Voasoratra ao @ BB "afo fandiovana,"tambazako izay mahita !

161. xxx ( 02/02/2008 01:04)
soanja:

xxx:

niryna:

Satria hoy ny teny :ny fihevitro tsy fihevitrareo,ary ny fisainako tsy fisainanareo.

Amin'ny sasany ny afo fandiovana na purgatory, teny latina purgore=to clean,to purify na koa ho diovina na sasana
Natao inona ny ran'i kristy raha izany?
Ny rany no nanadiovana antsika rehetra ?

Tsy "olona" hafa no mandio ny olona ao amin'ny Afo Fandiovana fa i Kristy Andriamanitra ihany. Ary izay tsy vitan'ny olona alohan'ny fahafatesana, dia tena vitan'Andriamanitra tokoa aorian'ny fahafatesana ... satria Andriamanitra Izy fa tsy Niryna :wink:

I Niryna no mihevitra fa tapitra eo amin'ny fahafatesana ny zava-drehetra. Taratra koa izany fiheveran'i Niryna izany rehefa miresaka ny asam-pamonjena. Mijanona eo amin'ny nahafatesan'i Kristy foana rehefa miresaka ny asa famonjena i Niryna. Fa izay fotsiny ve no nataon'Andriamanitra ? Izay hevitrao izay ve no hevitr'Andriamanitra ? . Mianara ianao Baiboly.

Nyrina> Amin'ny lafiny iray mampalahelo ahy indry satria tsy manana izany tena fitiavana izany.

Satrindry ny ahita fahadisoana eny amin'ny olona dia iny araraotina. Ny fitiavana anefa Nyrina dia tsy manampetra raha ao amin'i Kristy ary tsy natao hotanisaina ambava fa ampiharina amin'ny fiainana, na dia ny tsotra indrindra aza. Raha nandiso aho nandatsaka ny 3 ve dia hozy indry hoe io 1 Piera 18 no tiako lazaina nefa hitandry mazava fa teo ambonin'io ny teny tiako tsipihana. Mahavariana tokoa ny toetra Kristianina! Mazava raha toa ka mandositra ny Mpino ny tsy Mpino.

Amiko averiko indray ampitiavana fa ny fitiavana sy faharetana amin'Andriamanitra dia aseho amin'ny alalan'ny asa ety ivelany ny hatsarana rehetra ao anaty. Tsy taitaitra ary tony lalandava. Henoy sy jerena tsara ny resaka ifanaovana amin'ny namana ary ezahina fantarina izay mifamadika na tsy mampifandraika azy mba handinihana ny tena resaka. Mampalahelo ahy indry fa tsy tony eo amin'ny fiainana nefa io no tena zavatra iray takian'ny Fanahy Masina miasa ato amintsika, mba hananantsika faharetana ary ahitan'ny hafa ny hatsarana mamiratra eo amin'ny fiainana. Tsy maimaika nefa mandaitra!

Manarak'izany dia te hilaza amindry koa aho fa satria tsy nandalina ny Afo fandiovana indry satria indry aza milaza fa tsy misy izany ao amin'ny baibolindry dia tsara indrindra mihaino sy mamaky tsara ireo volazan'ny namana nanolotra ny heviny momba an'io. Tsy voatery hino mihitsy indry saingy kosa tsy hitsaratsara sy mandray antendrony ny finoan'ny hafa, izay mahafantatra fa manana ventiny amin'ny zavatra inoany.

Hilaza amindry aho fa ny fihevitry ny Kristianina Katolika momba ny Afo fandiovana dia tsy hoe ny namany no handio izany fahotany izany fa ny FAMINDRAPON'ANDRIAMANITRA no ivavahany ho an'ny fanahin'ny namany izay lasa any ankoatra. Ny fitiavan'Andriamanitra antsika tsy misy fetra izay averimberindry no ivavahany hihatra amin'ireo izay mandalo izany toerana izany.

