Voasoratra ao @ BB "afo fandiovana,"tambazako izay mahita !

101. niryna ( 01/02/2008 21:43)
rabilabila:

Obey his law,obey his word,and trust him)


Izay vao hitako kay ny niavian'ilay hira hoe : Hobio!!Hobio!!!
Hay ilay Gasy tsy nahay teny angalisy dia nony naheno an'ilay hoe "obey!obey!" izy dia nataony fa nilaza hoe hobio;hobio!!:-P:-D

ny fanahy masina no nanazava azy an'i rabilabila :D=D

102. niryna ( 01/02/2008 22:05)
Ny fanahy izay manota dia ho faty,

Indro, Ahy ny fanahy rehetra: toy ny fanahin'ny ray, dia toy izany koa ny fanahin'ny zanany; samy Ahy ireny; ny fanahy izay manota no ho faty.Ez 18:4


JAKOBA 5

20 aoka ho fantany fa izay mampibebaka ny mpanota hiala amin'ny làlan'ny fahadisoany dia hamonjy fanahy tsy ho faty sady hanarona heloka be


http://baiboly.org/toko.asp?boky=JOSOA&toko=10&andininy=32-37&dika=
103. fijo ( 01/02/2008 22:05)
raha ity dinikareo eto ity no mbola mitohy ka tonga ety an tany "tokoa "izany jesoa izany,dia minoa ahy ianareo kristianina fa i fijo ;rabilabila ,cutie ary rakapy ,no hoentiny hanaraka azy,fa ianareo avelany eo,satria na izy aza mety lasa gaigy tsy ahita intsony izay handraisana anareo.
mba...; e,tohizo moa
104. cutie ( 01/02/2008 22:09)
=))=))=))=))=))=))
105. niryna ( 01/02/2008 22:10)
tywa68:

niryna : aza mora tezitra moa e d aza manendrikendrika e ! zah tsy manambola fa mino an'Atra Ray Tsitoha, nanao ny lanitra sy ny tany ...:-* ary manantena ny famindra-pòny.

tsy tezitra mihitsy aho raha atezerana no hidirako eto efa lasa aho.Friendly warning no omeko na hoe fitiavana namana ary mampahatsiahy ny tenin'Atra ho an'izay mino azy.Safidy daholo io,izay ilay izy,izay moa no nampianarina ny sasany dia vereno vakio ilay hafatra nomeko any e.
ahoana tokoa moa izany,raha velona hono tsy mibebaka,maty vao hifonana.Raha nomena antsika ilay teny,natolotra fotsiny maimaimpoana ,moa noraisintsika maimaimpoana koa ve izany.
Mila mianatra baiboly daholo hono isika .hafatra ao ambony ao io ary manaiky an'izany aho ry xxx :D

106. cutie ( 01/02/2008 22:11)
fanontaniana:
Atra ve mamaly faty???
107. niryna ( 01/02/2008 22:17)
nandrianina1:

niryna>Tsy mitovy kosa ne nyBible rehetra e! version samihafa nen katolika nen reformé sy nen hafa kou
ko aona mou no ilazany we sty mis an'io ao anaty Bible,matoa ny mpino sasany mino de efa notoriana nangalana referansa baibolika zany!


tsy manda izany aho,misy teny nasorina koa aza raha izany fa tsy misy teny na iray aza ao miteny izany afo fandiovana izany izay no nahatonga ahy hoe tambazako,hafa moa no mety fandraisany hafa azy.:D
Tsotra fotsiny ny teniko,hiraka aho,isika rehetra nahazo fahasoavana tamin'Ata avokoa.Raha mbola velona ihany koa dia mikaroka hatrany ny fahamarinana.
Ny marina tsy mba maty,izaho ho faty,ny tenin'Atra tsy ho levona,ny teny izay nafafy rehetra teto dia isika rehetra no responsable amin'izany.Tsy ilay mandefa azy intsony fa vita ny anjarany dia isika no mamerimberina sy mampiantra azy ary mandanjalanja izay marina sy tsy marina.
Fisaka ny marina ka sarotra fatarina,ary tery ny lalana mankany amin'ny ray ka vitsy no andeha ho any sy hanaraka ny teniny,tsy kivy anefa isika fa mahay fahagagana i kristy ary dia omeny an'izay mandray azy izany.

108. LazaDaddy ( 01/02/2008 22:21)
fijo:
raha ity dinikareo eto ity no mbola mitohy ka tonga ety an tany "tokoa "izany jesoa izany,dia minoa ahy ianareo kristianina fa i fijo ;rabilabila ,cutie ary rakapy ,no hoentiny hanaraka azy,
Enga anie ka hanaiky ho entiny tokoa ianareo namana :-*

fijo:
fa ianareo avelany eo....mba...; e,tohizo moa
Misy ho tsakoin'izay tsy banga ny hafatr'ise fa misaotra. Izay minia ho banga aleo hanao telomoka vaonina zavoka rehefa izay ny safidiny


109. fijo ( 01/02/2008 22:27)
raha eo cutie,ka misy ny ran'i lery dia lasa aho ka.


le zavoka kosa sao hanahirana rehefa atsy ambadika kle
110. rabilabila ( 01/02/2008 22:28)
fijo:

raha ity dinikareo eto ity no mbola mitohy ka tonga ety an tany "tokoa "izany jesoa izany,dia minoa ahy ianareo kristianina fa i fijo ;rabilabila ,cutie ary rakapy ,no hoentiny hanaraka azy,fa ianareo avelany eo,satria na izy aza mety lasa gaigy tsy ahita intsony izay handraisana anareo.
mba...; e,tohizo moa


Amin'ny lazain'i Ika hoe:

rabila> soa ihany ianao fa tsy directeran'ny Resources H.. ao @ sampana seklalady sy sektasaladin'Ambanitsena fa voan'ny Embaran-tsafidy tao!


