Voasoratra ao @ BB "afo fandiovana,"tambazako izay mahita !

1. niryna ( 30/01/2008 19:20)
Ny teny izay nampianarina eto dia voasoratra ao anaty baiboly avokoa,tambazako izay mahita soratra miteny hoe " ny afo fandiovana dia izao..."
Tsy sanatria aho miantsy ady a,fa mba tiako ho voavonjy daholo isika,tsy avy amiko izany fa avy amin'i kristy irery.

Alaivo ny baibolinareo ary jereo izay misy soratra hoe ny afo fandiovana dia izao
Hitady famonjena :....
Hitady fitiavana.....
Hitady famelan-keloka...
Hitady afobe....
omeko daholo ireo.
hitady afo fandiovana ....omeo hoe azafady.
tsy parabola na fanoharana .Raha izay dia tsy izy.
Ohatra hoe Kristy dia zanak'Atra .....
misaotra antsika rehetra
novalian'i herinoels ny 30/08/2016 18:49
2. ikaretsaka ( 30/01/2008 19:33)
toy izany koa ny Trinite... nefa inoanareo ilay hoe trinite..
tsy nisy niteny mihitsy aho hoe andriamanitra dia olona 3...

niryna kaonty ve ny boky ao @ Deuteronocanonicals?


Ps 66:12, Mt 12:32, Phil 2:10-11, Ecc 12:14, Lk 16:19-31, 1 Thess 3:13, Is 4:4 (cf. Eph 4:8-10; 4:7 6:5-7 1 Pet 3:19-20) 2 Tim 1:16-18, Mic 7:8-9, 1 Cor 3:11-15, Heb 12:14, Mal 3:1-4 15:29 12:29, 2 Maccabees 12:39-45, 2 Cor 5:10, Rev 5:3,13, Mt 5:25-6, Lk 12:58-9, 7:1, 21:27
3. pissoa ( 30/01/2008 20:09)
niryna:

tsy parabola na fanoharana .Raha izay dia tsy izy.

=))=))=))
Teneno Jesosy hoe aza manao fanohanrana e !
4. kiranil ( 30/01/2008 22:02)
Miarahaba,

http://www.bibleetnombres.online.fr/falsifca.htm#purgatoire

L’existence d’un " purgatoire " est un dogme imposé au 15e siècle par Rome. Ce mot est une pure invention due à la tradition humaine et n’a absolument aucune existence ou même légitimité dans les Ecritures.

L'Eglise a en effet inventé l'existence d'un lieu intermédiaire entre Paradis et enfer pour se constituer une source de revenus.

Si l'idée d'un purgatoire ou lieu d'expiation a germé vers la fin du VIe siècle, cette doctrine du soulagement des morts par des prières et surtout les espèces trébuchantes des vivants s'est imposée à partir de la fin de l'An 1000, la peur de l'arrivée du deuxième Millénaire constituant le ferment de cette doctrine d'origine païenne. Mais c'est en 1563 qu'elle fût finalement imposée par Rome comme un dogme au cours de la dernière session du Concile de Trente. Faire croire qu'il est possible à un pêcheur d'expier ses fautes en séjournant plusieurs siècles dans un sas, c'est annuler tout simplement la puissance du sacrifice de Jésus-Christ sur la croix

http://www.bibleetnombres.online.fr/falsifca.htm#purgatoire

Misaotra.
5. xxx ( 30/01/2008 22:22)
io ndray i kiranil sy ny talentany :-D
6. ikaretsaka ( 30/01/2008 23:17)
Tsy 15 eme siecle iznay kiranil an

The earliest Christians prayed for the dead, including Church Fathers such as Tertullian, Clement of Alexandria, Origen, Cyprian, Jerome, Ambrose, Augustine (between 200-500 A.D.) Prayers for the dead were inscribed on the tombs of the early Christians buried in Catacombs.