Noho izany dia ny vavaka ataony dia miantefa any amin'Andriamanitra iray tsy toha, mahalala ny mety, be fitiavana ary tsy manary izay tiany. Fa tsy miantefa any amin'ilay fanahin'ilay olona direkta akory. Ilay fanahin'ilay olona no miandry ny andro hanomezanan'Andriamanitra famindram-po ho azy.

Averiko indray VOLEO FITIAVANA MAHARITRA NY FONAO FA HANANA FITONIA AMIN'I KRISTY IANAO. Ampitiavana no hanolorako anao izany anatra sy hevitra izany.

Mifalia lalandava ao amin'i Kristy iray tsy toha!

:cry:
162. ikaretsaka ( 02/02/2008 01:04)
tsara tsakotsakoina... na tsy izaho aza ny "indry" nolazain'i Soanja
163. niryna ( 02/02/2008 01:48)
soanja:

yrina> Amin'ny lafiny iray mampalahelo ahy indry satria tsy manana izany tena fitiavana izany.
misaotra malahelo ahy ary amin'ny inona?
tsy manana fitiavana,izay no hevitrao dia hajaiko.

Aza alahelovana aho fa ireo izay olona fahananareo mianadahy lalitra alelovy.
Famonjena no tanjona eto,kristy no toriko eto,izay mino arahaba soa arahaba tsara raisina an-tanandroa,raha tsy mino toa anareo dahy moa izy dia tsy maninona fa safidy io.
Ny tenin'Atra dia tsy vitan'ny hoe izay mahay miteny no afaka miteny,fahasoavana io tompoko,raha nomeny fahasoavana hitory ny teniny isika ohatra dia torio,raha zavatra hafa no nomeny dia iny masoana fa aza fahanana lalitra ny olona.ampy angamba izay.
Tsy handresy lahatra anareo dahy eto no ataoko,tsy manana fotoana amin'izany aho.Tsy mora ny manara-dia an'i kristy,fa mahafinaritra ny mahita ireo olona tia manara-dia azy,mampalahelo ny mijery ireo olona tsy mery ho resy dohika.Satria ahoana,izay miaraka amin'i kristy dia miaraka aminy,izay tsy miaraka aminy dia tsy miaraka aminy.Tsy azo afangaro ny odi-gasy,sy ny tapakazo sy ny dadarabe sy ny astrology sy ny fiankohofana amin'Atra hafa,tsia tsy azo afangaro fa Atra saro-piaro izy
Hianao izany malahelo ahy ,izaho koa mba malahelo ny nampianarina anao :-*:-*
soanja:

Satrindry ny ahita fahadisoana eny amin'ny olona dia iny araraotina. Ny fitiavana anefa Nyrina dia tsy manampetra raha ao amin'i Kristy ary tsy natao hotanisaina ambava fa ampiharina amin'ny fiainana, na dia ny tsotra indrindra aza. Raha nandiso aho nandatsaka ny 3 ve dia hozy indry hoe io 1 Piera 18 no tiako lazaina nefa hitandry mazava fa teo ambonin'io ny teny tiako tsipihana. Mahavariana tokoa ny toetra Kristianina! Mazava raha toa ka mandositra ny Mpino ny tsy Mpino.
satria tonga ilay tanjon'ny satana ary izay no tadiaviny ka dia taritonareo aza ny baolina ny iray mitsoka sodina ary ny iray mitendry valihy.Tsy mino azy tokoa moa ,izay ilay tetika maty paika ataony.Dia tafiditra ao anaty arato ny baolina.
Tadidio fa tsy izaho no hanova ny olona hino na tsy hino,fa safidy io tompoko.
Atra efa mahalala antsika tsirairay avy hoe izy no mpino an'i kristy,iza no manohitra ny tenin'Atra.
safidy io

hajaiko ny hevitrao satria hevitrao io fa tsy ahy

164. cutie ( 02/02/2008 01:56)
mampatsiahy ahy hira ndray Nyrina:)
165. niryna ( 02/02/2008 01:58)
cutie:

mampatsiahy ahy hira ndray Nyrina:)

