Ny Baiboly
62. rakapy
(
11/02/2008 01:46)
Ka za tsy afaka mitondra Ambodivoara raha tsy rehefa tafaverina avy any atsimo!
64. nandrianina1
(
11/02/2008 03:17)
Iza aminareo mpiteny fa "tsy ampy ny Baiboly" no sahy milaza fa mahafehy an'io Baiboly io hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany?
Karazan'ny "mirediredy" mantsy ianareo raha miteny fa "tsy ampy" io, kanefa tsy mahafehy an'io akory...sahala amin'ny hoe mpingitrika lava tany an-tsekoly dia mitabataba fa tsy ampy ahafahana manala fanadinana ny nampianarina tao am-pianarana
ra miteny ange we tsy ampy ny baiboly de mbola mangetaheta mihotra noho zay voalaza ao e! de mamonjy ny hevitr'io namana io ambony io le we "mila fandalinana io"
sady ny phase 1 ao fotsiny ra velabelarina ahavitana these sy antithese firy pejy kou fehezina aoooooooooona ary tsy v aleo fakafakaina!
65. LazaDaddy
(
11/02/2008 03:22)
nandrianina> ilay izy no mila fandalinana fa tsy hoe "tsy ampy" :)
Diniho tsara ireto:
Diniho tsara ireto:
ikaretsaka:
fa i LD nga mahafehy? na attendance 100% aza
LazaDaddy:
ikaretsaka> raha 100% ny "attendance" ao am-pianarana dia ampy iatrehana fanadinana ny nampianarina tao fa tsy mila mividy sujet fosika...ary raha mbola tsy afa-panadinana amin'izany dia ny saina no tsy ampy na misy antony hafa fa tsy hoe ny "tsy ampy" ny nampianarina
ikaretsaka:
ary raha tsy nahavita programa ny mpampianatrareo??? ampy???
LazaDaddy:
izany ve tsy mpampianatra mpivarotra "sujet" eny amin'ny sisiny koa
ikaretsaka:
sady tsy izay ao anaty programa ihany anie no hivoaka @ examen e..
LazaDaddy::)
toy izao mihitsy ny dokambarotra "sujet fosika" sy cours eny amin'ny sisiny
66. ikaretsaka
(
11/02/2008 03:45)
Ireto no antony aza fa resaka moa tsy maints misy kivazivazy kely.
1)Ny momba an'A/tra dia tsy manam-petra aloha, tsy ny fahaizana mifehy tsimpona Baiboly sy ny fahaizanao an'io no hi definisena hoe mpino ianao fa ny relation personnelle misy entre anao sy A/tra, ny finoanao azy, anao sy Izy izany, tsy misy hi teste anao @ izany raha tsy Izy ihany
2)tsy ny nampianarina ao no no mikonty fa ny fiainanao izay firaisanao amin'A/tra izay, @ fapiharanao izay amin'izao tontolo izao, ny fampanjakana izay
3) tsy ao anaty baiboly ihany no ianarana an'A/tra, tsy ny baiboly ihany no hari-tanan'andriamanitra, tsy voatery mila baiboly akory ianao vao afaka mino, tsy ao anaty zavatra voafetra mihitsy no hianarana sy hanovozana zavatra tsy manam-petra. ny baiboly aza no miteny fa tsy izy no source absolu @ fahafantarana an'A/tra fa "na izao tontolo izao aza tsy ampy"! (tsy nila baiboly ohatra ny apostoly vao nino, indrindra i Paoly,... fa nila ny Tompo)

67. ikaretsaka
(
11/02/2008 03:48)
ny tompo tadiavina... tsy ao anaty boky izy..., fa ao aminao akaikinao io, ao anatinao ao!
ohatran'ny trondro ao anaty Rano io ianao ny trondro dia ny Tompo no Rano... mi realize an'izay die efa step mazava be
ohatran'ny trondro ao anaty Rano io ianao ny trondro dia ny Tompo no Rano... mi realize an'izay die efa step mazava be
68. LazaDaddy
(
11/02/2008 03:48)
LazaDaddy:ikaretsaka> Raha mbola tsy hay r'ise dia aza be rehareha miteny hoe "tsy ampy" io a. Sao dia ny saina no tsy ampy mahatakatra an'io?
