Voasoratra ao @ BB "afo fandiovana,"tambazako izay mahita !

81. niryna ( 01/02/2008 20:26)
cutie:

lasa tsy mazava ndray @ ty tanisa bdb an'i nyrina ty:-D


Vakio moramora dia mivavaha,mangataha ny fanahy masina hanazava azy amin'i cutie fa efa ao aminao io.
Vereno vakiana anie e.
82. ikaretsaka ( 01/02/2008 20:27)
mandiniha tena mandiniha tena :roll:
83. cutie ( 01/02/2008 20:33)
la lazain'i soanja no raisiko e ( aloha ) mandra-pa:-D
I soanja ngamba no mahay manazava azy tsara ry Nyrina fa ny an-jy tsy azoko mitsy,tsy hitako ze raisina aminy :)
84. niryna ( 01/02/2008 20:33)
cutie:

tsy haiko tsony izy ty
hivadika buddhist ny iafarana :-D:-D:-D:-D:-D


Aza kivy,izay no tanjona ataon'ny asan'ny satana ataony misavorivory ny sain'ny olona,afeniny ny tenin'Atra,mahafantatra ve ireo olona ampiasany?
Tsia ,tsy fantany fa mbola ao anaty maizina izy,hianao efa tafavoaka tao anaty maizina,isika rehetra izay nomeny fahasoavana ka nahatsiaro fa misy Izy ary niverina Aminy,mino Azy.Efa ao anaty mazava daholo,aza atao any ambanin'ny latabatra indray ilay jiro efa nomena anao.
Izay miverindalana izay indrindra no tanjon'ny satana raha tianao ho fantatra.

Ny fianarana ny tenin'Atra dia tsy vitan'ny hoe izao dia izao,ny fanekena ny didiny ,ny fanekena Azy,ary ny mametraka ny fiainanao Aminy.(Obey his law,obey his word,and trust him) Izay no hezaka voalohany,ny sisa manaraka ary dia ho gaga indray aza hianao amin'ny fitiavany izay tsy takatry ny saina
85. tywa68 ( 01/02/2008 20:36)
niryna : aza mora tezitra moa e d aza manendrikendrika e ! zah tsy manambola fa mino an'Atra Ray Tsitoha, nanao ny lanitra sy ny tany ...:-* ary manantena ny famindra-pòny.
86. cutie ( 01/02/2008 20:36)
87. rabilabila ( 01/02/2008 20:40)
Aza mataatra ,hono , Cutie a!! Minoa fotsiny ihany :lol:
88. cutie ( 01/02/2008 20:42)
rabilabila
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
de aza rebireben'i satana hono e hummmmmmm
89. rabilabila ( 01/02/2008 20:50)
Obey his law,obey his word,and trust him)


Izay vao hitako kay ny niavian'ilay hira hoe : Hobio!!Hobio!!!
Hay ilay Gasy tsy nahay teny angalisy dia nony naheno an'ilay hoe "obey!obey!" izy dia nataony fa nilaza hoe hobio;hobio!!:-P:-D
90. ikaretsaka ( 01/02/2008 20:55)
dominis vobiscum
91. niryna ( 01/02/2008 21:06)
ikaretsaka:

dominis vobiscum

ataoko fa tsy fahalalampomba ny miteniteny zavatra ka tsy manisy teny gasy eo akaikiny hanazava izany .Misaotra tompoko

92. rabilabila ( 01/02/2008 21:09)
Ahoana moa ilay famaly ? Et cum spiritu tuo ? :)
93. cutie ( 01/02/2008 21:10)
hobio hobio hono ry nyrina a:-D asa aloha e lol
94. pissoa ( 01/02/2008 21:13)
:-D:-D:-D
95. niryna ( 01/02/2008 21:14)
cutie:

hobio hobio hono ry nyrina a:-D asa aloha e lol



:-*:-* holy kiss for you .Fanorohana ny mpino rehetra no dikan'io an.
96. cutie ( 01/02/2008 21:17)
namaste ny famaly azy ry rabilabila a:-D
97. tywa68 ( 01/02/2008 21:19)
:-D:lol:
98. niryna ( 01/02/2008 21:19)
xxx:

[quote=niryna]
Satria hoy ny teny :ny fihevitro tsy fihevitrareo,ary ny fisainako tsy fisainanareo.