:-*
166. niryna ( 02/02/2008 02:17)
prime:
Re : NY DEVOLY HONO NO MPANAPAKA AN'IZAO TONTOLO IZAO ???
Ikaretsaka> Ny mahatonga an'ilay "finoana ny fisian'i Satàna" ho tonga adihevitra dia tsy fototry ny problematika fa fototry ny fankatoavana ny tenin'Andriamanitra ny amin'ny tokony iambenana sy ny tena iadiana eto amin'ity fiainana mandalo voalohany ity... ka ny olona tsy miambina dia sady voafitaka no tsy mahafantatra ny fetran'ny fitiavan'i Kristy ka mahatonga ny finoana mety ho diso mihitsy aza...

Ny tena fahavalo goavana dia tsy ny politika, tsy ny olana ara-ekonomika isankarazany (harin-karena ambany, fahantràna, hetra, famokarana...), tsy ny olana ara-tsosialy (fifandrafiana, fialonana, fifankahalàna, fifandatsàna, halatra, vono olona, tsy fisian'ny asa, fijangajangàna, fimamoana, filalaovana ody ratsy...) fa ilay fanahy ratsy eny amin'ny rivotra, ilay devoly ela mamadika ny fitiavan'i Kristy ho fitiavana sandoka amin'ny endriny isankarazany, ilay Satàna mamitaka ny maro amin'ny finoana tsy mampiray amin'Andriamanitra fa mampisaraka sy mampiady...

Fa na sitrana araka izay fahaizana sy fahalalàna sy ny lalàna ampiharina aza ny ara-ekonomika (ohatra ireo firenen-dehibe), mbola misy foana ireo olana ara-tsosialy maro...

Ny firaisana amin'i Kristy dia mitaky finoana miasa sy miady amin'ilay fahavalo fototra ihany koa...

indramiko kely ireo teny ireo satria maro no hanohitra ny tenin'Atra,maro no mahay mandresy lahitra amin'ny teny fitaka sy fandambolambona.Anjarantsika tsirairay no mandray izay tandrifiny avy
Misy teny tsy mila valiana akory.

Mitandrema isika fa sao misy ambodia mitafy odin-janak'ondry.
Mamely ny ondry hiahaka hosakafon'ny ambodia namany.
Kristy dia fitiavana ary raha milaza fa manana fitiavana isika dia mipoitra eny ihany fa tsy mila hoe i ranona manana fitiavana,ny voa afafy foana no ahalalana na miaraka amin'ny Kristy na tsy miaraka aminy.

miambena isika fa ny asan'ny satana dia tsy manan-tsaina afa tsy ny hampisavorovoro ny sain'ny olona ary izay kely saina sy marivo no tratrany amin'izany.
Tsy tonga mba hampihavana izy fa tonga mba handrava .
Fantaro izay hinoanao.Ny famonjena izay avy amin'i kristy no tadiavintsika dia izay.
167. ikaretsaka ( 02/02/2008 02:48)
efa mba nojerenao ve aloha io resak'i soanja io ry niryna?

cutie.. haio ny hira tadidinao..

168. cutie ( 02/02/2008 03:56)
in le hira:)
169. ikaretsaka ( 02/02/2008 13:35)
Fa reflexion kely vitsivitsy azo tsoahina amin'izay voasoratra teo izay inoako fa tsy HS!

