Ny Baiboly
81. rakapy
(
11/02/2008 05:06)
Ny ahy moa ry Laza dia naleoko tsy mba niezaka ny nandalina azy io satria tsy takatry ny saiko izy io. vao mijery an'ilay hendrik'ilay boky fotsiny aho dia efa madilo sahady ny saiko.vao maika hamadibadika dia aoka itsy! Aleo ho anareo classe de terminal ihany ny fandinihina azy io fa ny anay dia Lala sy Noro ihany no ady eo:-D:-D:-D
82. ikaretsaka
(
11/02/2008 05:25)
ny handinihina azy tsara indrindra amiko aloha raha tena mandinika no mahatonga ny fanahy sy ny saina sy ny eritreritra hi cinclure hoe tsy ampy io e..
ny porofo oa mandeha betsaka na ara theologie na ara tantara (jereo ireo gap bedebe nomen'i soanja atsy ambadika) na ara-panahy..
ohatran'ny Rano io amiko... ilaina tokoa ny rano, fa tsy hoe rano ihany akory de mahavelona de ampy

83. LazaDaddy
(
11/02/2008 05:48)
rakapy:mahafinaritra ny fahatsoranao rakapy :) Ny saiko koa tsy mahatakatra an'io tanteraka satria mbola tsy tonga ny fotoana :)
Ny ahy moa ry Laza dia naleoko tsy mba niezaka ny nandalina azy io satria tsy takatry ny saiko izy io. vao mijery an'ilay hendrik'ilay boky fotsiny aho dia efa madilo sahady ny saiko.vao maika hamadibadika dia aoka itsy! Aleo ho anareo classe de terminal ihany ny fandinihina azy io fa ny anay dia Lala sy Noro ihany no ady eo:-D:-D:-D
84. LazaDaddy
(
11/02/2008 06:11)
ikaretsaka:izaho ve no jamba sa ikaretsaka tokoa no nanoratra an'io? Fa angama misy indray i Satana amin'ikaretsaka? =))=))=))
satana koa manko nianatra sy nahafehy tsara mihitsy......
85. niryna
(
11/02/2008 06:51)
Ny baiboly dia hafatra milaza ny maha kristy an'i kristy. Tantaran'i kristy :arrow: His Story.
Izay milaza fa " Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin'ny Ray, afa-tsy amin'ny alalako." Jaona 14:6
Tantara izay manambara ny famonjena,manambara ny fiainana,ny fiadanana,fianana mandrakizay avy amin'i kristy Tompo.
Ny finoantsika dia tsy miankina amin'ny fahalalan'ny olona fa miankina amin'ny teny izay avoakan'ny soratra masina dia ny baiboly izany .
8 Tandremo fandrao misy mahalasa anareo ho babony amin'ny filosofia sy ny famitahana foana, araka ny fampianarana voatolotry ny razana, araka ny abidim-pianaran'izao tontolo izao, fa tsy araka an'i Kristy. kol 2:8
Ny baiboly dia antitra kanefa dia vaovao isan'andro koa,izay mampianatra ny fiainana.Mampianatra ny fitiavana,ny fanovana ny toetra ,ny lalana sy ny didy izay tokony arahina ho an'ireo taranaka fara mandimby.
Ao anatin'ny baiboly no ahalalanao izay fanontaniana rehetra amin'ny fiainana toy ny hoe :Avy aiza no nihaviako? Maninona aho no tonga tety an-tany? Andeha ho aiza aho ? Inona no antony mahatonga ahy ety an-tany?
Ny zavatra ilain'ny fiangonana rehetra ankehitriny dia ny fanantonana sy ny famakiana ny tenin'Atra izay avy ao anatin'izany baiboly izany
Raha mamaky ny tenin'Atra isika dia feno izany tenin'Atra izany ny fanahintsika ary dia hiresaka amintsika koa Izy.
Ny baiboly no isan'ny boky tsara indrindra alahalana ny tantaran'ny olombelona ,ny fiainana ,ny zava-boarin'ATra ka mila ny fanokafana izany boky izany,famakiana izany ary finoana an'izay voasoratra ao anatiny.
