Voasoratra ao @ BB "afo fandiovana,"tambazako izay mahita !
121. LazaDaddy
(
01/02/2008 22:48)
rabilabila:=)) =)) =)) =)) Teto dia namindra tamiko ny "aretim-pihomehezan'i cutie"
Amin'izay 'zany dia hihira an'ity isika ?
Tsy ho any aho e!!Tsy ho any aho a!
Nefa tsy maitsy mandeha na tiana na tsy tiana
122. LazaDaddy
(
01/02/2008 22:49)
cutie:indry tsy niera akory hoe mba hindramiko ilay gitara!
za mitendry gitara:-D
nareo mihira:-D
125. niryna
(
01/02/2008 22:54)
cutie:io no voasoratra ao anaty baiboly mikasika ny didy folo ...
fanontaniana:
Atra ve mamaly faty???
Eksodosy 20
4 Aza manao sarin-javatra voasokitra ho anao, na ny mety ho endriky ny zavatra izay eny amin'ny lanitra ambony, na izay ety amin'ny tany ambany, na izay any amin'ny rano ambanin'ny tany.
5 Aza miankohoka eo anatrehany, ary aza manompo azy; fa Izaho, Jehovah Andriamanitrao, dia Andriamanitra saro-piaro ka mamaly ny heloky ny ray amin'ny zanaka hatramin'ny zafiafy sy ny zafindohalika, dia amin'izay mankahala Ahy;
6 nefa kosa mamindra fo amin'ny olona arivo mandimby izay tia Ahy ka mitandrina ny didiko.
noho izany dia mamaly faty izy,saro-piaro izy,tiany ho izy irery ihany no hivavahana sy hiankohohan,isika taranaka mandimby aty afara no manapaka ny fatotry ny satana,ireo taranaka tsy nino azy na nino sy nanana atra hafa ankoatrany.
128. LazaDaddy
(
01/02/2008 22:56)
cutie:f'ita wa retsy, ny ahy koa aloha PDA no ampiasaiko e =))
za alou mbola tsy nindrana boky e :-D
129. fijo
(
01/02/2008 22:58)
le vola tao anatiny anie rabila no tena mahamaika hitakiana le boky e.
133. rabilabila
(
01/02/2008 23:00)
PDA!!PDA!! amin'ny ahoana ary !! =))=))=)) Manao coming out nga i LazaDaddy?
135. niryna
(
01/02/2008 23:03)
mmmhh:
Le izy tsy atao hanaratsy fiangonan’iza n’iza fa mba misy kosa ny zavatra natao hisainana hoe ara-baiboly ve le izy, satria ny baiboly no fototra hiaingantsika. Fa aza mora tohina ny sasany;
miombokevitra aminao tanteraka koa aho,sady izay ilay fiteny hoe friendly warning na fampitandremana avy amin'ny namana
ka izay ny antony hilazana fa tsy maintsy misy foana ny mpanohitra ary tsy maintsy misy foana koa no ho voavonjy na dia iray ao anatin'ny 10 000
Io ohatran’ny hoe ianareo ao an-trano e, tsy hoe reefa iray tampo aminao na RAD nao le olona de tsy maintsy hoe tsara fôna izay momba azy sy izay ataony.
Fa mba jereo ihany hoe hatraiza.
Saino kely fotsiny ity :
“ rah misy izany “purgatoire” izany de tsy hisy hivavaka intsony , satria tsy maintsy hadio, tsy hisy fiangonana hiorina etsy sy eroa, tsy tokony hibebaka, .... hanao ratsy e, satria ho voadio ihany koa !!! “
^:^ hosana any amin'ny avo indrindra ,ny fanahy masina no nampiseho izany taminao,hisaory izy.
Aza manaiky fitahina, io fomba iray hitaritan'ny fanahy ratsy antsika mba hanao ratsy satria hoe misy izany afo fandiovana izany, @ zay tsy misalasala ny olona hanao ratsy. Nefa hoy ny baiboly :
Ohabolana 11:7 Raha maty ny ratsy fanahy, dia foana ny fanantenany, Eny, foana ny fanantenan'ny mpanao ratsy. [Na: mahery.]
Salamo 115:17 Ny maty tsy mba hidera an'i Jehovah. Na izay midina any amin'ny mangingina;
Mpitoriteny 9:5 Fa fantatry ny velona fa ho faty izy; fa ny maty kosa tsy mba mahalala na inona na inona, ary tsy manana valim-pitia intsony izy; fa hadino ny fahatsiarovana azy. MPITORITENY 9
Ny Fanahy Masina anie hanazava amintsika tsirairay avy ny Marina. Amen ! ^:^
=D=D misaotra anao, ary ny fahasoavan'ilay Tompo mahery izay hanafaka antsika rehetra mino Azy anie hiasa ao aminao mandrakiva.
136. LazaDaddy
(
01/02/2008 23:03)
http://picasaweb.google.com/lh/searchbrowse?psc=G&filter=1&q=pda#1
140. niryna
(
01/02/2008 23:07)
fijo:
raha ity dinikareo eto ity no mbola mitohy ka tonga ety an tany "tokoa "izany jesoa izany,dia minoa ahy ianareo kristianina fa i fijo ;rabilabila ,cutie ary rakapy ,no hoentiny hanaraka azy,fa ianareo avelany eo,satria na izy aza mety lasa gaigy tsy ahita intsony izay handraisana anareo.
mba...; e,tohizo moa
Izay mino Azy rehetra ka,vao maika tsara raha miaraka aminy tokoa isika rehetra ,mety efa mino azy tokoa hianao amin'izay fotoana ahatongavany . :D