1)hita aloha izao ilay maha samihafa ilay fijery tanteraka momba io sujet io

2) Ny Fijery an'Andriamanitra dia samihafa... ho an'ny mpino ny Purgatoire dia mpamindra fo hatr@ farany A/tra, eny na any @ fiainana tsy fantatra any aza mandra -pihavin'ny fiverenany am-boninahitra indray. Sitrak'A/tra ny hahavonjy antsika. eny na any @ ilay fiainan-tsy hita aza
HO an'ny tsy mpino ny fisian'ny Purgatoire mao izany dia Justicier Andriamanitra..
eo dia efa samihafa izany fa ny iray Misericordieux moa ny iray Justicier

3) ny momban'ny fahafatesana dia efa hafa koa ny fijery azy, indrindra le eo anelanelany sy ny fiverenan'ny Tompo am-boninahitra indray hitsara ny velona sy ny maty. le hoe mankaiza ny Fanahy maty @ io. Tsy mazava ny opinion momban' ny "fiainan-tsy hita"

3) ny Lanjan'ny Fitiavana namana dia efa hafa koa: sy ny halalin'izay fitiavana izay! ny iray voafetra eo amin'ny fahafatesana izany fa maty ilay namana dia any izany... fa ny iray mbola mitohy ny fitiavana azy amin'ny any @ fiainana any ankoatra any (Fiainan-tsy hita) , @ ny alalan'ny fivavahana ho azy, fahatsiarovana ny fanahiny, ny fitalahoana amin'Andriamanitra momba izany)

Tsy hoe resaka concurence io na inona fa constatation an'ilay difference, mba hahatonga ilay coexistence hilamina
ohatran'ny tanana havia sy havanana no tokony hatao... samihafa ny paoziny.. fa samy manasoa sy mifanasoa ary ny hahalalana ilay maha samihafa izay indrindra no mainka aza hahatonga saina sy hampi coexist ...

tsetsatsetsa try atitsa iny
170. soanja ( 02/02/2008 16:52)
niryna:

soanja:

yrina> Amin'ny lafiny iray mampalahelo ahy indry satria tsy manana izany tena fitiavana izany.
misaotra malahelo ahy ary amin'ny inona?
tsy manana fitiavana,izay no hevitrao dia hajaiko.

Aza alahelovana aho fa ireo izay olona fahananareo mianadahy lalitra alelovy.
Famonjena no tanjona eto,kristy no toriko eto,izay mino arahaba soa arahaba tsara raisina an-tanandroa,raha tsy mino toa anareo dahy moa izy dia tsy maninona fa safidy io.
Ny tenin'Atra dia tsy vitan'ny hoe izay mahay miteny no afaka miteny,fahasoavana io tompoko,raha nomeny fahasoavana hitory ny teniny isika ohatra dia torio,raha zavatra hafa no nomeny dia iny masoana fa aza fahanana lalitra ny olona.ampy angamba izay.
Tsy handresy lahatra anareo dahy eto no ataoko,tsy manana fotoana amin'izany aho.Tsy mora ny manara-dia an'i kristy,fa mahafinaritra ny mahita ireo olona tia manara-dia azy,mampalahelo ny mijery ireo olona tsy mery ho resy dohika.Satria ahoana,izay miaraka amin'i kristy dia miaraka aminy,izay tsy miaraka aminy dia tsy miaraka aminy.Tsy azo afangaro ny odi-gasy,sy ny tapakazo sy ny dadarabe sy ny astrology sy ny fiankohofana amin'Atra hafa,tsia tsy azo afangaro fa Atra saro-piaro izy
Hianao izany malahelo ahy ,izaho koa mba malahelo ny nampianarina anao :-*:-*
soanja:

Satrindry ny ahita fahadisoana eny amin'ny olona dia iny araraotina. Ny fitiavana anefa Nyrina dia tsy manampetra raha ao amin'i Kristy ary tsy natao hotanisaina ambava fa ampiharina amin'ny fiainana, na dia ny tsotra indrindra aza. Raha nandiso aho nandatsaka ny 3 ve dia hozy indry hoe io 1 Piera 18 no tiako lazaina nefa hitandry mazava fa teo ambonin'io ny teny tiako tsipihana. Mahavariana tokoa ny toetra Kristianina! Mazava raha toa ka mandositra ny Mpino ny tsy Mpino.
satria tonga ilay tanjon'ny satana ary izay no tadiaviny ka dia taritonareo aza ny baolina ny iray mitsoka sodina ary ny iray mitendry valihy.Tsy mino azy tokoa moa ,izay ilay tetika maty paika ataony.Dia tafiditra ao anaty arato ny baolina.
Tadidio fa tsy izaho no hanova ny olona hino na tsy hino,fa safidy io tompoko.
Atra efa mahalala antsika tsirairay avy hoe izy no mpino an'i kristy,iza no manohitra ny tenin'Atra.
safidy io
soanja:

Amiko averiko indray ampitiavana fa ny fitiavana sy faharetana amin'Andriamanitra dia aseho amin'ny alalan'ny asa ety ivelany ny hatsarana rehetra ao anaty. Tsy taitaitra ary tony lalandava. Henoy sy jerena tsara ny resaka ifanaovana amin'ny namana ary ezahina fantarina izay mifamadika na tsy mampifandraika azy mba handinihana ny tena resaka. Mampalahelo ahy indry fa tsy tony eo amin'ny fiainana nefa io no tena zavatra iray takian'ny Fanahy Masina miasa ato amintsika, mba hananantsika faharetana ary ahitan'ny hafa ny hatsarana mamiratra eo amin'ny fiainana. Tsy maimaika nefa mandaitra!

Manarak'izany dia te hilaza amindry koa aho fa satria tsy nandalina ny Afo fandiovana indry satria indry aza milaza fa tsy misy izany ao amin'ny baibolindry dia tsara indrindra mihaino sy mamaky tsara ireo volazan'ny namana nanolotra ny heviny momba an'io. Tsy voatery hino mihitsy indry saingy kosa tsy hitsaratsara sy mandray antendrony ny finoan'ny hafa, izay mahafantatra fa manana ventiny amin'ny zavatra inoany.

Hilaza amindry aho fa ny fihevitry ny Kristianina Katolika momba ny Afo fandiovana dia tsy hoe ny namany no handio izany fahotany izany fa ny FAMINDRAPON'ANDRIAMANITRA no ivavahany ho an'ny fanahin'ny namany izay lasa any ankoatra. Ny fitiavan'Andriamanitra antsika tsy misy fetra izay averimberindry no ivavahany hihatra amin'ireo izay mandalo izany toerana izany.

Noho izany dia ny vavaka ataony dia miantefa any amin'Andriamanitra iray tsy toha, mahalala ny mety, be fitiavana ary tsy manary izay tiany. Fa tsy miantefa any amin'ilay fanahin'ilay olona direkta akory. Ilay fanahin'ilay olona no miandry ny andro hanomezanan'Andriamanitra famindram-po ho azy.

Averiko indray VOLEO FITIAVANA MAHARITRA NY FONAO FA HANANA FITONIA AMIN'I KRISTY IANAO. Ampitiavana no hanolorako anao izany anatra sy hevitra izany.

Mifalia lalandava ao amin'i Kristy iray tsy toha!
hajaiko ny hevitrao satria hevitrao io fa tsy ahy

Ka ny resaka resahintsika eto anie dia ny AFO FANDIOVANA Nyrina e.

Ireo nomeko ireo ny hevitro momba ny afo fandiovana ary notsoahiko avy ao anaty baiboly ilay izy satria io no mety ifandraisantsika sy ianao satria io ihany no inoanao. Dia mahagaga ahy fa tsy valianao ny hevitra resahina momba izany.

Mamahana lalitra ahoana? satria tsy mino ny inoako ianao dia afaka milaza fa mamahandalitra aho.
Zany hoe afaka milaza koa ve zah zany fa mpamahan-dalitra indry satria tsy mino ny inoako?
Tsy misy afaka mitompo- teny fatratra mihitsy raha resaka finoana amin'ny hafa satria ny tenanao ihany no azonao fehezina momba izany.
Tsy manakina anao amin'ny toriteny omenao velively aho ka. Zah aza faly noho izany. Isaorako Andriamanitra noho izany.