Ampy ny baiboly amiko.Izay olana misy amin'ny fiainanao dia hita ao avokoa,izay zavatra mahafinaritra amin'ny fiainanao dia hita ao avokoa.Na inona na inona izany,nasehon'Atra izany mba hianarantsika ihany koa.
Ataovy hoe tonga ny ttsy avy amin'ny fofombadinao.
Impiry hianao no mamaky an'iny?toy izany koa ny baiboly,ho an'ireo izay te hanatona sy mangetaheta ny fitiavan'Atra dia tsy mitsahatra ny mamaky ny epistily avy amin'Atra satria tia Azy Atra. Ary ATra dia fitiavana. (l)(l)
Vita tompoko :D

86. rakaroka
(
11/02/2008 11:13)
Ny zavatra tsy ampy anie "tonga" dia tsapa avy hatrany ny lacune dia izay no manesika anao hitady zavatra hafa.ary ilay hafa noheverina fa fosika no tsapa fe nitondra réponse tamin'ny "attente" hatry ny ela. Raha hirésoudre ny "blem-ko" mikasika
ity ordi ity aho izao. désolé fa tsy ho hitako ao anaty baiboly mihitsy ny valin'izany! Mahafehy baiboly aho sa tsia amin'izany?:roll::?:...Ho anareo mahafehy na hahafehy izany aoriana, inoako fa hanampy pejy ianareo amin'izay!...8O
Tahaka izany: zava-maron'ny fianana no tsy ahitana vahaolana ao anaty Baiboly.Ary tsy hiandrandrandrana
vahaolana rahateo satria tsy ao mihitsy ny valiny mazava ho azy raha nahafehy ny baiboly ilay olona!:idea:

87. ikaretsaka
(
11/02/2008 14:08)
LazaDaddy:
satana koa manko nianatra sy nahafehy tsara mihitsy......izaho ve no jamba sa ikaretsaka tokoa no nanoratra an'io? Fa angama misy indray i Satana amin'ikaretsaka? =))=))=))
satana resahiko eto = tsy ilay olona horera be eritreretinao.. fa ilay fakam-panahy miseho mahery mandrebireby anao
88. ikaretsaka
(
11/02/2008 14:17)
Ao anatin'ny baiboly no ahalalanao izay fanontaniana rehetra amin'ny fiainana toy ny hoe :Avy aiza no nihaviako? Maninona aho no tonga tety an-tany? Andeha ho aiza aho ? Inona no antony mahatonga ahy ety an-tany?
ao ihany ve vao lasa nahalala izany fanontaniana izany?
Ny zavatra ilain'ny fiangonana rehetra ankehitriny dia ny fanantonana sy ny famakiana ny tenin'Atra izay avy ao anatin'izany baiboly izany
Raha mamaky ny tenin'Atra isika dia feno izany tenin'Atra izany ny fanahintsika ary dia hiresaka amintsika koa Izy.
ny Voasoratra ihany ve hoa ny atao hoe teny? Ny tenin'i niryna (izay manam-petra) rehetra fotsiny izao ohatra manko tsy ary voasoratrao aby.... ko amin'ny fomba ahoana loatra no hilazana hoe tenin'A/tra rehetra tsy manampetra ..no hoe voasoratra aby sy ao anaty 2000 pejy monja?:roll:
Tsa mety izany lehiretsy e... mba alefaso kely lalindalina ilay fisainana (atsipazo lalina ny harato ho'zy enao atsy ambadika atsy)
89. xxx
(
11/02/2008 15:10)
Raha ny fahazoako ny fanontanian\'i LD dia hoe \"aza miteny hoe tsy ampy raha mbola tsy nahavaky/namehy ny baiboly hatramin\'ny farany\" ary hitako mitombona ilay raisonnement fa ny ankabeazan\'ny namaly dia manodina ilay fanontaniana hoe \"tsy ilaina mahafehy na mahavaky ny baiboly ary tsy ao ihany no ahitana ny tenin\'Atra.\"izay rehefa dinihina dia tsy milaza na mamaly mihitsy hoe \"tsy ampy ny baiboly\", INDRINDRA raha tsy nahavaky azy hatramin\'ny farany...