7. fijo ( 30/01/2008 23:36)
izany hoe vao maty kelikely rajesoa dia efa izay ve????
8. ikaretsaka ( 30/01/2008 23:51)
karazany!
niaraka t@ nanoratana testamenta vaovao sy ny fandravonana ireo boky ho ao anaty baib's ilay izy fa diso kely i Kiranil t@ iny:-D
9. kiranil ( 31/01/2008 00:53)
http://www.bibleetnombres.online.fr/falsifca.htm#purgatoire

Izaho tsy manery ny olona hino izay lazaiko eto fa ny handinika sy hamakafaka na zavatra tena marina sy mitombona io \'purgatoire\' sy \'vavaka ho an\'i maty\' io na dogma noforonin\'ny Eglizy fotsiny.

Purgatoire:

Faire croire qu\'il est possible à un pêcheur d\'expier ses fautes en séjournant plusieurs siècles dans un sas.

l’Eglise Romaine prétend que les vivants peuvent par leurs prières pour leurs défunts, les aider à gagner leur \" ticket \" pour l’Eternité au Paradis pendant leur séjour au purgatoire et par leurs versements d’espèces sonores et trébuchantes pour que \" des messes soient dites \", et en raccourcir la durée.

10. Veloo ( 31/01/2008 00:58)
kiranil marina zany tsy misy manery olona eto
11. kiranil ( 31/01/2008 01:40)
Clement of Alexandria, Origen, Cyprian, Jerome, Ambrose, Augustine (between 200-500 A.D.) Prayers for the dead were inscribed on the tombs of the early Christians buried in Catacombs.


1- Rehefa miala ny fofonaintsika dia izay no izy tompoko. Tapitra hatreo, fa miandry ny fitsarana sisa.


Ary tahaka ny nanendrena ny olona ho faty indray mandeha, ary rehefa afaka izany, dia hisy fitsarana Heb 9


Rehefa maty isika ka na hivavaka ho antsika daholo aza izao olona rehetra mahafantatra antsika izao dia tsy mampiova n\'inon\'inona amin\'ny fitsarana ataon\'Andriamanitra izany.

Raha tsy nino sy nandray ny famelankeloka nomen\'Andrimanitra ao amin\'i Jesosy Kristy fony fahavelona isika dia tsy misy hevitra intsony.

2- Raha lazaina fa misy ny \"purgatoire\" dia inona no manakana ahy tsy hanao ireo zava-dratsy rehetra fantatro : fangalarana, fijangajangana, fandaigana ans... eny hatramin\'ny famonoana\'olona aza. satria heverina fa mbola afaka hivavahana ihany aho rehefa maty.

Ny Tenin\'Andrimanitra dia mampitandrina mba tsy ho voafitaka; ary milaza mazava tsara hoe iza no afaka handova ny fanjakan\'Andriamanitra rahatrizay. Dia tsy iza fa ireo efa nohamarinana t@ alalan\'i Jesosy Kristy, fa tsy t@ alalan\'ny \"fivavahana ho an\'ny maty\" sanatria:

Moa tsy fantatrareo va fa ny olona tsy marina tsy mba handova ny fanjakan\'Andriamanitra? Aza mety hofitahina hianareo: fa ny mpijangajanga sy ny mpanompo sampy sy ny mpaka vadin\'olona sy ny sodomita
sy ny mpangalatra sy ny mpierina sy ny mpimamo sy ny mpanaratsy ary ny mpanao an-keriny dia tsy mba handova ny fanjakan\'Andriamanitra.

