heverinao ho fahadalana: mety ho fahendrena amiko.
ny fivavahana hafa dia mitsotra fa tsy mino ny voarakitra ao amin'ny Baiboly izy...izaho koa ohatra mitsotra fa tsi inoako ny ao amin'ny coran...fa tsy andeha hihatsaravelatsihy aho na ho "arrogant" hoe: "tsy ampy" ny coran...tsia. :)
172. ikaretsaka ( 13/02/2008 00:42)
ka ireto milaza azy ho be saina anefa toa ilay mpanao copy colle koo
173. ikaretsaka ( 13/02/2008 00:44)
fijo:

ary efa voavaly ve le hoe "iza no vadin'i kaina"????


neit!
174. rakapy ( 13/02/2008 01:28)
Ralaza> Taiza wa no nahitanao ireo archive itanisanao ny momba ahy ireo???:^):^):^):^)
175. ikaretsaka ( 13/02/2008 01:56)
rakapy>io ve de tsy hainao???
vakiteny nalaina tao @ Pistilin-drakapy ho an-Ralaza, (nefa i Rakatoka no niteny azy) Toko faha 18 tapany faha 17.9 ka hatrany @...... TDM!:°)
176. LazaDaddy ( 13/02/2008 02:02)
rakapy> zafady sefo =)) fa samy raka...dia "py" no hitako fohifohy =))
177. ikaretsaka ( 13/02/2008 02:09)
eeee efa voky "py" ialahy fa ndeha matory aloha
178. prime ( 13/02/2008 08:17)
rakaroka> manao ahoana ianao? izaho salama tsara fa misaotra indrindra:)

rakaroka:
Asa na azonao précisé-na ny firenena Européana mpamaky baiboly lazainao izany.
... eoropa avaratra no nambarako ary fantatra ireo na dia tsy hotanisaina aza... (efa misy indices nomen\'i LD ireo)
rakaroka:
Izaho miaina eto Europa: tsy ho zovianao hoe \"comment les Européens ils vivent.\".
tsy fantatro ianao raha aiza ho aiza ao eoropa... fa izaho nandany ny fahatanorako tany fony izaho nianatra, mahalala tsara ny toe-tsaina sy ny kolon-tsaina ary ny fomba eroropeana tandrefana... (izay tsy mitovy mihitsy ny faritra atsimo toa an\'i Italia, Portogaly, Espana, frantsa sns sy ny avaratra iny amin\'ny lafiny rehetra...)
rakaroka:
Ary rizareo aza niaiky hoe mivavaka ny gasy mitaha amin\'ny aty.
ekena ihany satria izay no fahita ivelany azy...
rakaroka:
Mety hiteny angamba ianao hoe \"Etats-Unies\" plutôt no mpamaky baiboly. Ka ny bokin\'ny cycle ambony rehetra anie ka saika hafarana any, ary ny rahavavy Soanja rahateo no nanamafy fa feno olona ny bibliothèque ary ireo olona ireo tsy misy na iray aza mifantoka amin\'ny baiboly. Zava-misy iainana izany.
... USA tokoa no tiako notsongaina manokana...