Fa ny tsy fitonianao mahita ny fahadisoana tsy nahy nataoko ka nararaotinao no nahavariana ahy.
Izay no ilazako hoe Mitonia lalandava fa aza taitaitra. Diniho tsara, vakio ny filaharan-kevitra.

Ivereno jerena ny teny tao anaty baiboly nampisehoako dia io resahina amiko raha mitombina na tsia. De eo isika no miresaka.

Fa raha izay alahelo momba i Satana sns any aza manahy ny momba izany. Tsy any isika izao fa ny AFO FANDIOVANA! Inona no hevitrao momba ny Afo fandiovana, mazava fa tsy misy ary tsy mino.

Inona no hevitray momba ny Afo fandiovana, mino sady mahatoky fa misy satria ireo voalaza ireo ny nomen'i bible. Ny baiboly vakiantsika anefa tsy lafatra de sarotra ny ahitana ny mety marimaritra iraisana.

Hajaiko ny hevitrao momba ny Afo fandiovana. Hajaiko ny tsy fitiavanao ahy noho ny tsy finoako an'i Satana. Hajaiko ny fankahalanao ahy saingy kosa rehefa mamaly dinika dia aza mamalivaly foana fa diniho tsara satria hita taratra amin'iny ny taratra any anaty. Mafonja sa maivana! Raha tianao dia vonona aho hampianatra anao ny fampitana fahaizana amin'ny hafa ary mandray ny fantany am-pitiavana.

171. ikaretsaka ( 02/02/2008 23:33)

izay mantsy

172. niryna ( 03/02/2008 08:07)
ikaretsaka:

hajaiko ny teninareo mianadahy.Ny porofo ao anaty baiboly ? tsy misy azonareo aseho ahy dia izay.
safidy io,nomena ny tsirairay,tsy hiadi-hevitra no antodiako eto.
Hitory ny filazantsara dia i kristy nalain'ny devoly fanahy tany an'efitra.Hanazava ny olona izay mino ny famonjena avy amin'ilay kristy mahery.
Tsy ho voatery hanaraka mihitsy hianreo,ary tadidio fa i kristy aza tsy manantsiny ,firy no nanohitra ny teniny? Tsy mahagaga ahy izany,afaka miteny izay tenenina hianareo,fa mitohy hatrany ny fitoriko ny tenin'ATra.
I kristy nandroaka ny herin'ny satana .I kristy izay nanasitra ny marary.I kristy izay zanak'ATra velona ary mbola mahery sy mbola mamaly vavaka ho an'ireo izay mino sy mitady vonjy any aminy.Ary i kristy izay nampianatra ny mitia ny fahavalo sy mivavaka ireo izay manohitra ny teniny isan'andro.
Izay no toriko eto:arrow: Ny famonjena avy amin'i Kristy
misaotra tompoko.
Voninahitra any any amin'ny avo indrinra ho an'Atra sy Kristy Tompo,ary fiadanana kosa ety ambonin'ny tany amin'ny olona ankasitrahany.Ny fahasoavan'ilay Tompo mahery anie hanazava ny saintsika rehetra.

^:^^:^
173. pissoa ( 03/02/2008 09:07)
1 - Ny zava-misy aloha hatramin'izao dia na ny fanoharana nataon'i Kristy aza sahinao lavina tsotra izao fa tsy izy ! Ka inona no Kristy torianao amin'izany ?!
Niryna:
tsy parabola na fanoharana .Raha izay dia tsy izy.

Sao ny hevitrao fotsiny, na ny hevitra nasesiky Pasitera tao an-dohanao no torinao ? Anjaranao ny mandinika. :-D:-D:-D

2 - Somary diso toerana ihany i Niryna raha hoe :
Niryna:
tsy hiadi-hevitra no antodiako eto.