Ary efa mba toy izany ihany ny sasany aminareo, saingy efa voasasa hianareo, efa nohamasinina hianareo, efa nohamarinina hianareo, tamin\'ny anaran\'i Jesosy Kristy Tompo sy tamin\'ny Fanahin\'Andriamanitsika. I kor 6



12. LazaDaddy ( 31/01/2008 01:47)
"tambazako izay mahita !
Sao tsy dia mendrika loatra io fa toy ny fihantsiana?
13. nandrianina1 ( 31/01/2008 02:06)
niryna>Tsy mitovy kosa ne nyBible rehetra e! version samihafa nen katolika nen reformé sy nen hafa kou
ko aona mou no ilazany we sty mis an'io ao anaty Bible,matoa ny mpino sasany mino de efa notoriana nangalana referansa baibolika zany!
14. ikaretsaka ( 31/01/2008 02:22)
- Raha lazaina fa misy ny "purgatoire" dia inona no manakana ahy tsy hanao ireo zava-dratsy rehetra fantatro : fangalarana, fijangajangana, fandaigana ans... eny hatramin'ny famonoana'olona aza. satria heverina fa mbola afaka hivavahana ihany aho rehefa maty.

ny ethics...

15. niryna ( 31/01/2008 06:50)
ikaretsaka:

toy izany koa ny Trinite... nefa inoanareo ilay hoe trinite..
tsy nisy niteny mihitsy aho hoe andriamanitra dia olona 3...
odray fa taiza hianao tamin'ny ora nidona no tsy mahalala ?
The father,the son and the holy Spirit :arrow: in One
Sal 135:5-6
.
http://baiboly.org/toko.asp?boky=JAONA&toko=1&andininy=1-14&dika=

I Tim 2:55 Fa iray no Andriamanitra, ary iray no Mpanalalana amin'Andriamanitra sy ny olona, dia Kristy Jesosy, Izay olona,
http://baiboly.org/toko.asp?boky=IJAONA&toko=1&andininy=1-6&dika=

Jaona 5: 22Fa ny Ray aza tsy mitsara olona, fa ny fitsarana rehetra dia nomeny ny Zanaka,23 mba hanajan'ny olona rehetra ny Zanaka, tahaka ny fanajany ny Ray. Izay tsy manaja ny Zanaka dia tsy manaja ny Ray, Izay naniraka Azy.
http://baiboly.org/toko.asp?boky=ROMANA&toko=8&andininy=16-17&dika=



niryna kaonty ve ny boky ao @ Deuteronocanonicals?

Rehefa mahita teny misy afo fandiovana dia mikaonty
ikaretsaka:

Ps 66:12,12 Efa nampandeha ny olona hanitsaka ny lohanay Hianao; nandeha namaky ny afo sy ny rano izahay; fa nitondra anay nivoaka ho amin'ny fitahiana mahatretrika Hianao.
:arrow: :roll: aiza izay miteny afo fandiovana eo . afo manga sa afondasy sa rano mafana sa rano mangatsiaka...
mitovy ny hevitry ny teny ao amin'Isaia 51:23
23 Fa hataoko eo an-tànan'izay mampahory anao kosa, dia izay efa nilaza taminao hoe: Miankohofa mba hohitsahinay, ka dia nataonao ho tahaka ny tany ny tenanao sy ho tahaka ny lalambe ho an'izay mandeha eo.
:arrow: tsy mahita teny hoe afo fandiovana aho .

16. niryna ( 31/01/2008 06:55)
ikaretsaka:

Mt 12:32,32 Ary na iza na iza no manao teny hanohitra ny Zanak'olona, dia hahazo famelan-keloka ihany; fa na iza na iza no miteny hanohitra ny Fanahy Masina, dia tsy mba hahazo famelan-keloka, na amin'izao fiainana izao, na amin'ny ho avy.
:arrow:mazava be toy ny masoandro be lohataona io(blasphemy no lazainy eto,na ireo olona manompa ny fanahy masina izay tsy mahazo famelan-keloka) :D,tsy misy hidiran'ny afo fandiovana koa io :oops: saingy raha fahotana hafa dia ho voavela.

mitovy ny hevitry ny hoe I Tim 1:13 dia izaho, izay mpiteny ratsy fahiny sady mpanenjika sy mpampahory; kanefa nahazo famindrampo aho, satria tamin'ny tsi-fahalalana no nanaovako izany noho ny tsi-finoana.
17. niryna ( 31/01/2008 07:01)
ikaretsaka:

Phil 2:10-11, 10 mba ho amin'ny anaran'i Jesosy no handohalehan'ny lohalika rehetra, na ny any an-danitra, na ny ety an-tany, na ny any ambanin'ny tany,

11 sy haneken'ny lela rehetra fa Jesosy Kristy no Tompo ho voninahitr'Andriamanitra Ray.