Mikasika ny hoe feno olona ny biblioteka nefa tsy misy mamaky baiboly na iray aza dia mahagaga ahy raha izany no hanamarinanao (sy soanja) fa tsy mpamaky baiboly ny amerikàna... fa hitanareo angaha ny ataony amin\'ny isantokantranony sy any amin\'ny fiangonany avy? zavatra samihafa mihitsy ny lazainao, raha hanao asa fikarohana sy hianatra dia mamonjy biblioteka no fomba iray hanovozam-pahalalàna fa raha hamaky baiboly ve dia any no toerana tena fanaovana izany??? asa re...
rakaroka:
Izaho anie ry Prime tsy miteny kosa hoe \"Akifio any ny \"Baibolinareo e\" fa raha ny mode de vie aty kosa aloha no volanina tsy amin\'ny lainga dia \"TSY MISY ILANA BAIBOLY\' izany mihitsy: Izay no teny MAHITSY tokony ho nolazaina saingy no modéré-na hoe \"tsy ampy\" ilay izy mba tsy ho varianina sy ho arirarira amin\'izany ireo tokony mbola hihevitra zavatra maroloha mila omanina iatrehana ny fiainana.
Efa fantatro ny tianao ambara satria izaho sy ianao tsy indray mandeha tokoa no efa mpiresaka momba izany... fa ny tiako notsipihina taminao nandritra ny fotoana ela dia ny hoe : ny tenin\'Andriamanitra mitoetra hatrany ary miantso ny olona rehetra hihavana Aminy, ka raha mbola misy ny fotoana dia aleo ihany, raha azo atao miverina Aminy... tsy miankina amin\'ny tontolo manodidina sy ny tontolo iainana ny famonjena ny fanahy fa miankina amin\'ny fiverenana sy ny firaisana amin\'Izy Andriamanitra...
rakaroka:
Heu...FANTATRO tsara ny \"Hasina\"n\'io boky io ho anareo: Ary izaho io aza mihevitra sy niandrandra fiara-miasa mba hoe hisy \"Base biblique\" omena ny ankizy hoentiny miaina fa atao mazava sy voahevitra tsara ialana t@ fampianarana \"sadasada\" nanahirana hatramin\'izay.
Tsara ilay finiavana fa ny fiainana mihitsy ilay tenin\'Andriamanitra no tena mitondra fiadanana fa tsy ny fianarana azy fotsiny ihany...
Na i Jesoa aza efa nahatsikaritra ny tsy fahazoan\'ny olona ny voambara donc mila saisie tsara amin\'ny \"message\" tokony ampitaina.
... marina mihitsy izany ary izany indrindra no tokony tena iraisana amin\'Izy Kristy, ilay tena Andriamanitra ka hihainoana ny teniny sy ny feony... fa ataon\'ny olona tsy miray Aminy ahoana ny hahazo ny tiany ambara raha hitsikera foana izay voambaran\'i Kristy no itondràna ny fifandraisana Aminy?
179. rakaroka ( 13/02/2008 15:11)

fa izaho nandany ny fahatanorako tany fony izaho nianatra, mahalala tsara ny toe-tsaina sy ny kolon-tsaina ary ny fomba eroropeana tandrefana... (izay tsy mitovy mihitsy ny faritra atsimo toa an\'i Italia, Portogaly, Espana, frantsa sns sy ny avaratra iny amin\'ny lafiny rehetra...)


Ny firenena Europe de l'ouest efa nalehako : Islande,Finlande(crack be resaka math),Danemark, Suède et Norvège. I Norvège no protestanta be fa afa tsy izay plutôt Lithériens ireo firenena ireo.
Mivavaka rizareo fa tahaka, ny jiro any ambany vata famarana ilay izy tsy manazava ny tontolo.

rakaroka:
Ary rizareo aza niaiky hoe mivavaka ny gasy mitaha amin\'ny aty.
ekena ihany satria izay no fahita ivelany azy...


Ny atao ro no hita e, ahoana aza ny fomba ahitako anao ao anaty:roll:=>mila mankany antranonareo angamba hamantatra bebe kokoa!:wink:


Mikasika ny hoe feno olona ny biblioteka nefa tsy misy mamaky baiboly na iray aza dia mahagaga ahy raha izany no hanamarinanao (sy soanja) fa tsy mpamaky baiboly ny amerikàna... fa hitanareo angaha ny ataony amin\'ny isantokantranony sy any amin\'ny fiangonany avy? zavatra samihafa mihitsy ny lazainao, raha hanao asa fikarohana sy hianatra dia mamonjy biblioteka no fomba iray hanovozam-pahalalàna fa raha hamaky baiboly ve dia any no toerana tena fanaovana izany??? asa re...


'zaho anie tsy ilay mpikaroka mihidy an-trano ireny,
fa école de la vie no niainana.Ka na eny an-tsena, na any am-pivoriana na eny an-dalam-be, izay naleha rehetra, ary iray tamin'ireny ny bibliothèque tsy nahitako resaka "baiboly mihitsy!"... ary na atao hoe "flash" mielina rsaka baiboly aza: tsy nahatsikaritra mihitsy aho amin'ny fiainana andavan'andro amin'ny ankapobeny eny fa tamin'ireo Euro-Nordique nolazainao aza!

180. ikaretsaka ( 13/02/2008 15:44)
mba samy nandeha nikaretsaka tany @ ireo pays nordique sveltique ireo, Danmark Sweden sns... ary manamporofo ireo lazain'i rakaroka ireo mihitsy.
r6y zareo aza no gaga.

Ny ahy koa ry prime de ny effets an'ilay izy ety ivelany aloha no ijeren'ny olona tsy mahalala azy an. Maninteraka any anaty ihany io rehefa avy eo. Ohatra tsotra fotsiny ny andry Pedro sy ry Theresa. Ny nataony t@ fiainana andavanandro no ni determinena ny halalin'ny finoan'ireny olona ireny!. Eny na i Jesoa ho an'ireo olona tsy nahalala aza! ny nataony aloha no nahagaga ny olona vao ny notoriany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4326