Voasoratra ao @ BB "afo fandiovana,"tambazako izay mahita !

21. niryna ( 31/01/2008 07:17)
kiranil:

Miarahaba,

http://www.bibleetnombres.online.fr/falsifca.htm#purgatoire

L’existence d’un " purgatoire " est un dogme imposé au 15e siècle par Rome. Ce mot est une pure invention due à la tradition humaine et n’a absolument aucune existence ou même légitimité dans les Ecritures.

L'Eglise a en effet inventé l'existence d'un lieu intermédiaire entre Paradis et enfer pour se constituer une source de revenus.

Si l'idée d'un purgatoire ou lieu d'expiation a germé vers la fin du VIe siècle, cette doctrine du soulagement des morts par des prières et surtout les espèces trébuchantes des vivants s'est imposée à partir de la fin de l'An 1000, la peur de l'arrivée du deuxième Millénaire constituant le ferment de cette doctrine d'origine païenne. Mais c'est en 1563 qu'elle fût finalement imposée par Rome comme un dogme au cours de la dernière session du Concile de Trente. Faire croire qu'il est possible à un pêcheur d'expier ses fautes en séjournant plusieurs siècles dans un sas, c'est annuler tout simplement la puissance du sacrifice de Jésus-Christ sur la croix

http://www.bibleetnombres.online.fr/falsifca.htm#purgatoire

Misaotra.


misaotra betsaka kiranil a
Ho antsika rehetra:
Ny fahasoavan'ny Tompo anie hitoetra ao amintsika tsirairay avy,mivavaha Aminy mba ahafantatra ny marina isika,efa mitranga daholo ny zavatra rehetra ao anaty baiboly ary mbola misy ny ho avy,efa nomen'Atra fahazavan-tsaina isika rehetra koa diniho ,lalino ,aza hoe tsy maintsy izay no nivavahan'ny razam-benay dia izay.
Aza manao hoe pisodia izahay mandra-pahafatinay.

:-*:-*
22. niryna ( 31/01/2008 07:19)
xxx:

io ndray i kiranil sy ny talentany :-D

Ny fanahy masina no manazava azy ho antsika rehetra,anjaran'ny tsirairay no mamakafaka, sy mandinika.Efa teny imbetsaka io,moa ve nandray aho,ahoana tokoa izany hoe mbola diovina izany indray,nahoana raha misy an'izany no tsy nolazaina ao anaty baiboly,iza ary no namorona an'io?
Izay ilay fandinihantena eto :D

23. niryna ( 31/01/2008 07:21)
ikaretsaka:

Tsy 15 eme siecle iznay kiranil an

The earliest Christians prayed for the dead, including Church Fathers such as Tertullian, Clement of Alexandria, Origen, Cyprian, Jerome, Ambrose, Augustine (between 200-500 A.D.) Prayers for the dead were inscribed on the tombs of the early Christians buried in Catacombs.


any aminao no hiantefan'ity resaka ity sy ireo izay olona eritreretinao hoe manaraka,ika manome ,mitsimpona teny hitako no tsy tiany ny olona mitsimpona ka tsimpontsimponiny fotsiny amin'izao ilay izy :D tsy misy hidirany sy tsy mbola nahita teny aho,tambazako hoy aho and I mean it.

24. niryna ( 31/01/2008 07:28)
fijo:

izany hoe vao maty kelikely rajesoa dia efa izay ve????


Tsy izany fijo a.Jereo fa misy lohateny maro ao manazava ny saintsika tsikelikely ny tenin'Atra.Misy mamorona hoe misy afo fandiovana,ny niadohany.Tantara nataon'olona iray,ary dia nihitatra ilay izy.Tantara lavabe io e,mampalahelo fotsiny fa omen'ny finoana izay mety tsy manaraka na manarakaraka eny teny fampaherezana ny olona fa raha maty ny havana dia hivavahana ,dia omena vola kely na fara-rakotra(io ilay buz) dia mivavaka amin'ny olona efa maty,dia ireny olo-masina ireny no manafaka azy ao amin'ny afo.
Afo be ,afokely afokasika, afondasy,afo-fandiovana :arrow:kila sy may tsy misy afa-bela ao :D may ny rano mafana aza mijafaka ka iza no hisintona an'ilay olona ao anaty afo ao :roll: mandinihantena,tena diniho fa hitsovaka ary segondra kely fotsiny dia toy ny saribao :roll:
25. hery ( 31/01/2008 07:29)
http://katolika.org/index.php?option=com_content&task=view&id=220&Itemid=36

Teny gasy mazava io :-)