Tsy misakana anao tsy hitory aho (sao hanaovanao moral 100km eo njay), fa raha tsy hiady hevitra kosa dia aleo tsy any amin'ny toerana "fidinihana" na fiadiana hevitra no mandeha e.
174. ikaretsaka ( 03/02/2008 11:52)
pissoa:

Somary diso toerana ihany i Niryna raha hoe :
tsy hiadi-hevitra no antodiako eto.

Tsy misakana anao tsy hitory aho (sao hanaovanao moral 100km eo njay), fa raha tsy hiady hevitra kosa dia aleo tsy any amin'ny toerana "fidinihana" na fiadiana hevitra no mandeha e.

izay anie hoa e.... "diso pilipitra"

175. ravakamalala ( 04/02/2008 00:13)
dray dray dray!!!!!!
niezaka ihany aho ry nyrina fa dia tena mifona aminao mhitsy aho a! hany ka lasa miombo kevitra amin ny ankizy mits aho amin ilay hoe maninona moa ianoa raha mamorona site hafa tokoa e!

ny tena zavatra tsy azoko dia maninona no rehefa ny olon kafa no miteny dia lazainao hoe fahandalitra, miteniteny foana, manoro vohana.... fa ianao ihany no tena miteny ny marina, ary tsy azo iadiana hevitra?

SAROTRA!!!!
176. LazaDaddy ( 04/02/2008 03:16)
pissoa:
(sao hanaovanao moral 100km eo njay)
=))
pissoa:
raha tsy hiady hevitra kosa dia aleo tsy any amin'ny toerana "fidinihana" na fiadiana hevitra no mandeha e.
Marina izany pissoa!
177. Rasiligaoma ( 04/02/2008 04:07)
miombon-kevitra amin'i ravakamalala sy ny ankizy rehetra.
mifona niryna o, fa sarotra tokoa
178. niryna ( 04/02/2008 08:15)
ravakamalala:

dray dray dray!!!!!!
niezaka ihany aho ry nyrina fa dia tena mifona aminao mhitsy aho a! hany ka lasa miombo kevitra amin ny ankizy mits aho amin ilay hoe maninona moa ianoa raha mamorona site hafa tokoa e!

ny tena zavatra tsy azoko dia maninona no rehefa ny olon kafa no miteny dia lazainao hoe fahandalitra, miteniteny foana, manoro vohana.... fa ianao ihany no tena miteny ny marina, ary tsy azo iadiana hevitra?

SAROTRA!!!!

:-*
179. niryna ( 04/02/2008 08:33)
Ny fanahy dia ho faty

33 Izany teny izany efa nolazaiko taminareo mba hanananareo fiadanana amiko. Aty amin'izao tontolo izao no ahitanareo fahoriana; nefa matokia; Izaho efa naharesy izao tontolo izao. Jaona 16:33

Fa inona no soa azon'ny olona, raha mahazo izao tontolo izao aza, kanefa very ny ainy? Marka 8:36

4 Indro, Ahy ny fanahy rehetra: toy ny fanahin'ny ray, dia toy izany koa ny fanahin'ny zanany; samy Ahy ireny; ny fanahy izay manota no ho faty. Ezek 18:4

23 Fa fahafatesana no tambin'ny ota; ary fiainana mandrakizay no fanomezam-pahasoavana avy amin'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesosy Tompontsika.Rom 3:26

180. niryna ( 04/02/2008 08:47)
Nodiovina tamin'ny ran'i Kristy fa tsy tamin'ny afo

7 Fa raha mandeha eo amin'ny mazava isika, tahaka Azy eo amin'ny mazava, dia manana firaisana isika, ary ny ran'i Jesosy Zanany no manadio antsika ho afaka amin'ny ota rehetra. I Jaona 1:7

APOKALYPSY 1

5 ary avy amin'i Jesosy Kristy, Vavolombelona marina sy Lahimatoa amin'ny maty ary Lehiben'ny mpanjaka amin'ny tany. Ho an'Izay tia antsika ka namaha antsika ho afaka amin'ny fahotantsika tamin'ny rany,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0599