Amin'ny sasany ny afo fandiovana na purgatory, teny latina purgore=to clean,to purify na koa ho diovina na sasana
Natao inona ny ran'i kristy raha izany?
Ny rany no nanadiovana antsika rehetra ?

eny tompoko ,ny rany irery tsy misy fangarony na misy fanadiova hafa kely ...
Izay no nahatonga azy maty teo ambon'ny hazofijaliana.
xxx:

Tsy "olona" hafa no mandio ny olona ao amin'ny Afo Fandiovana fa i Kristy Andriamanitra ihany. Ary izay tsy vitan'ny olona alohan'ny fahafatesana, dia tena vitan'Andriamanitra tokoa aorian'ny fahafatesana

ka izay no hilaiko ny reference-nao ao amin'ny BB kou
..
. satria Andriamanitra Izy fa tsy Niryna :wink:
ary satria niryna koa efa niteny foana fa aza niryna no arahana fa i kristy izay torian'i niryna.Izy no hamonjy,niryna tsy afaka mamonjy,niryna tsy afaka hiditra any anatin'ny fanahin'ny tsirairay,i kristy no hanome ny fanahin'izay mino azy:arrow:tsy tia azy,tsy mino azy ,tsy misy ny fanahiny ,tsotra izany.
Averiko indray aza ampisavorivoriana ny olona.Anjarany tsirairay no mandray izay teny,ny teny izay hafafy dia tsy hiverina any amin'ilay mpamafy intsony fa na hianao mandray na hianao hibaby ny tsy finoana ny tenin'Atra.Safidy io rahavako.


I Niryna no mihevitra fa tapitra eo amin'ny fahafatesana ny zava-drehetra. Taratra koa izany fiheveran'i Niryna izany rehefa miresaka ny asam-pamonjena.
fitsaranao izany,afaka miteny izany hianao fa tsy namoaka an'izany aho,izay ny eritritrao amiko dia hajaiko ny hevitrao.:-*:-*
Ity ny tenin'i niryna :D:D"Mandeha amin'izao tontolo izao dia ataovy mpianatro ny firenena rehetra,izay mino sy atao batisa no ho vonjena,tsy tonga hiantso ny marina i kristy fa tonga hiantso antsika rehetra izay mibebaka,mbola ho avy izy ary amin'izay fotoana izay dia alainy ny olony."Vita a,tsy mitoriteny intsony i niryna sy ireo izay nomeny hery hanazava sy nizara ny tenin'Atra.
99. niryna ( 01/02/2008 21:27)

xxx:
Mijanona eo amin'ny nahafatesan'i Kristy foana rehefa miresaka ny asa famonjena i Niryna. Fa izay fotsiny ve no nataon'Andriamanitra ? Izay hevitrao izay ve no hevitr'Andriamanitra ? .

mbola izao mitory an'i kristy ny famonjena izao aho ka,
xxx:
Mianara ianao Baiboly.

=D=D tsy izaho irery fa isika rehetra,ny teny dia nomeny antsika rehetra ,ny fahalalana ny teniny dia ny fampiasana izany teny izany,ny fampiharana azy amin'ny hafa sy ny manodidina.
niryna :

io notohizako io ny finoako,mbola mitohy ny tolona hatramin'izao,mbola ho avy Izy,mbola mitory ny ny nahatonga azy tety an-tany aho,naka endrika olona,mitory ny famonjena azontsika maimaimpoana kanefa dia mody hodiana tsy hita,safidy koa io,ary mbola mitory fa ho avy izy ,ary samy ho tsaraina daholo isika rehetra.