(isaorana ilay nandika teny)
26. niryna ( 31/01/2008 07:32)
ikaretsaka:

Tsy 15 eme siecle iznay kiranil an




dia mbola manoro vohana ny namana ihany indray ika,ny tenin'Atra dia ho mandrakizay,ny lanitra no ho levona fa ny teniko tsy ho levona hoy Atra.
The earliest Christians prayed for the dead, including Church Fathers such as Tertullian, Clement of Alexandria, Origen, Cyprian, Jerome, Ambrose, Augustine (between 200-500 A.D.) Prayers for the dead were inscribed on the tombs of the early Christians buried in Catacombs.
ka izany no mahatonga ny fitenenana hoe the beast(Apo 17) "Ary ravehivavy dia nitafy lamba volomparasy sy jaky ary niravaka volamena sy vato soa ary pèrila sady nitana kapoaka volamena teny an-tànany, feno zava-betaveta, dia ny zava-maloto momba ny fijangajangany" Apokalipsy 17:4



27. niryna ( 31/01/2008 07:34)
ikaretsaka:

karazany!
niaraka t@ nanoratana testamenta vaovao sy ny fandravonana ireo boky ho ao anaty baib's ilay izy fa diso kely i Kiranil t@ iny:-D
:roll:
Apo 17:2

28. niryna ( 31/01/2008 07:41)
kiranil:

http://www.bibleetnombres.online.fr/falsifca.htm#purgatoire

Izaho tsy manery ny olona hino izay lazaiko eto fa ny handinika sy hamakafaka na zavatra tena marina sy mitombona io 'purgatoire' sy 'vavaka ho an'i maty' io na dogma noforonin'ny Eglizy fotsiny.

Purgatoire:

Faire croire qu'il est possible à un pêcheur d'expier ses fautes en séjournant plusieurs siècles dans un sas.

l’Eglise Romaine prétend que les vivants peuvent par leurs prières pour leurs défunts, les aider à gagner leur " ticket " pour l’Eternité au Paradis pendant leur séjour au purgatoire et par leurs versements d’espèces sonores et trébuchantes pour que " des messes soient dites ", et en raccourcir la durée.




=D=D ny tenin'Atra dia toy ny sabatra roa lela ,maranitra manindrona,mampisaraka ny aina ary mampisaraka ny fanahy,marary ilay izy satria tsy nampianarina ny soratra masina ny tena,saingy hisaorana kosa Atra fa nanazava ny teniny .
kanefa kosa raha mahavoa mahafaty ,ary raha tsy mahavoa mahafanina ilay teniny.:arrow:fitiavana no omeny antsika ary mbola fitiavana no hanitsiany antsika.

Dihihana ambony ambany,miaiky fa tsy mba nampianarina an'izany ary dia mandray sy mamakafaka fa tsy mbola nisy na iray aza nahita teny tao anaty BB milaza mivantana hoe afo fandiovana:idea::idea: ny fanoharana nataon'i kristy no hitsimponan'ny sasany azy :arrow: ny dikany hevitry ny olombelona, noforonon'ny olona.
Ambava homana ao am-po mieritreritra.
29. niryna ( 31/01/2008 07:44)
Veloo:

kiranil marina zany tsy misy manery olona eto



=D=D fa anjaran'ny tsirairay no mizara ny tenin'Atra,mety tsy izy no mandray fa manohitra foana,ary maro no mamaky ary dia miverina any antsaina iny,mandalina,ary ny fanahy masina no manazava ny fahamarinana .Izay no mbola mahatonga ny olona maro voavonjy,eny 260,000 isan'andro ny fanahy very
30. niryna ( 31/01/2008 07:53)
kiranil:

Clement of Alexandria, Origen, Cyprian, Jerome, Ambrose, Augustine (between 200-500 A.D.) Prayers for the dead were inscribed on the tombs of the early Christians buried in Catacombs.


1- Rehefa miala ny fofonaintsika dia izay no izy tompoko. Tapitra hatreo, fa miandry ny fitsarana sisa.


Ary tahaka ny nanendrena ny olona ho faty indray mandeha, ary rehefa afaka izany, dia hisy fitsarana Heb 9

izany no antony hivavahana dieny mbola velona,miambina isan'andro.

Rehefa maty isika ka na hivavaka ho antsika daholo aza izao olona rehetra mahafantatra antsika izao dia tsy mampiova n'inon'inona amin'ny fitsarana ataon'Andriamanitra izany.

enga anie ka mba hisy maso ahita,hisy sofina aheno ary hisy fanahy hino ato amin'izany .