Karazan'ny "mirediredy" mantsy ianareo raha miteny fa "tsy ampy" io, kanefa tsy mahafehy an'io akory...sahala amin'ny hoe mpingitrika lava tany an-tsekoly dia mitabataba fa tsy ampy ahafahana manala fanadinana ny nampianarina tao am-pianarana
69. LazaDaddy
(
11/02/2008 03:51)
ikaretsaka:dia tarito ny olona hividy "sujet fosika" tsy mifanaraka @ programa :)
sady tsy izay ao anaty programa ihany anie no hivoaka @ examen e..
70. ikaretsaka
(
11/02/2008 03:57)
ary manao litania ange i LD izany e? toa izay foana no averimberina... (sao mila saple fa very fanisana?:P)
izao ary ny deal raha te hi convaincre aza ianao dia ... porofoy fa ny ao anaty livre de maths-nao ihany no atao hoe mathematique e:wink:
na ny ao anaty livre de philo anao ihany no atao hoe philo!:wink::wink:
raha hainao ny manaporofo izay dia ieeee manaiky anao sy ny theorie-nao aho ^:^

71. LazaDaddy
(
11/02/2008 04:00)
Ny maha "convaincu" ahy dia izao: izaho tsy mila zavatra fosika "tsy mifanaraka amin'ny programa" izany :)=))
72. ikaretsaka
(
11/02/2008 04:03)
ka ny ao anaty bokinao ihany ve no mifanaraka @ programa?
sure ve ianao
sure ve ianao
73. LazaDaddy
(
11/02/2008 04:06)
ikaretsaka> ka izay no antony anontaniako an'ise hoe sao dia ny saina no tsy ampy mahatakatra an'io?...dia tsy mitsotra fa "mirehareha" hoe "tsy ampy" io?...dia avy eo hivarotra "sujet" fosika sy hampanao "cours eny amin'ny sisiny"? :)=)
74. rakapy
(
11/02/2008 04:10)
Ka ilay baiboly hiadianareo hevitra angamba baibolin'ny classe de 7eme de tsy ampy .Ka tokony hividy baibolin'ny classe de 6eme na 5eme dia mba mety ho ampy kely mandra-pah! rehefa ela ve tsy handinika ny baibolin'ny classe terminal ianareo dia afaka bacc dia any am=paradisa:-D:-D:-D:-D
75. LazaDaddy
(
11/02/2008 04:12)
rakapy> sao dia izay tokotrany aza? Dia ny classe de terminale no mpivarotra sujet amin'ny classe de 7eme? =))=))
76. ikaretsaka
(
11/02/2008 04:17)
dia izay izany .. le classe de 7 eme tsy mahalala afa tsy ny boky classe de 7 eme dia ny zokiny ilay 2nde miteny hoe tsy ampy io dia tsy manaiky ilay 7 eme....
avy eo lasa dropout?
asa?
avy eo lasa dropout?
asa?
77. LazaDaddy
(
11/02/2008 04:20)
tena mba baiboly tandrametaka ny an-dry ikaretsaka raha misy ambony sy ambany toy izany =))=))=))...lasa indray ny "cours particulier" eny amin'ny sisiny sy fivarotana sujet =))
78. rakapy
(
11/02/2008 04:38)
Ka izay anie no mahatonga ny baiboly Xana tsy mitovy e! nisy nangala,nisy nanapiana sns... mitovy @ boky math ny 6eme izao dia natao hifanaraka @ takatry ny lohan'ny ankizy tokony ho classe de 6eme. Fa raha omena math-ny classe de 1ere na terminal izy ireo! tonga de midecharge ny alternatera=))=))=))=))=))
79. LazaDaddy
(
11/02/2008 04:46)
rakapy:miverina amin'ny tenin-dRasiligaoma indray ianao hoe tamin'ny Deuterocanon dia...nangalana dia...nanampiana...dia...lasa baiboly katolika.
Ka izay anie no mahatonga ny baiboly Xana tsy mitovy e! nisy nangala,nisy nanapiana sns...
80. LazaDaddy
(
11/02/2008 04:49)
rakapy> ny ahy izao ny hitako dia hoe..."ny saina no tsy ampy" mahatakatra an'io...fa saingy sarotra moa ny miaiky fahalemena amin'ny ankamaroan'ny olona ka dia aleony avadika ny rasa :)