Ny fitsarana ny mpino azy dia tsy mandalo "condemnation " intsony na "fanamelohana" satria izay nino an'i kristy dia efa voasasan'ny ran'i kristy avy hatrany.
"Na dia mena toy ny jaky aza ny fahotanareo dia ho fotsy toy ny oram-panala ......a condition ka mibebaka ,miaiky fa diso ary miezaka ny tsy hiverin-dalana intsony.
xxx > misaotra anao,nanome hery ahy,izay indraindra,mila mianatra sy mamaky baiboly daholo isika rehetra raha te ahalala ny marina,tsy nampianarina moa dia mamaky manomboka androany,tsy vitan'ny herin'ny saintsika fotsiny tokoa mantsy io ,ao no reference fa tsy izay mahay miteny.

Ny maty rehetra dia tsy mahatsiaro ho hifandray antsika izany intsony ary tsy maheno fifaliana na fangirifirina intsony:"Dead are unconscion,unable to experience pleasure or pain"

Ny taranaka rehetra samy hidera ny asanao amin'izay mandimby azy Sy hanambara ny asanao lehibe. Sal 145:4
23 Fa fahafatesana no tambin'ny ota; ary fiainana mandrakizay no fanomezam-pahasoavana avy amin'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesosy Tompontsika. :arrow: io ilay fahafatesana faharoa ,satria efa maty isika noho ny ota ka izay nanaiky an'i kristy ho tompony dia voavonjy.Raha velona ka tsy nanaiky azy dia efa maty sahady ny fanahy ka dia miandry ny fahafatesana faharoa raha tsy mibebaka dieny mbola velona.
7 Indro izany alina izany - aoka ho momba izy; Aoka tsy ho velona ao ny hoby; Joba 3:27

100. niryna ( 01/02/2008 21:30)
xxx:

[quote=niryna]
Satria hoy ny teny :ny fihevitro tsy fihevitrareo,ary ny fisainako tsy fisainanareo.

Amin'ny sasany ny afo fandiovana na purgatory, teny latina purgore=to clean,to purify na koa ho diovina na sasana
Natao inona ny ran'i kristy raha izany?
Ny rany no nanadiovana antsika rehetra ?

eny tompoko ,ny rany irery tsy misy fangarony na misy fanadiova hafa kely ...
Izay no nahatonga azy maty teo ambon'ny hazofijaliana.
. satria Andriamanitra Izy fa tsy Niryna :wink:
ary satria niryna koa efa niteny foana fa aza niryna no arahana fa i kristy izay torian'i niryna.Izy no hamonjy,niryna tsy afaka mamonjy,niryna tsy afaka hiditra any anatin'ny fanahin'ny tsirairay,i kristy no hanome ny fanahin'izay mino azy:arrow:tsy tia azy,tsy mino azy ,tsy misy ny fanahiny ,tsotra izany.

Averiko indray aza ampisavorivoriana ny olona.Anjarany tsirairay no mandray izay teny,ny teny izay hafafy dia tsy hiverina any amin'ilay mpamafy intsony fa na hianao mandray na hianao hibaby ny tsy finoana ny tenin'Atra.Safidy io rahavako.


I Niryna no mihevitra fa tapitra eo amin'ny fahafatesana ny zava-drehetra. Taratra koa izany fiheveran'i Niryna izany rehefa miresaka ny asam-pamonjena.
fitsaranao izany,afaka miteny izany hianao fa tsy namoaka an'izany aho,izay ny eritritrao amiko dia hajaiko ny hevitrao.:-*:-*
Ity ny tenin'i niryna :D:D"Mandeha amin'izao tontolo izao dia ataovy mpianatro ny firenena rehetra,izay mino sy atao batisa no ho vonjena,tsy tonga hiantso ny marina i kristy fa tonga hiantso antsika rehetra izay mibebaka,mbola ho avy izy ary amin'izay fotoana izay dia alainy ny olony."Vita a,tsy mitoriteny intsony i niryna sy ireo izay nomeny hery hanazava sy nizara ny tenin'Atra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0092