Tompo o ampahafantaro anay ny fahamarinana ,fa ny teninao no fahamarinana.Omeo fo hendry izahay hihaino ny tenimasinao,ampahirato ny masom-panahinay ahafantatra ny fitiavanao.Tariho lalany izahay hanaraka ny didinao.Amena

Raha tsy nino sy nandray ny famelankeloka nomen'Andrimanitra ao amin'i Jesosy Kristy fony fahavelona isika dia tsy misy hevitra intsony.
=D=D

2- Raha lazaina fa misy ny "purgatoire" dia inona no manakana ahy tsy hanao ireo zava-dratsy rehetra fantatro : fangalarana, fijangajangana, fandaigana ans... eny hatramin'ny famonoana'olona aza. satria heverina fa mbola afaka hivavahana ihany aho rehefa maty.
efa nolazaiko foana io,tsy mila mibebaka intsony raha misy ilay izy,ny vola no angonina dia omena ny mpitondra fivavahana ,saingy tsy misy izany.

Ny Tenin'Andrimanitra dia mampitandrina mba tsy ho voafitaka; ary milaza mazava tsara hoe iza no afaka handova ny fanjakan'Andriamanitra rahatrizay. Dia tsy iza fa ireo efa nohamarinana t@ alalan'i Jesosy Kristy, fa tsy t@ alalan'ny "fivavahana ho an'ny maty" sanatria:
Izany no nahatonga antsika hamaky ny teniny mba tsy ho voafitaka,raha tsy tia mamaky ny teniny mantsy dia mihaino fotsiny izay lazain'ny olona mitory eo.

Moa tsy fantatrareo va fa ny olona tsy marina tsy mba handova ny fanjakan'Andriamanitra? Aza mety hofitahina hianareo: fa ny mpijangajanga sy ny mpanompo sampy sy ny mpaka vadin'olona sy ny sodomita
sy ny mpangalatra sy ny mpierina sy ny mpimamo sy ny mpanaratsy ary ny mpanao an-keriny dia tsy mba handova ny fanjakan'Andriamanitra.
ao amin'ny Gal 5:21-23 io

Ary efa mba toy izany ihany ny sasany aminareo, saingy efa voasasa hianareo, efa nohamasinina hianareo, efa nohamarinina hianareo, tamin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompo sy tamin'ny Fanahin'Andriamanitsika. I kor 6





fisaorana hatrany no atolotro anao ry kiranil a

31. mmmhh ( 31/01/2008 08:58)
Le izy tsy atao hanaratsy fiangonan’iza n’iza fa mba misy kosa ny zavatra natao hisainana hoe ara-baiboly ve le izy, satria ny baiboly no fototra hiaingantsika. Fa aza mora tohina ny sasany;
Io ohatran’ny hoe ianareo ao an-trano e, tsy hoe reefa iray tampo aminao na RAD nao le olona de tsy maintsy hoe tsara fôna izay momba azy sy izay ataony.
Fa mba jereo ihany hoe hatraiza.
Saino kely fotsiny ity :

“ rah misy izany “purgatoire” izany de tsy hisy hivavaka intsony , satria tsy maintsy hadio, tsy hisy fiangonana hiorina etsy sy eroa, tsy tokony hibebaka, .... hanao ratsy e, satria ho voadio ihany koa !!! “

Aza manaiky fitahina, io fomba iray hitaritan'ny fanahy ratsy antsika mba hanao ratsy satria hoe misy izany afo fandiovana izany, @ zay tsy misalasala ny olona hanao ratsy. Nefa hoy ny baiboly :

Ohabolana 11:7 Raha maty ny ratsy fanahy, dia foana ny fanantenany, Eny, foana ny fanantenan'ny mpanao ratsy. [Na: mahery.]

Salamo 115:17 Ny maty tsy mba hidera an'i Jehovah. Na izay midina any amin'ny mangingina;

Mpitoriteny 9:5 Fa fantatry ny velona fa ho faty izy; fa ny maty kosa tsy mba mahalala na inona na inona, ary tsy manana valim-pitia intsony izy; fa hadino ny fahatsiarovana azy. MPITORITENY 9

Ny Fanahy Masina anie hanazava amintsika tsirairay avy ny Marina. Amen ! ^:^
32. hery ( 31/01/2008 09:03)
mmmhh> ny Baiboly no fototra iaingan'iza? :-)

Any anie dia efa misy ny blem e. Heverinareo fa mitovy aminareo daholo ny olona rehetra :-)

fototra iainganay hoe.

33. mmmhh ( 31/01/2008 09:12)
hery:
mmmhh> ny Baiboly no fototra iaingan'iza?