Asa !! amiko aloha ny hoe \"tsy ampy\" dia hoe efa tapitra ny pejy fa tsy hita ao ilay notadiavina. Feuille de route ny kristiana io fa ny kristiana samy manana ny mahaizy azy sy ny mission nomen\'Atra azy izay homeny anao manokana fa tsy ao anaty baiboly. Raha tena kristiana ianao dia hahita fa mifandraika amin\'ny Teniny daholo izay lazainy aminao na amin\'ny tsindrimandry na amin\'ny fomba hafa.
Raha ny fanamboarana ny ordinateranao no tsy hitanao ao dia ampiasao ny saina nomen\'Atra anao no dikany!!!raha tsy manantsaina manamboatra ordinatera ianao dia tsy midika izany fa tsy nomen\'Atra saina fa dia mitadiava solution hafa !

90. ikaretsaka
(
11/02/2008 15:16)
ka ny nahavaky anie no niteny hoe tsy ampy io e...
ohatra hoe ireo moines aza izao dia par manuscrut no nanoratany an'io isan'andalana t@ izany fotoana izany .. ary lettre par lettre no nanaovany azy... nahatsapa kao ireny moines , theologiens, sns ireny heo tsy ampy io..
ary ireny nahavaky matoa izany no asany sy nanaovany fianarana manokana

91. pissoa
(
11/02/2008 17:19)
LazaDaddy:
ikaretsaka> raha 100% ny "attendance" ao am-pianarana dia ampy iatrehana fanadinana ny nampianarina tao fa tsy mila mividy sujet fosika...ary raha mbola tsy afa-panadinana amin'izany dia ny saina no tsy ampy na misy antony hafa fa tsy hoe ny "tsy ampy" ny nampianarina =))=))=))...
Ka eo ilay tsy hitovizana ... ny sasany "mianatra" mianatra mba ho afa-panadinana fotsiny ! ny sasany mianatra mba hahay :wink:
Dia tsy haiko hoe iza no tena tsy ampy saina amin'izao ! re-:wink:
93. lizabeth
(
11/02/2008 17:25)
ikaretsaka:
ka ny nahavaky anie no niteny hoe tsy ampy io e...
ohatra hoe ireo moines aza izao dia par manuscrut no nanoratany an'io isan'andalana t@ izany fotoana izany .. ary lettre par lettre no nanaovany azy... nahatsapa kao ireny moines , theologiens, sns ireny heo tsy ampy io..
ary ireny nahavaky matoa izany no asany sy nanaovany fianarana manokana
raha tsy diso aho dia nisy aza ny nesorina ! ka ny hevitrao sy ny fiainanao kosa anie no anontaniana eto e ! ny dadabeanay pasitera efa nahavaky an'io in 4 hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany ary raha mbola nanampotoana izy dia mbola naveriny aza ary tsy anisan'ny nilaza hoe tsy ampy izy !
betsaka koa ny olona mi intellectualiser ny resaka fivavahana ! rehefa tsy ny votoatin'ny finoana kristiana no tanjona dia miala tsiny aho fa betsaka ny dérives !
94. pissoa
(
11/02/2008 17:38)
xxx:
Raha ny fahazoako ny fanontanian'i LD dia hoe "aza miteny hoe tsy ampy raha mbola tsy nahavaky/namehy ny baiboly hatramin'ny farany" ary hitako mitombona ilay raisonnement fa ny ankabeazan'ny namaly dia manodina ilay fanontaniana hoe "tsy ilaina mahafehy na mahavaky ny baiboly ary tsy ao ihany no ahitana ny tenin'Atra."izay rehefa dinihina dia tsy milaza na mamaly mihitsy hoe "tsy ampy ny baiboly", INDRINDRA raha tsy nahavaky azy hatramin'ny farany...
Asa !! amiko aloha ny hoe "tsy ampy" dia hoe efa tapitra ny pejy fa tsy hita ao ilay notadiavina. Feuille de route ny kristiana io fa ny kristiana samy manana ny mahaizy azy sy ny mission nomen'Atra azy izay homeny anao manokana fa tsy ao anaty baiboly. Raha tena kristiana ianao dia hahita fa mifandraika amin'ny Teniny daholo izay lazainy aminao na amin'ny tsindrimandry na amin'ny fomba hafa.