=D=D ^:^^:^ "Every knees shall bow ,every tongues confess,He is Lord,He is Lord."
o^o Jesosy irery ihany no filazantsara soa,ny anarany irery no fanavotana,ny olona rehetra no handohalika,ety an-tany ka hatrany an-danitra. o^o



Io no dradradraina isan'andro hoe any amin'i kristy isika no tokony handohalika fa tsy any amin'izao karazana saritsarin-javatra rehetra izao,misaotra anao aho nanome an'io.:arrow: tsy misy resaka afo fandiovana mihitsy koa io eto :arrow:
mitovy ny hevitry ny hoe Isaia 45: 23 Ny tenako no nianianako, nisy teny efa naloaky ny vavako tamin'ny fahamarinana* ka tsy hitsoaka: Izaho no handohalehan'ny lohalika rehetra, sy hianianan'ny lela rehetra hoe*: [Na: Nisy teny naloaky ny vavan'ny fahamarinana]




18. niryna ( 31/01/2008 07:04)
ikaretsaka:


Ps 66:12, Mt 12:32, Phil 2:10-11,

Raha ireo telo voalohany nomenao ireo tsy misy teny milaza na manambara ny afo fandiovana dia midika izany amiko fa tsy misy ny ambiny rehetra :cry:
Jereo ny fanazavana nomeko tany aloha milaza ny hevitr'ireo teny notsimponinao ireo.
ikaretsaka:


Ecc 12:14, Lk 16:19-31, 1 Thess 3:13, Is 4:4 (cf. Eph 4:8-10; 4:7 6:5-7 1 Pet 3:19-20) 2 Tim 1:16-18, Mic 7:8-9, 1 Cor 3:11-15, Heb 12:14, Mal 3:1-4 15:29 12:29, 2 Maccabees 12:39-45, 2 Cor 5:10, Rev 5:3,13, Mt 5:25-6, Lk 12:58-9, 7:1, 21:27

:roll: :?::?


19. niryna ( 31/01/2008 07:06)
pissoa:

niryna:

tsy parabola na fanoharana .Raha izay dia tsy izy.

=))=))=))
Teneno Jesosy hoe aza manao fanohanrana e !

:cry::cry: mampalahelo aky indry a,tsy mahavaly ny fanontaniako izany hoe teneno i Jesosy izany.
Misy olona mamahana teny tsy misy ao anaty baiboly ka izany no hanampiko anareo raha tiandry ho fantatra.Ny famaliana teny toy izao angamba tsy ahavaly azy mihitsy.Misaotra nandray anjara,araho ny tohiny fa tsy ho very na ho maty antoka hianao ahita ny marina.:-*

20. niryna ( 31/01/2008 07:13)
Quiconque parlera contre le Fils de l'homme, il lui sera pardonné; mais quiconque parlera contre le Saint-Esprit, il ne lui sera pardonné ni dans ce siècle ni dans le siècle à venir Math 12;22.:arrow: io ilay teny blasphemy na manompa ny fanahy masina .Izay mazava ho azy fa tsy misy miresaka afo fandiovana izany ry ika a
Et comme il est réservé aux hommes de mourir une seule fois, après quoi vient le jugement, (Heb 9/27)

io ihany koa milaza fa maty ny olona ary dia andalo fitsarana :arrow: misy miteny ve eo hoe andalo afo fandiovana? Tsia,tsia tompoko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0088