Any anie dia efa misy ny blem e. Heverinareo fa mitovy aminareo daholo ny olona rehetra

fototra iainganay hoe.


Eny ary e, toa tezitra be Hery, aleo hataoko hoe hianganay Kristianina, zà aloha Kristianina, tsy menatra ny hijoro @ zany aho, fa reefa ivavaka ka andresy lahatra olona aho tsy maintsy miainga avy @ baiboly fôna, fa tsy coran na boky hafa,
De aza tezitra moa fa mifanakalo hevitra no atao eto e, :wink:
Ity ho an'i Hery :-*
34. hery ( 31/01/2008 10:22)
:-) tsy tezitra aho kah. FA ilay fomba fijery no tiako hiova.

Tsy fototra hiaingan'ny Kristianina rehetra koa ny baiboly. Ho an'ny katolika ohatra dia tsy ny Baiboly IRERY no ahitana ny fampianaram-pinoana.

Dia tokony mbola hiova indray izany ilay fiteninao hoe "Fototra iainganay ..."

35. mmmhh ( 31/01/2008 12:19)
Eny e, na fiangonana inona na fiangonana dia manana boky hafa ampianaràna, fa ireo dia fanazavana an'izay tsy azo (tsy mazava)anaty "baiboly" ary reefa manazava zvtra izy de tsy maintsy asiany réf avy anaty baiboly ao mba hanamarinany hoe "marina" ny teniny.

Zao zany conclusion n'io amiko e, ny katôlika dia mino ny "afo fandiovana" satria nampianarina azy io, na tsy ao anaty baiboly aza satria
hery:
Tsy fototra hiaingan'ny Kristianina rehetra koa ny baiboly. Ho an'ny katolika ohatra dia tsy ny Baiboly IRERY no ahitana ny fampianaram-pinoana.


Fa izaho TSIA, satria ny ahy ny fampianarana finoana dia mianga avy @ baiboly fôna, tsy manda ny boky hafa aho, fa raha amarinin'ilay mpanoratra avy @ andalan-teny avy anaty baiboly ny teniny de tsy mampaninona ahy.Donky, amiko "afo fandiovana" tsy misy:wink:
36. hery ( 31/01/2008 12:35)
:-) izay ahay.

Tahaka izany no fanaon'ny silamo iray rehefa miteny. Hoy izy "Amiko" dia tsy Andriamanitra i Jesoa... Marina dia marina io aminy. Ary tsy izaho mihitsy ny handà an'io satria finoany io.

Dia toa izany koa. Marina dia marina io nolazainao io... aminao. Ary tsy handà an'io aho satria finoanao io.
37. ikaretsaka ( 31/01/2008 12:46)
dia io ny tsy azoko ... satria fampianaram-pinoana dia efa hita... talohan'ny baiboly!

efa nino ny olona vao nanoratra ny ninoany sy nandravona ny boky sy ny Soratra Masina ...hoe Baiboly
38. pissoa ( 31/01/2008 14:06)
niryna:

:cry::cry: mampalahelo aky indry a,tsy mahavaly ny fanontaniako izany hoe teneno i Jesosy izany.
Misy olona mamahana teny tsy misy ao anaty baiboly ka izany no hanampiko anareo raha tiandry ho fantatra.Ny famaliana teny toy izao angamba tsy ahavaly azy mihitsy.Misaotra nandray anjara,araho ny tohiny fa tsy ho very na ho maty antoka hianao ahita ny marina.:-*

Izaho ve sa i Niryna no tena tokony hampalahelo eto e ?! :-D:-D:-D:-D:-D

Ianao anie no mibahana izay karazam-panoharana hoe tsy izy! Dia izay no nampihomehy ahy. Maninona raha i Jesosy mihitsy no tenenina tsy hanao fanoharana fa tsy hoe ... izay fanoharana efa nataony no lazaina fa tsy izy.

Ankoatra izay, aza midongy ho mpampianatra na mpanoro na mpanampy sns ahy ... ! Miadiva fotsiny hevitra dia ampy izay. :-D:-D:-D
39. Veloo ( 31/01/2008 14:36)
mmmhh [ Valio ] 31-01-2008 09:58:47
Lohateny : Re : Voasoratra ao @ BB
Le izy tsy atao hanaratsy fiangonan’iza n’iza fa mba misy kosa ny zavatra natao hisainana hoe ara-baiboly ve le izy, satria ny baiboly no fototra hiaingantsika. Fa aza mora tohina ny sasany;


mankasitraka tanteraka:-*:-*
40. ikaretsaka ( 31/01/2008 14:39)
ifareito le hoe isika... sao tokony hoe nareo ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2583