Raha ny fanamboarana ny ordinateranao no tsy hitanao ao dia ampiasao ny saina nomen'Atra anao no dikany!!!raha tsy manantsaina manamboatra ordinatera ianao dia tsy midika izany fa tsy nomen'Atra saina fa dia mitadiava solution hafa !
:-D:-D:-D
Ary ireo milaza fa ampy ny baiboly ve mahafehy ny ny rehetra mikasika an'Andriamanitra ka sahy milaza fa ao amin'io baiboly io daholo ny Teniny sns ?
95. ikaretsaka
(
11/02/2008 17:41)
pissoa:
nolazain'i LD
ikaretsaka> raha 100% ny "attendance" ao am-pianarana dia ampy iatrehana fanadinana ny nampianarina tao fa tsy mila mividy sujet fosika...ary raha mbola tsy afa-panadinana amin'izany dia ny saina no tsy ampy na misy antony hafa fa tsy hoe ny "tsy ampy" ny nampianarina =))=))=))...
Ka eo ilay tsy hitovizana ... ny sasany "mianatra" mianatra mba ho afa-panadinana fotsiny ! ny sasany mianatra mba hahay :wink:
Dia tsy haiko hoe iza no tena tsy ampy saina amin'izao ! re-:wink:
hay moa izay tokotry
96. ikaretsaka
(
11/02/2008 17:48)
lizabeth:
ka ny nahavaky anie no niteny hoe tsy ampy io e...
ohatra hoe ireo moines aza izao dia par manuscrut no nanoratany an'io isan'andalana t@ izany fotoana izany .. ary lettre par lettre no nanaovany azy... nahatsapa kao ireny moines , theologiens, sns ireny heo tsy ampy io..
ary ireny nahavaky matoa izany no asany sy nanaovany fianarana manokana
raha tsy diso aho dia nisy aza ny nesorina ! ka ny hevitrao sy ny fiainanao kosa anie no anontaniana eto e ! ny dadabeanay pasitera efa nahavaky an'io in 4 hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany ary raha mbola nanampotoana izy dia mbola naveriny aza ary tsy anisan'ny nilaza hoe tsy ampy izy !
betsaka koa ny olona mi intellectualiser ny resaka fivavahana ! rehefa tsy ny votoatin'ny finoana kristiana no tanjona dia miala tsiny aho fa betsaka ny dérives !
tsy ny famakiana azy injato amberivo anie no ampy hilazana azy hoe ampy e... fa ny fandinihina azy ... ysy hoe ny boribory misy rambony dia= litera " a" dia manao boribory misy rambony aby dia hoe "a" ny vakiny!
ny "A" koa izao "a" ny vakiny!---> tsy ampy ny boribory misy rambony!
izay ilay heo etudier-na aby ny possibilite
i dadabheanareo mazana noho i Joany Evanjelistra (tsy ampy io hozy) na ireo theologiens m eny na ny Tompo milaza fa tsy hita pesipesenina ilay izy
(za koa zafikelina pasitera no nivadika katolika ka:wink:) satria plus aho mandinika plus aho mahita hoe tsy ampy le izy
97. LazaDaddy
(
11/02/2008 18:58)
fa ikaretsaka izany anie ka dedaka fa manao an'i "Joany Evanjelista" ho toy ny mpampianatra tsy nahavita programa ka tsy nanoratra izay "ampy" ahafantaran'ny olona ny Fahamarinana? Dia heverinao fa hivarotra "sujet" mihafinafina koa izy? =))=))=))
Averiko indray fa sao dia ny saina no tsy ampy ahatakarana an'io e?

98. ikaretsaka
(
11/02/2008 19:05)
pissoa:
Ka eo ilay tsy hitovizana ... ny sasany "mianatra" mianatra mba ho afa-panadinana fotsiny ! ny sasany mianatra mba hahay :wink:
Dia tsy haiko hoe iza no tena tsy ampy saina amin'izao ! re-:wink:
100. LazaDaddy
(
11/02/2008 19:20)
sy cours eny amin'ny sisiny...tsy ny mamanao no ifaninananao fa ny dadanao...(mifaninana amin'Andriamanitra io hoe tsy ampy izany fa izahay mila an'izao sy izao)...kanefa ny eo aza tsy voafehy =))=))