111. LazaDaddy ( 01/02/2008 22:29)
fijo> ka efa nivatsy kaopy lehibebe izany ise?
112. fijo ( 01/02/2008 22:30)
ka izay mantsy.fanina lery hoe ary to asaritaka be izy izany ,fa aleo ireto milamina ireto no saisiko.sady toa tery hono ny lalana mankany ko.mety le isika vitsivitsy no lasanyany.avec divay io an
113. LazaDaddy ( 01/02/2008 22:32)
fijo> ka efa nivatsy kaopy lehibebe izany ise?
114. cutie ( 01/02/2008 22:33)
tandremo sao mamo e :-D:-D:-D:-D:-D:-D
115. fijo ( 01/02/2008 22:35)
avy di ailay kalisy no raofiko ko.
i cutie sy rabila mitondra fromazy
116. LazaDaddy ( 01/02/2008 22:37)
sao dia hivadika resaka "kapoaka volamena" ity resaka ity fa aleo hiakatra ny soratra :)
117. fijo ( 01/02/2008 22:38)
na volamena na vy ,tsy olana amiko ka,ny ran'i lery no importannty
118. rabilabila ( 01/02/2008 22:42)
Fijo a!! Aza adino ilay finoana matavy ampiarahina amin'ilay divay .:-D

Amin'izay 'zany dia hihira an'ity isika ?

Tsy ho any aho e!!Tsy ho any aho a!
Nefa tsy maitsy mandeha na tiana na tsy tiana
Fa inona ny ratsy nataoko anao Rajesoa o!
Rehefa tsy tsy tiana ajanony eto an-tany Razezo a!!

=))=))

119. niryna ( 01/02/2008 22:44)
hery:
Ahoana no hahafahana maty ao amin'ny «Fahasoavana sy Fiombonana amin'Andriamanitra», nefa tsy mbola nodiovina tanteraka ?
efa voadion'ny ran'i kristy izay manaiky azy.

Lev 1:5, Ez 35:6 ,Mt 6:6-8
Heb 5:9 ary rehefa natao tanteraka Izy, dia tonga loharanon'ny famonjena mandrakizay ho an'izay rehetra manaraka Azy,
Heb 7:16 izay natao tsy araka ny lalan'izay didy momba ny nofo, fa araka ny herin'ny fiainana tsy manam-pahataperana.

hery:
Tahaka ny hahafahantsika miaina ao amin'ny Fahasoavana sy ny Fiombonana amin'Andriamanitra ihany nefa tsy mbola nodiovina tanteraka. Isan'andro isika dia mitolona amin'ny 25 Izay nasehon'Andriamanitra tamin'ny rany ho fanavotana amin'ny finoana, hanehoana ny fahamarinany amin'ny tsy namalian'Andriamanitra ny fahotana lasa tamin'ny nandeferany,fahotana eny amin'ny fiainana. Manao zavatra mahamenatra antsika, ary hanamelohantsika ny tenantsika. Isan'andro isika dia mitolona, tsy miaraka amin'ny fahotana ihany fa amin'ny fahazaran-dratsy koa. Nefa isan'andro Andriamanitra dia mandray antsika, tia antsika, manome antsika ny fahasoavana hahafahantsika manahaka an'i Kristy bebe kokoa hatrany – raha mibebaka isika.

izany no antony hitorina ny filazantsara mba hibebahana dieny mbola velona

25 Izay nasehon'Andriamanitra tamin'ny rany ho fanavotana amin'ny finoana, hanehoana ny fahamarinany amin'ny tsy namalian'Andriamanitra ny fahotana lasa tamin'ny nandeferany,

Raha tsy misy ny ran'i kristy?tsy misy ny famonjena :arrow: no blood of Jesus Christ,no forgiveness
22 Ary Jesosy nihodina ka nahita azy, dia nanao hoe: Matokia, ry zanako-vavy, ny finoanao no efa nahasitranaanao. Dia sitrana ilay vehivavy tamin'izay ora izay. Matio 9:22
8 Koa aza manahaka azy hianareo; fa fantatry ny Rainareo izay tokony ho anareo, raha tsy mbola mangataka aminy aza hianareo. ny dikany ny ray izay any an-danitra no mahalala ny ondriny na ireo ho voavonjy na tsy ho voavonjy fa tsy ny olona ety an-tany ka hilaza fa tena fanantenana ho antsika io afo fandiovana io.:roll:
Hevitra ny ahy iny,
Salamo 26:9 Aza mitondra ny fanahiko hiara-maty amin'ny mpanota, na ny aiko amin'ny mpandatsa-drà,
120. cutie ( 01/02/2008 22:46)
za mitendry gitara:-D
nareo mihira:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0761